ny vidin'entana...
21. essera
(
02/07/2009 13:11)
reeves:
Tsy misy calcul sy strategie ny zavatra nataon`ireto TGV ireto fa tena sauvagerie fotsiny izao : Tsy mba eritreretiny akory fa mamelona ny toe-karena vahiny anie ny fanaovana importation ( vary , dobera , ..sns ) no sady manimba ny toe-karena anatiny ( gaspillage devises) .
Amariniko mihitsy,
MAHAY CALCUL BE DADA KA NATAONY NIANKIN-DOHA AMINY
TANTERAKA NY FIAINAM-PIRENENA EO AMIN PPN.
Raiso fotsiny ity ohatra ity, raha any France ohatra, d iray ve no mpanamboatra dibera ao, d mba lasa saina ianao sa tsy lasa saina am zany hoe fa d iray fotsiny ve no mahay an'ity taranja ity.
22. ari.malala
(
02/07/2009 13:38)
ary ny ani essera fialonana kay no tena betsaka :-D :-D :-D :-D fialonana an'i ra8 :-D :-D
23. AndriambyII
(
02/07/2009 13:39)
Tsara raha halalinina daholo ny mikasika ny flux ny PPN tena ilaina ao antanàna .Mba efa nisy mpanao dbera sy menaka manja ihany koss tany kan !
Ary tokony tsy hadino koa ny resaka materiels:
MNI (materiels necessaires industriels), chirurgicals, medicinals, ,sy ny produits d' entretients isan-karazany momba ny compagnie aerienne sy maritime; ohatra pièces de rechanges nécéssaires pour avions et bateaux ,helico , ny pièces-na fiara kamion ,tracteurs , dia ny @ resaka herinaratra , kabla optika , kabla elektrika , momba ny batiments sy architectures . :lol: :lol:

24. ndenn
(
02/07/2009 13:58)
Ny zavatra tsara hifotorana voalohany dia ny industries lourdes:
siderurgies ,metalurgies ,petrochimies ,laboratoires pharmaceutiques, laboratoires chimiques , dia ilaina koa ny mampiakatra ny niveaux-ny techniques industrielles de productions des appareils utilitaires ho an' ny malagasy .Ireo no tena mitarika ny fidinan' ny farim-piainan' ny malagasy rehefa atao ny fandinihana.
Ambonin' izany ny resaka outillages des medias et informatiques .Mila regulation ny fanafarana azy ireny fa lasa baranahiny ny fidiran' ny contres façons eran' izao tontolo izao ao Mada. :!:

25. essera
(
02/07/2009 14:00)
arimalala:
ary ny ani essera fialonana kay no tena betsaka fialonana an'i ra8
Tena akaiky be no fomba fijerinao raha izay no teneninao. Efa ataoko ohatra be mazava hoe :
Raha ao amin'ny France ohatra d mino ve ianao fa azo eritreretina ny hoe Société iray no miantoka ny ankabeazan'ny PPN ao aloha. Mino aho fa n'iza n'iza hanadihady an'io d mahalasa saina kely ihany. Tsy hidirana resaka fialonana mihitsy izany fa raisiko fotsiny, raha ianao irery no mpamboly vary eto Madagasikara d ahoana ny tohiny raha sendra tsy eo ianao ? Azonao am zay. Ilay izy anefa tsy hoe tsy misy mahay fa betsaka no nofinganina tamin'ny fomba tsy mendrika loatra, ary misy kosa aloha ny tsy afaka ka d mazava ho azy mivoaka ilay fifaninana.
26. bozyboleta
(
02/07/2009 14:57)
ary ny ani essera fialonana kay no tena betsaka fialonana an'i ra8
De izany koa no fahitako le dinika hatrany am-boalohany.
Betsaka ireo milaza azy ho manambola eto Madagasikara toa an-dry ramanadraibe sy ry ramarosahona fa inona no vitany ho an'ny Malagasy hatrizay ampolo taonany nisiany izay???
Dia sahy hilaza ve ireo fa i Ravalomanana no nanimba ny fihariany??
Ravalomanana no hany mpanambola malagasy sahy nampiasa vola mba ho tombotsoan'ny Malagasy.
27. reeves
(
02/07/2009 15:02)
Fa amin`i Essera , mety tsara daholo zany ireny fanapahan-kevitry ekonomika nataon` ny HAT ireny ve ? Dia gaga amin`izany indray aho aloha . Ianao misisika foana amin`ilay hoe Ravalo nibodo ny seham-pihariana rehetra fa nahoana ny mpandraharaha malagasy no matahotra fifaninanana tahaka izany ? . Dia maninona nefa izany raha toa izy manangana orinasa hiasan`ny MALAGASY tahaka azy , mamelona ny entreprises label vita gasy , mamelona ny toe-karena ( PIB ) ny fampiasany ny volany eto fa tsy any ivelany . Sao dia i Essera no mbola tratran`ny syndrome Ory Hava-manana ?
28. dadabe
(
02/07/2009 17:11)
oayy leaza mbola misy miaro ny oull efa very seza ihany kle hahaha :-D :-D
29. pikatti
(
02/07/2009 17:13)
Diso enao dadabe ,tsy olona no resahina fa ny hevitra , fakafakao tsara alohan'ny miteny fa aza miteniteny foana
30. dadabe
(
02/07/2009 17:19)
ianao no tokony hamakafaka tsara ....jereo tsara le resaka fa mihodikodina eo @ fiarovana olotokana ....de lasa manjary manaratsy ny oull anakiray fa tsy miaraka mitady vahaolna
31. dadabe
(
02/07/2009 17:22)
Toa hoe nampidinina 30 ariary ny vidin'ny gas oilfa tonga dia niakatra 300 ariary b izao, ary izao aza toa efa niakatra sahady? ary toa nanjavona sahady ilay hoe menaka 2500 ariary? ary ny vary? aiza hoaiza ilay fampanantenana poak'aty
makanesa toi aty amiko fa zah tsy mampanatena pokaty kle :-D d aza mora misadotra eo aa :*
32. pikatti
(
02/07/2009 17:31)
dadabe efa vizana be tony ve dé haninona eto klé
mitsaboa saina aloha
mitsaboa saina aloha
33. locl
(
02/07/2009 19:17)
Mba mahalala menatra ry essera fa dia mintsontsona ny vava :roll: :roll:
34. fijo
(
02/07/2009 21:14)
izao fanohanan'i essera izao no atao hoe tsy mahay manohana,
izahay ohatra manohana ny aradalana,fa izahay dia sahy milaza fa nisy tsy nety vitan'i ravalo tao matoa ny olona nitroatra.tsy misy azo afenina izany.
izao indray tgv no eo,ary ita mibaribary (na ny jamba aza izao mahatsapa)fa tena tsy mivelona intsony ny gasy,de mbola misy miziriziry ihany hoe tena milamina izao ny tanana;maninona ny toliara mijoro no manomboka mampiaka peo???????????
sa io le hoe mety foana na hofaty aza izahay e,vao niantso tany mahajanga aho aninkeo,olona avy aty no nantsoiko fa manao vokansy any,fa mikaikaika lery fa henjana be izao ny any.dia dinio amin'izany ny fiainana misy ao,fa aza terena hety fa izao no manimba zavatra

35. ari.malala
(
03/07/2009 07:19)
izahay ohatra manohana ny aradalana,fa izahay dia sahy milaza fa nisy tsy nety vitan'i ravalo tao matoa ny olona nitroatra.tsy misy azo afenina izany.marina mints zany ary zay no zavatra itako ts mbol zakan'ny ankamaroan'ny Malagasy, ts mahazka kianina! n manohana anjambany toa andry essera moa ts lazaina tson...
36. xxx
(
03/07/2009 09:54)
Asa ianareo raha nahita an'ilay horonan-tsary niely tamin'ny net iny efa elaela izay. Toa hoe "3 jours en compagnie de Tgv" angamba ny lohateniny, tsy tadidiko tsara.
Dia misy an'izy mivady misakafo maraina any an-tranony, ronono sy céreales de marque nationale (frantsay no tiako lazaina) no teo ambony latabatra :lol:
Izay angamba no olan'ny olona zatra miaina anaty fiadanam-be, tsy eritreretiny akory hoe misy olona anie any ho any miafy amin'ny dibera antsinjarany, ray miafy mandeha tongotra mody mba hividianana yaourt ho an-janany, dia nopotehiny fa nanao tsinontsinona azy loatra.
I "première dame" toa mazoto mizara fanomezana sy fanampiana ho an'ireo tsy manankatao, ka asa raha ho ampy ny eo am-pelatanany rehefa ny maro an'isa amin'ny vahoaka malagasy no voasokajy anaty "tsy manankatao"

37. ari.malala
(
03/07/2009 11:51)
inona moa ilay hoe nanao tsinontsinona? raha izay fanomezana handalo iany aleo tsy misy! firifiry amizao ny oul very asa noho iny zavanitranga nanomboka tam janvier iny! hanome vary 1 kilao d androany iany aza mety efa ts ampy d in ny dikany? marina fa aleo misy kely toy izay mandry fotsy, saingy nga androany iany ny olona no miaina?
38. dadabe
(
03/07/2009 16:09)
31. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 02-07-2009 19:31:39
Lohateny : Re : ny vidin'entana...
dadabe efa vizana be tony ve dé haninona eto klé
mitsaboa saina aloha
ary milay be le mandrangitra an'itony kleaza hahah :-D andraso fa mbola ho avy aho :?)