hein!!!nahoana ary ny gasy ao lafrantsa no mipapiavonavona??

1. sakaymena ( 09/06/2009 10:51)
araky ny fitarainan'ny gasy maro nandalo na tonga tany dia mahatsapa ny rehetra fa misy toetra ratsy ny gasy ao lafrantsa ao;zany enefa tsy mba hita aty an-toerakafa fa dia mifampanptany hoe avy aiza enao ?iza no anranao? mipetraka aiza? sns.......
ka mahavelopanotaniana hoe:loko ve?sa foko ve?saranga ve? sa de inona ni antony fa mahamenatr'oul rah zany tokoa
MBOLA GASY VE SA EFA VOZONGO?
koa tsy mahagaga raha tsiy fandrosoana ny firenetsika
novalian'i sakaymena ny 10/06/2009 15:42
2. Noue ( 09/06/2009 11:05)
dia resaka politika ve io ee ?? :^) :^) :^)
3. yuka ( 09/06/2009 11:10)
aleo avadiko politika ary e!
satria ny sasany GTT dia ny sasany TGV,AREMA bedabe sns :D ;-) :-P
4. xxx ( 09/06/2009 11:11)
any @ grande ville angamba fa tsy aty aminay aloha e, any @ be gasy
rehefa be loatra lé gasy anaty ville iray dia manjary toy ny any @ Antananarivo, isaky izay aleha dia misy gasy. Dia eo no tokony hanontany tena hoe: fa maninona ny olon-drehetra any Antananarivo , zay tsy mifankanfatatra, no tsy mifampiarahaba?
5. sakaymena ( 09/06/2009 11:16)
tsis politika aza tsy nifapijery vo may niapy politika
na ny aty aminay isaky 100m mahit gasy fa mahatsiaro tena lavitra ny tanindrazana de zay no antony ifandraisan ny ankizy aty tsys kolera tsisy foko tsis saranga fa ny be no basy
6. salopard ( 09/06/2009 11:19)
marina mihintsy io, mifampiavonavona tssssssssssssss....

ny kofa zao mba nangataka ny num mobile ny NOUE tsy nomeny;

fa tsy ny rehetra kosa aloha e!

I mirananiaina izao nanome ahy , c'est 118 218. Merci mirana a!

tsy ampy dôzy aloha , fa sao afaka manome ny mobil phone-nao i YUKA e!
sniff...
tchouff....sniff...humm, humm....!

oay, fidio marina i kidoropamba, dia ho gratuit ny maina e!!
7. xxx ( 09/06/2009 11:20)
mbola colonisén'ny frantsay ny loha-be-any dia mbola mifanavakavaka hoe zay tiko ihany no harabaiko, matetika aza hoe ny merina miaraka @ merina dia cotiers miaraka @ cotiers
8. andrywui ( 09/06/2009 11:28)
misy ny malagasy miavonavona na lahy na vavy fa misy kosa tonga de mifampiresaka tsara rehefa mhaona fa tsy ny rehetra akory io miavonavona io ee!

--izao ko anie efa mifampataoatra anlé resaka miavona io ny rehetra satria efa ela zany resaka zany,, de tsy sahy miteny mialoha fa mifampiandry otran'ny bibilava sy olona :!!!
--fa rehefa miteny mialoha na miarahaba mialoha ianao (tsy mahafatiantoka zany !!)na lahy na vavy hita eny de mifandray tsara sy mifankahazo vetivety mihitsy ny resaka !!

--misy koa anefa efa mieritreritra mahita kintana oe za vazah !! ireny lay maniditsidina hevitra otran'ny TIM ireny !! ha ha ha ! heveriny fa bobo kou ny fijeriny ny tenany !!
9. essera ( 09/06/2009 11:43)

Kômplex le iz.
10. xxx ( 09/06/2009 11:54)
zah aloha nahita gasy tao @ aéroport ORLY avy tany @ toerana iray aho tena lavitra moa ny lalana ko lavitra dia lavita rahateo teo @ adin' ny 11ora teo, dia nahita gasdy aho vavy ny iray ary lahy ny iray, fantatro izao ry zareo fa gasy satria henoko nifampiresaka,dia nanantona aho hanontany zavatra dia niarahaba aho t@ teny malagasy hoe" manao ahoana tompoko na dia hitako ary fa mitovitovy ny taonanay moa tsy novaliany aho fa nahodiny ny lohanysady avona tsy misy otrizany noheveriny angamba angataka any aminy aho sa ahoana, ny asan' izy mianadahy ireo anefa mpanadio raha tsy diso aho satria nanao combinaison gris ry zareo dia mitondra ireny cadis ireny misy détérgent ( produits ) lasa aho nanontany afrikana fa nohajainy tanteraka aho ary lasa namako br ilay afrikana mandrak' androany, ary io afrikana io nilaza tamiko fa gasy izy ireo ary ho lazaiko eto ny anarany Haja ilay tovolahy ary i Rondro ilay tovovavy satria dia nanontaniako tsara ilay afrikanina
11. locl ( 09/06/2009 11:55)
Raha ny fahazahoako azy dia complexité le izy e! Ireo izay tonga taloha manko dia tsy mba nanana provilège loatra t@ fianarana sy ny asa. Ireo tonga tafara indray an! Dia mitady tonga dia hanindry be sy misehoseho (ohatran'TGV andrywi), ka voatery iretsy taloha miavonavona mba hampisehoany fa izy no tompony ka mila manambitamby azy.

Izahay moa tsy ao France, sady vitsy gasy aty ka tsy misy mifampiavonavona izany fa rehefa mifankahita dia korana be
12. essera ( 09/06/2009 12:03)
locl:
Raha ny fahazahoako azy dia complexité


Na ho lasa lavitra aiza aza d efa nolazaiko eo ambony ange fa tsy misy larony hoe kômpleksa
13. andrywui ( 09/06/2009 12:17)
Dia mitady tonga dia hanindry be sy misehoseho (ohatran'TGV andrywi),


o lty locl a !
ary tena lanahanlah letsy zah zany ry lety an !! zah lety tena bandy cool sy tia olona a! raha ny ato amin'ny serasera fotsiny zao de efa misy akamako mpiara mirozy amiko !!
--nandefasako mesaz manokana ze aty france nataoko namana ary mifampiditra sy mifanao rdv amiko matetika (ohatra:Batista na ra8tgv na virijiny na zama91 na rainivoanjo ...)fa diso be elah ry locl fa raha teto france kou elah de efa notambatambazako !! sady asaiko miditra tgv !! h ha ha ha ha

14. sakaymena ( 09/06/2009 12:20)
ka nanomboka ovina ary io fa taloha hono hoy le dadatoako zay ref mahita gas de misiok an le ompa @dreny tsy ti tsika iny de kop e ary de nifanantona tsara fa angamba rivo-dozan ny fandrosoana io avonavon'io e
15. andrywui ( 09/06/2009 12:31)
Locl zao mba natsoiko tery monparnasse tery de avonavona re zany e !za ndray no nivndravandranlery be !!
de ozy aho oe! o lety locl za anie letsy ty e !!ndao letsy hifampiakama a!!
--fa tsy nitenenan nedala mihitsy aho na de nanaraka anlery avy ao afara aza e !! nangarika otranireny vehivavy reny fotsiny lengama
16. xxx ( 09/06/2009 12:32)
ka zay wa ilay nolazaiko hoe nanjary be loatra anie ireo gasy tonga aty an dafy, jereo fenon'ny gasy Paris, Toulouse, Marseille sns, efa lasa tananan'ny gasy aorian'ny arabo sy afrikana, za manokana aloha dia tsoriko aminareo fa tsy mazoto miarahaba gasy intsony satria: 1) izy mody tsy mijery, 2) rehefa arabaina indraindray ny sasany dia tsy mamaly akory 3) Kamo be hiarahaba nefa ilay iray efa hita fa tsy te hiarahaba

donc samy manana ny fiainany! rehefa mahita gasy eny @ caisse za any @ auchan dia ialako, miova caisse, efa dégouté
17. sakaymena ( 09/06/2009 12:37)
tsy vitako zany hifapiavonavona zany reto a farafaha ratsiny salut salut ngeh tsy mandany kalory akory e
eny e na ato am serasera dia ahitana n zany ngeh midira ao am karajia ao mo ngeh
18. xxx ( 09/06/2009 12:45)
sakaymena vitanao zany rehefa hitanao fa be loatra ireo olona miavona
enao ve zao ohatra arabainao daholo zay olona mifanena aminao any Antananarivo (raisiko ohatra Antananarivo satria raha ambanivohitra no resahina dia matetika mifankahalala ny olon-drehetra, ary satria koa ao Antananarivo fa tsy aty la frantsa ihany no hahitana io toetra miavona io).
Marina fa rehefa hoe lavitry ny taniny dia miezaka ny mitazona ilay "rohy" maha gasy antsika, saingy io mo atao akory fa tsy misy eny @ olon-drehetra

hoy ndray ra sakaymena hoe midira karajia, ny op ao ary miavonavom-be daholo ny akamaroany, izay akamany ihany no ataony kiss salut njy sns efa kopy izahay e, dia rehefa misy olom-baovao tonga dia eo no mody hoe tongasoa, fa raha vao olona tsy azokazony dia hiavonany tanteraka

19. sakaymena ( 09/06/2009 13:32)
rah any dago ndray aloh tsy hoe miavona ah fa oe eo tokoa le hoe oul tsy fatatra fa matetik mis zavatra ifandraisanao tampok eny andalan eny satria any dako aho amzay ka matoa mandendeh any de salama daholo zay
fa aty iveny aty kosa de reharehako ny mahita malagasy ray ra amiko satria hoy ny fiteny malagasy zay
tsy nivatsy havana aho fa havako zay hitako aty
20. xxx ( 09/06/2009 13:39)
De raha ho any Frantsa ve izany i sakaimena dia hiavonavonan'ny Gasy dia mbola hisisika ihany sa mba hiavona ihany koa???? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0783