" Mpamosavy mandia fasana, mahatantesa ny valin-kitsaka
ny gasy manana fahendrena be ka araho io...
Milalao amin'ny afo anie ianao izany e, no sady amin'izay mbola faly ery @ famalinao ny rehetra ny mi-tenter.. dia ataovy tsara fa tsy ho zakanao ny vokany...Tsy kely lalana ny ratsy!!!!!
Misaotra anao nanampy fanazavana fa tena azonao nn tiako lazaina sy tiako ampitaina .
Eny eh! efa ezako tsy jerena mintsy izy @zao ko na ny hafanana aty ara tena trop be manakatra hatrany @ 40° ,vao may hifampikasokasoka hipetapetaka ohatra ny handreraka ihany ....