sipa tara am bandy ao an-tanana ah de.................

41. xxx ( 02/06/2009 17:58)
Hoy i Mirananirina
Fomba firesaka ve dia mety hankahalana olona tokoa???????Tena gaga indray aho.

Fa taiza re ianao ry Mirana no niana e??? ny resaka indrindra no tena mampiady sy mampifankahala ny olombelona.

Ny tiako ho lazaina t@ ilay sipa nolazaiko tery ambony dia:
Nataoko hoe mba manja ihany ilay sipa fa vao nisokatra ny vavany ka henoko ny fomba fiteniny dia tsy nisy atraction intsony aho. Mety gaga ianao hoe nahoana??? satria tonga resaka faikam-bavy no fahenoko ny firesany sy ny teny miloka ny vavany. Misy fiatraikany lehibe eo @ fitiavana tokoa ny fomba fitenenana fa tandremo.
42. Mirananirina ( 03/06/2009 14:32)

Eny e,marina tokoa izany teninao izany,mazava amiko amin'izay.
43. kotobekibo ( 03/06/2009 19:26)
Efa mitovy zo izao ny bandy sy ny sipa ka tsy koi na iza na iza no manao pà 1°
Misy fikan\'ny bandy iray ity , azon\'ny sipa ampiasaina koa raha ohatra kah!
ref mifampiarahaba d mody teneno izy hoe \" ianao ôtran\'ny fantako fa tsy tadidiko hoe taiza ! \"
d mody manotany ny fianarana nianarany taloha ohatra , na hoe sao d tary @ lé soirée tary ananona...

Misy efa nataon\'ny sipa tamiko ireto ka asa raha mety ami-njy :

- mitsikitsiky ref mifanena aminy , sady mody miarahaba @ loha fotsiny aloha ! ary miherika ref lasa izy ( atao hitany mihitsy fa mijery azy njy , ary raha tsikariny d mody manafina nefa atao hita b hoe mijery )
- njy koa moa efa lasa naman\'ny namany rahateo , dia manotany ny namany hoe \" ary mba nankaiza ilay namanareo tahak\'izao iny ? d milaza njy fa mpifananena aminjy fotsiny d izay kah! \"
( nisy sipa izay tafaraka fety taminay d zà tsy kopy mihitsy hoe le sipa tara tamiko , ary taty aoriana kely d manotany ny akamako foana izy hoe maninn zà no tsy mba hitany miaraka @ ry lerony matetika . Noresahindry zalahy zà hoe nataon\'élah inn l\'ty i ... fa lasa miresaka an\'élah foana ? za anefa tsy nanao n\'inn n\'inn akory . Lasa niaraka izahay tao aoriana kely nandritrany 1ans1/2 )
- misy koa ny enjana b mahasahy maty , mijery tsy ankiato azy ary ref avy eo manaikimolotra kely ....
mazotoa e! :D
44. endrika01 ( 04/06/2009 08:51)
Tandremo ary sao dia efa vadin olona no atao mahatara,na koa efa manana ny tiany talohanao! Ka zay vo wainn eo,mila mamakafaka sy mandinika,sy mamotopototra tsara alou,vao mitia,fa ny fitiavana tsy kilalao,ka rehefa midoboka an dranona ny foko de tsy maintsy azoko iny,tandremo iany! :P
45. mahatsepa ( 06/06/2009 18:30)
Slt aloha I Bonany e! dia miarahaba ihay ko an'ireo namana rehetra mpandray anjara mavitrika ato aminy serasera.org e. Namana mpandray anjara vaovao izay mba te haneo hevitra.
Tena tsy mora tokoa ny fahazoako ny manjo an'I Bonany, satry mafy tokoa rehefa tia, ary io tsy manavaka na lahy na vavy fa rehefa voany dia mijaly tokoa. Nefa inty mba misy toro hevitra kely ihany araka ny hevitro @ maha lehilahy ahy." :?: tsara lo izay tena mba heviny raha toa ka mba tena tia marina tokoa izy araka le teninao hoe tara be aminao izy. Ka misy fomba maro no azo atao mba hahafantaranao an'izany: voalohany an dia tokony rehefa mahitanao izy dia modio tsy mijery azy lo enao fa ataovy toin'ny tsy hitany ianao, koa raha tena tianao izy dia tsimaintsy manao izay fomba isarihina ny masonao hijery azy na antsoiny mihitsy ianao, faharao, rahatoa ka manana fahafahana ianao manasa azy na mitaona azy hiaraka aminao hijery sectacle na hiaraka hanao fanatanjahan-tena, na koa zavatra sahala amin'izany, dia eo indrindra no ampisehoanao fihetsika aminy somary maneo fity toa ankolaka nefa tena fity ary eo no ahatsapanao azy fa tianao toko ve izy na tsy.Ary amin'izay fotoana anasanao azy izay no ahitanao fa mazoto hiaraka aminao izy na tsia satria ny olona tena tia dia sahala amin'izany ataonao izany hoe manao izay tsy tokony ho hataony mba hitiavana ny sakaizany."
Mety tsy dia lehibe lotra angamba le toro-hevitro nefa mino aho fa mba azonao andramana izay satry lehilahy aho ka fantatro tsara ny mahazo sy ataon'ny lehilahy rehefa tojo zavatra toa izany izy.
46. xxx ( 28/06/2009 08:54)
bounany:

Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule.
Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa tsy sahy miteny direct, tsy haiko ze antony tsy ahasahiana mikôzy rah tena tia ana izy! Fa za tam zay mbola tsy tia anazy fa de mijery fontsiny! nande hoazy tamiko le maso mifanojo fôna! :roll: :roll:
De teny de teny de nisy fotona zahay sy izy tsy de nihaona firy tsony! de tampoka teo nihaona matetika indray zahay am zao:de eo am zay ah vô tena potika am lery! tena babo 100% ah tsy laviko fa tena rotika mban'ny tsinaiko!
ny tranonay sy ny an zareo mou tsy de mifanalavitra nefa tsy de mifanakaiky kou! satria misy fiakarana b zay de zahay aty ambany de ry zalahy ary ambony be ary! eo akaikin ndry zareo misy epicerie zay de nefa eo akaikinay misy kou ! fa aleoko any ah no mividy zavatra am zay mihaona aminy ! de mody odiako hadino ny mividy ny zavatra sasany am tokony hovidiko am zay afaka miverina any ah! mamanay refa maniraka de za no volontaire makany na de efa vizana aza satria fiakarana be le escaliers makany!
de nisy fotona izy niarahaba ana de novaliko : fa tena potika oa za! tsy ety an-tany ah am zany fa efa ary e ! sambatra mangina ato am-poko ah ! tsy haiko tsony e !
Tsy te hanao premier pas za ! satria lazain'ny sasany fa sipa mikôty bandy eo vô loza! sady tsy mety am eritreritro kou e ! tena tsy andriko tsony marina e! asa mba ovina izy vô mba ho sahy miteny?
Inona no tokony hataoko? FA TENA POTIKA AH! TSY MAHITA TORY AH AM ALINA ! tena any aminy fôna ny lohako, ny saiko sy ny eritreritro ary indrindra ny FOKO!

za efa nolalovako iany io fa ny ahy ndray tonga d tao anatina journé ray zay! efa nifakaita matetika zay sy izy talou d mifapijery, d mifapitsiky, d refa mifapiarahaba d samy menatra! za kou potika t@ny ary fatko kou fa izy kou potika matou mijery avec des yeux doux, matou izy menatra refa arabaina! d ndray mande zay, nisy fety teo atanana, d itako tany izy! ouz za oe, tsy maintsy lasako ito androany oa! ts maintsy asio determination kou le izy d manana confiance @ndry kou! d raikitra zany ny bal t@zay, za @nio mbola ts d manevokevoka mandihy fa mandinika ny fihetsiny! d itako izy refa mandihy @oul d aty @ko fona ny masony sady toa miondrika aveo! ouz za oe any zany eh! niakarako scene @zay, d mody bandy hafa alou no nandihy t@ko t@zay! d nafana @zay kou ny lanonana, ary d aveo mody nipetraka za, d aveo niakatra piste nandihy rery! d fanaihiniko mandihy eo akaikiny d itako izy mbola mijery iany, sady ita oe te anatona andihy iaraka @ko fa tsy sahy, sady miondrika fona refa jereko! d tapitra iany ny hira fa tsy nasahy nanao inin mitsy izy! nefa itako avy hatrany t@ fietsiny, oe te andihy iaraka@ko fa ny maso d milazza ny rehetra eh! tenamarina io! aveo @zay nisy hira tonga d nanetana be, zahay nandihy face à face fa samy tsy nisy nasahy nanatona, nofeheziko t@ tanako @zay ny hatony, sady nandihy za, avy atrany kou izy d namihina, d otrany reny oul miaramandihy colé serré reny nefa ts mifakalala akory eh! d niara nandihy fona zay ,ary d nanomboka teo izy somary nihanihany kely t@ fomba fandihizany, somary nanao comike kely d fatako avy atrany fa debloké @zay izy! d tonga d nanotaniko ny anarany, d izy ko unanotany ny ahy, d nitohy ny resaka sady tonga d nifakahzo be ny onde t@zay! d tsy nisy niova partenaire mitsy zay na za na izy fa niara nandihy fona! d aveo novakiny @zay ny resaka, oe mis zvtra tiny horesahana @ko ono, d zavatra resahany en privé d ndao mba ivoka kely ouz na ts fatatro izy tinao fa mila miresaka @nao ftsny za! d eny ary oa: d nipetrak zay, d tonga za d niankina t@ sorony d norohany @zay ny molotro nefa za tsy nanampo mitsy oe tonga d hanoroka izy! d nidoboka otrany varatra ny foko, fa tena courant mamay mits no nahazo ahy t@zay ngamba! d aveo izy nangataka rende_vous ihaona @ko, d oe aona oun zany ny fiarahanay, point dinterro ve oun sa efa miaraka! d ouz oe, matou alou enao nanaiky iresak t@ko sy nanaiky orohako d efa miaraka zany tsika, d ouz za oe, zany v d mbola ho fanotany ndray fa efa fatatrao ny valiny! d efa 3 taona lasa zao zany fa tena mifakatia b zay zao! taty aoriana izy vao nivaky t@ko fa ra ts nasiko coup de pouce kely oun izy tsy nasahy ikoty ana zany mitsy fa za oun otrany oe sipa tsy azo anatonana mitsy! d itanao @zay fa afaka manao coup de pouce enao, d anjarany @zay ny mikoty sy manao premier pa aveo! coup de pouce tsy midika oe, mikoty azy enao, fa fomba irassurenao azy fotsiny oe, tsy irejeté azy enao , sady fomba ahatonga azy ho à laise @ nao aveo! d vita ny coup de pouce nao, d ra tena te iaraka @nao izy d mikoty anao aveo, na mresaka @nao oe, tena mba otranzay sy izay eh! mety matahotra ny reaction anao izy matou ts manatona, na mety mi sur estimé anao! fa @zao alou tsy aiko enao, fa tsy misy zavatra azonao zany ra tsy misy determination sy initiative avy @ nao ka d mahereza eh! tataraio eto iany ny valiny aveo! bisous ndry!
47. xxx ( 28/06/2009 09:06)
soanja:

bounany:

Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule.
Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa tsy sahy miteny direct, tsy haiko ze antony tsy ahasahiana mikôzy rah tena tia ana izy! Fa za tam zay mbola tsy tia anazy fa de mijery fontsiny! nande hoazy tamiko le maso mifanojo fôna! :roll: :roll:
De teny de teny de nisy fotona zahay sy izy tsy de nihaona firy tsony! de tampoka teo nihaona matetika indray zahay am zao:de eo am zay ah vô tena potika am lery! tena babo 100% ah tsy laviko fa tena rotika mban'ny tsinaiko!
ny tranonay sy ny an zareo mou tsy de mifanalavitra nefa tsy de mifanakaiky kou! satria misy fiakarana b zay de zahay aty ambany de ry zalahy ary ambony be ary! eo akaikin ndry zareo misy epicerie zay de nefa eo akaikinay misy kou ! fa aleoko any ah no mividy zavatra am zay mihaona aminy ! de mody odiako hadino ny mividy ny zavatra sasany am tokony hovidiko am zay afaka miverina any ah! mamanay refa maniraka de za no volontaire makany na de efa vizana aza satria fiakarana be le escaliers makany!
de nisy fotona izy niarahaba ana de novaliko : fa tena potika oa za! tsy ety an-tany ah am zany fa efa ary e ! sambatra mangina ato am-poko ah ! tsy haiko tsony e !
Tsy te hanao premier pas za ! satria lazain'ny sasany fa sipa mikôty bandy eo vô loza! sady tsy mety am eritreritro kou e ! tena tsy andriko tsony marina e! asa mba ovina izy vô mba ho sahy miteny?
Inona no tokony hataoko? FA TENA POTIKA AH! TSY MAHITA TORY AH AM ALINA ! tena any aminy fôna ny lohako, ny saiko sy ny eritreritro ary indrindra ny FOKO!

Raha ny zavatra iray irina loatra dia tadidio fa matetika dia tsy mitondra fahatsarana ho an'ny tena. Manimba aza indraindray.

Zavatra iray loha ny ahy no azoko anampiana ara-torohevitra. Esory ao an-tsaina izy sy ny momba azy, raha vitanao. Aza atao hoe iny olona iray iny no manodina ny saina, fiainanao sy hanaovanao programa mihoatra ny tokony atao.

Raha hisy ny fifandraisana dia hisy tokoa izany. Misokatra ho azy eo aminareo ny fihaonana. Ianareo tsinona eo an-tanana ihany. Aza atao hoe izany no hameno ny saina. Ny zavatra raha natao hampijaly vatana sy ny saina ka fikirina loatra dia tsy mahatsara velively na fitiavana io n'inona n'inona.

Misy fomba iray na teknika iray mahomby fanao ka manampy tokoa fa asa na mety handaitra aminao. Maka aina toerana malalaka sy milamina, tsy misy mpanelingelina, manoloana natiora milamina raha misy io. Ezaho ho hita ao anaty maso mikipy izy eo ambony tananao. Ampiakaro miakatra ny tanana mitantana azy. Atomboy ny vavaka mangina. Apetraho eo anatrehn'Andriamanitra ny rehetra. Vavaka tenenina ao an-tsaina: Andriamanitra o, maniry aho raha maniry mba afaka hifandray akaiky amin'i.... raha sitrakao izany! Apetrako aminao ny zava-drehetra.

Manomboka eo dia esory ao an-tsaina ilay olona sy ny adin-tsaina. Tohizo milamina ny fiainana. Raha mianatra ianao, dia fianarana atao tsara. Raha miasa ianao dia tohizo sy hatsarao ny asa sy ny fianana ao an-trano. Manaova zavatra positif manatsara ny manodidina anao. Atao amin'ny fo feno fitiavana. Raha hainao ny manao an'io dia ahita ianao fa tsy ho ela dia hifandray aminao izy raha sitrak'Andriamanitra izany. Sokafy ho an'ny hafa koa ny fo fa aza ferana amin'izay iray ihany.

Mazotoa lalandava amin'izay atao. Soanja

:-* :-* :-* :-* :-*

kita fa efa potika be @ny ve le sipa d @ fomba aoana no afak anesorana azy ao atsaina ndray?§§§ NGA io sentiments io ary afaka guidena oe, mipika d mipika, d velomy d velona? nga io télé kou afaka commandina! ary matoa izy nomen'Atra ny fitiavana anio oul io , d efa zay no voatendrin'Atra ho azy! refa tsy sitrak'Atra ny itohizan'izany fitiavana mangina izany d esoriny ho azy ao ampony zany, faza tonga d borkena be le oul oe, esory ao anatiny sainao zany! ra misy olona tena tian o@ fiainanao, d andramo esory ao atsainao kou izy ra vitanao eh! METY afaka ho evitenao izy, mety afak hampiseho azy enao oe tena nesorinao tao anatiny sainao sy navoakanao t@ fiainanao izy, fa ao anatiny fonao tena lalina ao, potika sy rotika @ny enao fa aza mody gisa eh! Il faut arreter de se mentir à soi_meme!!! assumeo ny sentiments faza esquivena fona eh! tsy misy oul afaka manala ny sentiments ao ampony zany, refa fatan yfa tena fitiavana io, mandainga zé miteny izany oe, vitako ny nanala azy tao ampoko nefa ita fa rava be! Atra iany no mahay manala anio sentiments ao anaty io refa fatany oe ts maintsy esorina zany!
48. xxx ( 30/06/2009 13:56)
soanja:

Raha ny zavatra iray irina loatra dia tadidio fa matetika dia tsy mitondra fahatsarana ho an'ny tena. Manimba aza indraindray.

Zavatra iray loha ny ahy no azoko anampiana ara-torohevitra. Esory ao an-tsaina izy sy ny momba azy, raha vitanao. Aza atao hoe iny olona iray iny no manodina ny saina, fiainanao sy hanaovanao programa mihoatra ny tokony atao.

Raha hisy ny fifandraisana dia hisy tokoa izany. Misokatra ho azy eo aminareo ny fihaonana. Ianareo tsinona eo an-tanana ihany. Aza atao hoe izany no hameno ny saina. Ny zavatra raha natao hampijaly vatana sy ny saina ka fikirina loatra dia tsy mahatsara velively na fitiavana io n'inona n'inona.

Filozofia hafa indray izany ??? Raha zavatra tianao ve dia tsy hi fonce fa hiandry azy hilatsaka avy any an-danitra ho anao fotsiny eo ???

Raha tsy hivoaka mihintsy i bounany fa hihidy ao an-trano ve dia ho avy ho azy eo ilay bandy ?

Tena hafa kely ! Ekeko fa tokony ho limiter-na daholo ny zavatra rehetra fa ny hoe esory ao an-tsaina ilay bandy !!! Hafahafa ! Inona no fahadisoana raha mba atao ao an-tsaina ilay mba mahafinaritra ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1647