Sao mba mahasoa ity e:fanorana amin'ny faladiha

61. niryna ( 27/06/2009 13:17)

fahamarinana:

:arrow: tsy ho resy lahatra amin'ilay otra aho oah ,fa rahatoa ka hanotra tena angaha ,amin'izay haiko sy tsapako ilay limite-ny faharariko ,mety tsy aharitra afatsy 5mn angamba ! :-D :-D fa fiteniny ny mbola tsy naharary sy tena mila otra zany an ! :wink: (l)
ikaretsaka:

rehefa marary kosa nena tena tsipahiko ary kle...
za koa tsy tia horina taloha fa a forcen'ilay nanao sport dia zatra ho azy fa rehefa mamay de tena asaiko miala fa marary lo kle
eh avimona

:roll: :roll: =)) =))
62. niryna ( 27/06/2009 13:19)
ni81:

ohatran'io ilay mavomavo io ilay lazain'i koditra hoe footloose amidy any dago :lol:

ny maha footloose azy dia izy mahazo aleibiazina na ankelezina,malalaka tsara ny tongotra tsy misy manembatsembana.Kapa hoentina eny amin'ny plage koa misy mitovy izany

63. niryna ( 27/06/2009 13:21)
fahamarinana:

:arrow: ni81 : ouiiiiii ! io mihintsy ilay nolazaiko teo !merci akia ni a,zay ilay tsy ahafoizako anjy an !:-*
ari :ka lazao fa tsy marina ndray zany ary !
Miezaka mampifalifaly tena sisa akia hamenoana ny alaheloko ireo namako ao andrefan-trano ao e !Tena manina anareo hany za zany o ! :cry: (l)

o^o tadidindry ve faha ilay hira manao hoe
manimananina ny any aminay izaho e ,manimanina teha hody
:cry: :cry: o^o
64. niryna ( 27/06/2009 13:23)
ndotofetsy:

ary ahoana no ahafantarana ireo point ireo raha bory tongotra le olona de miova ve le point @ sary rehefa orina izy

:?: :?: :?: :?:

:D dia izay point tsy bory no tsindriny eo ka :D
65. Ratoa ( 27/06/2009 20:29)
Raha mahay aloha ny mpanotra tsy marary mihitsy é!
izaho fony kely (9ans) nandringa tampoka teo . tsy fantatro fa dia nisy ozatra enjana be tao andaferako tao ary tsy afa nitsotra ny tongotra. Nalahelo ny reniko saingy tsy hitany izay hatao dia hoy ny olona taminyhoe ento any @ ny mpanotra io zaza io. Dia nadeha dia no rorany ny tanany dia niorony dia tsy nanary mithitsy; Ny andra faharoa mbola ohatra izay ihany dia natsotrany ny tongotro . Teo vao naharary ka nanangana tomany aho. Aza mitony ny zanako hoy izy fa ho sitrana ianao. Telo andro nisesy dia izay ihany.
Amin'izao fotoana izao, misy ramatoa kambana izay mpanotra ahy rah marary ny ranjoko. Safoiny amin'ny tanany ny ranjo dia hoy izy hoe: enjana be dia nosafoiny koa ny fe sy ny hanches dia hoe izy: itony ve dia tsy marary? Dia norony dia afaka tsara. Tsy narary mihitsy.
66. niryna ( 27/06/2009 20:56)
Ratoa:

izaho tia manao sport:Basketball sy volleyball ary dia voa foana ny cheville-ko,matahotra anefa aho andeha amin'ireny mpanotra ireny kanefa mivonto be ilay izy amin''io an.Tsy manana safidy aho dia mitondra namana mandeha manotra fa afaka tokoa ilay izy ary tsy misy vola naloha fa hasitanana izany no omena ilay olona

67. Ratoa ( 03/07/2009 21:02)
mahay hoy aho ny gasy!!!
Izay ilay hoe sery vitan'anamalaho ve amonoana vatorakoho?
68. rhina ( 10/09/2009 14:13)
niryna:

Raha ny tongotra no tsy afaka mandeha dia tena itanao mihitsy izany hoe hay ve tena tsy afaka mandeha aho na te-andeha aza e.Misy mpanotra ny faladia ary asa izay mahalala fa ao ambanin'ny faladia ao daholo ny aretina rehetra mahazo antsika.Ohatra fotsiny izao,tamin'ny fotoana nanoran'ny vadiko ny faladiako dia narary be ny lohako,nisy point voatsindriny izay ary tena narary be ilay izy,satriko foana aza tsindrina mafimafy ilay faladiako.Inona no nitranga avy eo,afaka ho azy ny aretin'an-dohako.
Fanaonay mivady ny mifanotra toa izany ary tena manala havizanana mihitsy sy ny taolana manakotsako rehetra dia misinda kely teo aloha
Ny ratsan-tanana koa dia misy toerana horona kely izay rehefa marary nify iny ny olona iray ary mijanona ilay areti-nify.
Raha tsy misy olona afaka manampy anao dia alaivo ny ball tennis ary iny no horona ny faladia,mipetraka amin'ny seza dia atao amin'ny tany ilay baolina tennisy ary dia ahodikodina amin'iny ny faladia fa tena mahita fahasambarana tokoa hianao,misinda ny havizanana rehetra.
Mety daholo na ny lamosina na toerana hafa izany ka azo atao koa ny matory manotra tena fa tsy ho voatery ny faladiha irery akory

Sao dia mba misy mahita hafa ihany koa mety mahasoa ny hafa ?
:D
(l) niryna

saika ananiany za ry niryna oe mba indrana mpanotra
d rehefa namaky tao ambanimbany tao za d efa nahita an le ball tenis
msotra e!!!
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4556