hein!!!nahoana ary ny gasy ao lafrantsa no mipapiavonavona??

21. mignone ( 09/06/2009 13:46)
impiry zao ity resaka gasy frantsa ity no niverina tato ?
avadiko ny pejy :arrow:
22. xxx ( 09/06/2009 14:15)
impiry zao ity resaka gasy frantsa ity no niverina tato ?
avadiko ny pejy
:-D :-D :-D :-D
Ka ilay pejy aza efa navadika in-100 fa mbola io foana no mipotra. Angamba dorana no mampety azy
23. rodro ( 10/06/2009 07:25)
Io indray de efa fombany gasy ao frantsa no mifapiavona hatrizay
Tsy rahoe vo sambany tamity politika ity fa hatrizay mitsy,Tsimbahotrany aty aminay tsisy gasy tsimifakalala zany

MAro olo tao frantsa fa nifindra aty aminay vokatriny fiavonavonana


Mifakatiava ihany fa samy gasy
24. ravonjison ( 10/06/2009 08:27)
Tiako ho marihina fa tsy ny gasy ihany no mifampiavonavona any antanin \' olona fa ny ferenena hafa koa, tsy toetra manikana an\' i gasy iny.
Araka ny efa voalaza etsy ambony dia misy antony roa tiako hamafisina ireto satria hitako fa manandanja :

1- rehefa betsa loatra ny gasy ( na firenena hafa) @ ville ilay dia mijanona tsy mifampiarahaba intsony. Antony : satria mandreraka raha isaky ny 4m hiarahaba olona foana ianao. Raha toa ka olona roa na telo, na koa groupe-na olona @ fety dia tsy dia mampaninona. Fa raha isaky mandeha izao ianao , eny andalana, eny antsena sns...isaky ny 4m hiarahaba olona foana, tena mandreraka e. Andramo ange dia ho hitanareo.

2- Matetika mifampiavonavona ny gasy satria misy henatra na tahotra sao te hanagataka fanampiana ilay olona.
- henatra: satria ny ankamaroan\' ny gasy any dago dia mieritreritra fa rehefa any andafy ny olona dia midika fa manana asa ambony sy manambola.
Noho izany ireo manana asa ambany dia matahotra ny ho adalain\' ny sasany hoe : ry zareo any andafy kanefa tsy alehany akory. Noho izany tsaratsara kokoa ny mijanona ho anonyme.
- tahotra ny angatahana vola na fanampiana : itý indray dia mikasika ireo mba manana toerana ambony sy manambola. Ireto indray dia matahotra sao izay rehetra miarahaba azy hangataka vola na fanampiana aminy avy e ( satria izay any andafy dia manankatao ). Izy koa manko mbola manampy ny fianakaviany any dago, ka tsy vitany raha izay olona rehetra mifankahita aminy hangataka vola sy fanampiana daholo. Noho izany tsaratsara kokoa ny mijanona ho anonyme.
Ireo ahiahy ireo dia misy rehefa mbola tsy nifankafantatra ny olona, fa rehefa mifankahalala kosa anefa, ka tsy misy fanadalána sy ny fangatahana , dia miala ho azy ireo ahiahy.
25. sakaymena ( 10/06/2009 12:24)
ef zay mo ny zava misy de reveo manja ny anareo any frantsa any fa ny anay at na de ho 5000 aza ny gasy na dee misy aza ny disadisa madinika de hafa zany gas zany ndrindra refa miara mifety zay an de ten toy ny any madagascar ny tenanay de samy makafy tsis mifangatak fa ny mifanampy angah ary antsitra po ko io fa tsy an -tery
ary de samy manana ny fiainany koa de zay
26. xxx ( 10/06/2009 12:51)
f' angah sakaymena tsy any la frantsa indray toa any Renne izy teo raha tsy diso aho sa efa nifindramonina?
27. sakaymena ( 10/06/2009 13:14)
ie nandalo fotsiny zah nge t@iny e efa any dago ah zao ka
28. rodro ( 10/06/2009 13:32)
Agnay eto susse tsambamisy miavogna zao fa de mifapagnotany sy mifakahita indrindra refa fety de toy ny pihavana aby

Marina mitsy ny any Sakaymena
Agnao io moa aia ro mipetraka?
29. sakaymena ( 10/06/2009 13:38)
aty jorndanie aho zao
30. xxx ( 10/06/2009 15:22)
sakaymena:

ie nandalo fotsiny zah nge t@iny e efa any dago ah zao ka



any dago aho izao :roll: :roll:
31. xxx ( 10/06/2009 15:24)
sakaymena:

aty jorndanie aho zao



fa aiza marina e! mandeha nareo izany rn sakaymena dia manao ahoana i Rania ao salama va? roky de mametrapetraka sa manao akory aky rodro :-* :-*
32. sakaymena ( 10/06/2009 15:42)
enao no tena mametrapetrak amty xxx nao ty ry x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043