niaona tato am net de avy te hiaraka nefa .......misy barrag

21. tess ( 08/07/2009 21:31)
nera raha tsy nisisifana lay sipa tsy nisy ny blem :-P
22. tess ( 08/07/2009 21:34)
le izy koa anie olon-2 vao mety hoe miaraka ee. Zany hoe matoa misy ol mangalatra sipa/vadin'ol dia ilay vadin'ol zany zakan'le sipa... zany hoe na niova fo le sipa/vady na efa nisy olana tao... zany hoe efa tsisy chance hande tsara tsony ny an'le couple... ka tsy zo an'le sipa vaovao ve no mba mitaky izay fitiavana tokony ho anjarany... tokony mi-s'assurer fotsiny izy hoe tsy miaraka @ le sipany taloha tsony fotsiny le bandy...

ka misy zao efa nolazaina hoe efa manana ny azy tsara fototra izao de resena lahatra ihany lay iray farany rehefa resy lahatra dia tsy maitsy io voalazanao io hoe miaraka lay olona roa, na de tsy libre tsony aza ny ankilany ohatra
de eo vao tena enjana ny afera refa tafiditra amin'io, sarotra ny ivoahana ny tonelina..... aza mba voany ihany ;-)
23. nathie86 ( 09/07/2009 11:29)
na misy peratra aza adalain'ol fôna eh. idio ao an-trano d aza avoaka :)
24. ravonjison ( 09/07/2009 12:30)
tess:

marina alou zany retra zany fa mahatatesa ny vokany aby! :-P

Misy fomba fitenintsika izay : \" Boloky lahy homamboatseva , mamy ny atsy fia ny aroa \"
Isika angamba samy mahazo daholo an\' io fomba fiteny io.
Fa ny tiako ho hamafisina dia ilay vokany araka ny nolazain\' i tess.
Ny vokatr\' io fiarahana io dia itý : atsy aoriana kely dia io zavatra nataon\' ilay bandy t@ \' ny sipany io ihany no mety hiverina hataony @ XXX.
Izany hoe rehefa miaraka @ xxx izy ( supposer-ko hoe hisaraka t@ ilay sipany izy ka hifidy an\' xxx) dia mety hifanoratra @ sipa hafa indray, dia ho raiki-pitia @ io sipa hafa io koa izy, dia ho resahany @ io sipa hafa io daholo ny mikasika an\' i xxx. Dia avy eo dia mihahaka eo xxx.

Tsy fantako raha consiente an\' io vokany io xxx.

Hoy ny fitenintsika: :\" Mpamosavy nandia fasana, ka mahatantesa ny valin-kitsaka ( Ahitsio raha diso, mba mihezaka mamerina ilay fiteny gasy , ka atao ahoana moa ) \" . Raha fantatrao fa tsy ho zakanao io vokany io dia aleo miala dieny izao.

Raha izao no t@ toeran\' i xxx dia izao no nataoko: - mitady izay fomba rehetra hisarahana @ io bandy io aho.
25. gabidemony ( 09/07/2009 12:47)
tsy misy kòzy bobaka fa REHEFA TIA DE SAHY
26. xxx ( 09/07/2009 12:48)
ravonjison> consciente za (xxx mpanoratra) hoe tsy mety ny fiarahanay sy le bandy! fa am fomba aôna nefa no hahavitako manadino anazy! za am'io mbola vô indray mande nanao sipa de le voloan zay: 6 mois zay no niarak de nisaraka! de zay le bandy (avy am net) io ndray no tiko! sarotra manadino ol za!!!
27. Papoose ( 09/07/2009 13:06)
fotoana sy ny sainao ihany no mitondra an'io ry xxx raha ny fahitako azy...ny adino tsy hoe adino tanteraka le olona fa arakaraky ny fomba anamboaranao ny sainao ihany no hanasoranao azy ao anatin'ny sainao tsikelikely.... dia misy ny olona ao anaty fotoana fohy dia mahay manamboatra saina dia avelany any...dia misy olona sarotsarotra aminy dia fotoana elaela!!!

28. tess ( 09/07/2009 13:51)
Ny vokatr' io fiarahana io dia itý : atsy aoriana kely dia io zavatra nataon' ilay bandy t@ ' ny sipany io ihany no mety hiverina hataony @ XXX.

ravonjison izany koq eo ihany fa ny vokatry ny blem isakarazany no tena tiko lazaina, raha mbola miaraka am oul mitsy ilay olona iray dia efa misy blem maro be dia ny vokany koa maro be hihihih :^) :-P
29. xxx ( 09/07/2009 14:15)
xxx:

ravonjison> consciente za (xxx mpanoratra) hoe tsy mety ny fiarahanay sy le bandy! fa am fomba aôna nefa no hahavitako manadino anazy! za am'io mbola vô indray mande nanao sipa de le voloan zay: 6 mois zay no niarak de nisaraka! de zay le bandy (avy am net) io ndray no tiko! sarotra manadino ol za!!!

Izao ianao no afaka mametraka fanontaniana hoe sarotra amiko ny manadino azy, fa rehefa tonga ny tokoa tsy maintsy hanadinoanao azy , dia TSY MAINTSY atao . Ka tsy aleonao ve dia manamboamboatra saina sy fo dieny izao.

Mety mora kokoa ny manadino rehefa hoe "izaho no nanapaka fa fantatro fa tsy mety e"

Bon courage e

30. ravonjison ( 09/07/2009 14:25)
xxx:

ravonjison> consciente za (xxx mpanoratra) hoe tsy mety ny fiarahanay sy le bandy! fa am fomba aôna nefa no hahavitako manadino anazy! za am\'io mbola vô indray mande nanao sipa de le voloan zay: 6 mois zay no niarak de nisaraka! de zay le bandy (avy am net) io ndray no tiko! sarotra manadino ol za!!!

Tena mi-comprendre ilay situation-nao aho ( ilay resaka fitiavana a !!!).Fa ny olana fotsiny dia izao : raha sanatrian \'izany ka miverina tokoa (averiny aminao ) ilay efa nataony t@ ilay sipany, dia mbola ho sarotra noho ny @ izao ny fandehan-javatra, mbola hisavoritaka bebe kokoa noho ny @ izao ny sainao, hahatsiaro ho voambanimbany ianao.

Ny misaraka ihany no fanafodiny. Tsy voatery izao dia izao, fa alefanao tsimoramora, amboarinao miandalana ny sainao, ny saina ihany no mitondra an\'io.

31. ravonjison ( 09/07/2009 14:55)
tess:

Ny vokatr' io fiarahana io dia itý : atsy aoriana kely dia io zavatra nataon' ilay bandy t@ ' ny sipany io ihany no mety hiverina hataony @ XXX.

ravonjison izany koq eo ihany fa ny vokatry ny blem isakarazany no tena tiko lazaina, raha mbola miaraka am oul mitsy ilay olona iray dia efa misy blem maro be dia ny vokany koa maro be hihihih :^) :-P

Marina e, betsaka tokoa moa izany ilay olana ao, fa iny iray iny no mba tiako nasongadina.
32. ari.malala ( 10/07/2009 05:46)
ny tsara kokoa ngambany dia forcer-nao izy hisaraka @ le sipany raha te hiaraka aminao... zany hoe omeo safidy izy hoe na za na enao...
Tsy mety kosa ndray zany! lasa toy ny mi forcer azy d hahatsiaro voageja izy, fa aleo i xxx no mitady lalana hialana. Fomban'ny lehilahy te hanandroa io mody hoe misy olana izaho sy ny sipako na izaho sy ny vadiko, efa hisaraka izahay fa izao fa izao fa izao, nefa iny jerena mbola miaraka soamantsara iany zareo! aleo miala e! mbola any ny anjaranao.
33. endrika01 ( 10/07/2009 06:03)
gabidemony:
tsy misy kòzy bobaka fa REHEFA TIA DE SAHY
Zay sahy maty mifono lambamena zany kou :-D giravy iany io fitiavana io an,jerena mahafanina,hiroboha-mahafaty,hi hi hi hotry ny hady lalina. :P
34. ni81 ( 10/07/2009 06:06)
Tsy mety kosa ndray zany! lasa toy ny mi forcer azy d hahatsiaro voageja izy, fa aleo i xxx no mitady lalana hialana. Fomban'ny lehilahy te hanandroa io mody hoe misy olana izaho sy ny sipako na izaho sy ny vadiko, efa hisaraka izahay fa izao fa izao fa izao, nefa iny jerena mbola miaraka soamantsara iany zareo! aleo miala e! mbola any ny anjaranao.
raha vao izy no manaratsy ny eo an-tanana dia ialao fa lolo e! :-D :-D Mody am-bava tsy mila fa am-po taralila
35. ari.malala ( 10/07/2009 06:20)
ka izay mantsy hoa:!
36. xxx ( 10/07/2009 07:58)
....tohin'ny tantara
le sipany mou zany efa cop cop de notenenin le bandy ah mba ts hiantso mits revô eo le sipa fa sao hono manahirana! nefa misy fotona mitady ho tratra ian le fikanay ! oooooffff
de notantarain le bandy tam le sipany am zay ary ny tantara fa saingy kousa ts nolazaina hoe za le olona voaresaka ! de hozy le sipa: regléo zany histoire zany fa rah tsy zay de tsy hifandray tsony tsika sy enao! le bandy no mitantara an zany amiko! de hozy lery amizay tamiko: tohizantsika ian fa mitandrina ftsn sao tratra! :( :(
37. ni81 ( 10/07/2009 08:37)
Mitandrina tsara @ ahoana? Efa hita izao fa tsy sahy manapaka ny heviny ilay bandy dia mbola hisisika ve ianao ry XXX ? Sao dia mba hangaina sy harary fo fotsiny eo avy eo e! :roll:
38. xxx ( 10/07/2009 08:55)
ni81> tsy haiko rah misisika ny azo andraisana an zany: le bandy tia ana sady te hiaraka amiko! fa tsy hoe za rery no tia ka mi forcé an le bandy! sam hafa ngamba zany ! samy tia na za na izy!
efa nandramako ian ny tsy hifandray tam le bandy nefa 2jours no lasa de raikitra ndray sady izy mimenomenona be fa mamono phone za tam zay; saika hiova puce mits aza ! le hiala aminy mou efa ts fidiny am tena ian maika fa izy zay tiko ndray no tsy manilikilika ana ! za efa mba miezaka ian!
39. ni81 ( 10/07/2009 09:27)

tsy laviko ny teninao fa kosa:
1° raha zavatra efa tsy tiana dia ariana na omena olona hafa fa tsy tehirizina ao foana. Ohatra ve zao efa misy akanjo tsy tianao intsony fa tsy mety aminao dia mbola ho tehirizinao foana ao ihany fa tsy omena ny hafa izay mety aminy.
2° tokony handray fanapahan-kevitra izy oa fa tsy hanao boloky lahy homan-boatseva ka ho mamy ny atsy fy ny aroa, na dia maro aza ny milaza fa soa ny manan-droa.

Olona tsy sahy mijoro @ ny maha izy azy izy raha toa ka tsy sahy miteny @ ilay iray hoe tsy mety intsony ny fiarahan-dry zareo (raha toa moa ka tena izany :roll: ) Izy ireo koa tsy mbola ara-dalàna tsinona ary tsy misy mamatotra azy raha azoko tsara.
40. xxx ( 10/07/2009 09:34)
ni81:

araka ny nolazain le bandy ana de efa 1ans izy sy le sipa no niaraka : de fantany mamany le sipa de ny maman le sipa kou mahalala anazy! fa ny akoatrizay tsisy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3901