sarla kely
21. naritsimba
(
27/05/2009 08:19)
afaka miaraka maka sary zahay ka, izao eny Ambohipo milamina na ny TIM na ny TGV tsy misy ahiana.
22. xxx
(
27/05/2009 08:25)
naritsimba:
Noue> dia izay zany no finoana nitaizana anao ko, efa atoroko anao ny tranony, efa milaza aho fa tongava eny Ambohipo raha te-hahita azy. Tena mampalahelo oà le toe-tsaina ary tsy omeko tsiny fa izay ilay hoe na mainty aza dia lazaina fotsy ihany.
Mba hahatonga saina tsara anao dia miasa mangina r'izareo ary tsy henonao mihitsy tato ho ato i Cdt Lylson sy Cdt Charles, rehefa eo izy tsy hita izay ataon'ny TIM, rehefa mba mangina kely indray ilay olona dia tadiavina.
Mampalahelo e, nofy ririnina sisa no ataon'ny TIM.
aza be resaka eo ilahy efa nisy nanamboatra lery ,sady raha hitany bandy mandeha irery doran'olona velona,angaha ry charles voatery tsy maintsy mitondra garde du corps foana isaky ny hivoaka ,maty iny au moins aloha tsy hita fa natahoatra raha mbola velona nefa manao fomban'andevo loatra hihihihi
:-D :-D :-D :-D
23. essera
(
27/05/2009 09:56)
aza be resaka eo ilahy efa nisy nanamboatra lery ,sady raha hitany bandy mandeha irery doran'olona velona,angaha ry charles voatery tsy maintsy mitondra garde du corps foana isaky ny hivoaka ,maty iny au moins aloha tsy hita fa natahoatra raha mbola velona nefa manao fomban'andevo loatra hihihihi
Ka manin ra manao 1 sy 1 nareo d zay mba hijery hoe tena iza marina no mafy.
24. xxx
(
27/05/2009 13:57)
Zah tia fandriampahalemana kely ity alou ry essera dia mikôzy fa raha sendra mifanena amiko tsy mitondra basy iny , tonga dia angatahako iray sy iray avy hatrany fa tsy asiako hasiny izay maha-commandant azy !!!
28. fijo
(
27/05/2009 18:57)
naritsimba,aza hafangaro ny momba ny aradalana sy ny manoana be fahatany an dravalo.
tsy ravalo amin'ny maha vadin'i vadiny azy no tohanako;tsy misy dikany amiko ny maha ravalo azy.
fa ny fomba nanilihana azy no tsy ekeko.
ary naritsimba ve momba ny famonoana nataon'ny sarla sy ny namany???????amin'i naritsimba ve,mandroso kokoa izao i madagasikara ?????

29. Noue
(
27/05/2009 19:28)
fijo:izay indrindra manko ee! dia hadino sahady ve oe firy ny isan'ny olona namohy ny ainy zay natao sorona???
ary naritsimba ve momba ny famonoana nataon'ny sarla sy ny namany???????amin'i naritsimba ve,mandroso kokoa izao i madagasikara ?????
31. naritsimba
(
28/05/2009 05:29)
fijo> ny fanilihana an-DRavalomanana dia tena ekeko 100%.
Hatramin'ny nahasamborana an'ireo miaramila niaraka t@ ingahy Ralitera vadin'ny Hanta Andriamandranto dia tsy nisy intsony ny fitifirana olona, izany no manaporofo fa ireo olon-DRavalomanana sy RAvalomanana no tena namono olona teto.
Raha ny hitako aloha dia tokony handroso lavitra no izao aza fa ireto Communauté Internationale ireto no tena manakorontana, aiza izao ilay filazana hoe Ratsiraka no mpanohana an'i Andry TGV, iza izany no tena mamorona? tsy ianareo mpanohana ny ara-dalàna ve? Maninona no midongy hijanona eto ireo vahiny afrikana,amerikana, frantsay sns, aleo ireo mody dia hita eo izay tsy ho velona. MAdagasikara ry fijo manana ny ampy @ izay ilaina rehetra, iarahantsika mahita eo ny fandehan-javatra.
Ny ahy efa notsoriko fa RAvalomanana sy ireo olona niara-komana taminy dia tsy tiako maizina, ary tsy hahazaka ny alahelon'ny vahoaka nampijaliany sy nanaovany ny tsy rariny, ary dia ho zakain'izy ireo sy ny taranany ny ratsy nataony.

32. xxx
(
28/05/2009 06:13)
"naritsimba":tena deçu be mints zah am naritsimba , hay ve tahakizao ianao eh ? soahiany fa tsy tahaka anao daholo ny olona mpaneho filazantsara am hira sy dihy :( :( :( :( :(
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
33. naritsimba
(
28/05/2009 06:44)
xxx> tsy maninona ka, io ange tsy terena e, fa saingy tsy ianao no niharan'ny tsy rariny nataon'ny Ra8 e, satria ve raha mitory ny filazantsara dia azo atao @ izay itiavana azy, maninona moa Jesoa no sahy nandrava ireo mpivarotra tao @ tempolin'Andriamanitra? sa tsy tokony nanao an'izany izy?
Ohabolana 26:5 Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
Mbola tsy nandeha nitory aho ka nilaza hoe mangalara ianareo fa tsy haninona anareo ireo Kristiana ireo, raha ianao ve no misy mitady hamono dia tsy hiaro tena, fa dia hiaritra fotsiny eo?
Aleo raisina @ tena izy ny Filazantsara fa tsy raisina @ izay itiavana azy.

34. Oay
(
28/05/2009 07:45)

Saotra naritsimba a!
NARI TSY MBA manaiky horesy é!
Nitady toko ka sendra vato ny mpandrava ny jadona nahita an'i naritsimba é!
io Fivavahana io mihintsy no tena inanana an'i Ravalomanana sy ny mpomba anazy satria io no nentiny nandemena ny vahoaka.
i Oay tsy mahay manonona ny andaniny sy ny isan'antokony fa d efa eo i naritsimba anao an'izany fa d mbola averiko fa TSY MISY HAFA MAINA @ IZAY NATAO FA TSY MAINTSY MINJINJA NY VALIN'NY NATAO.
Ampy hamalian'Andriamanitra an'i Ravalomanana tsara mihintsy ny filazany fa MINOA FOTSINY IHANY, ny fanononan'ny ny anaran'Andriamanitra rehefa mamarana ny kabariny izy! Fa angaha ny tsara ihany no horaisina avy @ Andriamanitra fa tsy ny ratsy ihany koa!
Fa ny olona toa an'i Ravalomanana d manao fisitrik'alika rehefa miresaka @ Andriamanitra, heveriny fa azo fahanana lainga sy fitaka io Andriamanitra io!
Ary ny mpanompo hery ratsy ihany koa d toa ny ambodia mitafy hodinjan'omby fa rehefa vita ny asany d tsy maintsy mitaky aminy ny maître mba hilazany fa ny hery nomen'ilay RATSY no nahavitany an'ireny zavatra nataony ireny ary NENTINA NANDOTOANA NY ANRAN'Andriamanitra ny nanaovany anazy!
Aoka isika mba hieritreritra satria efa voalaza fa Dieu nous a doté l'intelligence de manière à ce que nous sachions distinguer les vraies aux ivaraies.
35. naritsimba
(
28/05/2009 08:19)
Noue sy fijo> raha mbola velona koa ny aiko ka afaka miteny ny vavako ary mahiratra ny masoko dia isaorako Andriamanitra nampiseho ny heriny, ary indro efa miposaka ny mazava... Izaho no hiady hoy Jehovah...hiady ho anareo... maro no azo anazavana izany.
Sahiko ny milaza fa tsy Cdt Charles na Cdt Lylson no namono olona fa Ravalomanana sy ny forongony, azo lazaina ange fa nilamina ny tany @ faritra Ihosy t@ fotoana naha Commandant de Compagnie an'i Lylson tany Ihosy, nihena ary azo lazaina fa foana tanteraka ny asan-dahalo saingy indrisy fa nalan'Ingahy Ravalomanana izy, izao no antony:
Natsangana ilay valabe natao hametrahana ny omby tany @ faritr'Ihorombe, nisy ny fikasana hanamboatra ilay abattoir eny @ digue izay ahafahana mamono omby 20/h farafahakeliny, ireo omby noterena tsy maintsy hapetraka tao @ valabe dia nokasain'Ingahy Ra8 ho lazaina fa omby halatra na tena omby halatra, dia avy eo ireo no hakarina ka vonoina ao @ ilay abattoir saika hamboarina, ary ny tena loza dia nokasaina hofoanana daholo ireo toerana famonoan'omby manodidina an'Antananarivo toy ny eny Anosipatrana sy Ankadindratombo, fa tsy maintsy ao @ abattoir n'ingahy ra8, satria avy eo dia lasan'ny Groupe TIKO ny abattoir toy ny nanaovana ilay tany nototofana tetsy andohatapenaka. Saika hanao hena am-bifotsy koa mantsy ny Groupe TIKO.
Inona koa re no mbola saika halain'ilay dada(rabeosy) iny e?
Izany no tena famonoan'olona an-kolaka ry noue sy fijo, ny olona tena manao ny asany dia tsy tian'ilay ra8 mihitsy.

36. Oay
(
28/05/2009 10:30)
naritsimba:
ary ny tena loza dia nokasaina hofoanana daholo ireo toerana famonoan'omby manodidina an'Antananarivo toy ny eny Anosipatrana sy Ankadindratombo, fa tsy maintsy ao @ abattoir n'ingahy ra8.
Naritsimba a!
Ny eny Mahazo efa ela be no nanaovan'i Saraha tery vay manta ny famonoana omby, efa nolazaiko teto moa io, ny zava-nisy d i Sarah no tonga niresaka t@ mpamono omby teny Mahazo d tonga d ni-imposé-ny ny resaka, d nampiany fampitahorana nanao hoe: "ZARANAREO AZA MBOLA ZA NO MIRESAKA AMINAREO FA RAH I DADA D ASA FOTSINY" raha ohatra ka misy te-hanamarina d tongava eny Mahazo d anontanio ny mpivaron-kena d ho tsapanao ny fahamarinan'io resaka io!
Misaotra naritsimba d mitombo hasina rangah a! ary ny marina tsy mba maty é!
37. fijo
(
28/05/2009 22:58)
amin'i naritsimba izany tsy misy tsininy mihintsy ny HAT??????ary tsy nanao ratsy mihintsy??????
mahagaga anefa ny antony tsy haneken'ny firenena rehetra azy.za vendrana daholo ny firenena rehetra??????raha izay kosa de asa re

38. naritsimba
(
29/05/2009 06:09)
fijo> ho hitantsika eo izay tsy velona raha tsy misy ny vokatry ny malagasy eh!
Ho ahy dia malagasy miaina eto madagasikara, ary velona ho malagasy, ary miasa hampandroso ny malagasy, tsy ho ela dia hitsangatsangana any aminareo any aho ra-fijo, ny ahiko vao tonga ao @ aeroport dia hisy hitoraka taim-bava hihihihihi vazy² daholo zany an! nefa aza hitako ka hoe iny naritsimba nanongana an'i Ra8 dia ho tsenain'ny mpomba ny ara-dalàna
Tsiky dia ampy!