Oe!!!!!!lasa any @sommet ny UA Ravalomaana Marc!!!!!!!!!!!!!

1. zaytinao ( 01/07/2009 06:14)
Nieritreritra ny hamotika tanteraka an'i dada ry zareo, nefa zao izy lasa any lybie any nanatrika ilay sommet.
maina be ry hat.
i dada tsy maintsy miverina.
mivavaha,aza mitsahatra.
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:59
2. Noue ( 01/07/2009 06:15)
ny mampalahelo dia mba mangetaheta ny ho invité koa ny FAT(Y) saingy tsy ilaina ee ! :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 01/07/2009 06:19)
Ho tonga tsy nasaina no sady hitonantonana vokatry ny fitiavan-tseza:-D :-D :-D
4. Noue ( 01/07/2009 06:22)
possible !! :-D :-D :-D :-D :-D
5. naritsimba ( 01/07/2009 06:25)
Hita mihitsy hoe misosososo toa vinanto tsy mahare fosa ilay dada(rabe osy)
6. essera ( 01/07/2009 06:29)
Iza no sahy MI-CONFIRMER eto fa nahazo invitation izy ho ao amin'ilay fivoriana ? Tandremo sao d à côté de la plaque mamaly a. Mba manana kely izay voasarangotry ny tanana mantsy izahay momba an'io vaovao io.
7. xxx ( 01/07/2009 06:35)
Tapina ny domy kle :-D :-D :-D :-D
8. naritsimba ( 01/07/2009 06:44)
Raha izaho aloha tsy matikambo @ izay sommet afrikana zany eh!
Ny tany Afrikana izao mitady hevitra mihitsy hoe ahoana no atao fa raha lasa eo tokoa Madagasikara dia inona no atao fa any amin'ireo ny tena harena, ary na ny frantsay na ny amerikana mahatsapa tsara an'izany.
Jereo tsara ny any Iran, tohanan'ny amerikana ny mpanohitra ary izay politika izay no nahatonga ny amerikana niova hevitra momba an'i Madagasikara ary dia nangina ilay ambasadera Niels Marquart rehefa tafaverina avy any Etazonia, naverina niasa eto dago indray ny corps de la paix, io politika io no atao hoe politika fihatsaram-belatsihy. Ny frantsay nanome fiaramanidina ny tafika malagasy.
Eto dia mba ovay ny fomba fijery fa sao ho tapaka lalan-drà eo , raha izao fandehan-javatra izao dia niainga avy eto Madagasikara ny fiovan'ny fanaovana politika manerana izao tontolo izao, noho izany dia araho tsara ny tantara.
9. essera ( 01/07/2009 06:59)
Miandry an'ilay "zaytianao ôôôôô !!!". Iza mantsy efa nihora-pifaliana be mihitsy hoe Oééééééééééééééééé lasa any @ sommet ny UA Ravalomanana Marc.

:-D :-D :-D :-D
10. penguin ( 01/07/2009 07:01)
Ny Malagasy mihintsy no Mpiantsara ivelan-tsihy ka izay no aha-potika an'ny tgvendrana atoato. =)) =)) =))
11. essera ( 01/07/2009 07:05)
penguin:
Ny Malagasy mihintsy no Mpiantsara ivelan-tsihy ka izay no aha-potika an'ny tgvendrana atoato.


Azo raisina toy izao io rehefa rasaina kely :

Ny Malagasy = TIM + TGV + AREMA + SILAMO + KATOLIKA + MERINA + BETSIMISARAKA + SNS TSY VOATANISA...

Ka iza am reo izany no mpiatsara-velatsihy fa tsy atao safo bemantsina be fotsiny ?
12. naritsimba ( 01/07/2009 07:11)
penguin> ny ahy indray rehefa vandana dia kary e! tsy ananan-kavana io
13. penguin ( 01/07/2009 07:14)
essera sy ny sahala aminy no tena mpiantsara ivelantsihy voalohany ka tsy tokony hanontany indray. =))
14. Noue ( 01/07/2009 08:07)
essera:

Iza no sahy MI-CONFIRMER eto fa nahazo invitation izy ho ao amin'ilay fivoriana ? Tandremo sao d à côté de la plaque mamaly a. Mba manana kely izay voasarangotry ny tanana mantsy izahay momba an'io vaovao io.
tena elàh mahintsiny no à coté de la plaque ry essera aaa ! klet'ieee ! aza hodiana fanina less fa tena nahazo invit kosa izy eee ! sa malahelo indray elàh fa tsy nahazo ra-tgven ??


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. essera ( 01/07/2009 09:52)
Zao ry Noue, elah mahay mikarokaroka lien ihany, ka alohan'ny tsy handefasako ny zava-misy marina eto d mijereva alou source any ho any fa tsy invité lery. Tonga am maha oul tsotra izy ... raha eo...
Vaovao efa maty kapoka mihitsy io fa manaova aloha fikarohana kely.

Tsy TGV aloha no resahina eo amin'ny lohateny ary teneniko mits oe TSY VOAASA NY HAT.

16. pikatti ( 01/07/2009 10:21)
ny source omen'elah anie ry essera intox sady votany no tsy mifanaraka @ dinika akory ,jereo tsara anie avy eo e :-D
17. essera ( 01/07/2009 10:54)
Ndana lou milalao any antokotany mitady an patrick. Net ary no lalaovina tsy hay akory ny mifehy ny lien.
ahoana lty ry Noue, hita ve ?
18. essera ( 01/07/2009 11:26)
Miandry an'ilay invitation filazana an'ilay invitation aako io a.
Aza mba matim-boninahitra ihany leaza. Tsy nahay nampiditra DINIKA KOA ANGE ILAY "ZAYTINAO" fa tany am trefla sirkontré.
19. essera ( 01/07/2009 11:56)
Noue:
tena elàh mahintsiny no à coté de la plaque ry essera aaa ! klet'ieee ! aza hodiana fanina less fa tena nahazo invit kosa izy eee ! sa malahelo indray elàh fa tsy nahazo ra-tgven ??

Elah mits ange ltia no andrasako andefa an'lé lien d mba kozio mangingina le tompon'le dinika hoe : "aiza no misy filazana an'ilay invitaka an Ra8".

Io voninahitra io foana na efa ts mahare fosa aza. pfffffffff

20. ndotofetsy ( 01/07/2009 12:19)
tsy misy invitaka zany ra8 fa manaodidin ny be andry fotsiny tsotra zao eee lamody izao ny didin ny be sandry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7424