diso ve aho ra mitady sipa gasy ho vadiana
81. ari.malala
(
27/07/2009 06:47)
papoose, tongava mitsena azy eny Ivato aza indriko @ sept hono :-P sa iaraka tsika roa? :-D :-D ndry moa mila tantanana sa efa mahatokan-dalana? :-D:-D
82. Papoose
(
27/07/2009 11:28)
mbola tena misy iomanana tsara mandrapahatongan'ny sept..... tafiakatra ville tsara aho raha misy frais @ zany.... nefa anie sao de mba le alaina avy any ambany volo lol mintsy no tiny eeee!!! efa zay mantsy io nolazainy io dia manjary manimba revy le tonga dia manitsaka ambonivolo..... tsenao ihany izy ry ari a!
83. ni81
(
27/07/2009 12:06)
mbola tena misy iomanana tsara mandrapahatongan'ny sept..... tafiakatra ville tsara aho raha misy frais @ zany.... nefa anie sao de mba le alaina avy any ambany volo lol mintsy no tiny eeee!!! efa zay mantsy io nolazainy io dia manjary manimba revy le tonga dia manitsaka ambonivolo..... tsenao ihany izy ry ari a!miandrasa an'i ari fa sao dia ataon-dry zalahy kidinapinina any retsy e! :-P
85. bibidia
(
27/07/2009 17:49)
hoan'ny Papoose sy ari. tsorina ny reska e efa misy miandry ahy hono any hoy ny havako , mpivavaka be hono ilay izy izay no tsy voako itony .. hono ka tsy hifankahazo ny reska izaho anie mpivavaka koa fa ny an'ny toa fanatique loatra ka tsy ka isiky ny misy olona ve ampio aho j...... oh mialahy ny devoly
87. ni81
(
27/07/2009 20:35)
hoan'ny Papoose sy ari. tsorina ny reska e efa misy miandry ahy hono any hoy ny havako , mpivavaka be hono ilay izy izay no tsy voako itony .. hono ka tsy hifankahazo ny reska izaho anie mpivavaka koa fa ny an'ny toa fanatique loatra ka tsy ka isiky ny misy olona ve ampio aho j...... oh mialahy ny devoly:) soa papoose fa tsy nalefa irery nandeha hitsena anao teny izany koa! :^)
88. kotobekibo
(
28/07/2009 00:56)
bibidia:
hoan'ny Papoose sy ari. tsorina ny reska e efa misy miandry ahy hono any hoy ny havako , mpivavaka be hono ilay izy izay no tsy voako itony .. hono ka tsy hifankahazo ny reska izaho anie mpivavaka koa fa ny an'ny toa fanatique loatra ka tsy ka isiky ny misy olona ve ampio aho j...... oh mialahy ny devoly
c lé com bainn a! ( bdb lé cas itovizana ) :-P
( Lé tambanivohitsa kosa tsy miady @ piesiko klé )
korazy lesy !
za koa efa imbetsaka no tadiavin'ny ol natao an'io ( y compris mes ex en tant que candidates ) fa tsy nanaiky mihitsy .
Naleoko tsy mi-pointe :-D :-D :-D
89. ni81
(
28/07/2009 06:07)
c lé com bainn a! ( bdb lé cas itovizana ):lol: :lol:
( Lé tambanivohitsa kosa tsy miady @ piesiko klé )
korazy lesy !
za koa efa imbetsaka no tadiavin'ny ol natao an'io ( y compris mes ex en tant que candidates ) fa tsy nanaiky mihitsy .
Naleoko tsy mi-pointe
Aleo aloha ilay tena safidy fa tsy mety ilay teriterena fotsiny e! Raha toa ka tsy nahita mihitsy angaha dia izay :-P (aiza koa anefa no dia hoe tsy ahita e? ) :D
90. Papoose
(
28/07/2009 11:11)
BBD dia ahon ihany fa za ne mila mivaro- tsaramaso hanaovana frais raha hiakatsa ambony volo e
91. ni81
(
28/07/2009 11:37)
BBD dia ahon ihany fa za ne mila mivaro- tsaramaso hanaovana frais raha hiakatsa ambony volo e=)) =)) izany ve dia ahavita frais akory retsy e! varoty koa ny katsaka dia mba misy amidin-dry tsakitsaky eny an-dalana e! :miam:
92. ari.malala
(
28/07/2009 12:21)
papoose =)) =)) =)) =)) aza mandany vola miakatra izany indry oa fa aleo iany izy alou haka andry any raha oh k ts poinsa ilay efa miandry azy! sao ka hitonatonana eny ivato eny indry! ny vola lany ny tena reraka ftsn teny nefa i bbd efa misy miandry :P bola oavy ny anjarandry papoose an!
93. Papoose
(
28/07/2009 12:45)
ni81, ny katsaka mbola tsy maina tsara dia manjary manimba tsena fa lazain'ny olona fa mamitaka eo!
ari.cherie, ka mety sady hamelatra tsena ihany hatao frais miverina no hiandry eny ivato raha izao no mitohy :-D :-D
i BBD moa dia mbola nampianatra nivavaka angamba!!! 8-)
ari.cherie, ka mety sady hamelatra tsena ihany hatao frais miverina no hiandry eny ivato raha izao no mitohy :-D :-D
i BBD moa dia mbola nampianatra nivavaka angamba!!! 8-)
94. ni81
(
28/07/2009 13:06)
ni81, ny katsaka mbola tsy maina tsara dia manjary manimba tsena fa lazain'ny olona fa mamitaka eo!velaro ary ny tsena mandra-piandry an'i BBD e! sitrany mahalafo kely misy entina mody :^) :-D :-D :-D
ari.cherie, ka mety sady hamelatra tsena ihany hatao frais miverina no hiandry eny ivato raha izao no mitohy
i BBD moa dia mbola nampianatra nivavaka angamba!!!
97. sakaizakely
(
28/07/2009 16:51)
kotobekibo:
c lé com bainn a! ( bdb lé cas itovizana ) :-P
( Lé tambanivohitsa kosa tsy miady @ piesiko klé )
korazy lesy !
za koa efa imbetsaka no tadiavin'ny ol natao an'io ( y compris mes ex en tant que candidates ) fa tsy nanaiky mihitsy .
Naleoko tsy mi-pointe :-D :-D :-D
fa kotobebida kou nga mitady vady ? de tsy maintsy gasy otran'i bibidia kou ve ? hihi
bibidia> mitadiava bibidia de samy vita, iny mitovy filinina aminao tsarabe
100. bolida77
(
09/08/2009 14:11)
tsara letsy ny mitady tandremo anefa sao fatrampifidy an :roll: manjary mampalaelo an!!!!!!!!.koa dia mahereza eh!
