Ny mahagaga momba ny mpino sasany tokoa
31. Veloo
(
29/06/2009 17:39)
Dia ny mahita foana fa ny hafa no ho very ary izy no manana ny fahamarinana sy mahita ny tsy hitan'ny olona. Mahalala antsakany sy andavany io baiboly io. Dia milaza foana izy ireo fa izy ireo no hoavonjy fa ny hafa ho very. Avy taiza no nilaza ao anaty baiboly fa ianao ranona no voavonjy fa ny hafa haringana avy?
izay miteny an'io no ho mety ho very voalohany. Tsy misy olona afaka hiteny hoe ny fiangonanay no mahavonjy na ny anay aty no hahavonjy. TSY MISY Mihintsy izany.
ny but ny fiangonana dia manoro sy mampiseho ny fahamarinana amin'ny rehetra, manaraka ianao tsara tsy manaraka anao samy irery izany, izay ilay atao hoe la "puissance du choix" - "power of choice" tsy aiko amin'ny teny gasy. Andriamanitra koa ary nanome antsika tsirairay an'io choix io, raha te hanaraka azy na tsy.
Izaho manaiky fa ny baiboly no tenin'Andriamanitra ary nanao recherche aho taloha ary tsy nahita afa tsy io no marina izany no hinoaka fa tenin'Andriamanitra io ary ao daholo no nahitako ny fahamanirnana rehetra. Angamba tokony otran'izany no tokony ataon-tsika tsirairay.
32. ikaretsaka
(
30/06/2009 01:34)
De ze tsy mamaky baiboly koa zany ry veloo de tsy mahazo tenin'Atra de any koa ny tokotaniny?
34. rzakarivola
(
30/06/2009 13:18)
soanja:
Avy taiza no nilaza ao anaty baiboly fa ianao ranona no voavonjy fa ny hafa haringana avy?
==> I Jesoa no henoko niteny an\'izany imbe dia be, ireto misy sombiny :
- \"Fa toy izao no nitiavan\' Andriamanitra izao tontolo izao, nomeNy ny ZanaNy Lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay\".
- \"Izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana, fa izay tsy mety mino kosa dia ny fahatezeran\' Andriamanitra no mitoetra eo aminy\".
35. rzakarivola
(
30/06/2009 13:32)
cutie:
Ny tsy azoko koa de manin no tsy manamparitaka le we fitoriana any @ lazain-dry zareo we ho very fa le mbola ho voavonjy ihany no omena sy lazaina fa handray ny baiboly?
==> Asa raha azoko ilay fanontanian'i Cutie na tsy azoko, fa ity no valiny araka ilay fahazoako azy.
Izao no baikon'i Kristy :
1- Ataovy mpianatro ny Firenena rehetra, manaova batisa azy @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina : fitoriana amin'ny olona rehetra (mba ho tonga mpianatr'i Kristy), ary fanaovana "bizutage" ary fanomezana mari-pamantarana izay voaray ho mpianatr'i Kristy.
2- Mampianara azy hitandrina izay nandidiako anareo : fampianarana ny didin'i Kristy hotandreman'ireo nino ary nahazo ny marika famantarana.
NB : Izaho tsy mbola nandeha tany ambanivohitra nitory, fa t@ fandehanako miasa sy ny fodiako avy miasa dia nisy fotoana mba nifampiresahako t@ olona ny @ finoana, ary tsapako tamin'izany fa mahafantatra na nandre momba ny Baiboly sy Jesoa kristy daholo ireo, mpamaky baiboly sy tena mpivavaka azay ny sasany, saingy ny ankamaroan'izy ireo kosa dia tsy mahafantatra ny fitsaran' Andriamanitra sy ny tena famonjena, indrindra fa ny ifandraisan'izany amin'ny fiainana iainany andavanandro. Ka hoy aho hoe, isan'izay toerana mila itoriana fibebahana sy famonjena eto Antananarivo renivohitra.
36. rzakarivola
(
30/06/2009 13:39)
:
Fa ny an'ny sasany (ilay ramatoa iry ohatra) zay ...
==> "Misaotra anao aho Andriamanitra fa tsy mba tahaka an'itsy mpamory hetra itsy, fa izaho mahavita an'izao sy izao ... ".
Kristy tsy avy hiantso ny marina fa ny mpanota hibebaka. Misy olona sasany marina eto, ary ho azy ireo dia tsy misy ilàna velively an'i Kristy.
37. rzakarivola
(
30/06/2009 13:56)
Iza moa ?:
Nga refa we mitory de midika zay fa tsy manaja ny finoan'ny hafa.
==> Ny atao hoe manaja dia mametraka ilay hajaina amin'ny toerany (eto izany ny finoany).
- Maro ny mpino mantsy tsy mitombina akory amin'ny finoany (na silamo io na kristiana na boudista na hafa), ka ny atao hoe manaja ny finoan'ny olona iray dia mametraka ilay olona eo @ finoany, manentana ny fanahiny handinika lalina ny finoany hahalalany ny marina.
- Misy dia misy tokoa olona mpitory tsy manaja ny finoan'izay itoriany, ary azo inoana fa tsy mahomby ny fitoriana toy izany, tsy mitondra famonjena.
- Misy kosa anakiray izay tsy mba nanitsakitsaka mihitsy ny finoan'izay nitoriany, fa ny mifanohitra aza, napetrany tsara teo amin'ny finoany ireo izay nitoriany : i Jesoa Kristy. Ankehitriny, raha mbola ny fanahin'i Kristy koa no ao anatin'ny mpitory ka mampiloa-bava azy hitory, dia tsy hisy fanitsakitsahana fa tena hanaja izay itoriany mihitsy izy.
Iza moa?:
Le oul toriana nga voatery tsy maintsy hanaraka ny finoan'le mpitory?
==> Ny olona izay tsy manomboka mino izay efa nampianarina azy voalohany aloha dia olona tsy handroso mihitsy na hifindrafindra finoana aza, na hitoriana aza.
38. rzakarivola
(
30/06/2009 14:01)
fijo:
izany hoe homena tsy miandry takalo fa dia tena am po tokoa tokoa ....
m"if"anome ka,izay le izy marina kokoa
cutie:
ka ahona ndray le we tsy miandry takalo raha zany
==> Izao no tonga amin'ny hoe "ny teninao no hanamelohana anao."
39. rzakarivola
(
30/06/2009 14:07)
Veloo:
izay miteny an'io no ho mety ho very voalohany.
==> Mety tsy azoko angamba ny tenin'i Veloo. Maro tokoa ny Fiangonana milaza hoe "aty aminay no tena misy ny famonjena".
I Jesoa Kristy koa no niteny hoe "Izay mino ahy tsy hangetaheta intsony, izay manatona ahy tsy ho noana intsony". Izy no inoako sy hatoniko, ka raha very Izy dia very aho izany ... Kanefa tsy very Izy fa tena velona, ary hatramin'izao dia mbola "mitsangana eo am-baravarana mandondona", raha misy mandre ny feony ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Kristy ary hiray latabatra aminy.
40. ikaretsaka
(
30/06/2009 17:47)
misy tenina olonkendry iray izay manao hoe So much troubles are caused by religious leaders because of an omission from the Gospel: "Ye shall be indifferent as to what your neighbor's religion is." Not merely tolerant of it, but indifferent to it. Divinity is claimed for many religions; but no religion is great enough or divine enough to add that new law to its code.
