tsy vita batisa tsy azo atao mariazy
21. ikaretsaka
(
08/07/2009 03:47)
na manaova fiangonana vinany e...
razokinibe asaina mi8sarebareba de.... :-D :-D :-D
razokinibe asaina mi8sarebareba de.... :-D :-D :-D
22. sitlo
(
08/07/2009 04:04)
Ratoa:
Ny mariazy manetriketrika tahaka ny an'i sitlo dia tsy misy ilàna azy.
Tsy izaho ilay izy fa io xxx io ka. Izaho koa aza mba mikiana. :D
23. xxx
(
08/07/2009 04:56)
xxx11:
Izaho lhl fa tsy manana io toe-tsaina lany andro io intsony. Tsy misy hoe lhl no lohan'ny vhv fa samy lohany ary samy rambony satria fifanampiana ny tokan-trano fa tsy fitondrana akory. Tsy vitan'ny lhl vitan'ny vhv vis versa.
Lany andro aminao fa mbola tsy niova h@ zao zay voasoratra, sady tsisy fatiantoka raha hay ny mampiasa azy.
Tsy raharahan tokantrano io ka, tsara ny mifanampy, tsara ny samy mandray ny andraikitra ....
ny tohiny dia hoe "tahaka an'i Jesosy lohan'ny fiangonana..." Raha fantatrao zay nataon i Jesosy ho an'ny fiangonana, ka nanolorany h@ aiNy aza ho famonjena azy .... de ho takatrao ny halebehin ny fitiavana sy ny fanoloran tena tokony hasehon ny lehilahy @ vadiny, nefa tsy manafoana ny maha-loham -pianakaviana azy zany fa vao maika mametraka azy @ toerany.
Ary raha malagasy koa aza ianao, de manana ny anjaran-toerana lehibe ny lehilahy eo anivon ny ankohonana, eo anivon ny fianakaviana, eo anivon ny fiaraha monina ...
Enfin ... tsy zany zao ny sujet fa miala tsiny @ mpamorona.
24. rzakarivola
(
08/07/2009 08:15)
xxx:
Izaho lhl fa tsy manana io toe-tsaina lany andro io intsony. Tsy misy hoe lhl no lohan\'ny vhv fa samy lohany ary samy rambony satria fifanampiana ny tokan-trano fa tsy fitondrana akory. Tsy vitan\'ny lhl vitan\'ny vhv vis versa.
==> Tsy mazava amiko ny teninao.
Raha toa ny iray lohany dia ny iray rambony dia mifanampy ireo izany (fifanampiana), fa raha samy lohany sy rambony dia hoe ny tsirairay avy izany samy feno ka inona intsony no ifanampiana amin\'izany ?
xxx:
za te hanao mariazy ampiangonana satria fantatro fa zava -dehibe ny tso-drano avy @Atra
==> Fahazoako izao teninao izao izany dia hoe, rehefa manao mariazy ao am-piangonana dia mahazo tso-drano avy amin\' Andriamanitra ny tokan-trano, ary raha tsy manao dia tsy mahazo tso-drano avy amin\' Andriamanitra ?
Ianao moa tsy niteny hoe lavinao izany fepetran\'ny Fiangonana izany na ekenao.
- Raha lavinao ny fepetra apetraky ny fiangonana, ahoana no anekenao ny amin\'ny tso-drano voalazanao ?
- Raha manaiky ny fepetra apetraky ny fiangonana ianao, araka ny inoanao fa ao no ahazoana ny tsodranon\' Andriamanitra ho an\'ny tokan-trano. Ny vadinao izany no mila resenao lahatra ny amin\'izay aloha. Fa raha mino an\'izany izy, tsy hampaninona azy ny handeha hatao batisa sy hiditra ho mpandray.
25. ari.malala
(
08/07/2009 08:29)
Azo atao foana ny mariazinareo na tsy vita batisa aza izy.otran'ny illogique ihany amiko izany heo atao mariazy nefa tsy vita batisa na batemy izany. Ny antony ilazako hoe illogique mantsy d normalement atao batemy na batisa aloha ny olona 1 zay vao tokony afaka mandray ny sakramenta hafa rehetra toy ny fandraisana ny Vatan'ny Tompo, ny konfirmasion, ny mariazy na filaharana hoan'ny katolika, satria ny batemy na batisa no fototry ny sakramenta rehetra. K toy ny hoe mandingana étape goavana 1 zany raha dinganina ny batemy na batisa! toy ny hoe ts mandady akory fa tonga d mitsangana mandeha :-P
26. ravonjison
(
08/07/2009 09:24)
Tsy maintsy vita batisa ianao vao afaka manao mariage, noho izany 2 ihany ny possibilité -nao :
1- mandresy lahatra moramora ny vadianao ianao, hanampy anao @ izany ny pastera. Na izy resy lahatra @ finoana, na izy resy lahatra fa tia anao ka noho ny fitiavany anao no anaovany izany ( possible koa iny). Azo ampiarahina ny mariage sy ny batisa.
Ataovy moramora ihany fa sao dia mivadika tampoka eo izy ka lasa tsy te hiherika finoana , batisa sy mariage intsony.
2- mitady pastera izay afaka hi-comprendre ny situation ka hampandroso avy hatrany ilay mariage.

27. ikaretsaka
(
08/07/2009 10:22)
Azonao atao koa ny mandeha @ ireny fiangonana voanjo alika ireny..izay tsy mandray ny mariazy ho sakramenta fa karazan'ny fanehoana ampahibemaso ilay hoe mifankatia nareo 2 fotsiny sy nyy consentman anareo...
Ohatran le any @ firaisana ihany zany fa ss forme hoe any "ampiagonana"
Sa moa tsy maintsy hoe any @ loteranina?
Mbola dingana be koa manko le hoe tsy maintsy atao batisa rasipa de tsy maintsy loteranina...

28. Ratoa
(
08/07/2009 12:06)
Bjr
Nahoana re no hamitaka é? (hoy ny sasany hoe mankany amin'ireny fiangonana ivnany ireny!!! Misy angaha izany?)
mamita-tena ianao raha izany fa raha mino an'Andriamanitra ianao dia fantatrao fa hitany daholo izay ataonao , eny na dia izay muafina ao ampo mpbola tsy voambara aza, vao eritreretina fotsiny.
Azonareo atao ny misoratra aloha, dia miandry kelikely rehefa mino izy fa zava-dehibe izany.Ttsy mahamenatra fa vao maika aza manondrotra azy ny batisa amin'izao izy efa lehibe izao ; Zava-dehibe io fa ny batisa no iraisan'ny kristiana rehetra na catholique na protestant na adventiste na luthérien na anglican.
Ny batisa izao lehibe izao aza no tena misy dikany satria olona efa mahatsiaro tena no manantona an'Andriamanitra;

29. ari.malala
(
08/07/2009 13:10)
Ratoa, efa vita soratra zareo fa ilay mariage religieux io mametraka olana aminy io
30. ikaretsaka
(
08/07/2009 13:39)
Mitady ho voan'ny masobe tsy mahita i Ratoa fa andraso averina any @ realite aza!
Diniho sy jereo ary:
firifiry moa ry Ratoa no hoe vita Batisa, vita mariazy "sakramenta" sns no mbola manitsakitsaka ny tokatranony? io raha raika io toa adinonao! firy no milahatra any Anosy hisara-panambadiana sns?
Firifiry koa no tsary vita lilil fa miara mipetraka (concumbinage) nefa milaaay lavitra noho ireo lazaina vita ireto "karazana fombafomba " ny fiainan-jareo: jereo tsotra fotsiny ireny mpivady any @ la cote sy ambanivolo lavitra any amintsika ireny ohatra : mifanaja tsara ry zareo ary "lamban'akoho"?
dia hoy ahako aminao hoe iza no meloka bebe kokoa eo imason'Atra? Tsy izaho na ianao no hitsara izay fa mba hampiheritreritra anao fotsiny @ le fisainana heo rehefa tsy manao ohatran'ny nataonareo de codmanes!

31. rzakarivola
(
09/07/2009 12:20)
Ikaretsaka:
dia hoy ahako aminao hoe iza no meloka bebe kokoa eo imason'Atra?
==> "Izay tsy nahalala ny tokony nataony ary tsy nanao dia ho voakapoka. Ary izay nahalala ny tokony nataony kanefa tsy nanao dia ho voakapoka mafimafy kokoa" hoy ny tenin'i Jesoa Kristy.
32. rakapy
(
09/07/2009 13:23)
"Izay tsy nahalala ny tokony nataony ary tsy nanao dia ho voakapoka
Ko izy aza izany tsy nahalala ve dia mbola kapohina ihany koa? Izany hoe tsy misy antony ve izany ilay atao hoe tsy manan-tsiny na innocent?
Amiko aloha dia tsy misy eloka eo anatrehan' A/tra izany ny tsy fanaovana mariazy any am-piangonana izany. Safidy sy conscience-nao io ka anjaranao no manapaka. Fa matetika dia ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina no mametraka olana amin'izany.
Eto @ ity loha hevitra ity, ny zava-miseho dia ny hoe tsy vonona na koa tsy tia hanao batisa sy konfimasiona nefa vonona ny hanao mariazy ny ankilany.
Ka izy aza izany efa tsy mazoto koa ho forcer-na ve? sa hiatsara velatsihy mody hanaiky? Raha izay no hiseho dia ataoko fa izany no fahamelohana eo anatrehan'A/tra.
33. ikaretsaka
(
09/07/2009 21:56)
izay mantsy rakapy..
tsy hoe mitanisa tysimpona kely ange rzakarivola de heo meloka sy tsy meloka e..
tsy misy mahalala izany any am-parany any manko
tsy hoe mitanisa tysimpona kely ange rzakarivola de heo meloka sy tsy meloka e..
tsy misy mahalala izany any am-parany any manko
34. cutie
(
09/07/2009 22:38)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 08-07-2009 10:29:22
Lohateny : Re : tsy vita batisa tsy azo atao mariazy
Voalaza teo :
Azo atao foana ny mariazinareo na tsy vita batisa aza izy.
otran'ny illogique ihany amiko izany heo atao mariazy nefa tsy vita batisa na batemy izany. Ny antony ilazako hoe illogique mantsy d normalement atao batemy na batisa aloha ny olona 1 zay vao tokony afaka mandray ny sakramenta hafa rehetra toy ny fandraisana ny Vatan'ny Tompo, ny konfirmasion, ny mariazy na filaharana hoan'ny katolika, satria ny batemy na batisa no fototry ny sakramenta rehetra. K toy ny hoe mandingana étape goavana 1 zany raha dinganina ny batemy na batisa! toy ny hoe ts mandady akory fa tonga d mitsangana mandeha
ho an'ny katolika ngamba zany fa nisy havanay aza natao mariazy ry zareo nefa le vhv tsy vita batisa. Ka in ny olana???
35. Ratoa
(
10/07/2009 01:24)
Bjr
Aza mandray an-tendrony sy mampiteny ahy izay tsy nolazaiko re ry ikaretsaka!!! tsy mitsara aho ary tsy manameloka fa mba manome ny hevitro. Amiko ny batisa no varavarana. Ny RAD manao batisa mangata-pitahiana sy mihinina fa hitaiza ny zanany ho @ ny finoana sy hitondra azy eo @ ny fiangonana.
Amiko koa dia mahazo fahasoavana ny olona vita batisa. Misy angamba tsy mahatsapa izany amin'ny fiainany ary tsy mino izany.
Raha entina ao ampiangonana indray ny fanambadiana dia entina mangataka fitahiana . tsy midika izany fa tsy hiborioka ny iray na izy roa mihitsy, "aide - toi, le ciel t'aidera" hoy ny vazaha. Andriamanitra koa tsy manampy izay tsy manampy ny tenany.
Tsy raha miteny akory i mamanay hoe: "avia izany zanako, tsofiko rano ianao mba ho afaka bac" dia ho afaka aho na inona hitranga na inona hidona anefa matory andro sy alina no mba ataoko. Tsy mianatra, tsy manokatra na boky iray aza.
Manambara izany fa misy olona maniry ny ahafahako sy mahatoky ahy ka dia anjarako indray izany no manao izay tandrify ahy ba azaohako ilay bac. Tsy mankahery anao ve ny teny toa izany hianatra tsara?
Izay koa ilay vavaka sy tso-drano ao ampiangonana. Maniry hiditra fiangonana ny iray, ary maniry tso-drano avy amin'ny fiangonan sy izay manatrika.
Ary misy fepetra ny aminy izany, miakina amin'ny karaza-piangonana ny fepetra. Ny catholique tsy vita batisa tsy atao mariazy ampiangonana, ny efa nisaraka koa tsy atao mariazy ampiangonana.
Fanontaniana: Inona no antony itadiavan'ny andaniny mariazy ampiangonana? Tia ny ankilany sa tsia? Mino an'Andriamanitra izy sa tsy?
INONA no antony tsy itiaviny ny atao batisa?. Hena -maso sa tsy finoana sa tsy fitiavana?
Izao lehibe izao no tena manan-danja ny batisa satria olona efa vory saina no manantona tsy antery.
Azy ny azy fa tsy ahy. Izaho mba manome hevitra sy zavaniaiko ho an'olona manontany.!!!!

36. ikaretsaka
(
10/07/2009 01:36)
Amiko ny batisa no varavarana
aminao izany..de aza terena ohatranao abyu ny olana.. izay le olana eto
Amiko koa dia mahazo fahasoavana ny olona vita batisa
dia manakana ny "tsy mahazo fahasoavana hivady ve izany? valio azafady
Raha entina ao ampiangonana indray ny fanambadiana dia entina mangataka fitahiana
zay fotsiny ve? ko maninona ro tsary natao fotsiny heo tahio zahay zanahary fa hivady de basy?
Fanontaniana: Inona no antony itadiavan'ny andaniny mariazy ampiangonana? Tia ny ankilany sa tsia? Mino an'Andriamanitra izy sa tsy?
antony maro samihafa.. mety metimety fotsiny ohatra koa ilay miakatra ery @ alitara jeren'ny fianakams 8) tsary misy mahalala izay
37. Veloo
(
10/07/2009 18:32)
amiko aloha rehefa tena kristiana ianao ary manaiky an'i jesosy ho mpamonjy anao dia manao batisa (atsokofa ny tena rehetra ao anatin'ny rano) voa manambady.
38. Ratoa
(
10/07/2009 20:56)
Tsy amiko irery fa amin'ny olona mino an'i Jesosy Kristy rehetra dia ny batisa no varavarana. Eny na dia i Jesosy aza dia natao batisa, tao anaty renirano ary Jaona Mpanao batisa no nanao izany.
Ny batisa no ilazàn'ny olona mino hoe "kristiana aho". Tsy fanerena mihitsy no ambarako fa fanazavana. Ny RAD monolotra zazakely dia milaza hoe" ataonay kristiana ny zanakay" . Ny olondehibe atao batisa indray manao hoe"manomka androany dia mpanaraka an'i Kristy aho".
tsy fotsiny fa zava-dehibe. "raha misy roa na telo mivory noho ny Anarako dia ho eo afovaoniny aho". Izay ilay izy fa tsy hoe mba ho hitan'ny akama sy ny havana. Misy tokoa ny olona tsy nanao mariazy ampiangonana. Izy no mahalala ny antony. Fa misy olona manome lanja ny mariazy ampiangonana ka nahoana no tsy ekena ny zony sy ny finoany ary ny faniriany?
Izy roa ireo no hahita hoe iza no andefitra: ilay mitady mariazy sy batisa sa ilay mitady mariazy @ toeran-kafa tsisy batisa?
Famelabelarana no mba ataoko
Ny batisa no ilazàn'ny olona mino hoe "kristiana aho". Tsy fanerena mihitsy no ambarako fa fanazavana. Ny RAD monolotra zazakely dia milaza hoe" ataonay kristiana ny zanakay" . Ny olondehibe atao batisa indray manao hoe"manomka androany dia mpanaraka an'i Kristy aho".
zay fotsiny ve? ko maninona ro tsary natao fotsiny heo tahio zahay zanahary fa hivady de basy?
tsy fotsiny fa zava-dehibe. "raha misy roa na telo mivory noho ny Anarako dia ho eo afovaoniny aho". Izay ilay izy fa tsy hoe mba ho hitan'ny akama sy ny havana. Misy tokoa ny olona tsy nanao mariazy ampiangonana. Izy no mahalala ny antony. Fa misy olona manome lanja ny mariazy ampiangonana ka nahoana no tsy ekena ny zony sy ny finoany ary ny faniriany?
Izy roa ireo no hahita hoe iza no andefitra: ilay mitady mariazy sy batisa sa ilay mitady mariazy @ toeran-kafa tsisy batisa?
Famelabelarana no mba ataoko
39. ni81
(
10/07/2009 21:08)
Tsy fisehosehoana ny mariazy fa fangataha_pitahiana. Ka raha mbola tsy tsapan'ny vadinao izany, aza terena izy fa ampianaor tsy moramora eo: " En religion, point de contrainte" hoy ny fiteny;marina tokoa
40. fijo
(
10/07/2009 21:36)
ny fanambadiana na mariage dia contrat.fifanarahana amina olona roa mifanaiky ny hiaramiaina;ka io na vita batisa na tsy vita tsy misy dikany izany.rehefa tsy nisy noterena fa antsitrapo dia izay no izy