kabarin'ilay soavaly hors piste 260509

21. xxx ( 26/05/2009 20:30)
rakaroka:

Tsy azon'i xxx le Françafrique, ary mitombina tokoa anie le ahiahiko e!
sahala @ hoe 'reo groupe ireo 'zany no Francafrique no fandraisanareo azy, ary io no lazaiko hoe "aza afangaro re!"


mifandray ireo ry rakaroka ary tsy afa-misaraka fa enao angamba no tsy maharaka. petit rafraichissement de mémoire: http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=PlayList&p=6CC1B18ABF02C723&playnext=1&playnext_from=PL&index=1


Tsy crédible mihitsy Ra-8 n'aiza n'aiza afa-tsy eo anivon'ny minorité de perso
mpomba azy. Ny comité interna; anie tsy manao hoe "avereno izy , plutôt tokony jerena ny "tierce perso ankoatra ireo ka lanim-bahoaka , izany no mahatonga azy ireny te hanafaingana ny fifidianana , rahateo ilainy ny politique stable" raha toa ifampiraharaha!


Ny valiny dia tsotra; tsy afaka manery ny gasy ny communauté internationale hoe avereno Ravalo, fa ny manome torohevitra no azo ataony; tsy décideur akory ireo. Hay ve minorité ny mpomba an'i Ravalo, nahoana moa i Ravalo no voafidim-bahoaka t@ 54% des voix t@ 2007? mahagaga koa zany minorité zany a!



Hainao ? tsy misy mahalala izay miafina sns fa arakaraka ny "toetra asehonao ny olona ny sary hiheverany anao sy hivela koa, 'za tsy niteny hoe mpandainga Ra-8 fa 'zao Sarko en perso dia nahateny fa toa olona tsy mazava" raha "adika" ny fahitany azy (en parlant de Ra-8) . Hanao ny commentaire'nareo 'nareo hoe resaka Franca izany, anareo anareo lé izy satria io tsy i Sarko ihany no "sahirana @ ny maha Ra-8 azy fa ny mpiara-miasa taminy maro aza maro no niaiky io toetrany fatra-panika olona io, ho ahy raha ny marina tsy vazaha tsy gasy fa atao excuse ftsn ny vazaha eto!...


On a bien compris que tu n'apprécies pas Ra8, merci de le confirmer! ce n'est pas une raison pour dire n'importe quoi.
Tsy hoe tsy be mpankafia Ravalo ety ivelany no midiaka hoe ratsy izy. Fantaro fa be tokoa ny olona be mpankahala sy be mpanenjika satria justement olona honnete, mahay, et surtout QUI empeche la corruption des autres. La transparence de sa gestion du pays a été félicitée par le monde entier (transparency international).

Dia maninn anefa raha maro no milaza hoe ratsy izy? Nga raha maro no milaza izany dia midiaka hoe marina? Fa ny 54% ny olona nifidy azy ve tsy misy dikany fa ireo olona 2 na 3, eny na 10 aza nilaza an'izany no mi-compte?

Ny hazo avo halan-drivotra, rehefa tsy mahazo ny tombontsoany ny sasany dia aleony manenjika e! zany ve dia mbola atao hahagaga.
22. Noue ( 26/05/2009 20:30)
[quote]Ny mpitondra an’i Madagasikara ankehitriny dia saribakolin’ny frantsay. Miara-miasa akaiky amin’ny frantsay izy ireo, ka ampiasainy ny fomba rehetra - tafiditra ao anatin’izany ny fanenjehana, ny famonoana, ny fanagadrana, ary ny fampihorohorona ny vahoaka malagasy, izay hita fa tena mahery fo ; tsy manaiky lembenana, fa mijoro amin’ny fitakiana ny ara-dalàna sy famerenana ny lalampanorenana[/quoteio koa dia tsy azon'i bazylou !!! dia mitovy kapoka @ rakaroka !! resaka ny momba ny fandehan-zavatra ankehitriny no resahina nefa ny anareo efa lany daty :-D :-D :-D :-D aiza re zany eee ! tsy saribakolin'la frantsa ve ny FAT(Y) ankehitriny??? tsy la frantsa ve no nanampy an'FAT(Y) nanao an'io coup d'état io ???
23. rakaroka ( 26/05/2009 20:42)
xxx:

sa tsy mety manaiky an'izany mihitsy ny sainao?


Tena tsy eken'ny saiko lé zy ka , io misy "loi universelle" fa tsy Françafrique monja akory mamatotra lé fifandraisana :
Marina fa misy frantsay tsy faly satria lasa délocalisé any koa ny "investissement" tokony ho an-drizareo , rahateo efa maro ihany koa 'zareo no tsy te hitodika Afrika sns...fa 'zao , misy ny tsimbalivalim-piainana , ary tsy maintsy iharan'izany aloha isika. Historiquement zanatany Frantsay isika , donk tsy fahendrena amiko ny manapaka ny fifandraisana en cours rehetra , raha tsy efa manana ny "vonona hasolo izany avy hatrany!"
Ary mbola arako koa ny fisokafana @ Etats-Unis na tsapa aza fa nanano-sarotra ny geo-politique sy ny krizy ekonomika Amerika farany teo, ary na 'za aza sorena t@ 'Ndefo nandroaka ny ambasadera iny, satria déjà ary @ firy kilometatra izy no tonga ifampiraharaha da tsa mahay raha tsy manifika olona
isika sa ny tahotra no efa BBBBee loatra?...
Lojika raha "pion"ny vazaha na ny olona azony antoka no apetrany ho dg na pdg na pourquoi pas pm? satria volabeny koa ary structure na fihinanany na fihinanan(ny ankilany, dejà koa izy hanao "investissement any ankodahoda ve dia ho ankinina @ olo-tsy fantatra akory? rahateo maro ny mpitondra Afrikana no tsy mihevitra raha tsy ny tenany!...
24. rakaroka ( 26/05/2009 20:52)
Noue:

tena tsy ao mahintsiny rakaroka zany ee! hafangarony daholo ny inona re no azoko hilazana azy ee ??
aiza ve ka ny lien alefan'i rakaroka lien efa lany daty t@ 2005 ?? :-D :-D :-D :-D :-D tena hita fa raha resaka politika dia tsy ao mahintsiny rakarika fa mamalivaly @ tsinapany fotsiny !!



I Noue no tsy maharaka mihitsy ka! satria nanontany ahy i xxx hoe "aiza i Ra-8
nangataka t@ Frantsay fa tsy arany, ary tsy arakao koa hanontanianao ahy eo ambony, dia hevero tsara fa faha Ra-8 io link nomeko 2005 io
POROFO MITOHAKA @ tena hoe NILAFIKA DIA NILAFIKA t@ fanampian'ny Frantsay tokoa izy FA AZA ODIANA FANINA RE? satria 'izany koa ny toetra tsy tian'ny mpitazana aty ivelany e
25. rakaroka ( 26/05/2009 21:08)
[quote=Noue]
[quote]Ny mpitondra an’i Madagasikara ankehitriny dia saribakolin’ny frantsay.
8O :-D :-D Hay efa eken'i Noue mpitondra indray angaha i TGV ?

:lol: :lol: :lol: le sainareo anie ry tony dia toa mifangarongaro be izany ihany,
ohatran'ny sady eken'ny sainareo no tsy ekeny i TGV ho mpitondra ka raha "ekeny " dia ity ny tohin'ny resaka , tsy aribakolin'ny Frantsay mihitsy I TGV, ny hoe manana fifandraisana @ Frantsay tsy midika saribakoliny; En effet
raha ny marina tokony nanaraka ilay FrancAfrique i TGV raha toa saribakolin'ny Frantsay marina ary tsy ireo gouvernement-ny ireo no ho gvt tokony ho eo fa justement nolavin'i TGV izany!
Raha nisy ny proposition referendum avy taty, mbola nolaviny koa , dia izany ve no saribakoly?....
Ary raha tsy reconnaissé-van'ny aty ve le gvt dia mbola saribakoly koa ?

Fehiny tsy hoe nisy ny fahalalana BBBBBbbbe ity antsoina hoe Francafrique
dia 'ndeha hodradradraina fa Francafrique jiaby izao Frantsay sy Africana
sendra tafara-dalana teny ho eny (nisy moa nitahiry sary mihitsy ::-D :-D :-D :-D tsy am-piheverana kely akory ny fifandraisana marina misy fa dia mamosavy eritreritra avy hatrany ftsn izao!

26. xxx ( 26/05/2009 21:24)
Tsy mbola nahita sipa bado hotran'ty rakaroka ty zah ry zalahy fa miala tsiny kah
miresaka francafrique nefa tsisy fantany fa io no atao hoe sarobakoly tssssss
Ary taiza ary ty sipa ty no tsy naharaka ny fanombohan'ireny fanonganam-panjakana reny no taraiky be le sainy sa efa teraka sembana ,azafady ,tsy tantiko ntsony ny tsy hilaza fa efa hita be le taraiky
27. rakaroka ( 26/05/2009 21:25)
[quote=xxx]

mifandray ireo ry rakaroka ary tsy afa-misaraka fa enao angamba no tsy maharaka. petit rafraichissement de mémoire: http://www.youtube.com/watch?

Ianao no tokony MIVERINA MANDALINA ny voalazany , fa ho ahy efa fantatro hatry ny ela , le izy resaka "structure de l'Etats mihitsy no voalaza ao"
Mba azonao valiana ve hoe "nianatra taty angaha moa i Andry ?" Ary raha ny maha firenena mpihevitra ny technocrate an'i Frantsa mahita olona napetrany tsy diplomé angaha ianao?
I Roindefo @ toetrany Nationaliste tsy mpilaza fifandraisana @ hafa ve dia "pion-ny koa" / TSIA ! Ary na Nationalité frantsay aza rizareo tsy ampy ho critere de selection izany fa ny "fisainanareo no ...amboary! " fa tsy ny vazaha no hisaina toa izany / 'za eto am-potony haiko koa anie ireo e!

28. ravalotgv ( 26/05/2009 21:26)
sniff
tcrouff
tsy ampy dozy lery de nivilana kosa angamba le kabary
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
29. rakaroka ( 26/05/2009 21:30)
xxx:

Tsy mbola nahita sipa bado hotran'ty rakaroka ty zah ry zalahy fa miala tsiny kah
miresaka francafrique nefa tsisy fantany fa io no atao hoe sarobakoly tssssss
Ary taiza ary ty sipa ty no tsy naharaka ny fanombohan'ireny fanonganam-panjakana reny no taraiky be le sainy sa efa teraka sembana ,azafady ,tsy tantiko ntsony ny tsy hilaza fa efa hita be le taraiky


Ary le xxx na dia efa bado aza no iresahana dia mbola
:{ :{ :{ misari-tava foana ? koa na atao hoe tsy bado aza 'nareo fa badrahodra tahaka io tsy manana perso akory: tsy misy ilana azy ka!
Sa izao no hoe aleoko tsy hary toa izay ho xxx :?: 8O 8O 8O
30. Noue ( 26/05/2009 21:38)
rakaroka:
:-D :-D Hay efa eken'i Noue mpitondra indray angaha i TGV ?

:lol: :lol: :lol: le sainareo anie ry tony dia toa mifangarongaro be izany ihany,
sady tsy kopy na @ inona i raKIraka no mbola manampy firediredena ihany !! ndana aloha maka rivotra kely dia mamaky gazety dia manao solomaso ataovy matevina be dia mahita tsara eee! Tsy ny sainay no mifangarongaro fa ianao no tsy à la page eee !!!


31. xxx ( 26/05/2009 21:39)
hoy xxx25


Tsy mbola nahita sipa bado hotran'ty rakaroka ty zah ry zalahy fa miala tsiny kah
miresaka francafrique nefa tsisy fantany fa io no atao hoe sarobakoly tssssss
Ary taiza ary ty sipa ty no tsy naharaka ny fanombohan'ireny fanonganam-panjakana reny no taraiky be le sainy sa efa teraka sembana ,azafady ,tsy tantiko ntsony ny tsy hilaza fa efa hita be le taraiky


Zah koa leity mahatsikaritra an'izany efa telo andro zay fa neveriko fa olona mandinika le izy kay fopla be , de nialako pà
:-@ :-@ :-@
32. rakaroka ( 26/05/2009 21:50)
Noue:

rakaroka:
:-D :-D Hay efa eken'i Noue mpitondra indray angaha i TGV ?

:lol: :lol: :lol: le sainareo anie ry tony dia toa mifangarongaro be izany ihany,
sady tsy kopy na @ inona i raKIraka no mbola manampy firediredena ihany !! ndana aloha maka rivotra kely dia mamaky gazety dia manao solomaso ataovy matevina be dia mahita tsara eee! Tsy ny sainay no mifangarongaro fa ianao no tsy à la page eee !!!






8O 8O 8O driiiiiyyyyyy ka mpitondra iza aza ito lazainareo fa saribakolin'ny Frantsay :roll: :roll: :roll: :?: :?: 8O 8O :^) :^)
33. rakaroka ( 26/05/2009 21:56)
xxx:

hoy xxx25


Zah koa leity mahatsikaritra an'izany efa telo andro zay fa neveriko fa olona mandinika le izy kay fopla be , de nialako pà
:-@ :-@ :-@



:-D :-D :-D 8O 8O 8O Niala pas dia niverina indray an :roll: :?: 8O Ka inn hono no hamaliana resaka ny olona tsapa fa tsy mitovy ron-doha @ tena;
Hay va re tsy zaka le izy raha tsy iverenana, tsy voatery hamaly akaroka any rehefa tsa ao le niveau ...
34. bazylou ( 26/05/2009 22:02)
de inona anefa raha ny france no ao ambadika ao e?? inona , de toute façon salaka sy vody ireo!!! aryaeleo asian'ny frantsay ao fa lehibe tsya aman tsaina iray lavaka ny gasy ka!! :-D :-D :-D
35. xxx ( 26/05/2009 22:06)
salaka xxx miditra @ vodin'i rakaroka mba hikaroka :-D :-D :-D
36. rakaroka ( 26/05/2009 22:24)
TiENS TIENS 8O 8O :-w :-w :-w :-w :roll: :roll: :roll: :-w :-$
Ary tena mpiasan'ny sex-shop kay lé xxx knou, tena truc de Cu... io ny spésialité-ny, ary hitako moa izy no ni-pas niresaka tamiko 'ndrai pandeha, hay tena tsy misy afatsy izay ny "domaine-ny knou!" . Eny e mbo nisy fantatra kely ihany 'ty ny aminy , ary izay kay no mahatonga azy miafinafina toa io fooooana, 8O 8O :oops: :oops: :oops: 4ndriiiiy mampalahelo ihany an, fa 'zao e :roll: :roll: :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-$
Rehefa tsy zaka hono le Rakaroka dé 'ndana mi-pà na :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@ :@
37. xxx ( 26/05/2009 22:45)
angamba kosa aloha i rakaroka nahatsikaritra fa olona maromaro ireto xxx ireto, misy ireto mitapitapy, misy kosa ireo mba miezaka miady hevitra. Aza omena tsiny ireo miadaladala fa mba mila fialamboly ry zalah e

Ka zao ary, tsy enao irery akory no eo am-potony no hoe mahita ny zava-miseho, izaho koa dia mipetraka eto France. Inona no hidiran'ny diploma @ resaka adihevitra ataontsika? nga mila be diploma hono vao mahazo miady hevitra? misy koa anie ny be diploma nefa pôkaty be ny zavatra lazainy e! ohatra hoe.....

fa zany eo ihany, fa nga voatery hitovy foana ilay schéma hoe olona nianatra tany an dafy eee, olona manana nationalité eee... ary iza moa no nilaza hoe ny maha vazaha an'i Andry no natao critère de sélection? toa mbola tsy tsaroako nilaza an'izany ny tenako

momban'ilay hoe Françafrique, ity ny karazana définition: "La Françafrique, c'est une infime minorité de Français qui, aidés au plus haut niveau de l'Etat, pillent les richesses des ex-colonies françaises en Afrique, en utilisant l'argent public et ce au mépris de millions de vies humaines. De nombreux politiciens et partis politiques, des hauts cadres et actionnaires de multinationales françaises (Elf-TotalFina, Bolloré, Bouygues), certains militaires, les dictateurs et leur entourage, les marchands d'armes: en bref, ce sont des réseaux bien organisés qui disposent de nombreux relais dans les médias.". Koa tsy misy hifandraisany ndray hoe ny Françafrique sy ny groupes français précités? http://www.stop-francafrique.com/
38. milamm ( 26/05/2009 23:05)
moramora rakaroka fa lasa aloha loatra ilay fiandaniana vazaha tianao anatsabahana ny malagasy,misy karazany bdb ny olona ao ireo karazany mitsapatsapa tsy mahalala ny halaliny rano ary anisany ianao mitovy @ essera sy ndaty ary oay tsy hoe rehefa vazaha dia ilaina ,amiko dia
> dia ny malagasy fa tsy ny firenenea hiara miasa miny avaho tsara izayaloha na diplaoma inona na in anananao universal izay
39. milamm ( 26/05/2009 23:09)
bazil,elah koa dia tsy leomboananana ka tia zava-boribory Ravalomanana no tsy tian'elah dia ratsy iraka sy TGV no tohanan'elah akoho vavy tsy manatody elah fa mieritrereta
Oay sy esssera raha aty eropa elisany dia omeo ny adiresy fa hitady an'elisany aho hirtsaeaka fa tsy be vava eto fotsiny
40. rakaroka ( 26/05/2009 23:15)
[quote=xxx]
Inona no hidiran'ny diploma @ resaka adihevitra ataontsika?

io no ataoko hoe tsy arakao akory lé Francafrique ampahatsiahivinao ahy
Satria ny fanendrena olona relatif @ poste admnistrative indrindra hoe "haut niveau hitondra firenena dia mi-exige baoritra foana laFrantsa !

nga mila be diploma hono vao mahazo miady hevitra? misy koa anie ny be diploma nefa pôkaty be ny zavatra lazainy e! ohatra hoe.....

Ary betsaka aza ny sehatry ny diplomé hikohafan-drizareo ny tsy diplomé dia mahatonga "frustration" toa izao §


[quote] fa zany eo ihany, fa nga voatery hitovy foana ilay schéma hoe olona nianatra tany an dafy eee, olona manana nationalité eee...
Fony tsy mbola niampita taty an-dafy ao dia nihevitra marina fa 'ze sainiko toa anao izao monja no marina", nony nifanandrina t@ karazam-bazaha efa 50 firenena isan-karazany aho dia nahatsapa ny tsy ampy ny fomba fijeriko, ary mety mifanipaka amin'ny hafa aza. Heuu ianao mipetraka eto;;;taoko misy critère de immigration positif eto: resaka "diplome ny critère!" 'za tsy mamorona fa ny zava-misy no resahiko, ka io na matsilo saina aza ianao refa tsy tazany ny valeur-nao , te hino anao anie 'za fa aleo miezaka e!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087