kabarin'ilay soavaly hors piste 260509

41. xxx ( 26/05/2009 23:29)
rakaroka:

io no ataoko hoe tsy arakao akory lé Francafrique ampahatsiahivinao ahy
Satria ny fanendrena olona relatif @ poste admnistrative indrindra hoe "haut niveau hitondra firenena dia mi-exige baoritra foana laFrantsa !


eo indrindra no hidiran'ilay resaka hoe: saribakolin'i "Frantsay" i TGV. Misy mantsy ilay miray tsikombakomba tena "conscient" ny enjeux rehetra, misy kosa atao marionnette fotsiny fa olona ambadika no tena mitantana. Inona moa no mba fantatr'ity TGV @ resaka politika? Rehefa tsy Roindefo no mandray fitenenana matetika dia ireo milaza ny tenany ho ministra hafa, efa dinozaoro ary efa ela no teo @ sehatra politika.

Tsy mampiova ny dikan'ny Françafrique velively izany angamba.


42. rakaroka ( 26/05/2009 23:30)
[quote=xxx]
momban'ilay hoe Françafrique, ity ny karazana définition: "La Françafrique, c'est une infime minorité de Français qui, aidés au plus haut niveau de l'Etat, pillent les richesses des ex-colonies françaises en Afrique, en utilisant l'argent public et ce au mépris de millions de vies humaines. De nombreux politiciens et partis politiques, des hauts cadres et actionnaires de multinationales françaises (Elf-TotalFina, Bolloré, Bouygues), certains militaires, les dictateurs et leur entourage, les marchands d'armes: en bref, ce sont des réseaux bien organisés qui disposent de nombreux relais dans les médias.". Koa tsy misy hifandraisany ndray hoe ny Françafrique sy ny groupes français précités? http://www.stop-francafrique.com/


Tsy hoe misy "article" iray maneho ny heviny dia 'ndeha ho arapaka hatao telimoka avy hatrany izay nambarany, dia izay le endrik'ilay hoe "oui msé hatrany!"
Ary voalaza aza fa efa mamokatra petrole isika maninn no mbola aferin'aina ny pokona @ vidin-datsantsy ? Ny fiainana hany ka tsy vitan'ny hoe manenjika ny hafa ftsn , ka "blem" ihany le be ambom-po be anefa na ny asa tanana vita gasy izay aza ka "motraka" , ny hatokona aza tsa misy anefa ro ny fotoana lany hanenjehana ny hafa , Dia inn hono no hitsangana @ 'zany e?


43. xxx ( 26/05/2009 23:35)
rakaroka:


Tsy hoe misy "article" iray maneho ny heviny dia 'ndeha ho arapaka hatao telimoka avy hatrany izay nambarany, dia izay le endrik'ilay hoe "oui msé hatrany!"


Ka ianao tsy miombon-kevitra eo @ maha Françafrique ny Françafrique, dia eo no ilaina angalàna référence! io angamba tsy ilaina hiadiana hevitra ntsony fa efa zay no izy! tsisy resaka hoe oui msé fa zay no zava misy, sa enao ndray no hamorona dikany vaovao @ ilay hoe Françafrique?


Ary voalaza aza fa efa mamokatra petrole isika maninn no mbola aferin'aina ny pokona @ vidin-datsantsy ?


io petrole io aza mbola vao tediavina, ary mbola tsy voatrandraka akory, donc mbola tsy maintsy miaina @ vidin-dasantsy hitambarana amin'izao tontolo izao e!

44. rakaroka ( 26/05/2009 23:41)
xxx:

[quote=rakaroka]

Ka ianao tsy miombon-kevitra eo @ maha Françafrique ny Françafrique, dia eo no ilaina angalàna référence! io angamba tsy ilaina hiadiana hevitra ntsony fa efa zay no izy! tsisy resaka hoe oui msé fa zay no zava misy, sa enao ndray no hamorona dikany vaovao @ ilay hoe Françafrique?

Dia micontredire ny video notsahivinao ery ambony ianao raha tsy mihevitra raha tsy io, dia ivereno ihany mbaho azonao tsara ny esprit de base!


Ary voalaza aza fa efa mamokatra petrole isika maninn no mbola aferin'aina ny pokona @ vidin-datsantsy ?


io petrole io aza mbola vao tediavina, ary mbola tsy voatrandraka akory, donc mbola tsy maintsy miaina @ vidin-dasantsy hitambarana amin'izao tontolo izao e!


Izay no antsoina hoe "embrasse les mains qu'on ne peut pas couper!"





45. xxx ( 26/05/2009 23:58)
[quote=rakaroka]
Dia micontredire ny video notsahivinao ery ambony ianao raha tsy mihevitra raha tsy io, dia ivereno ihany mbaho azonao tsara ny esprit de base!

inona no maha-contradictoire azy nefa na ao anatin'io video io aza dia miresaka momban'ny ELF ilay olona?


ary rakaroka anie toa nilaza fa mahalala tsara ny atao hoe Françafrique nefa raha ny firesak'i rakaroka dia toa tsy mahalala tsara ihany e!


FRANCAFRIQUE=une nébuleuse d’acteurs économiques, politiques et militaires, en France et en Afrique, organisée en réseaux et lobbies, et polarisé sur l’accaparement de deux rentes : les matières premières et l’Aide publique au développement.
Énumérons ces réseaux et lobbies. Le réseau initial, le réseau Foccart, a été légué à Jacques Chirac.Le groupe Bouygues contrôle les services publics en Côte d’Ivoire et a bénéficié de gros marchés privilégiés, tout comme Suez-Lyonnaise-Dumez et son méga-corrupteur André Kamel. Le groupe Bolloré a bâti un empire africain dans le transport, la logistique, le tabac, et d’autres matières premières agricoles ou sylvicoles. Il est en passe de remplacer Elf pour la qualité de ses liens avec les services secrets : son "Monsieur Afrique", Michel Roussin, est l’ancien numéro deux de la DGSE. Il y a ensuite l’État-major....[...] etc.

[=quote]
Izay no antsoina hoe "embrasse les mains qu'on ne peut pas couper!"

ou de manière plus visionnaire, comment recoloniser Madagascar.


46. rakaroka ( 27/05/2009 13:08)
xxx:



ou de manière plus visionnaire, comment recoloniser Madagascar
[/quote]

Dia lazaiko an'i xxx fa nisy fifandraisan'i France tany @ firenen-kafa koa ary miendrika exploitation mihitsy koa, lazaiko mazava ny fanondranany fromage atsy Etats-Unis. Ary nisy tsy fifanarahana tao ho ao dia notapahin-drizareo Amerikana koa io "fanondranana fromage" io?. Fa nony avy eo dia nosokafany indray selon le besoin.

Dia tahaka izany ity FrançAfrique . Ny maha répoblika masi-mandidy @ taniny ny firenena faritr'i Afrique anie ka mipetraka e ! Masi-mandidy @ taniny tokoa ny mpitondra fa ny "besoin"'-drizareo ny Frantsay no manesika azy ifampiraharaha !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078