Tao @ Assemblée Nationale androany ! malaza anie M/car eee !
61. xxx
(
05/06/2009 22:39)
de lazao ndray fa tsy zany zanaka arema no lazaonao teo ,tsy menatra !!!mpandainga ,tena arema
63. xxx
(
05/06/2009 22:50)
k' izy efa zatra ny mampirehitra olona koa, ilay lohana AREMA jeriatrika
65. milamm
(
05/06/2009 23:39)
ny efa fantatra mialoha tsy manaiky ny fiverenan Ravalomanana i deba sy ny frantsay,satria ny nanala azy teo no fiaraha-miasa farany nifanaovan'izy ireo niaraka na ry zareo aza dia niloa-bava fa tsy azo vinavinaina akory ny fiverenany,ary nanolotra fanampiana ara-tafika hamerenana ny andrimpanjakana sy ny lalampanorenana izany hoe filaminana arahin-dalana(frantsay)satria anisany misolo tena ny fikambanambe ny eropeana ry zareo no fanalahidy mitantana ny fifehezana ny tombotsoa eropeana(ny politikany ireo zana-tany taloha sy toe-draharaha ao aminy ,soloiny ireo Commission d'aides Afrique et de l'Océan Indien tena ,ny SADC moa dia manohana ny ara-dalana sy ny tombotsoan'ireo mpikambana afrikana sahirana ao aminy,ka iara-mahita eo fa ny fipitsihany andry izao no vaovao malaza ho avy manaraka eo
66. bazylou
(
05/06/2009 23:48)
hita be hoe raciste le gasy !! na izy samy izy aza kay mifanavakavaka iray lavaka!! ary ny meerina ihany no mahita an'izany ann!! :-D :-D :-D
67. bazylou
(
05/06/2009 23:50)
tsy misy akitsoaka eto e!!! vive tgv!! sady andry anie tsy le8 mpitery ronono andro ririnina e!! :-D :-D :-D
73. rajorina
(
06/06/2009 13:26)
De in zao no dinika @zany? enie le politika ko tena mandreraka be, rehefa lany lainga daholo ny tsirairay avy de aleo tokony miditra amin\'ny zavatra matotra @zay, ohatra hoe: ny frantsay ve no mahitahita kil isakin\'ze mihetsika zao ao Dago ao afaka manakorontana sy manongam-panjakana, sa tsika mintsy no manana le fisainana ty mivadibadika, tsy azo atokisana?
74. Noue
(
06/06/2009 13:30)
io kosa aloha dia ny frantsay no efa fantatra fa ambadika sy nanampy ny tgv t@ io coup d'état io ee ! be loatra koa ny cinéma ataon'zareo hany ka tsy hay intsony
75. Noue
(
06/06/2009 17:29)
xxx:
nampinanan'i rajako sakay tato mintsy io sakay fopla io ha ha ha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D noheveriko oe akondro ihany aza :-D :-D :-D
