Sao mba mahasoa ity e:fanorana amin'ny faladiha
21. fahamarinana
(
13/06/2009 15:41)
:arrow: tsy ho resy lahatra amin'ilay otra aho oah ,fa rahatoa ka hanotra tena angaha ,amin'izay haiko sy tsapako ilay limite-ny faharariko ,mety tsy aharitra afatsy 5mn angamba ! :-D :-D fa fiteniny ny mbola tsy naharary sy tena mila otra zany an ! :wink: (l)
22. diamondra27
(
13/06/2009 18:46)
fahamarinana: tena mbola tsy sendran'ny nahay ndry zany fa raha mifankahita am manaraka isika dia oriko ndry , ataoko mahatsiaro ny anarako tsara mihintsy.
Ny ahy aloha otra le tsindrintsindry sy le manala harerahana ireny no azoko atao andry an.
Omano fotsiny ny menaka
Mbola mitady le table massage foana nge za zao retsy ary am Fb e
Ny ahy aloha otra le tsindrintsindry sy le manala harerahana ireny no azoko atao andry an.
Omano fotsiny ny menaka
Mbola mitady le table massage foana nge za zao retsy ary am Fb e
23. ni81
(
13/06/2009 18:52)
tsy ho resy lahatra amin'ilay otra aho oah ,fa rahatoa ka hanotra tena angaha ,amin'izay haiko sy tsapako ilay limite-ny faharariko ,mety tsy aharitra afatsy 5mn angamba ! fa fiteniny ny mbola tsy naharary sy tena mila otra zany an !tsy sahala @ ilay otra fanaon-tsika malagasy rehefa misy faritra folaka na nihoritra ange io e! Raha iny aloha dia tena maharary mihitsy ary dia tena nitomany mihitsy t@ nianjera ka nihoritra ny cheville-ko...
24. fahamarinana
(
14/06/2009 17:58)
:arrow: diams :tena aoka marina dia misaotra betsaka fa ilay hoe ataoko mahatsiaro ny anarako zay ilay tsy laitrako !....:-w euhh !tsa ho any aho zany !
ni81 : ka ilay otra mihintsy no mitivy daholo amiko kouh ! :) (l)
ni81 : ka ilay otra mihintsy no mitivy daholo amiko kouh ! :) (l)
25. ikaretsaka
(
14/06/2009 18:05)
fahamarinana:
:arrow: tsy ho resy lahatra amin'ilay otra aho oah ,fa rahatoa ka hanotra tena angaha ,amin'izay haiko sy tsapako ilay limite-ny faharariko ,mety tsy aharitra afatsy 5mn angamba ! :-D :-D fa fiteniny ny mbola tsy naharary sy tena mila otra zany an ! :wink: (l)
rehefa marary kosa nena tena tsipahiko ary kle...
za koa tsy tia horina taloha fa a forcen'ilay nanao sport dia zatra ho azy fa rehefa mamay de tena asaiko miala fa marary lo kle
eh avimona
26. fahamarinana
(
14/06/2009 18:11)
:arrow: ika :-D :-D :-D : tsipahana marina rahavao marary ! diams ,hanandrana ve njy fa te ho voatsipako ! :) (l)
27. tywa68
(
15/06/2009 04:44)
Ikaretsaka sy Fahamarinana > Tonga d fatorana aloha nareo zany vao atomboka ny otra :-D :-D
28. ari.malala
(
15/06/2009 05:39)
Za zao mitady oul mahay manotra amle resaka sinus io fa mietsika ndray ny sinusite ko fa ririnina ny andro :cry:
29. fahamarinana
(
15/06/2009 05:55)
:arrow: tywa68 : tokoa angambany akia ! :-D :-D raha ahazo ahy koa ! :-P (l)
30. tywa68
(
17/06/2009 07:06)
Ari.malala > hay d efa manao annonce eto @ forum an :lol:
Fahamarinana > rhf voky ravitoto sy koba njy d tsy tafatsoaka intsony fa tratra :-D :-D
Fahamarinana > rhf voky ravitoto sy koba njy d tsy tafatsoaka intsony fa tratra :-D :-D
31. niryna
(
18/06/2009 19:26)
rodro:
Niryna,tsihaiko aloha na mitovy na tsia fa zaho mbolatsy nanadrana taminy lapozy
tsimitovy ny fahitako azy :-* :-*
samy marary daholo ilay otra angamba e
32. niryna
(
18/06/2009 19:27)
Koditra:marina izany ary izaho koa tsy mikiraro mandehandeha eraky ny trano na maka ilay kapa misy matsilotsilo iny fa toa tsy itako izay dikany
Marina mihitsy io fomba fitsaboana eo @ faladia io, nisy namana iray nanome sari-paladia ahy, voasoritra ao aby ireo teboka tokony ho kitihina mifanaraka @ aretina tsirairay. Efa ela izay tsy itako intsony ny nalehan’io sary io, tena mety nisy nampiasa tany @ trano fisainana nohon’ny fahamaizana mihitsy ngamba :-D :-D
Manokàna fotoana kely ahafahana mande tongotra tsy misy kapa (kapa kiraro io fa tsy zvtra hafa an) na eny amorondranomasina raha any @ amorontsiraka no misy anao, misy karazana kapa ihany koa efa misy maranidranitra itsahin’ny tongotra, jereo koa eny @ pavillon analakely na Andravoahany eny fa misy mivarotra fitaovana vita @ hazo ary efa misy maranidranitra kely ho solon’ilay kapa raha tsy manana.
:D
33. niryna
(
18/06/2009 19:29)
booboo:
tsy mety amiko io mihotra faladia io fa mangilikilika beee ! dia aleoko ny tanana no hatao fa mitovy² ihany ny terminaisons nerveuses @ tanana sy ny tongotra / ny points akompoktora @ ireo ratsana roa ireo...
booboo a,raha alaina ny kanetikely ireny dia atao eo ambonin'ny serviette dia ahodikodina eo,mbola sarotiny ihany ve booboo
:D
34. niryna
(
18/06/2009 19:35)
tywa68:
Koditra > inn zany kapa foutlouzy zany ? Ilay mandeha tongotra tsy misy kapa d ekena rha eny @ fasika plage :-D :-D
may ny tongotra rehefa mandeha ela eny amin'ny plage sa ny anareo tsy may ?
:D
36. fahamarinana
(
22/06/2009 13:43)
:arrow: tywa : hummm ! any toamasina rehefa danihin'ny hain'andro elaela ny fasika ka mamay be an !tokoa moa zany ! :D (l)
38. fahamarinana
(
22/06/2009 13:59)
:arrow: ekany tokoa ,efa misy manofa eny foulpointe fa zany hoe kely loàtra dia tsy maharo tsara be ! :-P (l)
39. bobone
(
22/06/2009 14:08)
Niryna: tena marina mihitsy io fanorana faladia io an! zaho efa niorina t@ faladia dia hazokely no nanaovana azy fa tena nijafajafa zaho ! saiky lastaka hatramin'ny ranomasoko! fa avy eo indray tena maivana ny fiainana e!
40. ari.malala
(
23/06/2009 13:05)
tywa, ko mijaly za ko :cry: ts avy miaina fona fa tsentsina d mavesatra b ny lohako