Izaho izany ry reto tena te ihinana mangidy a

41. kerena09 ( 08/07/2009 09:42)
mangidy nohon'ny mangidy lazainareo 'reto: ny vahona (aloes) sady fanafody fery anaty, de ny fakana trongatra hoy ny avy any atsimo (tuléar) na pérvanche atao tambavy (fanafody tsara koa), fa tena mahafanina reo raha tsy hay tsara ny dôziny. Misy milaza fa tsy fantatro ny fahamarinany fa manala angadrano ny ranona vahona ra ahosotra @ hodidoha nefa de maheno mangidy ny ativava avy eo.
42. xxx ( 08/07/2009 10:17)
Amiko rehefa mangidy dia misy poizina daholo ! Tena marina io fa tsy vazivazy, fa ny taux n'ilay poizina no tsy mitovy

Na ny inverse angamba no izy kokoa e, ny poizina mangidy daholo, ka raha misy zavatra mangidy hohaninao dia mety ho poizina izy izay


:roll: :roll:
43. ikaretsaka ( 08/07/2009 14:03)
tsy voatery ko..
ny tantely izoa mamy fa raha trop loatra kao de tsary mipipi =>poizina koa izany ireny :-D
44. ikaretsaka ( 08/07/2009 14:04)
amiko ny hoe poizina na tsia dia miankina @ doziny fa tsy ny tsirony.. na rano tsotra aza rehefa be loatra dia poizina
45. endrika01 ( 14/07/2009 13:25)
T@fahazaza kosa alou,tia kinakinana zay mahafatifaty ny maso e,tsy haiko nareo raha efa nanandrana anle ataony olona we [b] voa-po sa vo-po [/p] refa matoy izy mena midorehitra hotry ny voatabia masaka ireny,fa refa mbola tsy matoy dia maitso,mangidy mahafanina ,mangananganana,tsy haiko zay tena ilaina azy ireny,atao haingona zaridaina fotsiny angamba,ny voa na kesika le mbola maitso iny kou,mangidy mafaika,mangananganana :-P
46. Ratoa ( 14/07/2009 15:53)
Inona indray izany
voa na kesika
47. Papoose ( 14/07/2009 16:01)
endrika, za efa nihinana vo-po dia efa nihinana dintina kesika kou, ngidin-javatra zany! :-D
48. niryna ( 20/07/2009 22:32)
Ratoa:

zaha-borizano ka. Zahan'ny borizano é!

Tena misy olona mampiomehy mihitsy ato ka. Aiza ka dia hihinana voandelaka :D :D :D . mba nihinana ihany aho fony kely fa ny adalàna faha zaza no ninananay voandelaka.
Ary ilay pibasy atao ambany fandriana koa mba aoka...ny anay ny managa manta sy ny madiro atao anaty commode fa raha ambany fandriana hitan-dramama rehefa mamafa trano amin'ny maraina.
Ny aviavy anie mamy rehefa masaka é! Telo ny amontany, roa ny aviavy...Tanisa. Ary mamy ny vava rehefa mipetraka kelikely
Ratoa a ,misaotra nanitsy ilay teny .
ka samy mba mitantara ny adalana kely fahiny kosa moa izahay e.
Hianao angaha tsy mba nihinana ireny voamadilo miaraka ny sira sy sakay ireny fahiny? Raha izao angamba no mihinana ireny eny amoron-dalana ireny dia tonga dia mivalana mipiriritra


:D :D ary any amintsika ve mba misy ireny figs ireny ? Inona no filaza azy raha misy ?


49. Ratoa ( 08/08/2009 22:45)
mbola tsy nahita aho fa nitondra zanany aho indray taona dia namboleko dia nanpme voany tsara be nandritra ny roa taona dia nony avy eomaty ho azy.
50. niryna ( 10/08/2009 04:17)
endrika01:

T@fahazaza kosa alou,tia kinakinana zay mahafatifaty ny maso e,tsy haiko nareo raha efa nanandrana anle ataony olona we [b] voa-po sa vo-po [/p] refa matoy izy mena midorehitra hotry ny voatabia masaka ireny,fa refa mbola tsy matoy dia maitso,mangidy mahafanina ,mangananganana,tsy haiko zay tena ilaina azy ireny,atao haingona zaridaina fotsiny angamba,ny voa na kesika le mbola maitso iny kou,mangidy mafaika,mangananganana :-P

izaho aloha mbola tsy nihinana e,voa-po angamba no fiteny azy fa tonga dia atao hoe vo-po

:roll:
ary ilay petite mandarine? mbola misy foana hatramin'izao,mitovy tsiro amin'ny paoma varimasaka ilay izy no sady marikivikivy :D
51. niryna ( 10/08/2009 04:20)
Ratoa:

mbola tsy nahita aho fa nitondra zanany aho indray taona dia namboleko dia nanpme voany tsara be nandritra ny roa taona dia nony avy eomaty ho azy.

Ny aviavy no mitovy ny ao anatiny fa izy tonga dia mamy be,ilay figs io.
asa koa Ratoa raha mitovy ahy fa rehefa misy zavatra mbola tsy fahita any amintsika dia tiako hoentina ambolena satria izao tia mambolimboly.Naniry tokoa ny papay noentina taty sy ny karazana voana voninkazo.

52. bobone ( 10/08/2009 12:51)
Niryna: aty aminay misy izany hoe 150 maladies izany , io an! mangidy be tsy misy tahaka izany ! maro no mampiasa azy satria mahasitrana aretina maro hono ilay zava-maniry ! feno azy aty aminay! somary lavalava izay ny raviny! raviny 4 no alaina fa tena mangeroka owah!!!

endrika01 tena mahatsiaro ny taloha akia ny fihinanana voamadilo miaraka @ sira sy sakay!sns e! aty aminay zao vokatra ny voamadilo @ izao sy ny mokonazy ! andefasana ve nareo e! miara-mihinana eto isika rehetra hihii
53. ni81 ( 10/08/2009 12:53)
Niryna: aty aminay misy izany hoe 150 maladies izany , io an! mangidy be tsy misy tahaka izany ! maro no mampiasa azy satria mahasitrana aretina maro hono ilay zava-maniry ! feno azy aty aminay! somary lavalava izay ny raviny! raviny 4 no alaina fa tena mangeroka owah!!!
zà efa nisotro an'io tany taloha ry bobone a! hihi
54. Ratoa ( 10/08/2009 18:28)
150 maladies
efa reko fa mbola tsy nihinanako.
voamadilo miaraka @ sira sy sakay
aoka fotsiny é! Nenibeanay indray , nafagaronyamin'ny sesika ny madiro, matsiro. Milenda molotra daholo fa izahay mianaka nifampijery fotsiny dia miomehimehy.
55. ari.malala ( 11/08/2009 09:24)
Aoka iany lay minana voamadilo kle! zà taloha mpinana fa amizao efa tena mifehy tena mints fa ts mahazo minana tsony :)

Bobone, rôvina ndray mahazo lasary manga? :P
56. niryna ( 22/08/2009 16:47)
bobone:

Niryna: aty aminay misy izany hoe 150 maladies izany , io an! mangidy be tsy misy tahaka izany ! maro no mampiasa azy satria mahasitrana aretina maro hono ilay zava-maniry ! feno azy aty aminay! somary lavalava izay ny raviny! raviny 4 no alaina fa tena mangeroka owah!!!

misy koa sakafo aty aminay ,tsy aiko ny anarany fa bitter melon ny anarany fa na tonga dia hohany fotsiny aza dia misy tsiron'ny nivaquine kely izany ilay izy fa tiako an.


endrika01 tena mahatsiaro ny taloha akia ny fihinanana voamadilo miaraka @ sira sy sakay!sns e! aty aminay zao vokatra ny voamadilo @ izao sy ny mokonazy ! andefasana ve nareo e! miara-mihinana eto isika rehetra hihii

hi,hi izaho mbola mihinana ihany raha mahita fa ny manga mantamanta asiana sira sy sakay mbola vao andeha ihinana izao izaho io .Manasa ihinana aky a :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913