diso ve aho ra mitady sipa gasy ho vadiana

61. ari.malala ( 23/07/2009 08:10)
tsy haiko :-P ndraso aloha andramako d hitantsika eo e :^) :-D :-D :-D :-D :-D
62. bibidia ( 23/07/2009 10:22)
ari.malala:

tsy haiko :-P ndraso aloha andramako d hitantsika eo e :^) :-D :-D :-D :-D :-D



slt manahoana daholo ianareo tene sympa daholo , rehefa avy dago dia tsia adinoko milaza vaoa tsara ny ahy mantsy ilay sipa any amabanivohitra ireny no tadiaviko fa nianatra kosa an . Fa entiko aty ampihaingo tsara ampianariko indray izay izao no mba hevitra mety mahomby ooo sa ahoana ny hevitrareo
63. bibidia ( 23/07/2009 10:48)
ni81:

bibidia,

tsy misy afa tsy ny gasy, mora amboarina ny sainy sy mahafantatra tsara ny atao hoe fahoriana sy fiainana gasy. Na dia ny sasany aza mihezaka ny mi domine mbola ao ihany izany fisainana gasy...Ampio fivavahana dia ho itanao fa ho azonao izay irinao

Mahereza e...




mba mahafinaritra ahy ny teninao fivavahanana ity izaho tena pratiquant mihitsy na zanako azy mpitendry orga any ampiangonana fa fiangonanana vazaha. Mampalalahelo anie betsaka mpivavavaka nefa... Marina ny voalazanao mahatokia an'Andriamanitra... Ka nahita hevitra vaoavao io aho izao vakio ny texte eo aloha ok..
64. ari.malala ( 23/07/2009 14:02)
IE, mety hiety tokoa ilay hevitr'i bibidia hoe mampianatra sns ka! tena misy fitiavana tokoa :) mahità izay tadiavina re d mahità fahasambarana e!
65. Onjakeli ( 23/07/2009 15:35)
ndeha sika hiaraka ary e :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
66. milamm ( 23/07/2009 16:29)
le izy kalo arakarany e,raha ho sipaina na vadiana izay dia tsy voatery hoe tsy maintsy tina fa ifanarahana io,fa le oe ho tina sy tiavina hafa indray iny satria anjara fa tsy safidy,raha safidy mantsy no itondrana azy de aleoko mintsiny gasy
no lohalaharana (tsy azo atao valalan'amboa...)aty @ misy ahy mo zany de tsy ahitana gasy ka mandefitra manana ny rariny kalo za manokana,anotanio ihany ry zalah ato fa misy mahalala site ahitana gasy ka manja ngambany ko,mba mpio ry zareo io akama io fa efa mitaraina a :�)
67. Papoose ( 23/07/2009 18:08)
bibidia:

ny ahy mantsy ilay sipa any amabanivohitra ireny no tadiaviko fa nianatra kosa an .


za zany mintsy :-P
68. ni81 ( 23/07/2009 19:18)
za zany mintsy
=D> =D>
69. ari.malala ( 24/07/2009 05:38)
:-D :-D :-D :-D :-D mba efa ampy taona afaka hanambady nga hono ty zazakely e! :-D :-D :-D
70. bibidia ( 24/07/2009 11:44)
milamm:

le izy kalo arakarany e,raha ho sipaina na vadiana izay dia tsy voatery hoe tsy maintsy tina fa ifanarahana io,fa le oe ho tina sy tiavina hafa indray iny satria anjara fa tsy safidy,raha safidy mantsy no itondrana azy de aleoko mintsiny gasy
no lohalaharana (tsy azo atao valalan'amboa...)aty @ misy ahy mo zany de tsy ahitana gasy ka mandefitra manana ny rariny kalo za manokana,anotanio ihany ry zalah ato fa misy mahalala site ahitana gasy ka manja ngambany ko,mba mpio ry zareo io akama io fa efa mitaraina a :�)

manahoana tena mba hianao irey izao no mahafantatra ny olona miatra amiko efa mahamenatra izy ity izaho aloha efa lehibe ihany e 40+ ka sao lazain'ny sasany anti-mola eto farany . Ity internet ity anie ry akama tena tsy matikilolo izaho tsy afaka loatra @ teny vahiny fa mibadabada eny ...misaotra an'Atra aho fa nomeny torana mendrika ahy ihany. Ka tapaka ny hevitro fa @ sept no tonga any dago iza aminareo vehivavy eto mba afaka mitsena ahy eny Ivato ....

71. bibidia ( 24/07/2009 12:20)
Onjakeli:

ndeha sika hiaraka ary e :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D



:D inona ny olona raha mifanaraka e....
72. navigo ( 25/07/2009 20:28)
Andramo ndray ny sipa gasy zany d refa tsy mbola mety d mety diso ihany nareo fa hafa mihintsy ndray jerena e!!!! lolll :D
73. marindra ( 25/07/2009 20:38)
Mpandefa : navigo [ Valio ] 25-07-2009 22:28:36
Lohateny : re : mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
Andramo ndray ny sipa gasy zany d refa tsy mbola mety d mety diso ihany nareo fa hafa mihintsy ndray jerena e!!!! lolll
:-D :-D :-D :-D
74. Papoose ( 26/07/2009 02:26)
ari, mifanabe tarehy aloha mandrapahatonga taona ahy

ni81, hihhihihihihihi
75. kotobekibo ( 26/07/2009 11:45)
papoose > " mifana be tarehy " =)=)=)
ni81 > aza mitsoaka andaharana kosa njy e! :-D :-D :-D
76. ni81 ( 26/07/2009 18:20)
ni81 > aza mitsoaka andaharana kosa njy e!
koto a! :{ :{ :{ :{ :-P
77. bibidia ( 26/07/2009 19:38)
manahoana e ni81 indry moa dia mananihany foana aza dia mba sompatra fa toroy hevitra ny akama e bizo daholo :D
78. Papoose ( 26/07/2009 20:22)
koto, hehehehehehehehe
79. ni81 ( 26/07/2009 20:31)
manahoana e ni81 indry moa dia mananihany foana aza dia mba sompatra fa toroy hevitra ny akama e bizo daholo
ka tsy hitako izay torohevitra omeko an'i bibidia ange e! Ianareo lehilahy ange mora mahazo fa tsy toa anay vehivavy e! fa sao dia be vinany koa aza ianao io e:roll:
Misy mantsy ianareo lehilahy tsy maintsy ianareo no mandidy :-P Nefa tsy tena haiko izay antony tany fa sao dia tezitra eo an :D
Mba tantarao kely ny tena olana ahazoana manome soso-kevitra e!
80. navigo ( 27/07/2009 05:37)
Lazao ihany alou zahay ra efa nahita tsamy e!!!! sa mbola tsy nitady akory!!!! diso manko tsamy ra mihanahana eo :( :x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6244