ny vidin'entana...

41. diloo ( 04/07/2009 22:51)
Nareo kosa nama aza manao tamba be an' i Essera an. Mba hajao ny heviny na dia tsy ankasitrahana ny sasany aza izy. Henoy fotsiny ihany fa izay ilay liberté d'opinion fa tsy voatery hitovy hevitra.
Aiza ve dia olona fito ny eto @'ity dinika ity manindry an' Essera. I dadabe irery izao no manao rescousse.
Sady ilay fitenenana dia mandratra ihany:
-Sauvage ie, mitsontsoina ie, olona mihaina ao anatin'ny fiandanambe e, manohana anjambany toa an-dra-Essera e, ets....
Aleo i Essera hanome ny heviny mba hamatarana ny tena état d'esprit ny olona
nanome ny fahatokisana ny mpitondra izay napetrany teo.
Raha tsindrinareo foana izy dia manjary tsy tsapa ny vetik'heviny. Amiko hilaina ny hevitr'i Essera na dia tsy voatery omba azy na tsia.
Samy mifandray tanana @'ì Essera fa samy malagasy daholo isika.
Tsiky dia ampy na dia tsy mitovy hevitra ny tsirairay.
:wink: :wink: :) :) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072