TSY HITAKO IZAY ATAO

1. xxx ( 11/07/2009 15:02)
couples 4 zahay no miara-mipetraka ary efa 2taona izay no niarahanay nonina @na trano 3 locales ity, Izaho(25 ans) sy ny vadiko (Lanto)(22 ans) ary Fidy(30 ans) sy ny vadiny (Fanja)(28 Ans)
Mpinamana hatramin\'ny fahakeliny izaho sy i Fidy , de nitohy ny finamana ary niara nande aty am-pitan-dranomasina de tonga @ zao fiarahana mipetraka izao.Samy miasa izahay 4 io fa ny lera no tsy mitovy ny fidirana sy ny firavana.
I fidy miala ao an-trano @ 6 maraina tsy miditra ny trano ratsy @ 9h alina satry lavitra ny toerana ipetrahanay ny toerana iasany; ny vadiko i Lanto indray miala ao an-trano @ 6:30 de miditra ny trano@ 8h alina.
Izaho sy i Fanja vadin\'i Fidy ndray de miara-miasa ary miara-mivoaka ny trano @ 10h maraina de miara-miditra ny trano @ 8H 30 hariva eo.

Ny olana de ity matetika isanandro de tratra irery fòna izaho sy i Fanja ary indraindray aza de misy fihetsika hafahafa tsy nahy izay asehony amiko ary na eo @ko koa aza indraindray, ary hitako izy fa misy fitiavana amiko fa angamba miandry ahy fotsiny izy.Ra Fidy alo mampirafy an\'zay jòba akamanay zay fa i Fanja tsy mahafantatra, fa lery saropiaro @ Fanja ah!.

Izaho sy i Fanja me manakaiky ny fiarahanay fa ny atahorako de hoe ra sanatry ka tratra.
De inona no ataoko ? :-o :?: :!:
novalian'i xxx ny 27/08/2009 14:26
2. gabidemony ( 11/07/2009 15:07)
Isaky ny miresaka irery iny izaho sy i Fanja de tsy miresaka hafatsy ny momban'ny Fitiavana ary de manaratsy ny toetran'ny vadiny i Fidy en generalité izy.
3. xxx ( 11/07/2009 15:10)
ie tena marina marina mintsy io kòzindra GABIDEMONY io fa tena mitranga io
@nay sy i Fanja, fa tsy azoko hoe inona no antony hanaratsiny ny vadiny amiko :?:
4. xxx ( 11/07/2009 15:26)
Hadino angaha ny nanao xxx ry gabidemony??? :) Tsy blème zany fa fiainana daholy. Angataho amin'ny deba haingana raha mety ho fafany e!
5. cutie ( 11/07/2009 15:52)
Izaho sy i Fanja me manakaiky ny fiarahanay fa ny atahorako de hoe ra sanatry ka tratra.
De inona no ataoko ?

manakaiky sa manaiky? raha ohatra ka efa matahotra zany ho tratra de aza atao e lol. Misaraha trano na ataovy ze tsy hahatonga anareo ho tratra irery ao an-trano.
6. booboo ( 11/07/2009 18:35)
Mifindra trano na samy mijanona any @ lavaky ny efitranony aby. Na koa vao manangasanga any ny tongony dia ndana mivoaka malaky. :°)
7. tess ( 11/07/2009 19:01)
Izaho sy i Fanja me manakaiky ny fiarahanay fa ny atahorako de hoe ra sanatry ka tratra.
De inona no ataoko ?

de tatazo ny vokany raha miroso amin'ny fiarahana nareo koa inona moa no azo lazaina ankoatra izay.... :-P
8. tess ( 11/07/2009 19:03)
OLON_DEHIBE MAhay mandanjalanja ny zavatra tokony hatao sy tsy tokony hatao... matao hatao dia tiana izany ny hanaovana ilay zavatra,
raha tsy tiana tsy hatao mihints yary mitady vaha-olana hi eviter-na izany,
ka efa hoe me manakaiky izany dia midika fa me tiana ny hanatanterahana azy, tsy misy toro-hevitra fa dia hiafio ao ny vokany izany ko! :-P
9. Lejoba ( 11/07/2009 19:29)
blem-n'ny olona tsy ampy fitiavana ny anareo sy Fanja. Satria tsy eo tontolo andro ny vadinareo avy dia mifatratra any @ izay hita ny fientanan'ny fonareo. Ny bandy mametra-panontaniana @ olona ohatr'izao aloha amiko, efa tongotra mby an-dakana fa te hanadio eritreritra fotsiny dia hoe "tsy hitako izay atao rey ol ah". Izany hoe efa te hanala azy any @ i Fanja ianareo fa misy fisalasalàna kely fotsiny noho ny eritreritra mahalala ny tsy mampety ilay zavatra.
Raha tena te-hanaja vady nareo, mahay maka distance na mi-insiste ohatry ny inona aza ilay sipa iray. Rehefa miseho ho be resaka iny izy dia aza henoina, ataovy tsapany fa tsy mahaliana anareo ny resaka ataony, ankoatry ny momba ny asa. Fa angaha koa moa nareo natao ho mpihaino azy? Raha mandrebireby dia asaivo mandoa vola : 80€ isaky ny adiny iray no alain'ny psy hihainoana ny olona ohatr'azy. Maninona raha tsy miara-mody aminy aloha fa mandehandehàna irery dia tsenao i Lanto. Avereno kôtina indray Rafotsy eh, ento seule à seul rehefa week-end sy andro tsy fiasàna.
Raha mbola miara-miasa ianareo sy Fanja, na tsy 1 trano intsony aza, vao mainka hafàna be eo ny fihaonana.
Ary raha toa moa ka Rafotsinareo indray no misy manatitra isan-kariva? Lalana iraisana, ny andro lava ........... aza hitako hono
10. JOSIAH ( 12/07/2009 13:23)
Tsotra zany ry xxx hajao ny vadinao fa tsy mety ny mampirafy ataovy zay tianao atao nefa tsarovy ny farany io farany io foana tadididna de ho fantatrao zay tokony hataonao de zay fa courage :wink:
11. reve ( 12/07/2009 16:07)
tandremo fa tsy kely lalana "ilay ratsy"! raha tianao hitohy ny maha mpinamana anareo hatramin'ny fony kely dia reseho izany fankampanahy izany! eny e! mora ampitenenana angamba hoy nareo fa saingy zao araka ny tenin'ny namana hoe mahatantesa ny vokany fa olon-dehibe manan-tsafidy ianareo! mahereza mivavaka sy manankimpo @ Jesoa fa izay ihany no vahaolana andresena ny fankam-panahy! :D
12. xxx ( 12/07/2009 20:44)
Ka indaindray za minia ny tsy mijery an'lay izy fa indraindray tena òtran'tady
ho voan'lay fanka-panahy kou!!!!
13. xxx ( 12/07/2009 20:46)
ko raha mifanaraka mo anay hoe hiaraka tsy akiteniteny, de mety ho tratra
ve izahay ? @ fihetsika ao an-trano ohatra...?? :?:
14. cutie ( 12/07/2009 20:53)
:-D :-D :-D :-D
aleo alou za hime
15. soanja ( 13/07/2009 06:18)
xxx:

couples 4 zahay no miara-mipetraka ary efa 2taona izay no niarahanay nonina @na trano 3 locales ity, Izaho(25 ans) sy ny vadiko (Lanto)(22 ans) ary Fidy(30 ans) sy ny vadiny (Fanja)(28 Ans)
Mpinamana hatramin\'ny fahakeliny izaho sy i Fidy , de nitohy ny finamana ary niara nande aty am-pitan-dranomasina de tonga @ zao fiarahana mipetraka izao.Samy miasa izahay 4 io fa ny lera no tsy mitovy ny fidirana sy ny firavana.
I fidy miala ao an-trano @ 6 maraina tsy miditra ny trano ratsy @ 9h alina satry lavitra ny toerana ipetrahanay ny toerana iasany; ny vadiko i Lanto indray miala ao an-trano @ 6:30 de miditra ny trano@ 8h alina.
Izaho sy i Fanja vadin\'i Fidy ndray de miara-miasa ary miara-mivoaka ny trano @ 10h maraina de miara-miditra ny trano @ 8H 30 hariva eo.

Ny olana de ity matetika isanandro de tratra irery fòna izaho sy i Fanja ary indraindray aza de misy fihetsika hafahafa tsy nahy izay asehony amiko ary na eo @ko koa aza indraindray, ary hitako izy fa misy fitiavana amiko fa angamba miandry ahy fotsiny izy.Ra Fidy alo mampirafy an\'zay jòba akamanay zay fa i Fanja tsy mahafantatra, fa lery saropiaro @ Fanja ah!.

Izaho sy i Fanja me manakaiky ny fiarahanay fa ny atahorako de hoe ra sanatry ka tratra.
De inona no ataoko ? :-o :?: :!:


Tsotra be anie ny valin'izany o, mbola tinao ve ny vadinao???? Raha tianao ny vadinao dia foana tsy hisy dikany izay fihantsiana sns manodidina eo. Zava-dehibe ny fitiavam-bady, io no fototra goavana indrindra. Fa raha mangatsiakiaka io dia hafa indray ny resaka.

Fantaro akaiky ny vadinao e! Ovao indray ny pasy fiarahana rehefa somary leo amin'ny resaka isan-karazany mahazatra. Asio zoom indray le kamera efa somary saika filo iny fa ahita ianao fa mamiratra ny vadinao. Aza misahirana misaina izay olan'i Fidy sy Fanja any azy ireo ny olany, ary aza atao ho naman'izany olana izany ianao.

Raha mafy ny fakam-panahy dia mifindra tanana.

Mitonia am-pitiavana ny hafa.


16. ni81 ( 13/07/2009 06:46)
ko raha mifanaraka mo anay hoe hiaraka tsy akiteniteny, de mety ho tratra ve izahay ? @ fihetsika ao an-trano ohatra...??
ny mpamosavy mandeha alina aza misy mpahita fa tandremo e! Mora fantatra foana ny olona rehefa miaraka na dia hanafina toa inona aza @ fomba fihetsiny rehetra.
17. xxx ( 13/07/2009 10:31)
:-w
18. simplex ( 13/07/2009 10:48)

le mampirafy aloha tsy asiko komantera, du moment hoe olon-dehibe mifanaraka nareo dia zakao fotsiny izay vokany... fa ilay hoe bandy akama kosa ve less no anaovana an'zany le tsssssssssssssssssss
tsy milay izany rakoto a. Tena kozy ee :)

:arrow: miova trano nareo mivady dieny mbola tsisy zistoira

;-)
19. ni81 ( 13/07/2009 10:52)
le mampirafy aloha tsy asiko komantera, du moment hoe olon-dehibe mifanaraka nareo dia zakao fotsiny izay vokany... fa ilay hoe bandy akama kosa ve less no anaovana an'zany le tsssssssssssssssssss
tsy milay izany rakoto a. Tena kozy ee
hehe, valala iray hifanapahana ny azy zany kou :-D :-D sa haren'ny apostoly arak'ilay fiteny? :)
20. xxx ( 13/07/2009 12:57)
xxx:

ko raha mifanaraka mo anay hoe hiaraka tsy akiteniteny, de mety ho tratra
ve izahay ? @ fihetsika ao an-trano ohatra...?? :?:

Tena dofa be mihitsy angaha ireo "tompom-bady" no mipetraka izao fanontaniana izao ? :roll: :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3902