Oe!!!!!!lasa any @sommet ny UA Ravalomaana Marc!!!!!!!!!!!!!

21. essera ( 01/07/2009 13:36)
Fa ny blem lti dontofetsy d nasaiko nitady article ny zanaky dada androany tontolo milaza hoe :

Son excellence Marc Ravalomanana a été invité officiellement au sommet de l'UA. D zao no ataon'iz ménakav

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
22. penguin ( 01/07/2009 14:04)
essera tgvendrana mijanona tgvendrana hoy ny akama ary =)) =)) =))
23. essera ( 01/07/2009 15:04)
Penguin, tsy atao plivava fotsiny le wé vendrana rehefa tenenina fa mila mahavita tsara kokoa noho i Essera.
24. fijo ( 01/07/2009 21:02)
ka vandana ve ny hat izoa sa tsia ry zareo????
25. zoam ( 01/07/2009 22:45)
fa maninona ny hat na tsy voasa officiel aza mba manatrika e
26. essera ( 02/07/2009 05:51)
Tsy misy mahamenatra mits ange miteny hoe TSY RECONNU NY HAT ry zoam e.
Zava-misy miharihary be izany, fa le manao toetram-binanto le efa fantatsika e no mapmé.

27. pikatti ( 02/07/2009 17:59)
essera ve no hiresaka ,tsy tonga saina le tary fa mbola nalatsaka any an-tsekoly sahala @ bado ha ha ha
diso famaliana foana tena vendrana hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079