Tao @ Assemblée Nationale androany ! malaza anie M/car eee !

21. sakaymena ( 05/06/2009 20:13)
aza manahy enao fa mbola misy tgvelona foana eo eeeeeeeeee lay tgv zokiny ndray aloha e
22. xxx ( 05/06/2009 20:16)
inona koa tony sakay fopla tony é,tsy mahazo dinika akory :idea: :idea: :idea:
23. sakaymena ( 05/06/2009 20:19)
ianao ry xxx no fopla ny math nao xfopl ianao no tsy mahataka davitra takaro zay tiko ho lazaina e
24. Rajakoo ( 05/06/2009 20:24)
Ka resaka assemblé marina io ry sakaymena ,naninona tokoa raha io no nasiana dinika fa tsy hoe zanaky dada sady malagasy daholo tsika fa tsisy nanao resaka andevo sy andriana le dinika 8O ,marina kosa le xxx21
25. sakaymena ( 05/06/2009 20:26)
zao mantsy ry xxx misy nilaza ery ambony fa tsy masahy miatrika ny mafy ry zandrin ny tgv kanjo ianao ndray no miakapofona refa misy mamaly moramora anao zoky aaaaaaaaaaa
26. Noue ( 05/06/2009 20:28)
Nous lui donnerons ce conseil en toute amitié, en lui rappelant que nous l’avons
aidé face à des partenaires hostiles – SADC en téte – qui réclamaient des sanctions.
io kosa angamba no tokony dinihin'i tgv ka asa re raha mba hitan'io?? hay zany efa saika nanasazy ny sadc ??
27. locl ( 05/06/2009 20:34)
Ka ho aider'na amin'inona moa izany ity TGV e! Taoko izy nandeha tao France fa tsy nisy mpiraharaha fa navela naton'ny GTT mafotaka tao.

Raha manana loha mieritreritra i Andry dia izao le fotoana tokony hanimpazany ny baolina dia iny izy no lasa. Raha izao izy mandeha mbola mety hahita fitia ihany
28. sakaymena ( 05/06/2009 20:38)
fantantro nge rajaako e fa vo mafy nareo omaly sy afakomaly ka nahazo vahan androany nahita io resak assemblé io ary le hoe andevo sy andrina kosa tsy tiko rah zah manokana aloh de hiombo kevitra amizay olona mbola manana toetsaina mirefarefa am tany toy zany;zao ny tiko hatogavana raha tsy takatrareo; ref tsy milatsak ho fidina ary i tgv de mievitra ve nareo fa hatreo ny tantarany???????????????
29. Rajakoo ( 05/06/2009 20:45)
Amiko manokana dia tsy hoe voa omaly sy ny mahavoa androany fa le fototry ny politika hampiharin'ny tgv @ zao fotoana izao no hitako fa tsy mampilamina ny raharaham-pirenena Malagasy
30. sakaymena ( 05/06/2009 20:49)
fa taiza ary ovina ary iza aminao rajakoo no hitanao fa nilaminan 'ny vahoaka malagasy
VALIO AM FO TSY MIANGATRA AHO ALOHA E
31. Rajakoo ( 05/06/2009 20:51)
T@ reny nataonay sorona teny Ambohitsirohitra reny kah
32. sakaymena ( 05/06/2009 20:53)
rah any madagaskar ianao de mety tsy ho tsapanao ny ngidin ny fiainan ny vahoaka MALAGASY fa rah mivoaka aty ivelany ianao de hoy ianao indrisy ry malagasy havako mba rahovina ianao vo mba.................................
33. xxx ( 05/06/2009 20:57)
mba any ivalany hono zany sakaymena nefa ny toe-tsaina mapmé be
34. sakaymena ( 05/06/2009 20:59)
ny anao io no diniho aloh zay vo miteny inao nge no manopa f aza mandio tena eo e ary matatesa
35. xxx ( 05/06/2009 20:59)
hoy sakataymena

indrisy ry malagasy havako mba rahovina ianao vo mba...tsy hanongam-panjakana intsony..............................


Marina izany fa tena tia kely le tgv de nanaiky hampiasain'olona fotsiny hanamotika an'i Madagasikara :oops:
36. xxx ( 05/06/2009 21:04)
sakaymena ;fopla
37. sakaymena ( 05/06/2009 21:07)
de omeo ary ry xxx ny fanafoanan ny fanonganampanjakana maka sopapa any am rajakoo
38. Rajakoo ( 05/06/2009 21:11)
Zany arema nareo zany no nampianatra anay nanao habibiana ary aza taitra raha hampuharinay @ nareo ny lesona :twisted: :twisted:
39. sakaymena ( 05/06/2009 21:14)
zany ve???????????hay samy biby kay hitako toko no maramara
40. xxx ( 05/06/2009 21:23)
Ary sophie ve mba hitanao any e? ampitao any ny bjr hono hoe
Fa iza zany dadanao arema zany,sao de tsy mety zany fa reny no nampahatra ny Malagasy nandritrany 30 ve de mbola gizitra foana ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695