TSY HITAKO IZAY ATAO

21. xxx ( 13/07/2009 13:01)
fa le fanja nga tena manja be mitsy e ? Mampalahelo i Lanto marina sady mbola tanora kely.
22. ravonjison ( 13/07/2009 14:25)

\" Mpamosavy mandia fasana, mahatantesa ny valin-kitsaka \"
23. Ratoa ( 13/07/2009 15:05)
ka na i Fanja mihitsy aza no masoandro ery an-danitra ery; fa voan'ny inona no hamadika namana ? Namana hatramin'ny fahazaza mihitsy?
Tsy anjarako na anjaranao ny mitsara an'i Fidy fa ianao manontany no valiako.
Aiza no mba toeran'i Lanto amin'izany? Mendrika ny fitahana ve izy? Tsy fantatro izy tsy milaza ny momba azy. Tsy mikasika ahy ary tsy tiako ho fantatra izany.
Mody manontany ianao fa ny ao an-tsainao efa mazava, ny safidinao no tiako lazaina.
Mendrika izany famadihana ve ny fiarahanareo sy Fidy?
Ary averiko indray: inona no mba torana omenao an'i Lanto sa kofehy manara-panjaitra izy io fa tsy dikana sy voninahiny ary tsy mendri-panajàna?

Ary ianao ve mba manaja ny tenanao?
24. Onjakeli ( 13/07/2009 17:05)
De ho sahinao ve ny hamitaka ny vadinao. ny vadinao izay nekenao teo anatrehan'Andriamanitra. En plus mbola ny vadin'ny namanao no hamitahanao azy. Tsy mety izany. Eritrerto kely fotsiny ne e!Amboaro ny sainao, aza eritrertina akory ny momba an'izany. Io ne r'ise ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!misy farany ny zava-drehetra fa tsy ho fantatry ny vadinao aza, misy foana ny mahalala azy dia ilay ao Ambony.
Aza fitahina ny vadinao fa mampalahelo. tsy ho zakanao ra mba ataony tahaka izany ihany koa ianao.
De mivavaha raha afaka mivavaka ianao!

25. fahamarinana ( 13/07/2009 17:22)
Izaho sy i Fanja me manakaiky ny fiarahanay fa ny atahorako de hoe ra sanatry ka tratra.
De inona no ataoko ?

:arrow: dia raha tratra dia minan'ny tadi-kirarony ,hoy ny anadahiko izay ! Io ilay raharaha notadiavina tsinona ! Ny ahy manokana tsy omeko tsiny ilay fitiavana nitsiry na inona antony ,na iza no eo na aiza no hiafarana na inona fanapaha-kevitra ho raisinao satria fiainanao iny dia anao no safidy na ratsy na tsara ! Iza moa izaho no hitsara anao na hananatra anao,mety mba diso koa amin'ny zavatra hafa , fa ny tena tsara fantarinao monja dia hitondra anao lavitra be io tantara io ary tsy ho voakosoka intsony mandrakizay dia diniho izay atao dia diniho koa ny mety ho vokany na ho anao na ho an'ny vadinao na ny namanao be rahateo ! Rehefa vonona hizaka izay mitranga eo dia izay zany ! Rahatoa ka tsy vonona dia ajanony lasy teo dieny mbola tsy misy inona ,eny na efa an'eritreritra monja aza ndrao tsy ho zaka na hankarary fo ....! (l)
26. ni81 ( 13/07/2009 18:02)
dia raha tratra dia minan'ny tadi-kirarony ,hoy ny anadahiko izay ! Io ilay raharaha notadiavina tsinona
atao karavato rehefa tratra e! mila raharaha ohatran-drainizafilemena ka eny antanimora no manontany asa :-D :-D :-D
27. Papoose ( 13/07/2009 18:30)
fa dia tsy maintsy ho rava hatreo aloha ny finamanana mafy orina eo aminareo 4 raha tsy dia misy tolerance 100 angaha
28. Ratoa ( 14/07/2009 23:49)
Indrindra fa ny fifankazahoana amin'i Fidy
29. Papoose ( 15/07/2009 00:20)
raha sanatria zany no mitrangw ne dia mety hifanao sakay sy maso nareo e
30. Tenio ( 15/07/2009 05:52)
miala tao leka
31. ari.malala ( 15/07/2009 06:14)
Tsy haiko ny lanjan'ny atao hoe maha mpinamana @ ity mpametraka lohahevitra ity, fa raha mpinamana hatr@ mbola kely, ka nifampihinana ny manta sy ny masaka izany dia efa mifampitondra toy ny iray tampo mintsy! d eritereto hoe vadin'ny rahalahinao no angalarinao, nareo ray trano ao, d handry amizany v ny eritreritrao?

hehe, valala iray hifanapahana ny azy zany kou sa haren'ny apostoly arak'ilay fiteny?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. ravonjison ( 15/07/2009 07:34)


Sao ary dia mba noforonina io histoire io fa tsy misy an'izany akory ? ? ? ? ? ? ?.
33. xxx ( 15/07/2009 07:34)
Mifindrà trano fa ny ela maharay roa hoy ny Ntaolo (tsy dia adala ihany ireto Ntaolo ireto kay )
34. gabidemony ( 15/07/2009 09:52)
I fanja alo tsara constit-eh! fa ny tarehiny tsy mahatoraka ny vadiko mintsy
ny olana de ohatra ny hoe tady hisikotra biby an-davaka zany izy,
izany hoe sora mananton'afo.De ny fanontaniana de hoe
Le afo ve no ho faty sa le sora ?
35. xxx ( 15/07/2009 10:18)
Sao ary Ragaby hanao hoe "saka ve dia hionda-kena" ?
Toa tsy te hiala tao anie ragaby izany ny fahitako azy e
36. ni81 ( 15/07/2009 10:39)
Mitady hanao boloky lahy an! :lol:
37. Papoose ( 15/07/2009 11:19)
lol
38. Papoose ( 15/07/2009 11:22)
lol
39. Ratoa ( 15/07/2009 18:25)
Resaka fotsiny ny anao Ragaby an! Aiza ka dia ahilika any amin'ny Fanja ny fahadisoana - lazaina fa sora mitady afo. Ianao izany ilay afo tsy afa_manahoatra? C'est trop facile et ce n'est pas sérieux!!!!
Mifindrà trano na mamilia làlana mandeha mitsena an'i Lanto dia miara mody ohatra ny mpifankatia rehetra ianareo mivady.
40. Veloo ( 16/07/2009 17:10)
hoy i cutie
Misaraha trano na ataovy ze tsy hahatonga anareo ho tratra irery ao an-trano.


satria

ravonjison [ Valio ] 13-07-2009 16:25:13
Lohateny : Re : TSY HITAKO IZAY ATAO

" Mpamosavy mandia fasana, mahatantesa ny valin-kitsaka


ny gasy manana fahendrena be ka araho io...
Milalao amin'ny afo anie ianao izany e, no sady amin'izay mbola faly ery @ famalinao ny rehetra ny mi-tenter.. dia ataovy tsara fa tsy ho zakanao ny vokany...Tsy kely lalana ny ratsy!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2682