Saina – Feon’ny fieritreretana ....
82. fahamarinana
(
23/06/2009 07:23)
:arrow: tywa :tsy ho anjy akory iny fa ho any koditra !Tsy misy inona akory fa ilay hanihany hany ka lasa hafahafa rahatoa ka miditra lalina amin'ny mety ho fahaizany tsirairay na iza io na iza e !Aleo hiverina amiko rahatoa ka tafahotra dia ialako tsiny amin'izay mety ho tafitohina ihany koa e !
kiss dia tsiky dia tokony ho ampy hono ! :-* :-* (l)

84. Koditra
(
23/06/2009 18:14)
SAIKA TSY HITENY IHANY AHO NEFA dia mba hampita kely ity zavatra efa mba nohadihadian' ny olona maro hevitra ity momba io FF io........
ZA VE NAHALALA FA NATAOKO (noheveriko) FA dia lery no capable amaly an'ireo fanazavana fanampiny notadiaviko ireo
Fahama : Mino a fa azonao tsara ny tiko holazaina indrindra ireo nataoko sora-baventy ireo, raha tsy azonao dia aza misalasala fa mbola azoko velabelarina kokoa. :-*
Tywa68 : :lol: :lol: :-*
85. fahamarinana
(
23/06/2009 18:37)
:arrow: No comment ! samy manana ny fomba fandraisana ny fanazavana omen'ny namana tokoa e ! Izay ilay maha-samihafa ny olombelona tsirairay avy ! (l)
86. Koditra
(
23/06/2009 22:05)
Efa fantatro fa tsy ho azon' Fahama ny tiko holazaina.
Fahama ve efa nihinana loha-trondro? Mizara 2 ny atidohan'ireny, torak'izany koa ny akoho, gana, gisa, dia torak'izany koa ny antsika olombelona, tsy voatery ho dokotera na anantona dokotera vao ahafantatra an'izany.
Tsara ny maneho hevitra ary ny hevitra rehetra dia tsara avokoa, ahoana moa no ahafantarana fa diso ny hevitra iray raha tsy fantatra ny marina? Ahoana no ahafantarana fa marina ny hevitra iray raha tsy fantatra ny diso? Saingy rehefa maneho hevitra dia ezahina porofoina sy azavaina iny fa lasa ohatran'ny hoe nosamborina tetsy sy teroa fotsiny fa tsy hevitry ny tena namoaka azy.
Izay fotsiny ilay izy. :-*

87. fahamarinana
(
24/06/2009 08:52)
:arrow: hajaiko ny hevitrao ary e!
Dia aleo tokoa mangina ka tsy mizara satria ,raha za manokana ,tsy afaka ny hanaporofo sy hanazava mihoatra izay kely haiko sy mba heveriko ho marina sy mety ...Ary mino aho fa tsy vitsy ny tahaka ahy !!....
Raha milaza hoe misy olona mahay kokoa ny momba izany ve dia milaza fa hevitra nosamborina tetsy sy teroa fa tsy vao maika mampibaribary ny hoe tsy afaka milaza kokoa satria tsy azy ny hevitra !Izany hoe azo raisina ho modestie sa inona no filazana izany ??
Tsy voatery nangalarina entina hiheboebona fa tahaka ny olona mizara fontsiny !Azo atao sy azo raisina ho tahaka izay hatrany koa e,raha tena tiana !...
Hatreo aloha dia ireo no nentin'ny feon'ny fieritraretako ! Misaotra anao niezaka nanazava ahy sy nandany fotoana tamin'izany !Dia izay no hamaranako ny anjarako ato indray !Mirary soa e ! (l)

88. Koditra
(
26/06/2009 21:51)
Mialatsiny @nareo namana izay nanaraka na/sy nandray anjara t@ ty lohahevitra ity aho raha voatery itondra fanazavana kely izay tsy mivaona @ lohahevitra nentina teto ihany akory.
H@ zay, nohon’ny tsy fahaizako sy tsy nandalinako manokana dia toy ny solosaina (ordinateur) no nandraisako an’io atidohantsika io, misy organe de traitement tokana ao (tsy fantatra io na ao @hemisphere havia na havanana no misy azy, mitovy asa @ micro-processeur izy raha oharina @ ordi) izay afaka manao ny kajy sy ny famakafakana maro samihafa; misy mpitadidy ao (andao raisintsika oe mitovy @disque dur), ankoatran’ireo dia misy ireo hetsika na ozatra madinika mampifandray aminy @ireo rantsana mpandray toy ny hoditra (hatsiaka na hafanana na malama na marokoroko sns), ny orona (fofona), lela (tsiro), sofina (feo), maso (fahitàna bika aman’endrika) ka raha solosaina no horesahana dia mitovy dika @ hoe «périphériques d’entrée» ireo, toy ny hoe clavier, lecteur, scanner, appareil photo sns... Misy ihany koa ireo hetsika na hozatra mampifandray aminy @ ireo rantsana mpamoaka izay mety ahafahana mamoaka ny vokatry ny kajy na ny famakafakàna avy ao @ organe de traitement toy ny tànana izay afaka manoratra ny vokatra (ohatran’hoe imprimante), ny vava afaka miteny sy miresaka mampita ny vokatra avy ao @io organe de traitement io (raha resaka solosaina dia périphériques de sortie indray no ilazana an’ireo).
Raha anome ohatra iray faran’zay tsotra aho dia hoe raha mamaky soratra ny maso (oh: 2 x 3), voatahiry any anaty fitadidiana iny, manao kajy ny organe de traitement (= 6), mandefa an’iny vokatra iny any @ fitadidiana, afaka manoratra ny vokatra any anaty taratasy na solaitra ny tànana na avoakan’ny vava ho henon’izay mila izany
Eritreritro sy fomba fijeriko h@ zay io izay amafisiko fa tsy nisy fandalinana sy fianarana manokana nefa raha indro kosa ary misy olona iray milaza fa misy organe de traitement 2 samihafa mety afaka mamoaka vokatra 2 samihafa ary ara-medikaly sy ara-tsiansa mihitsy io fa tsy tahaka ny ahy tombatombana fotsiny? Mazava hoazy fa tsy maintsy ho liana dia liana aho mieritreritra hoe diso izany ny fiheverako h@ zay, mazava hoazy koa fa tsy maintsy ilay olona nitondra hevitra vaovao no tsy maintsy iantefan’ny fanontaniana. Iaraha-mahalala nefa fa tsy voatery hamaly dinika ny olona tsirairay, mety ho olana ara-potoana io na mety tsy te-hamaly tsotra izao io, na nohon’ny antony maro samihafa. Tsy azo anomezantsiny azy izany, indrindra indrindra raha hamaly ihany izy ka mamaly tsotra hoe tsy afaka mamaly miohatra an’io voalaza voalohany io fa hatreo ihany ny fanadihadiana nataony sy fahalalàna mba tiany ho zaraina, ataoko fa tsy hisy anome tsiny azy @zany.
Ajanoko eo fa azonareo no tiko lazaina sao dia lasa lava loatra.
Fahama : tsy mety azonao ilay izy, avereno vakiana ny tany ambony rehetra tany fa tsy dia tsara loatra ny anaovako azy ho "Quote» eto, tsy olana na averinao in5 aza raha ilaina dia ho hitanao fa mbola hiverina hiketrika kely indray io feon’ny fieritreretanao io, ary amoaka fehinkevitra vaovao indray . Tsy voatery hamaly eto intsony enao raha sanatria misy ny henatra, alefaso email fotsiny dia mety.

89. Koditra
(
26/06/2009 21:53)
Misaotra antsika rehetra nandray anjara t@ ity dinika ity, ary mbola manasa antsika handray anjara @ dinika manaraka tsy ho ela (indrindra indrindra Fahama).
Mankasitraka eh!
Ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra.