sarla kely

1. fijo ( 26/05/2009 22:49)
ary mba aiza marin aizoa i rasarla kely e????? toa tsy heno intsony???sza nisy nahay noho izy koa tao?
2. xxx ( 26/05/2009 22:50)
nivoaka ihany i xxx klé :-D :-D :-D
3. fijo ( 26/05/2009 22:52)
mandalo ra fijo fa mitady an'i sarla kely
4. xxx ( 26/05/2009 22:52)
laingako lesy zany a,zah ihany no xxx
efa anarako io fa be ry tgvendrana no mamo vao maraina
5. fijo ( 26/05/2009 22:56)
ary sao dia any rasarla e
6. xxx ( 26/05/2009 23:00)
lazain-dry zalahy hoe vita matavy tany Ambato niaraka t@ charles
ary tsy nahita navaly ny tgv de nitsoaka klé ha ha ha
7. fijo ( 26/05/2009 23:05)
toa tsy itaintsony lery ko???????
lasa letsy aloh afa mandalo fotsiny an
8. xxxy ( 26/05/2009 23:07)
ouahahahahaha
miteny rery ra fijo
9. milamm ( 26/05/2009 23:11)
ho avy ny tsy mety @ iny fijo fa aza taitra a ary tsy ho ela
10. naritsimba ( 27/05/2009 04:59)
slt ra-fijo, any akaikinay letsy Cdt Charles no mipetraka raha mitady azy ise an! mbola eny akaikinay koa no misy an'i Tonton Ambroise, Sareraka, Jeneraly Dolin, Jeneraly Ramakavelo, Jeneraly Pily Gilbin, sns tsy ho voatanisa, maromaro mihitsy no mipetraka eny @ iny faritra Ambohipo iny, ary izay no maha tonga ny olona eny miray hina, rehefa tsy rariny dia tsy rariny, rehefa vandana dia kary, eny Ambohipo izao no milamna indrindra ny tanana na dia teny aza no nandefasa'ny Ravalomanana Emmonat marobe dia tsy voarava mihitsy ny barazy teny. Dia mbola manohana an'i Ravalomanana ihany ve i fijo? tamintsika ilay nihaona 25 juin 2007 aza teny Ambohibao efa samy nahatsapa ny tsy mety nataon'ny Ra8 ihany, ka tsy tsara ho azy ve ny niala, filoha mpanao jadona iny amiko.
Mampamangy ny ankizy fijo a!
11. essera ( 27/05/2009 06:15)
blao be ange le resaka sarla. Rah zah lisany mivadika an am top mada rehefa hamafy lainga ihany
12. Noue ( 27/05/2009 06:29)
"naritsimba":
any akaikinay letsy Cdt Charles no mipetraka raha mitady azy ise an!
mino aho fa tsy ny tranony hipetrahany no fanontaniana mipetraka eto fa oe lasa aiza lery no tsy hita sy heno intsony satria be loatra ny habibiana nataony !! Zao MILAMINA ny olona !!

dia aza hadino koa ny milaza oe eny @ hopital izy ary nangataka evacuation ho tsabohina aty frantsa satria voatifitra t@ ireny fangalaram-barin'olona ireny eee
13. essera ( 27/05/2009 06:35)
Ka manin i Noue sy Naritsimba rah mifanao fotoana d miara misotro lasopy alou d makeny am sarla am zay.
14. Noue ( 27/05/2009 06:38)
ka maninona elàno tsy miaraka @ naritsimba mamangy ny akamanareo klet'ieee :-D :-D :-D :-D :-D
15. essera ( 27/05/2009 07:08)
ka maninona elàno tsy miaraka @ naritsimba mamangy ny akamanareo klet'ieee

Ka lisany mifamaly am tsis dikany eo, makeny am Zirara alou lisany mitondra voakazo kely d ra ts ita en sarla d avéo ndray makeny abohipo sad mihinana an lé voakazo. :-D
16. naritsimba ( 27/05/2009 07:17)
Noue> io lainga io ihany oà, velona sy salama soa aman-tsara i Cdt Charles ary azoko atoro anao ny tranony eny Ambohipo raha mitady azy ianao, tsy mpamorona sy mpamafy lainga toa anareo TIM aho akory.
Izahay isaky ny hariva dia mifankahita foana, ary ny tena mahagaga dia ny TIM eny Ambohipo miara-miasa tsara @ ekipan'ny Cdt Charles sy ny TGV.
Tongava raha te-hahita oà!
17. Noue ( 27/05/2009 07:23)
tsisy lainga zany io ry naritsimba aaa !! ity ny vaovao vao azoko zao dia zao ary olona miasa ao @ hopital no nandefa ahy mail vao tonga zao ee

fa ilay commandant charles anie efa lasa any la réunion évacué e ! ny sûr aloha de voatifitra lery e , efa nisy nanao wanted 5 milliards anie lery de nanao cinéma ny miaramila t@ télé hoe aoka kely fa tsy ekenay zany ! nefa ry zalà ihany no nitifitra azy avy eo , neutraliser-ndry zareo lery fa tena tsy voatazona manao ny loha ratsiny fotsiny ! tsara zay kah , ny malaza de hoe ny tànany no tapaka mihintsy ! dia ny hilany havia koa voatifitra ! tant mieux an !
18. essera ( 27/05/2009 07:29)
Izao ry Noue, tongava zan lisany rehefa hariva2 eny ambohipo sad efa mis tim akama eny ka ts mis ataorana ny fandripahalemana fa miasa miaraka, miasa mafy, miasa tsara...
19. naritsimba ( 27/05/2009 07:34)
Noue> dia izay zany no finoana nitaizana anao ko, efa atoroko anao ny tranony, efa milaza aho fa tongava eny Ambohipo raha te-hahita azy. Tena mampalahelo oà le toe-tsaina ary tsy omeko tsiny fa izay ilay hoe na mainty aza dia lazaina fotsy ihany.
Mba hahatonga saina tsara anao dia miasa mangina r'izareo ary tsy henonao mihitsy tato ho ato i Cdt Lylson sy Cdt Charles, rehefa eo izy tsy hita izay ataon'ny TIM, rehefa mba mangina kely indray ilay olona dia tadiavina.
Mampalahelo e, nofy ririnina sisa no ataon'ny TIM.
20. Noue ( 27/05/2009 07:35)
ialahy no tokony ho any oa miaraka @ naritsimba dia aza hadino ny maka sary eo akaikikny leisy aaa ! dia fais les voir ici :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084