Ary mba ahoana re raha vice versa , atao hoe manana ny zavatra" inoany koa ity vadinao : ary raha ny firesakao eto aza dia "izy" no tsapako manana ny "Marina sy ny rariny kokoa!" satria Atra tsy fehezin'ny fombafomba na Eglisy iray ka dia 'ndeha hitapisaka hanaraka ny tsy marina sy tsy rariny volena tsotra izao izy, dia raha ianao indray moa no mba apetraka @ place-ny hoe "mba hajao koa ny finoan'ny hafa!" fa sady Marina no tsy tokony vozonana kosa ny olona iray hanao batisa, rahateo efa tsy "conviction'ny ilay izy! Kristiana firy anefa no nanao sakramenta na atao hoe "conviction"-ny tahaka ilay manambady dia misaraka => pirofo hoe ce n'est qu'une "fombafomba!" donk sarotra kosa ho an'ny tsy nobeazina sy tsy tafa @ izany e!