sipa tara am bandy ao an-tanana ah de.................
1. bounany
(
25/05/2009 11:50)
Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule.
Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa tsy sahy miteny direct, tsy haiko ze antony tsy ahasahiana mikôzy rah tena tia ana izy! Fa za tam zay mbola tsy tia anazy fa de mijery fontsiny! nande hoazy tamiko le maso mifanojo fôna! :roll: :roll:
De teny de teny de nisy fotona zahay sy izy tsy de nihaona firy tsony! de tampoka teo nihaona matetika indray zahay am zao:de eo am zay ah vô tena potika am lery! tena babo 100% ah tsy laviko fa tena rotika mban'ny tsinaiko!
ny tranonay sy ny an zareo mou tsy de mifanalavitra nefa tsy de mifanakaiky kou! satria misy fiakarana b zay de zahay aty ambany de ry zalahy ary ambony be ary! eo akaikin ndry zareo misy epicerie zay de nefa eo akaikinay misy kou ! fa aleoko any ah no mividy zavatra am zay mihaona aminy ! de mody odiako hadino ny mividy ny zavatra sasany am tokony hovidiko am zay afaka miverina any ah! mamanay refa maniraka de za no volontaire makany na de efa vizana aza satria fiakarana be le escaliers makany!
de nisy fotona izy niarahaba ana de novaliko : fa tena potika oa za! tsy ety an-tany ah am zany fa efa ary e ! sambatra mangina ato am-poko ah ! tsy haiko tsony e !
Tsy te hanao premier pas za ! satria lazain'ny sasany fa sipa mikôty bandy eo vô loza! sady tsy mety am eritreritro kou e ! tena tsy andriko tsony marina e! asa mba ovina izy vô mba ho sahy miteny?
Inona no tokony hataoko? FA TENA POTIKA AH! TSY MAHITA TORY AH AM ALINA ! tena any aminy fôna ny lohako, ny saiko sy ny eritreritro ary indrindra ny FOKO!

novalian'i xxx ny 30/06/2009 13:56
2. tess
(
25/05/2009 12:12)
rehefa tsy sahy manao pas voalohany de refa mifanena aminy isan'andro iny de asio ny kresadresaka sy hanihany eny kou! farany ve tsy hamaly eny ihany de hita eo hoe sahy mikoty amzay na tsia sao mba tia mijerijeriery fotsiny izy fa tsy tara :^) :^) :^)
3. Mirananirina
(
25/05/2009 12:45)
Fomba tsika vehivavy matetika no mitia mialoha,kanefa noho ny henatra dia miandry kotina foana.
Asehoy azy matetika amin'ny fihetsika fa tia azy enao,ny firesahana aminy.
Na tsy miteny aza ianao hoe tiako ianao,dia fantany aminy fihetsikao kosa.
Tandremo indray nefa ny môla loatra,fa manjary vao maika tsy tiany.

4. artefy
(
25/05/2009 12:59)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1990
de tsarovy izahay rehefa henonao le hira

5. bounany
(
25/05/2009 12:59)
Tandremo indray nefa ny môla loatra,fa manjary vao maika tsy tiany.
tsy azoko tsara ny dikan'ny le hoe môla loatra
8. xxx
(
25/05/2009 13:56)
Ataoko fa raha ianao no hamaky ny teny aminy voalohany hoe "tia azy", de tsy maintsy hovoiziny io any aoriana any hoe " zah angah nikôty anao". Manjary haratra anaty ianao ka sao hankahala ny tahaka azy.
Amiko dia izao no hevitro" mamboly fifandraisana, miseho ho liana amin'izay zavatra tiany sy mahasarika azy, miteny hoe mampamangy any @ namanao , fianakavianao , sns... hainy ihany rehefa ela ny tianao hahatongavana.
Tsarovy koa anefa ny tononkalo hoe " Ny tia kanefa tsy mba notiavina no ho sambatra indrindra" . Asa izay mety ho fahamarinan'io .
Farany, resaka hafa ity fa aza atao mahatafintohina anao raha tsy anatin'ny eritreritrao " Asaovy ampitain'ny anjely mpiampina anao any @ anjely mpiambina azy ny hetahetanao de ireo no hiresaka voalohany. Ny andrana efa nataoko fa asa raha hety aminao
Mahereza é

10. tess
(
25/05/2009 14:07)
Amiko dia izao no hevitro" mamboly fifandraisana, miseho ho liana amin'izay zavatra tiany sy mahasarika azy, miteny hoe mampamangy any @ namanao , fianakavianao , sns... hainy ihany rehefa ela ny tianao hahatongavana.
ka amiko indray ilay hoe fifandraisana voavoly raha tsy misy ny fikotiana na resaka mampiseo hoe taraiky aminao izy dia efa izy tsy mananana eritreritra hiaraka izay e! na hanao hoe veloma am dadabe sy nenibe any ambany vohitra any aza :-D :-D :-D
mody asio ny vaziavazy am voalohany hoe tsika kou mifanena foana an! sao mba tokony hiaradia???? :^) :-D
11. bounany
(
25/05/2009 14:18)
tess > :-D njy mampme an ! veloma am dadabe sy nenibe an amban vohitra hono! marina dôly zany retra zany !
na hanao inn refa tsy tara aminà izy de zay ihany !
nefa hoy ny fitenenana hoe : essayer n'est pas mal!

12. xxx
(
25/05/2009 14:51)
Ny fitenin'i Bounany tahaka ny hoe tomban-dahy izany ! Tsy ratsy akory izany, mety ho atout mihitsy aza. Manao namany aloha, fa tsy hoe olona mifankahafantatra fotsiny. Efa misy miteny ao ambony ao hoe mamboly fifandraisana. Raha ny fomba firesakao dia tokony moramora aminao izany, ary tsara kokoa amiko ny manao namany aloha noho ny hoe tonga dia mandeha amin'ny tiako ianao :lol:
Rehefa minamana tsara dia mety ho azonao vohizina mora eny e, na mety tsy ho tinao tampoka izy rehefa lasa namanao (possible io a !)
Tsy hoe mitsaratsara aho raha miteny hoe ny fomba firesakao, fa tiako hasongadina fotsiny hoe raha tahaka izao ianao amin'ny tena fiainana, dia manana tombony, fa ento miadana fotsiny ! Aza mandingana etapes amin'ny fifandraisana :)

13. vale
(
25/05/2009 15:41)
xxx:
Ataoko fa raha ianao no hamaky ny teny aminy voalohany hoe "tia azy", de tsy maintsy hovoiziny io any aoriana any hoe " zah angah nikôty anao". Manjary haratra anaty ianao ka sao hankahala ny tahaka azy.
Amiko dia izao no hevitro" mamboly fifandraisana, miseho ho liana amin'izay zavatra tiany sy mahasarika azy, miteny hoe mampamangy any @ namanao , fianakavianao , sns... hainy ihany rehefa ela ny tianao hahatongavana.
Tsarovy koa anefa ny tononkalo hoe " Ny tia kanefa tsy mba notiavina no ho sambatra indrindra" . Asa izay mety ho fahamarinan'io .
Farany, resaka hafa ity fa aza atao mahatafintohina anao raha tsy anatin'ny eritreritrao " Asaovy ampitain'ny anjely mpiampina anao any @ anjely mpiambina azy ny hetahetanao de ireo no hiresaka voalohany. Ny andrana efa nataoko fa asa raha hety aminao
Mahereza é
MDR!!!!
:-D :-D :-D :-D
14. bounany
(
26/05/2009 06:16)
xxx11 > oaou ! milay ny firesak'elah ! tena mampahery sy manome courage ana !
nefa zao ane e: hamboly fifandraisana am lery ah nefa am fomba aôna ! ny namako tsy namany! sa za mitsy no mila miarahaba anazy mialoha indray ! nefa de mangovitra ny vavako!
omeo fika art za hoe aôna ny tena moyen pratique ahafahako hifandray aminy ftsonny ! moyen mba maotina fa tsy degany be ka hanala baraka ny tena am maha vehivavy!
merci

15. vale
(
26/05/2009 11:37)
slt! efa niarahaba andri in1 mande izy de anjarandry indray izany no miarahaba anazy am manaraka kou! petit à petit mifandray tsara eo ihany nareo ny farany. bon courage :wink:
16. mmmhh
(
26/05/2009 12:02)
vale:
slt! efa niarahaba andri in1 mande izy de anjarandry indray izany no miarahaba anazy am manaraka kou! petit à petit mifandray tsara eo ihany nareo ny farany. bon courage
zay mintsy,
sady sao de mitodika any an-kafa eo izy zay vao .... hoe ..........
saingy lasana izy,
nivily lalan-kafa
nandeha namboly indray
fitiavana any an-kafa...
izaho mangina irery
zaho irery no mitafa .........
courage akia a,
17. xxx
(
26/05/2009 12:16)
ny ahy aloha dia velesiko ny vy dian'ny- mbola mafana fa ndrao hilaozan' ny omby miahaka eo @zao efa mahazo manao premier pas daholo na lahy na vavy, ny fiainana efa niova , matoa efa nisy ilay nifampijerijery dia misy dikany ao, mody mankeny @ toerana misy azy dia modiana tsy hita izy dia mody domina , dia avy eo manao hoe: oupss sorry, dia ankipiky ny maso dia mody atao hoe ditsoka dia asiany tsofiny di ampanankankaizana azy ny molotra, dia rehefa avy eo raha tsy t(aitra izy dia lalankafa izorana fa tsy ao izy izay fa raha mihenahena koa izy dia tonga dia horoy avy hatrany fa raikitra io! (l) (l) (l) bon courage, efa be ihany izay soupap izay an aza hadino ny mampilaza raha raikitra ny anareo mitsam :* :*
19. ni81
(
26/05/2009 16:11)
ny ahy aloha dia velesiko ny vy dian'ny- mbola mafana fa ndrao hilaozan' ny omby miahaka eo @zao efa mahazo manao premier pas daholo na lahy na vavy, ny fiainana efa niova , matoa efa nisy ilay nifampijerijery dia misy dikany ao, mody mankeny @ toerana misy azy dia modiana tsy hita izy dia mody domina , dia avy eo manao hoe: oupss sorry, dia ankipiky ny maso dia mody atao hoe ditsoka dia asiany tsofiny di ampanankankaizana azy ny molotra, dia rehefa avy eo raha tsy t(aitra izy dia lalankafa izorana fa tsy ao izy izay fa raha mihenahena koa izy dia tonga dia horoy avy hatrany fa raikitra io! bon courage, efa be ihany izay soupap izay an aza hadino ny mampilaza raha raikitra ny anareo mitsamhum torohevitra izany ry bounany an! :lol:
20. rakaroka
(
27/05/2009 05:29)
xxx:
ny ahy aloha dia velesiko ny vy dian'ny- mbola mafana fa ndrao hilaozan' ny omby miahaka eo @zao efa mahazo manao premier pas daholo na lahy na vavy, ny fiainana efa niova , matoa efa nisy ilay nifampijerijery dia misy dikany ao, mody mankeny @ toerana misy azy dia modiana tsy hita izy dia mody domina , dia avy eo manao hoe: oupss sorry, dia ankipiky ny maso dia mody atao hoe ditsoka dia asiany tsofiny di ampanankankaizana azy ny molotra, dia rehefa avy eo raha tsy t(aitra izy dia lalankafa izorana fa tsy ao izy izay fa raha mihenahena koa izy dia tonga dia horoy avy hatrany fa raikitra io! (l) (l) (l) bon courage, efa be ihany izay soupap izay an aza hadino ny mampilaza raha raikitra ny anareo mitsam :* :*
8O 8O 8O :-D :-D :-D Iny indray no tsy hitako, ary intelijanty be anie xxx 'zany e! :-D :-D :-D =)) =)) =))