niaona tato am net de avy te hiaraka nefa .......misy barrag
41. ravonjison
(
10/07/2009 10:38)
Hoan\' i xxx :
Mirary soa anao aho @ fanapahan-kevitra izay ho ataonao, alohan\' ny anaovanao izany anefa dia tokony mba ho fantrarao ireo \" realité ireto \" :
1- @ ity tranga misy anao ity dia matetika ny bandy tsy vonona ary tsy te-hanapakevitra ny mikasika an-io, noho izany tsy maintsy ianao ihany no mandray fepetra. Donc tsy possible ilay proposition hoe= asaivo mifidy izay tiany amianreo roa izy.
2 - satria ianao niaraka taminy, izy anefa mbola manana sipa, noraisiny fa azo atao tsy misy olana ny zavatra toy izany. Noho izany, possible mihitsy fa averiny koa ilay izy reheha miaraka aminao izy [ tsy resaka finoana izany fa resaka caractere psychologique-n ilay bandy.
3- n\" ininona fihetsika na hevitra arosonao mba hiarahana aminy, matetika izany dia memetraka olana izay hiseho rahampitso na any aoriana any.
4- possible hoe mba te-hanana fitiavana sy aventure ianao,raha izay aloha no tena manan-danja aminao ka izay voakany any aoriana tsy mbola tianao jerena, bon azonao atao ny miaraka aminy
5 - raha tena hoe amoreuse be aminy mihitsy ianao, mila miandry kely ianao satria hidina ny taux hormone atsy aoriana kely, ary hisokatra ny masonao.
Fampitandremana= mandrapahatonga ny fanapahankevitrao dia tandremo dia tandremo sao BEVOHOKA IANAO, sarotra dia sarotra ny toerana misy anao @ izay fotoana izay.
Mahereza e \" Tsy voangaly akory ka ho faty @ hazo tokana ny fitia \"

42. reve
(
10/07/2009 11:16)
"io Fitiavana io ihany no maha tonga izany fantarao fa mbola tia aho fantatrao fa mbola babo aho, fantaratrao fa mbola misy olon'iray tsy manadino anao..."
:* :-* (l) :}
:* :-* (l) :}
43. xxx
(
10/07/2009 12:17)
ravonjison> merciii ! tena azonao an-tsaina mits le mahazo ana !
misy ftona za te hi riske kely satria ki ne riske rien n'a rien ! de mba te hanao aventures ka ze ipoahany eo iriatany! fa tsy maintsy zakaina ze vokany : nohon'ny fitiavana!!! nefa sarotra ian zany !
de ts haiko alou rah hihena ian zany fitiavako azy zany fa am zao alou de tena miredareda le izy ary tsy tiako ho faty fa te hokolokoloiko!
ny am zay indray ts possible satria sahay tsy hanao firaisana mits samy consciente zany ! satria zavatra mbola flou be le fiarahana! tsisy resaka sexe mits le izy hatram zao
fa refa hitako fa hanalavitra ana le bandy de inn mou fa de tsy maints miala ian ! :( :(