niaona tato am net de avy te hiaraka nefa .......misy barrag

1. xxx ( 08/07/2009 14:37)
aho de vevav 24ans! nichatt tam site 1 zay fona ah de farany lasa niresaka fôna tam zay bandy ray 27 ans zay! de lasa mpinamana be zah sy izy: zah mou tsy nanana sipa de izy niteny tamiko hoe efa manana! de nifandray ian izahay fa amitié ftsn iany! de ze blem n'izy sy le sipany lazainy ana dôly! noteneniny ana tam zay fa le sipany hono tsy de tiny fa mpalahelo ftsn de tsy sahiny ny misaraka aminy! le sipa amin'io 19ans! le sipa amin'io efa mahalala hoe mpinamana ftsn zahay!
Kinanjo taty aôriana lasa nivadika fitiavana le amitié satria matetika miresaka sy miantso am phone lôtra zahay am alina de am atoandro! de raikitra ny tory fitiavana! de izy te hihaona tamiko tam zay fa za tsy nety satria izy efa manana sipa! de miangavy be fona izy sady mi insiste: farany de nanaiky aho! de nanomboka teo lasa te hihaona fôna zahay! de izy miteny ana hoe ndao hiaraka! nefa izy tsy sahy misaraka am le sipany: izy alou hitako tia be ana fa tsy haiko ze hypocrisie any!
De le sipany am zao efa cop cop hoe misy zavatra entre nay sy izy! de le bandy hono araky ny fiteniny lasa tsy de miantso azy firy tsony! de misy ftn zay manapakevitra ny ts hifandray nefa tsy vita le izy de lasa ndray! za alou de tsoriko fa tia be anazy mits de izy kou itakou tia ana!
Za malahelo an le sipa ian am lafiny ray satria izy innocente! ts hitako tsony ze hataoko! le bandy tsy mety miala amiko! azo lazaina fa miaraka ian za sy izy saingy tsy am fomba malalaka: vol !!!
miasa saina be ah!! otran nanenia za no nihona taminy!! rah nareo no teo am toerako! inn no nataonareo????
novalian'i xxx ny 10/07/2009 12:17
2. Mirananirina ( 08/07/2009 15:31)
Matoa ianareo niaraka dia mifankatia izay.Tsy hitako izay mahadiso anao aloha e,mifankatia ianareo hoy ianao dia miaraha,ilay sipa koa anie tsy mbola vadiny e,tsy misy problème izany.Raha izaho ny teo aminy toeranao :ny ahy rehefa tiako dia tiako,tsy manakana ny fiarahako aminy.
3. tess ( 08/07/2009 15:36)
marina alou zany retra zany fa mahatatesa ny vokany aby! :-P
4. tess ( 08/07/2009 15:44)
sao dé tratran'ilay hoe alaina tsy azo, takarina sarotra alaina
mamy ny atsy fy ny aroa..... sns
raha sendra lay obstacle anefa misy fitiavana iny no tena maharary ho an'ny roa tonta ka fitiavana io mandoro.... :P ZAY VAO MAMOY FO Eo
5. booboo ( 08/07/2009 15:50)
dia tokony ho " cop cop " koa xxx hoe rehefa ny ankilany izay no manomboka mitantara ny olana eo @ couple-ny dia tokony hitsoaka lavitra be mihitsy ny tena. Dia koa mifampiantso andro sy alina zany " cop cop " hoe hivadika raha² rose ny tantara. Donky ilay hoe " tsy hitako intsony zé hataoko " euh...gné ???







6. Papoose ( 08/07/2009 15:55)
xxx raha tsy mampandry ny conscience dia aza iarahana le olona fa raha tsy te hivaky loha zay vokany fa hoe tiana fotsiny izy tsy asiana hoe nahoana dia assheooo!!
7. ni81 ( 08/07/2009 16:03)
dia tokony ho " cop cop " koa xxx hoe rehefa ny ankilany izay no manomboka mitantara ny olana eo @ couple-ny dia tokony hitsoaka lavitra be mihitsy ny tena. Dia koa mifampiantso andro sy alina zany " cop cop " hoe hivadika raha² rose ny tantara. Donky ilay hoe " tsy hitako intsony zé hataoko " euh...gné ???
tena marina mihitsy izany e! Manomboka mitady lalana ilay iray eo hoe mety hikorisa @ ty hitantarako ity ve ny kalesam-pitiavako sa ahoana? :)
8. Papoose ( 08/07/2009 16:42)
tadiom-pitiavana be mintsy zany koa!
9. tess ( 08/07/2009 17:04)
mety hikorisa @ ty hitantarako ity ve ny kalesam-pitiavako sa ahoana?

ny kalesimpitiavana mety hikorisa ihany fa ny vokany avy eo no mamaivay :-D
10. Papoose ( 08/07/2009 17:30)
dia voadona ndray dia midegany ny farany
11. tess ( 08/07/2009 18:34)
ka zay matsy ! tsy aleo ve ny olona tsy misy mpiaraka mitsy no hiarahana hi eviter-na ny olana rehetra , 8)
12. simplex ( 08/07/2009 18:45)

lol
sarotra be kosa le misaraka rehefa tena tia le ol ee :)
ny tsara kokoa ngambany dia forcer-nao izy hisaraka @ le sipany raha te hiaraka aminao... zany hoe omeo safidy izy hoe na za na enao...

fa ra ny tena hevitro aloha... otran'ny tsy mazava le bandy ee... ny olona rehefa te hanao zavatra dia tonga dia ataony fa tsy mamonjy mitady ekskizy hoe mampalahelo le sipa ee, marary fo ee koi koi koi eee...
ra vao bandy tsy mahavita mandray andraikitra mintsy tonga dia mazava be fa dia probleme sur probleme no miandry anao ao izay.

Dia eritrereto @ izay eee..
Ny bandy koa rofina @ sobika eran'ny tanana :)


13. Papoose ( 08/07/2009 18:57)
tess, aleo ihany malina fa mety misy dikany koa matoa le olona tsisy mpiaraka mints :-P sao koa dia midi-kizo eo!
14. ni81 ( 08/07/2009 19:22)
ny kalesimpitiavana mety hikorisa ihany fa ny vokany avy eo no mamaivay
ie, ny vokany no mety tsy ho zaka :( dia eo no raisina
15. tess ( 08/07/2009 19:24)
sarotra be kosa le misaraka rehefa tena tia le ol ee
ny tsara kokoa ngambany dia forcer-nao izy hisaraka @ le sipany raha te hiaraka aminao... zany hoe omeo safidy izy hoe na za na enao...

aie aie aie aoka reh marina enjana be ho an'i ankilany ka aleo tsy miditra am pataloha tery

12. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 08-07-2009 20:57:03
Lohateny : Re : niaona tato am net de avy te hiaraka nefa .......misy barrag
tess, aleo ihany malina fa mety misy dikany koa matoa le olona tsisy mpiaraka mints sao koa dia midi-kizo eo!

papooz diso fanoratra aho fa ollona tsy mbola manana olon-tiana no tiko hambara eo :-P
16. reve ( 08/07/2009 19:54)
hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha!
ny dobo tsy nilomanosana ihany hono no maha manina!
ary tandremo fa "ny atody tsy hisy fa ny akoho no hiverina an!"
indrindra fa ny todim-pitia hono gaigy be !!!!
fa de asa re ze ataonao amin'izany "vava-kisoa misy sira io ry namana fa de tokinao hinana azy ihany e!
17. simplex ( 08/07/2009 20:07)

tess:
aie aie aie aoka reh marina enjana be ho an'i ankilany ka aleo tsy miditra am pataloha tery
ka ny ankamaroan'ny bandy "milay" nge retsy ka efa tsy libre doly ee... dia tsy maintsy mba miady kely sy mirisika ra mba te hanana ny tsara ee... sady le somary tery anie le pataloha no tena sexy ee :roll:

;-)
18. tess ( 08/07/2009 20:24)
hahahaha! tsy ratsyyyy

ka raha avadika ndray hoe ny ankamaroan'ny sipa milay efa manambady dool de tsy maitsy sisifan'ilay bandy foana :-P :^) mirisika te hanana ny tsara sy ny mifanaraka am tena :P
tokony mitsy hoe refa mba misy efa miaraka lay olona de tsy adalaina fa ny fankapanahy mahery rfa tafiditr ao vao samy sahirana sy marary ihany :^)
19. simplex ( 08/07/2009 20:38)

tsssssssssss
sarotra be hoan'lelah zany :)
asivo peratra ny tanany rehefa tsy tiana hisy anadala tsony... et encore, mbola misy manadala foana iny ra diso manja loatra :-P:lol:

le izy koa anie olon-2 vao mety hoe miaraka ee. Zany hoe matoa misy ol mangalatra sipa/vadin'ol dia ilay vadin'ol zany zakan'le sipa... zany hoe na niova fo le sipa/vady na efa nisy olana tao... zany hoe efa tsisy chance hande tsara tsony ny an'le couple... ka tsy zo an'le sipa vaovao ve no mba mitaky izay fitiavana tokony ho anjarany... tokony mi-s'assurer fotsiny izy hoe tsy miaraka @ le sipany taloha tsony fotsiny le bandy...

fiainana doly zany :P
20. tess ( 08/07/2009 21:30)
tsssssssssss
sarotra be hoan'lelah zany
asivo peratra ny tanany rehefa tsy tiana hisy anadala tsony... et encore, mbola misy manadala foana iny ra diso manja loatra

ka refa avy eo vo tsy mahatanty refa tsy mahazera ny rindrina kou :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4818