Izaho izany ry reto tena te ihinana mangidy a
21. ravonjison
(
29/06/2009 14:00)
Raha tena mangidy no tadiavinao dia nivaquine no torotoroy dia afangaroy rano kely, dia iny no sotroy. Sady hahita mandidy ianao no tsy ho voan' ny tazo ( 1x fois par semaine).
22. ikaretsaka
(
29/06/2009 16:29)
ka le mangidy koa ange misy karazany maro e..
misy le mangidy mijamnpma ela ao ambava
misy le ary @ faratenda ary
misy le mandalo de miserana fotsiny
na samy tambavy aza no dotroina dia misy karazany io

23. niryna
(
30/06/2009 13:38)
ikaretsaka:
Ny katrafay ry niryna dia hazo maniry any atsimon'ny nosintsika any. Ny hazony dia mafy tsara sy tsara loko tokoa raha samy "hardwoods" (manopy mavo izay) ary fanaovana fanaka sy ny gorodona lafo vidy any amintsika any. Ny hodritr'io hazo io dia ampangotrahana @ rano handroana dia mampitsotra hozatra trotraka sy mampi relax..na sotroina atao rano fisotro koa dia tonifiant.sady mampihena fahenoana hetaheta ilay izy any @ tany mafana..
Margozy no ahafantaran'ny gasy ny bittermelon...
hay ve e,misaotra ary e
:-*
24. niryna
(
30/06/2009 13:40)
andao ary hifanao fotoana dia hoento ny lasary manganao fa izaho itondra voamadilo sy pipasy manta nilomako tamin'ny vinaingotra
tsiambaratelo:
eeeh,mampatsiahy ny fihinanako voamadilo 1/2 kg,ao anaty ny adiny iray,alona sira ny 1/2 de andrahona aminy siramamy,de hohanina miaraka aminy vovo-tsakay sy vovo-tsira,hi hi hi :-D
Amizao zah tena mitsangam-bolo,raha vo misy miresaka voamadilo,brrrrrrr:D
Ny anah ndray le thé vert ireny no asoloko ny mangidy,mafaitra be ao am-bava,mangidingidy tsara.mba ialana am Jus isan-karazany be siramamy amzao mafana be izao (eto aminay).
:D :D :D
ny ahy indray maka pibasy manta aho dia lonako sira dia ataoko ao ambanin'ny fandriana fa be raha mihinana pibasy manta =))
25. niryna
(
30/06/2009 13:44)
Ratoa:
tena mety izany. fotoanan'ny pibasy izao. miraraka ivy sahady saingy aiza no ahita manga manta. Izaho aloha manana efa nilona erintaona é. Fa ilay soamaravo kakerina dia kosehana amin'ny vaingan-tsira iny no tena rever-ko izao.
=)) ny manga asiana sira sy sakay ary asiana tongolo kely :miam: aoka fotsiny .Hitako ny hevitra ,aleo alaiko ny voan'ny manga manta fa iny angamba no mangidy sa ahoana ? mrary eo aho ve?
26. niryna
(
30/06/2009 13:45)

niryna:oops, angamba marary kibo kely fotsiny ka
=)) ny manga asiana sira sy sakay ary asiana tongolo kely :miam: aoka fotsiny .Hitako ny hevitra ,aleo alaiko ny voan'ny manga manta fa iny angamba no mangidy sa ahoana ? mrary eo aho ve?
27. xxx
(
30/06/2009 13:45)
Ny aloha na thé vert aza tsy teliko e, café , jus de pamplemousse ... tsary misy midina aby
28. niryna
(
30/06/2009 13:46)
xxx:
Mba hafahafa koa nareo, mbola tsy nahatsiaro te hihinana mangidy zany mihintsy aho hatrizay niainako ! Ny nivaquine no tena hitako mangidy tena tsy teliko mihintsy
ka za tsinona tsy manana nivaquine k'nou
:D :D
29. niryna
(
30/06/2009 13:48)
ravonjison:
Raha tena mangidy no tadiavinao dia nivaquine no torotoroy dia afangaroy rano kely, dia iny no sotroy. Sady hahita mandidy ianao no tsy ho voan' ny tazo ( 1x fois par semaine).
inona moa ilay mtovy amin'ny goavy dia mangidy ilay izy ary rehefa avy mihinana azy ka misotro rano dia mangananganana tsara ery ny ao anaty tenda? tena tsy tadidiko ry ravo ilay izy
30. niryna
(
30/06/2009 13:50)
ikaretsaka:
ka le mangidy koa ange misy karazany maro e..
misy le mangidy mijamnpma ela ao ambava
misy le ary @ faratenda ary
misy le mandalo de miserana fotsiny
na samy tambavy aza no dotroina dia misy karazany io
ilay mijanona ao anaty lela elabe iny no tiako
=)) =))
31. niryna
(
30/06/2009 13:53)
xxx:
Ny aloha na thé vert aza tsy teliko e, café , jus de pamplemousse ... tsary misy midina aby
taloha ny jus de pamplemousse nangidy fa izao kosa tsy mangidy intsony,manana pamplemouse aho dia asiko sira kely raha te ihinana mangidy aho dia tsy voasako tsara fa asiko ambiny ilay hodiny fotsy iny fa e,e tsy mbola mangidy tsara ry xxx a =)) =))
32. ravonjison
(
01/07/2009 08:25)
niryna:
ravonjison:
Raha tena mangidy no tadiavinao dia nivaquine no torotoroy dia afangaroy rano kely, dia iny no sotroy. Sady hahita mandidy ianao no tsy ho voan' ny tazo ( 1x fois par semaine).
inona moa ilay mtovy amin'ny goavy dia mangidy ilay izy ary rehefa avy mihinana azy ka misotro rano dia mangananganana tsara ery ny ao anaty tenda? tena tsy tadidiko ry ravo ilay izy
Tena efa hitako koa iny fa saingy tsy mety tadidiko. Dia mbola mieritreritra e.
34. endrika01
(
03/07/2009 05:24)
xxx:eeh,ary nareo ve efa nihinana voandelaka lay hoatry ny voatsinefy ireny lay izy.Any Betafo any Bira no tena betsaka anle izy,de le izy somary mamy mangidy zay,fa dia tena mangananganana ao am-bava sy ao an-tenda :-D dia ny vonina papay kou mhhh,maka anakiray dia tsakotsakoy ao am-bava fa tonga dia mangidy! Raha sarotra be zany rehetra izany dia andrahoy ny artichaut de refa masaka,aza ariana lay ranony iny ,fa tena hoatry ny misotro mangidy any an-tanana iany,voalajalanja ny daozy,sady fanafody rahateo koa ny arthichaut :P
Ny aloha na thé vert aza tsy teliko e, café , jus de pamplemousse ... tsary misy midina aby
35. niryna
(
03/07/2009 18:35)
xxx:
Tsy aviavy ve izany e ?
ie,aviavy ilay izy ry xxx a,izany koa ve dia hiafenana ao anaty xxx ao
:D :D
nandeha naka zavoka izahay izany dia nisy zavatra toa goavy izay,zamborizano angamba no anarany fa ahitsiho,lamokany kely fotsiny izy io ,izany hoe kely dia kely ary iray sisa no teo ambonin'ilay hazo.Matsiro izany raha zavatra sady manitra be .Nitady aho ka nitady fa tsy nahita intsony =)) =))
36. niryna
(
03/07/2009 18:42)
endrika01:aviavy hono ilay izy
xxx:eeh,ary nareo ve efa nihinana voandelaka lay hoatry ny voatsinefy ireny lay izy.Any Betafo any Bira no tena betsaka anle izy,de le izy somary mamy mangidy zay,fa dia tena mangananganana ao am-bava sy ao an-tenda :-D dia ny vonina papay kou mhhh,maka anakiray dia tsakotsakoy ao am-bava fa tonga dia mangidy! Raha sarotra be zany rehetra izany dia andrahoy ny artichaut de refa masaka,aza ariana lay ranony iny ,fa tena hoatry ny misotro mangidy any an-tanana iany,voalajalanja ny daozy,sady fanafody rahateo koa ny arthichaut :P
Ny aloha na thé vert aza tsy teliko e, café , jus de pamplemousse ... tsary misy midina aby
ilay voandelaka io koa efa nihinana aho fa tena mankaleo ve.Ny voanatsindrana koa no ny mamako taloha nihinana betsaka ary tena leo tsy te ihinana intsony mandrakandroany.Nisy olona koa tia mihinana voatabia ka nihinana manta ,saika nandoa be ary tsy te ihinana voatabia intsony koa :D
37. ni81
(
03/07/2009 18:50)
nandeha naka zavoka izahay izany dia nisy zavatra toa goavy izay,zamborizano angamba no anarany fa ahitsiho,lamokany kely fotsiny izy io ,izany hoe kely dia kely ary iray sisa no teo ambonin'ilay hazo.Matsiro izany raha zavatra sady manitra be .Nitady aho ka nitady fa tsy nahita intsonyie zamborizano no anaran'ireny (somary poak'aty) misy koa milaza azy hoe voakotrana.
Ny voandelaka tena mankaleo tokoa an! Aty frantsa aza aho nahita maniry.
38. Ratoa
(
03/07/2009 20:46)
zaha-borizano ka. Zahan'ny borizano é!
Tena misy olona mampiomehy mihitsy ato ka. Aiza ka dia hihinana voandelaka :D :D :D . mba nihinana ihany aho fony kely fa ny adalàna faha zaza no ninananay voandelaka.
Ary ilay pibasy atao ambany fandriana koa mba aoka...ny anay ny managa manta sy ny madiro atao anaty commode fa raha ambany fandriana hitan-dramama rehefa mamafa trano amin'ny maraina.
Ny aviavy anie mamy rehefa masaka é! Telo ny amontany, roa ny aviavy...Tanisa. Ary mamy ny vava rehefa mipetraka kelikely

39. ikaretsaka
(
06/07/2009 11:40)
Misy mihinana voandelaka na tsy zaza aza fa ianao marina. Nisy rangahibe zay tany ]ira fa nogafianay nampifamadihana t@ laingomaimbo ny voandelaka nohaniny fa iny fa tonga de nikepoka..
Tany antenda vo tadidy..fa masiso le nangidy

40. xxx
(
07/07/2009 11:15)
Ratoa:
zaha-borizano ka. Zahan'ny borizano é!
Tena misy olona mampiomehy mihitsy ato ka. Aiza ka dia hihinana voandelaka :D :D :D . mba nihinana ihany aho fony kely fa ny adalàna faha zaza no ninananay voandelaka.
Ary ilay pibasy atao ambany fandriana koa mba aoka...ny anay ny managa manta sy ny madiro atao anaty commode fa raha ambany fandriana hitan-dramama rehefa mamafa trano amin'ny maraina.
Ny aviavy anie mamy rehefa masaka é! Telo ny amontany, roa ny aviavy...Tanisa. Ary mamy ny vava rehefa mipetraka kelikely
Hay ve zahan'ny borizano ilay izy e, zamborizano no fahalalàko azy :-( izaho koa tia an'ireny
Isa ny amontana, roa ny aviavy no izy :-)