Tao @ Assemblée Nationale androany ! malaza anie M/car eee !

41. xxx ( 05/06/2009 21:25)
Ory sakaymena tsy mitovy velively ny politika sy ny tsenanareo ve mandeha ahoana le dande klalaka ampiasainarei isak' alina ireny tsisy tsena angeh no variana ato ianao io :*
42. sakaymena ( 05/06/2009 21:29)
na atoandro na alil de hitanao eto ambodi ordi ny tenako
ary ny ho nampahantra anao ny arema moa mba inona no azonao tam dadanreo ????????????? sa voakarama tam le hoe pandala ny fahmarinana oh
43. xxx ( 05/06/2009 21:32)
Tsy nireka dada mintsy ny teto fa ianao no niteny zanaka arema tsy mataho maso mena ,de io no tena nandrendrika ny Malagasy
44. sakaymena ( 05/06/2009 21:32)
xxx a anotanio ny bavi nelh hoe mandeh ve zany tsena nareo zany sao de tsys hatao kal rapitso
f zahay eto mamboly voky tsy mamboly voky
45. xxx ( 05/06/2009 21:40)
ny client nge betsaka ary fa ianao toa variana @ zavatra tsy hainao akory ndana @zay fa miandry izy e! sakaymena zoma nge androany be ny kil
46. sakaymena ( 05/06/2009 21:42)
ko ratsy mitov am bavinao ah kamo miasa de ny etana no amidy hamelomany anao rahateo fa ianao mo io efa hit fa x io
47. xxx ( 05/06/2009 21:47)
iza no tsy mahalala ano hoe ry sakaymena ny fomba fiadinao dia manambara fa izany, possible daholo ny fiainana any dago ny DJ lasa filoha dia zao indray mety ho ny ..... kopy ianao sakaymena an,
48. sakaymena ( 05/06/2009 21:52)
f ino mo mapisy rivotra anao amzany an zah azy tsy hainao hoe iza fa firesakao mseho paminany sandoka ke tsy maharesilahatra ahy ny fironanao e
49. fijo ( 05/06/2009 21:59)
izya no mah asakay azy ko,voahendy de mirediredy
50. xxx ( 05/06/2009 22:02)
mirediredy marina, ka mivaramena be
51. sakaymena ( 05/06/2009 22:03)
sao d ef nomen xxx ny dips ko ngah fijo sa mamo ny torimaso de mirediredy aty
52. xxx ( 05/06/2009 22:12)
EKIPA MILAY IZAHAY RY SAKAYMENA
53. sakaymena ( 05/06/2009 22:14)
zahay ndry no ato ho ekipa mafonja ary ra toa ka tsy mbola regninao
54. xxx ( 05/06/2009 22:19)
:* :* :* :* :* :* :* :twisted: :twisted: :twisted: :^) :^) :^)
55. xxx ( 05/06/2009 22:19)
arema marina mafonja @ halatra
56. sakaymena ( 05/06/2009 22:22)
zany ve? ko rah zany andramo ngeh de mba mangalara e ho hitanao ny vokany fa
57. xxx ( 05/06/2009 22:26)
vokany de exilé ny deba ,ho faty any an-tanon'olona any :-D :-D :-D
58. sakaymena ( 05/06/2009 22:29)
tantara efa vita ko ne ny azy e n hanjo andr8 ko jerena fangah namprimina
59. xxx ( 05/06/2009 22:35)
tsisy niresaka r8 teo enao no nitonona zanaka arema teo fa aza mamadi-dresaka eo
60. sakaymena ( 05/06/2009 22:37)
efa nisy resaka talohan zany fa aza mndio tena eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142