Sao mba mahasoa ity e:fanorana amin'ny faladiha
41. niryna
(
23/06/2009 20:03)
tywa68:
niryna > eny amoron-drano v d ho may :lol:
ie ,mitondra kapa aky dia mba mandeha an-tongotra mandra-pahatonga ery amin'ny plage fa mamay be ilay fasika a
42. niryna
(
23/06/2009 20:05)
fahamarinana:
:arrow: tywa : hummm ! any toamasina rehefa danihin'ny hain'andro elaela ny fasika ka mamay be an !tokoa moa zany ! :D (l)
itandry izany ry ty ,nareo ve tsy efa tratran'ilay mandeha fiara dia mipetraka eo aloha mba mahazo devant hono kanefa rehefa tonga ao an-trano ny ratsan-tanana iny feno dia peratra fotsifotsy be? mamay anie ny andro any amintsika e ,dia mivalomainty hatramin'ny ilan-tanana izay azon'ny masoandro .tena marina io an
43. fahamarinana
(
23/06/2009 20:08)
:arrow: niryna : na atya aminay aza rehefa mamay dia tratrany ihany koa e ! :) (l)
44. niryna
(
23/06/2009 20:12)
tywa68:
Koditra > inn zany kapa foutlouzy zany ? Ilay mandeha tongotra tsy misy kapa d ekena rha eny @ fasika plage :-D :-D
ity koa misy iray
45. fahamarinana
(
23/06/2009 20:14)
:arrow: ilay mainty kosa ohatrany tsara an,tsy dia kapa-na marary tongotra loatra ! :D (l)
46. niryna
(
23/06/2009 20:14)
Nahatsiaro anareo aho fa indray andro izay narary ny lamosiko ,ny faladiako dia tsy nahitatory aho .Nalaiko ny tavoahangy kely iray izay ,kely toy ireny fasiana vicks ireny ilay izy.Feno ao anatin'ny felantanana ilay izy ary iny no nanorako ny tenako rehetra dia renoky ny torimaso aho,hi,hi .
47. tywa68
(
24/06/2009 08:01)
Fahamarinana : ilay mavo kapa-na marary inn :-D :-D
Niryna : d efa mety2 zany zao ? :lol:
Niryna : d efa mety2 zany zao ? :lol:
48. ni81
(
24/06/2009 08:59)
ohatran'io ilay mavomavo io ilay lazain'i koditra hoe footloose amidy any dago :lol:
49. fahamarinana
(
24/06/2009 09:03)
:arrow:tywa : ilay mavo karaha kapa-na bofitsaika kouh !tsa maika hanao an'io rehefa mbola tsy tonga ny androny ! :-D
Fa mila mizatra koa manao an'ireny an,za manko efa nanandrana fa tena marary ndray !Za moa ilay tsy maharitra marary ihany koa !Io iray dia ilay claquettes hoe mahatsara jambe iny !Hainareo ve io ? ilay somary milatsaka ny talon e! :) (l)
Fa mila mizatra koa manao an'ireny an,za manko efa nanandrana fa tena marary ndray !Za moa ilay tsy maharitra marary ihany koa !Io iray dia ilay claquettes hoe mahatsara jambe iny !Hainareo ve io ? ilay somary milatsaka ny talon e! :) (l)
50. ni81
(
24/06/2009 09:10)
[URL=http://img31.imageshack.us/i/product783171.jpg/][IMG]http://img31.imageshack.us/img31/8800/product783171.th.jpg[/IMG][/URL] io ve ilay claquettes mahatsara izany e!
51. ari.malala
(
24/06/2009 09:11)
Faha, otran'ny kapana inona tsara hoe? :-D :-D indry ty akia mahita tenenina mitnsy ka!
52. fahamarinana
(
24/06/2009 09:15)
:arrow: ni81 : ouiiiiii ! io mihintsy ilay nolazaiko teo !merci akia ni a,zay ilay tsy ahafoizako anjy an !:-*
ari :ka lazao fa tsy marina ndray zany ary !
Miezaka mampifalifaly tena sisa akia hamenoana ny alaheloko ireo namako ao andrefan-trano ao e !Tena manina anareo hany za zany o ! :cry: (l)
ari :ka lazao fa tsy marina ndray zany ary !
Miezaka mampifalifaly tena sisa akia hamenoana ny alaheloko ireo namako ao andrefan-trano ao e !Tena manina anareo hany za zany o ! :cry: (l)
53. ari.malala
(
24/06/2009 09:21)
Faha, za kou manina andriko:-*
Fa ilay resaka kapa aloha otran ts dakor za ka :-D :-D
Fa ilay resaka kapa aloha otran ts dakor za ka :-D :-D
55. ni81
(
24/06/2009 09:45)
ni81 : ouiiiiii ! io mihintsy ilay nolazaiko teo !merci akia ni a,zay ilay tsy ahafoizako anjy an !tokony tsy hisy alahelo izany ange ry faha fa afaka hitan-dry eto ihany ireo naman-dry tarokatra e? Sa misy tsy ato izy ireny? Manokafa dinika vaovao dia tohizo eto indray ranona a!
ari :ka lazao fa tsy marina ndray zany ary !
Miezaka mampifalifaly tena sisa akia hamenoana ny alaheloko ireo namako ao andrefan-trano ao e !Tena manina anareo hany za zany o !
Manjary mora lasa bofitsaika ange raha be alahelo zany e :^) hum tsy ahavita concert eo :-D :-D :-D :-D
56. ari.malala
(
24/06/2009 10:52)
ni81, in ndray zany resaka concert zany e! humm nareo roa ireto an!
57. ndotofetsy
(
26/06/2009 18:24)
ary ahoana no ahafantarana ireo point ireo raha bory tongotra le olona de miova ve le point @ sary rehefa orina izy
:?: :?: :?: :?:
:?: :?: :?: :?:
58. niryna
(
27/06/2009 13:08)
fahamarinana:
:arrow: ilay mainty kosa ohatrany tsara an,tsy dia kapa-na marary tongotra loatra ! :D (l)
ity indray aza misy iray kapa fanorana tongotra
59. niryna
(
27/06/2009 13:13)
tywa68:ty a> k
Fahamarinana : ilay mavo kapa-na marary inn :-D :-D
efa woe manala havizanana ny tongotra reraka knou :D
Niryna : d efa mety2 zany zao ? :lol:
[/quote] yap, mitsambikina mahatratra 120-150 foana aho saika isaky ny roa andro,dia alefako ireny hirahira malagasy mampandihindihy ireny dia manitsana eo aho hi,hi .Dia tsy mahatombotsiraka aho ao am-piasana fa mamoron-dihy,henika ahy daholo ny trano maka asa dia vita koa ny exercices mandehandeha satria marary ny lamosiko rehefa mipetraka ela eo amin'ny seza aho.
60. niryna
(
27/06/2009 13:15)
ikaretsaka:
Ny ahy aloha ny fataoko rehefa avy manao kanetibe iny de esoriko ny kiraro de agorisagorisako eo ambony boules ny faladihako e... tsy haiko sy tsy raharahako hoe manasitrana inona na inona fa ohatran ny mahafa bizana ftsn..
Rehefa velo indray de eo @ carde
ika ny ahy ilay baolina fanaovana tennis ireny no feno ny ato an-trano dia ireny no ararako eraky ny tapis dia matory eo aho,raha toa ka misy faritra marary indray dia iray ihany dia ampy,raha toa ka tsy mety indray dia ny rindrina dia mety koa.Ilay kanety kely koa no ataoko,nividy ilay kanety fanao amin'ny voninkazo maniry rano aho dia iny koa dia mety