ny vidin'entana...
1. ari.malala
(
02/07/2009 07:15)
Toa hoe nampidinina 30 ariary ny vidin'ny gas oilfa tonga dia niakatra 300 ariary b izao, ary izao aza toa efa niakatra sahady? ary toa nanjavona sahady ilay hoe menaka 2500 ariary? ary ny vary? aiza hoaiza ilay fampanantenana poak'aty?
novalian'i diloo ny 04/07/2009 22:51
2. maryline
(
02/07/2009 07:17)
Izay ilay hoe ny vava no tsy atao be fa ny mamerina azy no tsy laitra e! zesta fotsiny no betsaka dedadedaka iray trano
3. Noue
(
02/07/2009 07:20)
resaké daholo anie ny zavatra lazain'io tgvendrana io eee !! hidina aa oee ny PPN , ho avy aa oeee ny arabo @ PPN à moins 40% ny vidiny !! nefa aiza zany zao ?? ary toa niakatra be koa ny vidin'ny légumes ???
300 -400 A ny fiakaran'ny lasantsy !! :^) :^) :^)

4. Mirananirina
(
02/07/2009 07:25)
aiza hoaiza ilay fampanantenana poak'aty?
Izany mihitsy ry ari-malala an.
Mampanatena tsy misy,ny mampalahelo anie dia ireto izy mizesta etsy sy eroa hoe azy ny fanjakana ,nefa tsy misy apôka akory e.Mijaly ny vahoaka.
5. ari.malala
(
02/07/2009 07:44)
fanjakàn'ny baroa? oviana hatrizay naha Antananarivo an'Antananarivo no nisy bomba artisanal zany teto ra tsy tamizao? efa mba impiry nisy girevy sy hotakotaka ihany teto fa izao izany vao mipoitra...
Iee, niakatra be tokoa ny vidin'ny legumes! fa iny aloha nazavain'ny mpamboly hoe matin'ny fanala ireo zavamaniry dia izay no mahalafo azy... Fa ilay zavatra nampanantenaina mintsy no tiako ahazoana valiny @ ireo mpiondana sy mpanaraka ambokony hoe aizahoaiza? Izaho tsy te hahita valiny hoe manao zavatra ts mora sns, fa raha mahatsapa anizany ts tokony miteniteny mints!

6. Mimhie
(
02/07/2009 07:44)
angaha izay ihany e! ilay gasy kely zatra nihinana dibera teo iny, lasa produit de luxe izy izao, tsy laitra vidiana intsony, ny menaka moa efa vidiana lafo mbola misy ratsy fofona be ihany, mampalahelo fa lasa tsy ho ampy sakafo ny gasy atsy ho atsy.
7. essera
(
02/07/2009 08:50)
Ela ela i ari-malala fa izy mants efa nahazo lagy be tamiko ndray mande. Kony moa ô !
- Vidina lasantsy alou omena kely, manaraka barila ve sa tsy manaraka.
- bomba artizanaly, ny tim sy ny légaliste ihany no mbola nahavita an'io hatreto. Légaliste a !!!!! oay létié.
- Menaka izao eto am tanana 4.000 Ar.
Ilay fampanantenana, banky ropitra ange no saika hatao teto. D impiry averina ary hoe fetsy ange i Dada fa nafangarony tsara ny rano sy menaka e. Zay no part de gateau nomeny ny oul mandray ny fitondrana izao.
Tsy fanomezako tsiny be fahatany an'i Dada fa tena nafangarony io ka vao miala fotsiny izy d mody mimémé ny zanany hoe dada ihany no mahay. Non non non !!! Manjary mamerina cours tany am telo volana tany ah fa ho an'izay naharaka dinika d kôpy an'io.

8. maryline
(
02/07/2009 09:02)
Mahita resaka foronina foana hialana pah ra essera, taloha ny kilonga raha hianatra misotro jus ravalomana ampy vitamine sy dibera amin' ny atsijarany ahosotra amin' ny mofo , voky daholo ny sarambabem- bahoaka ary ankehitriny" Aiza ry Neny ilay jus toa tsy nisy intsony" maty noana izao ny zaza malagasy, raha tsy izany voky produit efa ho lany daty. Tongava saina ry essera an!
9. essera
(
02/07/2009 09:12)
maryline, na tsy mpanao politika profesionela aza ny tena mba mahafantatra ihany hoe izao no zava-nisy. Saika hamoronako dinika moa ity fa araraotiko eto ihany hoe : tsara d tsara ity site ity fa ny olana kely indray2 amin'n oul sasany tsy eto mada d ny akony no henony na izay fahanan'ny site sasany azy.
Izay izany ilay inconvénient sy avantage-n'ilay serasera. Zah zao afaka miteny tsara mits oe mahita tsara eto am-potony ah ka afaka mampifanitsy izay vatsian'ny internet sy ny réalité.
D mila ampahafantarina anao mazava tsara ity hoe : "Iza ilay oul tenda-kanina be." Izaho izao tena manamafy fa raha nisy mpandraharaha tena natanjaka teto d Ravalomanana. Fa ny ao am coulisse mba jereo tsara.
Raha raisintsika fotsiny, nisy mpandraharaha na tsy hitovy amin'ny Tiko aza navela hanao an-kalalahana namokatra menaka sns sns tsy ho tonga am zao isika fa NOBODOINA vokatry ny fitiavan-tena. Izay ilay hoe alaivo ambony alaivo ambany fa ny iafarany rehefa tena ny fandraharahana ataona no itsahan'ny CYLINDRE TIKO d izay ianao vao hiteny hoe ary tena marina ny an'i ESSERA.
Mety ny miasa tsara
Mety ny miasa mafy
Mety ny miasa MIARAKA (tsy ara-bakiteny io fa slogan fotsiny le miaraka. Mahita elah ze mifanitsy am asa ataoko eo...) :-D :-D

taloha ny kilonga raha hianatra misotro jus ravalomana ampy vitamine sy dibera amin' ny atsijarany ahosotra amin' ny mofo , voky daholo ny sarambabem- bahoaka ary ankehitriny" Aiza ry Neny ilay jus toa tsy nisy intsony" maty noana izao ny zaza malagasy
D mila ampahafantarina anao mazava tsara ity hoe : "Iza ilay oul tenda-kanina be." Izaho izao tena manamafy fa raha nisy mpandraharaha tena natanjaka teto d Ravalomanana. Fa ny ao am coulisse mba jereo tsara.
Raha raisintsika fotsiny, nisy mpandraharaha na tsy hitovy amin'ny Tiko aza navela hanao an-kalalahana namokatra menaka sns sns tsy ho tonga am zao isika fa NOBODOINA vokatry ny fitiavan-tena. Izay ilay hoe alaivo ambony alaivo ambany fa ny iafarany rehefa tena ny fandraharahana ataona no itsahan'ny CYLINDRE TIKO d izay ianao vao hiteny hoe ary tena marina ny an'i ESSERA.
Mety ny miasa tsara
Mety ny miasa mafy
Mety ny miasa MIARAKA (tsy ara-bakiteny io fa slogan fotsiny le miaraka. Mahita elah ze mifanitsy am asa ataoko eo...) :-D :-D
10. xxx
(
02/07/2009 09:51)
Raha ny fijerinay azy aloha dia mora kokoa ny vidin'ny menaka noho ny taminy andron'ny dada
sady maro karazana azo hisafidianana
toy izany koa ny vidin'ny vary
antonony ny saranbabem-bahoaka
aleo ry zareo tsy manao politika fa mijery ny fiainana andavan'andro a
Rehefa mora ny menaka sy ny vary manaraka ho azy ny sisa
tsy misy hanao ny politika'nareo zany eo
Jereo ihany koa ny vidin'ny solika eran_tany fa aza manome tsiny be fahatany e
Misaotra Tompoko :* :*

11. hery
(
02/07/2009 09:56)
i ari.malala any Dago ka... dia na tsy any Dago aza dia miantso an-telephone any isanandro izahay ary manontany hoe ahoana ny vidim-piainana.
Tsy haiko i essera angamba mpanankarena fa ny olona antonontonony tahaka ny fianakavianay dia sahirana mihitsy.
Tsy raharahanay izay haren'i Ravalo na hoe nangalatra na tsia, problema-nareo samy manan-karena izany, fa ny fiantraikany ao amin'ny vahoaka madinika no hitanay.
TAmin'ny andron-dRAvalo 1000 Fmg na 200 ar dia mahazo dobera le @ atsinjarany ireny dia azo atao amin'ny mofo. Aiza amin'izao? Nosomparana.
Taloha dongadonga ny ankizy satria na dia tsy dia manankarena aza ny ray amandreny dia afaka mahazo yaourt ihany, amin'izao aiza? Nosomparana.
Ahirato ny maso ra-essera, izahay tsy miresaka izay zavatra lalina be any fa ny zavatra miditra ao an-kibo no hita. Ary tsy excusemihitsy ny hoe niakatra be ny vidim-piainana eran-tany. Raha niakatra be maninona no niditra naka fanjakana ianareo fa tsy navelanareo teo izay teo hijerena na mbola noana ihany ny vahoaka?

12. essera
(
02/07/2009 10:03)
Izay ange ilay nolazaiko hoe misy manao tsianjery. Ary misy aza moa eto vao ary amin'ny fampidirana dinika d efa : HONO no betsaka ao anatin'ilay phrase. Ny tsy manao HONO indray mikaroka frapy any am siten-ny Dada any. Ry zareo ihany no mifamosavy hevitra eo.
Izao wa ho anareo tsy eto Mada rehetra :
1/ Amin'ny ankapobeny milamina sy miverina amin'ny laoniny ny fiainana eto Mada.
2/ Ny zavatra tsy azo odian-tsy hita kosa anefa d misy ombieny2 ny olona manao fanafihana tsena sy olona manam-bola. Tsy fantatra ireo na anisan'lé very asa na mpigafy fa gangs vao2 aloha ireo.
3/ Ny mpamafy tsaho no tena b d b eto izao, misy an'izao hono ary an'anona. Rehefa tena andrasanao iray andro ilay vaovao tsy misy akory na an-gazety na amin'inona. Oh : Efa tafiditra ao Farafangana ange hono ny mersa avy am zao e. D zao na d dia-tongotra avy any Toliary aza efa tonga.
4/ Misy entana sasantsasany nisondrotra ny vidiny (oh sigara nitombo 400 Fr raha 350 Fr teo aloha, d vitsy2 ankoatra izay... Fa misy mahita atsanga tsy aman'orana mihitsy mahavita milaza hoe : "Nisondrotra be ny légume". Na ataontsika hoe ririnina aza izao tsy misy d niakatra be tsy hay vidiana izany eto.
Lé tena tiako hahatongavana izany d misy oul ty mi-généraliser zavatra ankoatra ny poivre carry sy ny sira d mbola asiany siramamy ka manjary mamitaka ny mpisera sasany.

13. essera
(
02/07/2009 10:13)
Essera alou oul tsy mpanakarena fa ao anatin'ny valala-bemandry. Ary mihara-mizaka izay misy fa tsy hoe any ivelany ka efa alamin'ny grande surface rehetra iny.
Amiko ny oul miteny ohatra izao d irresponsable satria na efa hita maso sy mibaribary aza ny tsy mety dia ekena satria izay ve no ANJARA ???
Ankoatra izay, ny oul tena tsy nahita fianarana ireny mihitsy no tokony hanao an'io fijerin'i Hery io (miala tsiny fa tsy manambany akory). Ny antony d tsotra, tsy manana safidy satria sad tsy kodiny am-paosy ka izay omen'ny oul Ariary aza d tazoniny ny Ar99 d faly foana.
Mandiso fanantenana be ianao rahery, ampiakarina kely ilay fomba fijery.
Hery:
Tsy raharahanay izay haren'i Ravalo na hoe nangalatra na tsia, problema-nareo samy manan-karena izany, fa ny fiantraikany ao amin'ny vahoaka madinika no hitanay.
Amiko ny oul miteny ohatra izao d irresponsable satria na efa hita maso sy mibaribary aza ny tsy mety dia ekena satria izay ve no ANJARA ???
Ankoatra izay, ny oul tena tsy nahita fianarana ireny mihitsy no tokony hanao an'io fijerin'i Hery io (miala tsiny fa tsy manambany akory). Ny antony d tsotra, tsy manana safidy satria sad tsy kodiny am-paosy ka izay omen'ny oul Ariary aza d tazoniny ny Ar99 d faly foana.
Mandiso fanantenana be ianao rahery, ampiakarina kely ilay fomba fijery.
14. hery
(
02/07/2009 10:45)
Amiko ny oul miteny ohatra izao d irresponsable satria na efa hita maso sy mibaribary aza ny tsy mety dia ekena satria izay ve no ANJARA ???
Non!
Tsy anjaranay ny mieritreritra an'izany fa raha nangalatra izy dia tokony mitory azy izay nangalarany. Tsy taminay izy no nangalatra fa ny hitanay dia ny vidin'entana eny antsena. Raha tamin'i essera izy no nangalatra dia tokony torin'i essera. Izany daholo no mitranga amin'ny firenena mandroso... sy ny olona mandroso. Raha ohatra moa i essera ka mbola mieritreritra ny tenan'i essera hoe sauvage (miala tsiny fa tsy manambany akory), ka tsy hanaraka ny lalàna fa hiditra amin'ny fanonganam-panjakana, dia izany aza hoe efa sauvage koa inona intsony no azo atao.
15. ari.malala
(
02/07/2009 11:33)
hery, :-D :-D -D tiko b le tsindrom-paingotra :-D :-D
Za vao naika hiteny an'ilay resaka dibera! taloha 100 Ar d efa mahazo dibera ahosotra ny mofo, fa izao tsy misy intsony mintsy n'aiza n'aiza! Na ny mofo koa aza efa ifampitadiavana amizao e! raha vao taraiky kely ftsn miantsena d'efa ts mahita mofo intsony!
essera, sur à 100% v enao fa miverna @ laoniny ny fiainana eto Madagasikara? tena sahy manamafy anizany enao? Omeo kely ny porofo! D hamaliako ny teninao, aiza hoaiza ao @ teniko no misy hoe hono? ataovy quote kely azafady.
Nampanantena ery teny @ 13 mai hoe rehefa tonga eo am fitondrana d hahita asa dool ny oul ts niasa e blablabla, aiza zao? ny zone franche aza miha mikatona tsikelikely... Raha anisan'ny oul very asa ny manao fanafihana tsena sns, avy @ iza no antony nahavery asa anireny? Nanahoana ny hafalianareo t@ ireny black monday tam janvier ireny? pinga ery ny flou anareo mitondra anareo miala eo am vala tokony ho anjaranareo, d refa nentina niala teo nareo d soavaly tapakofehy d ts mahatana tena fa ny handroba no may sy masaka tao andoha, vokany orinasa firy no roba? hahagaga v raha very asa ny ankamaroan'ny oul amizao satria tsin efa presk lasa nitsoaka dool ny oul nanana orinasa sy norobainareo tamireny?

16. essera
(
02/07/2009 12:00)
Fa maninona alou le fomba fitenenanao no asiana foana hoe "NAREO". Averiko tsara eto ary efa bobaka loatra fa nandritra ireny fandrobana janvier ireny d tao daholo na tim na tgv na olona tsy eritreretinao aza... Tsy niaingaainga foana ny toul tam reny fa tsy mety hanaiky mihitsy ianareo ireto hoe misy fotoana ny oul LEO. TOFOKA d mi-revolte.
Misy couvre-feu ve eto Antananarivo. Ataovy oui na non fotsiny aloha ?
jereo ilay xxx.9 io. Fanamafisana an'io no antony hoe :
D misy soratra v ao hoe i arimalala aza mampiditra dinika misy HONO. Raha nandeha izao ilay hoe : "Evacué any La Réunion ange Charles fa nahita tany Ambatondrazaka e". Tao am site tim io tena resa-be tena lava faraky izay lava nefa iz ménakav ian no mifamosavy resaka tao. Azonao am zay. Ka na ato am serasera.org aza na tsy manisy hono aza ny sasany d hitanao hoe adinony ny nametaka HONO.
essera, sur à 100% v enao fa miverna @ laoniny ny fiainana eto Madagasikara?
Misy couvre-feu ve eto Antananarivo. Ataovy oui na non fotsiny aloha ?
ari.malala:
D hamaliako ny teninao, aiza hoaiza ao @ teniko no misy hoe hono? ataovy quote kely azafady.
jereo ilay xxx.9 io. Fanamafisana an'io no antony hoe :
essera:
Izay ange ilay nolazaiko hoe misy manao tsianjery. Ary misy aza moa eto vao ary amin'ny fampidirana dinika d efa : HONO no betsaka ao anatin'ilay phrase. Ny tsy manao HONO indray mikaroka frapy any am siten-ny Dada any. Ry zareo ihany no mifamosavy hevitra eo.
D misy soratra v ao hoe i arimalala aza mampiditra dinika misy HONO. Raha nandeha izao ilay hoe : "Evacué any La Réunion ange Charles fa nahita tany Ambatondrazaka e". Tao am site tim io tena resa-be tena lava faraky izay lava nefa iz ménakav ian no mifamosavy resaka tao. Azonao am zay. Ka na ato am serasera.org aza na tsy manisy hono aza ny sasany d hitanao hoe adinony ny nametaka HONO.
18. ari.malala
(
02/07/2009 12:24)
hay v ny fisian'ny couvre feu no atao hoe ts milamina e :-D :-D:-D mba fohy ndray zan fahatakarako zavatr zan k! :-D :-D :-D
19. essera
(
02/07/2009 12:39)
Hery:
Raha tamin'i essera izy no nangalatra dia tokony torin'i essera. Izany daholo no mitranga amin'ny firenena mandroso... sy ny olona mandroso.
Ary raha ambara mazava amin'ny Hery fa lany andro ianao mitory fa zé tiany ihany no ataony. izay no zava-nisy fa tsy mamorona ah. D ahoana ozy enao.
Hery:
Raha ohatra moa i essera ka mbola mieritreritra ny tenan'i essera hoe sauvage (miala tsiny fa tsy manambany akory), ka tsy hanaraka ny lalàna fa hiditra amin'ny fanonganam-panjakana, dia izany aza hoe efa sauvage koa inona intsony no azo atao.
Rehefa mihoatra ny kapoaka ny ataonao d mi-revolte ny oul. Any am coup d'état foana ange no hirahiraina fa mba jereo ny antony nahatonga an'ilay izy.
Anisan'ny nanintona ahy ity andinin-teny iray ity satria d manamarina ny zava-niseho teto amintsika tao anatin'ny 3 taona farany nitondran'i Dada
Causes toujours et Fermes ta guele (Démocratie & Dictature Ravalomanana).
Be sofina no revy nisy teto rahery, ary samy mahalala isika hoe mahay vava i Dada no mpanao teny tsy voahevitra. Ny oul ange any an-tranony no mivazavaza foana aloha am hatezerany fa rehefa tena ts zakany ka mitambatra d anao ny anao kosa avéo.
Fa reveko le famalin'i hery ka tena mahazo fafiny mits a. :-D :-D :-D
20. reeves
(
02/07/2009 13:04)
Efa miresaka dobera ianareo , fa mahenika ny tsena eny Analakely izao ny dobera Maorisiana fa matsaboka be ohatran`ireny menak`omby ireny ary tena faladihan`ny Bon Beurre n`ny TIKO mihitsy ny qualité . Izany sisa no iainana ankehitriny . Tsy misy calcul sy strategie ny zavatra nataon`ireto TGV ireto fa tena sauvagerie fotsiny izao : Tsy mba eritreretiny akory fa mamelona ny toe-karena vahiny anie ny fanaovana importation ( vary , dobera , ..sns ) no sady manimba ny toe-karena anatiny ( gaspillage devises) . Anti-economique daholo ny mesures raisiny ary hita fa "incompetents". Mbola hijaly mafimafy hatrany ny Gasy raha mbola haharitra ity Tetezamita ity .