diso ve aho ra mitady sipa gasy ho vadiana

21. ni81 ( 18/07/2009 19:45)
tsy azoko repetion ampianaro ary ahy e sao mba mahasoa ahy izany .Raisiny antananan-dro ni 81 sa ...
efa vonona hanao ilay repety i papoose fa andraso izy ho avy eo e! :lol:
22. bibidia ( 18/07/2009 19:49)
ni81:

tsy azoko repetion ampianaro ary ahy e sao mba mahasoa ahy izany .Raisiny antananan-dro ni 81 sa ...
efa vonona hanao ilay repety i papoose fa andraso izy ho avy eo e! :lol:



mialapa indray an bibidia tsara fanahy mahay mahandro
23. fahamarinana ( 18/07/2009 19:50)
:arrow: :-D :-D :-Dnisy tratra niala pas zany ! (l)
24. ni81 ( 18/07/2009 20:05)
mialapa indray an bibidia tsara fanahy mahay mahandro
:-D :-D :-D sao dia main'ny afo ao anaty fatana ao aho koa :-P
25. simplex ( 19/07/2009 10:07)

gasy ka manja eee :P

alefaso any @ bizna ny appel d'offre fa any mety serieux kokoa :)


;-)
26. JOSIAH ( 19/07/2009 20:42)
Za vonona ka ahoana sady taviny aho no volony :lol:
27. sitlo ( 19/07/2009 22:19)
bibidia:

manahoana daholoe miala nenina ihany fa te hanambady sipa gasy aho ary mitady olona afaka hiova na natitra aza taloha . Tsy misy mangidy toy sakay hono fa rehefa teny iarahana lany ihany. K miantso ireo vonona aho maba hamaly eto . Misaotra ireo nanoro hevitra mampalahelo fa olona be siasia a
MITADY VONONA HIATRAKA NY FAINANA AHO


Aza be santimaka izany fa tairo any daholo na gasy na zongo.
28. Papoose ( 20/07/2009 00:29)
kefa mba tsy voany kosa zany le zongo koo! lol

tess fa nga hono de tena tsy laitra mintsy kle????

BBD, aza manambeeee!!
29. ni81 ( 20/07/2009 05:54)
Za vonona ka ahoana sady taviny aho no volony
io i Josiah fa vonona! Velezo ny vy dia ny mafana :D
30. tess ( 20/07/2009 08:00)
tess fa nga hono de tena tsy laitra mintsy kle????

ny ankabeazan'ny sozongo vavy aky mi domine lahy anefa ny atsika nay lahy gasitsika tsy manaiky ho dominéna fa izy no mi domine donko :-D :-D :-D

par contra ny sipa gasy mahavita mi domine ny zongo lahy :-P
31. xxx ( 20/07/2009 08:32)
Ny sipa mi domine foana na vozongo na gasy raha ny fijeriko azy, za sipa ! afa-tsy any @ tavany angamba

Eo @ natiora koa dia toa ny femelle foana no tena mi domine ...
32. tess ( 20/07/2009 10:03)
,
Ny sipa mi domine foana na vozongo na gasy raha ny fijeriko azy

ny contraire no fijeriko azy
33. xxx ( 20/07/2009 10:28)
tess:

,
Ny sipa mi domine foana na vozongo na gasy raha ny fijeriko azy

ny contraire no fijeriko azy


Directement na indirectement , fijeriko io, ny sipa rehefa te hahazo an'ity zavatra @ ilay bandy (na ilay bandy :-) ) dia azony foana. Ao ny midrikina fa ao ilay mamely moramora miaraka @ ranomaso et autres dia mi lâcher foana ny bandy

Anisan'ny arme n'ny vehivavy hono ny perséverance, na ampijaliana tahaka ny inona aza dia misy miforitra foana mba hahazoana an'itsy na ilay bandy

Ce que femme veut , Dieu veut hoy ny fitenenana e, asa aloha e
34. Papoose ( 20/07/2009 11:31)
o ry BBD a!
35. ni81 ( 20/07/2009 11:52)
o ry BBD a!
:lol: :lol: :lol: sao dia mihinan'olona kosa izany bibidia izany dia tsy tamana ilay tovovavy e?
36. nathie86 ( 20/07/2009 12:44)
tsy diso enao ka :)
37. tess ( 20/07/2009 13:14)
Anisan'ny arme n'ny vehivavy hono ny perséverance, na ampijaliana tahaka ny inona aza dia misy miforitra foana mba hahazoana an'itsy na ilay bandy

AN HAN! MARINA ALOU FA NY vevavy manana ny sekirény dool e! :-P
38. Veloo ( 20/07/2009 13:36)
bibidia,

tsy misy afa tsy ny gasy, mora amboarina ny sainy sy mahafantatra tsara ny atao hoe fahoriana sy fiainana gasy. Na dia ny sasany aza mihezaka ny mi domine mbola ao ihany izany fisainana gasy...Ampio fivavahana dia ho itanao fa ho azonao izay irinao

Mahereza e...
39. ari.malala ( 20/07/2009 13:41)
Nga any anaty ala tsy misy? :-P
40. ni81 ( 20/07/2009 13:51)
Nga any anaty ala tsy misy?
efa lasan'ny mpihaza daholo ny tany akia :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9579