Saina – Feon’ny fieritreretana ....
21. soanja
(
22/05/2009 15:26)
diso aho niteny azy Krsity fa Ohabolana 22:6- ny baiboly ary e. Ny finoako dia mahatsapa fa teny avy amin'Andriamanitra io.
22. ikaretsaka
(
23/05/2009 10:38)
Tsy I kristy no niteny an'io no tiako lazaina...
De ny ilazako hoe aza manao toetrana vanjo alika de hoe aza manao hoe ny resak'i paoly @ timote no lazaina fa resak'i jakoba sy joany sy tsimponina hoe resak'ianao sy Atra nefa i pasitera sy I mompera no niresaka

23. Koditra
(
24/05/2009 09:18)
tywa68:Tsy fantatro ka, izay tsy fahafantarako azy izay indrindra no nitondrako ity dinika ity teto ary ny fandraisan’ny olona azy teny rehetra teny ireo ohatra nentiko teto ireo. :)
i Koditra anie efa mahay ny feon'ilay fietreretana fa ny azy noraisiny hoe anjely mpiambina izany e.
24. Koditra
(
24/05/2009 09:31)
Misy ve ny feon’ny fieritreretana? Mizara roa ny valiny :
- na io tsy misy fa ny saina ihany io manao analyse sy mandeha lavitra io ary manapakevitra avy eo, izany hoe Raisonnement araky ny voalazan’Ikaretsaka, mety afaka mieritreritra ihany koa izany isika hoe tsy misy ny Fanahy, ny saina no mandinika sy mamakafaka dia mandray fanapahankevitra, iny fanapahankevitra noraisin’lay olona iny no itsarana azy avy eo na tsara fanahy izy na ratsy fanahy fa tsy misy sentiment.
- na io misy fa miankina @ fandraisana sy ny finoan’ny tsirairay avy azy no mety ho dikany, efa misy ohatra vitsivitsy nomeko moa tery @ lohahevitra.
Finoana tahakan’ny finoantsika ny fisian’ny fanahy mahaolona tsy hitamaso satria tsy taova ao anatitsika akory io feon’ny fieritreretana io ary tsy fantatsika akory oe aizaoaiza ao anatin’ny faritry ny lohatsika no misy azy, ivelan’ny saina ve sa tafiditra ao anatiny dia aizaoaiza @ireo taova miloko fotsy sy feno lalandra madiniky ny atidoha ireo? Fantatra koa anefa fa ny feon’fieritreretana dia tsara foana ny zavatra entiny fa ny saina matetika no manda sy te-hanao zvtra hafa, azotsika anamarinana an’zany ilay ohabolana malagasy manao hoe «aleo enjehin’ny omby masiaka toy izay enjehin’ny eritreritra» (ilay feon’ny fieritreretana io tiany holazaina io (raha raitsika ny fisiany)
Ny tena tiko ho fantatra sy anontaniako ny hevitrareo izany dia ny hoe, misy ve io feon’ny fieritreretana io sa tsy misy? Raha misy, iza @ireo ohatra nomeko ireo no fandraisanareo azy dia araho fanazavana kely sao dia mety haharesy lahatra ny daholobe? Misy hevitra hafa ve any aminareo any ankoatran’ireo efa voatanisa ireo?

25. Koditra
(
24/05/2009 09:33)
sergiolala:Io voalazan’ny sergiolala io zao hevitra iray mahaliana ahy saingy tsy novelabelarany tsara moa ilay izy, mino aho fa mbola hiverina eto izy. Iza ilay olona mety ho ao anatitsika ry sergiolala? A/tra ve sa kristy sa anjely mpiambina sa fanahin’ireo razatsika sa fanahindevoly?
Hoy Paoly :"Tsy izaho intsony no velona ato anatiko fa Kristy" Misy olona izany ao anantitsika
"Raha miray amiko ianareo dia ianareo ato amiko ary izaho ho ao anatinareo" Misy olona koa izany ao anatintsika.
"Tsy hainareo va fa tempolin'Andriamanitra ny tenanareo??" izany hoe, misy trano ao anantitsika, misy mipetraka ilay trano, mis olona koa izany ao anantintsika.
Iza ary no manao STOP antsika raha misy zavatra ratsy izay hataontsika??
Tadidio koa anefa fa misy olona hafa mipetraka ao anatin'ny olona. Rehefa iny ny olona iray izay manao zavatra "mihoatra" ny tokony hataony. Ireny ilay antsoina hoe "démoniaque". Ny démoniaque tsy afaka intsony mamantatra ny tsara intsony.
Anjaranao ny mahalala ny ao anatinao
26. Koditra
(
24/05/2009 09:37)
Soanja : Raha azoko tsara ny hevitrao dia mino ny fisian’ny FF fotsiny enao dia hatreo, tsy misy ifandraisany @ireo famaritana narosoko tetsy amboalohany.
Raha ilay fomba fijery samihafa eo resaka fanalanjaza angamba aloha raha ny fahitako azy dia mety dia tsy misy idirany loatra @lay FF fa resaka saina iny (raisonnement).
Soanja:Maty tsy misy intsony ve sa ao ihany fa ilay saina mihitsy no tsy tehihaino?
Rehefa mateti-pitranga ny fanaovan-dratsy dia maty ny feon'ny fietreretana ary manjaka ny fo. Tsy indraindray ihany miasa ny saina nefa ny hanome fahafaham-po an'io fo tsy misy feon'ny fieritreretana io no adidin'ny saina amin'izany. Mora kosehina ny feon'ny fieritreretana na mora miala tsy hita hiseho hiasa intsony. Ny vavaka dia isan'ny fanomezana lanja io FF io.
Soanja:Hazavao raha azonao hatao satria lasa mifanakaiky @ ireo famaritana narosoko voalohany izay tsy inoanao araka ny fahitako azy.
Ny vavaka dia isan'ny fanomezana lanja io FF io.
Soanja:Mitady tsy ho azoko kely ilay tapany voalohany io ry Soanja, te-hiteny ve Soanja fa misy fatrany sy samy manana ny faripahaizan’ny Feon’ny fieritreretany ihany koa ny olona tsirairay ary miankina @ fahaizana amampahalalan’ny tsirairay ihany koa io FF io?
Ny olon-dehibe normal Amiko manana konsiansy daholo. Ny zavatra lazain'ny konsiansy fotsiny no tsy mitovy. Miankina amin'ny zavatra betsaka ny lazain'ny konsiansy. Ny finoana, ny fitaizana, ny traikefa tamin'ny fiainana, ny fahaizana amam-pahalalana, etsetra. Mizara be izao ohatra ny hevitry ny olona manoloana ny fanalan-jaza. Ny sasany manaiky foana, ny sasany manda foana, ny sasany mamakafaka isaky ny tranga. Tsy hoe akory tsy mieritreritra ny sasany, na hoe tsy mihaino ny feon'ny fieritreretany ... fa ny lazain'ilay feo mihitsy no tsy mitovy.
Raha ilay fomba fijery samihafa eo resaka fanalanjaza angamba aloha raha ny fahitako azy dia mety dia tsy misy idirany loatra @lay FF fa resaka saina iny (raisonnement).
27. Koditra
(
24/05/2009 09:41)
Niryna : Mitovitovy fomba fijery enao sy sergiolala, raha fintiniko ny voalazanao dia mety misy fanahy 2 ve izany ao anatitsika, fanahy ratsy sy fanahy tsara. Ny fanahy ratsy kosa angamba mety tsy ho azo hatao oe Feon’ny fieritreretana, raha raisina @lay hoe fanahy tsara indray dia fanahin’ny tompony ve sa fanahin’iza ilay tokony ho fahanana sy ilàna tambatambazana mba ho tamàna ao anatitsika? Mitovy @ fanontaniana napetrako t@ sergiolala ihany koa.
Niryna:Raha nofy aloha dia angamba azo adika hoe fahitàna iny, fa io miresaka sy mibitsika io no tiko fantarina sy mba hazavaina kely ny finoanao azy. Ahoana no inoanao fa Kristy io? satria ve zvtra tsara foana tsinona no lazaina sa hoe ahoana?
Raha mikasika ilay resahin'ny olona hoe niresaka tamin'i kristy indray izy dia araka ny experiences oman'Atra azy io.Ny fanahy masina mibitsika amintsika no fantatro ary io no mananatra ,mampianatra ,manoro ny lalana tokony aleha na zavatra tokony atao,manakana ny loza mety mitranga kanefa indraindray isika na maheno ilay feo aza dia minia tsy mihaino fa rehefa tonga ilay loza vao mifona fa naheno kanefa tsy nanaraka ny teniny.
Andrimanitra dia miresaka aminsika amin'ny fomba maro,vavaka,famakiana ny teniNy,nofy,fahitana,fanahy mibitsika mangina
izay no mba fantatro kely raha misy fanontaniana dia alefaso fa ho valiako raha mba fantatro
28. Koditra
(
24/05/2009 09:43)
tywa68:Azo raisina soamantsara ihany koa io voalazan’tywa68 io. Mba manao ahoana kosa ary ny fandraisan’ny tywa68 azy manokana?
Ny tiako ampiana kely angambany d hoe instinct de survie no misy @ rehetra na ny biby aza, zany hoe matoa manao zavatra d heverina fa mety @ tena ilay izy, vao mijery ny hoe inn koa moa no fiatraikany @ manodidina...ny mpino zany miankina @ilay eritreretiny hoe mety @ finoany sa tsia ny ataony, ary ny tsy mino n'inn2 d hoe mety amiko ve ?
29. Koditra
(
24/05/2009 09:46)
Ika : eo @ finoana katolika ve mino sa tsy mino ny anjely mpiambina? Sao dia mba @alalan'io FF io ihany koa no fomba fiasany. Za mantsy tsy katolika dé tsy haiko.
30. ikaretsaka
(
24/05/2009 12:25)
Koditra: za kato an...de mino ny FF sy ny anjely mpiambina sns... fa ny andraisako azy de hoe vokatr' izahako manokana (instinct de survie ho'zy tywa) aloha no nampisy an'io ao amiko sy lasa inoako ao... de niampy ny fiainana, ny manodidina,ny fampianarana, fampiharana ny zavatra tsapa sy hita no ni developpena azy ; io le exp pro sy iindoctrinations sns...
Fa tsy maintsy niala t@ le nanefen'ny tsi 11 ny"zahako manokana" foana aloha io... ninoninona atao rehefa tsy tafa eo de tsy misy io..na iza na iza mi influencer sy mandresy lahatra anao
Fa tsy maintsy niala t@ le nanefen'ny tsi 11 ny"zahako manokana" foana aloha io... ninoninona atao rehefa tsy tafa eo de tsy misy io..na iza na iza mi influencer sy mandresy lahatra anao
31. Koditra
(
24/05/2009 12:57)
Ika : misaotra fa mazavabe ny hevitr'elah, azo raisina tsara ary mety ho maro be ny hitovy hevitra @elah, na za aza kely sisa dia ho resy lahatra.
Vao maika tsarabe rahatoa ka mba lazain'elah kely eto, tsy @maha Ika an'elah fa kosa @maha kato an'elah indray.
Vao maika tsarabe rahatoa ka mba lazain'elah kely eto, tsy @maha Ika an'elah fa kosa @maha kato an'elah indray.
32. fahamarinana
(
24/05/2009 13:39)
:arrow: kamo be aho hamaky hatrany am-boalohany fa ialako tsiny aloha !
Amiko manokana dia mitovy daholo fa ny anarana nomena azy no samihafa araka ny finoan'ny tsirairay ihany na ny tsy finoana ihany koa ! Tsy voafetra ho Xna fa isika olombelona samy manana azy daholo raha mbola manana saina handinika sy hamakafaka ihany koa !...Amiko ihany anefa izany fa mety tsy aminareo ! :? (l)

33. soanja
(
24/05/2009 23:08)
Koditra:
Soanja : Raha azoko tsara ny hevitrao dia mino ny fisian’ny FF fotsiny enao dia hatreo, tsy misy ifandraisany @ireo famaritana narosoko tetsy amboalohany.
Soanja:Maty tsy misy intsony ve sa ao ihany fa ilay saina mihitsy no tsy tehihaino?
Rehefa mateti-pitranga ny fanaovan-dratsy dia maty ny feon'ny fietreretana ary manjaka ny fo. Tsy indraindray ihany miasa ny saina nefa ny hanome fahafaham-po an'io fo tsy misy feon'ny fieritreretana io no adidin'ny saina amin'izany. Mora kosehina ny feon'ny fieritreretana na mora miala tsy hita hiseho hiasa intsony. Ny vavaka dia isan'ny fanomezana lanja io FF io.
Soanja:Hazavao raha azonao hatao satria lasa mifanakaiky @ ireo famaritana narosoko voalohany izay tsy inoanao araka ny fahitako azy.
Ny vavaka dia isan'ny fanomezana lanja io FF io.
Soanja:Mitady tsy ho azoko kely ilay tapany voalohany io ry Soanja, te-hiteny ve Soanja fa misy fatrany sy samy manana ny faripahaizan’ny Feon’ny fieritreretany ihany koa ny olona tsirairay ary miankina @ fahaizana amampahalalan’ny tsirairay ihany koa io FF io?
Ny olon-dehibe normal Amiko manana konsiansy daholo. Ny zavatra lazain'ny konsiansy fotsiny no tsy mitovy. Miankina amin'ny zavatra betsaka ny lazain'ny konsiansy. Ny finoana, ny fitaizana, ny traikefa tamin'ny fiainana, ny fahaizana amam-pahalalana, etsetra. Mizara be izao ohatra ny hevitry ny olona manoloana ny fanalan-jaza. Ny sasany manaiky foana, ny sasany manda foana, ny sasany mamakafaka isaky ny tranga. Tsy hoe akory tsy mieritreritra ny sasany, na hoe tsy mihaino ny feon'ny fieritreretany ... fa ny lazain'ilay feo mihitsy no tsy mitovy.
Raha ilay fomba fijery samihafa eo resaka fanalanjaza angamba aloha raha ny fahitako azy dia mety dia tsy misy idirany loatra @lay FF fa resaka saina iny (raisonnement).
Tsy zah angamba no nampiditra ilay resaka fanalanjaza fa i xxx ry Koditra.
Ny hevitro dia ny feon'ny fieritreretana dia tsy miasa raha tsy tafiditra ny resaka FIFANDRAISANA. Zany hoe ny tsara sy ny ratsy, ny tena sy ny fiaraha-monina, ny tenanao sy ny momba anao sns... zany hoe sady efa niasa ny saina sy ny fo no miditra izy mandray anjara manokana. Asan'ny atidoha daholo izany raha taova no resahina.
Maty na tsy miasa izy raha manao ratsy foana ilay olona satria mihena amin'ilay olona manao ny tsy mety ny fametrahana ny fanomezan-danja ny FIFANDRAISANA amin'ny hafa na ny natiora na ny tenany. Zany hoe efa miha miroso amin'ilay endrika hoe " adala" izy ka tsy hanana intsony ilay fahafahana mihevitra ny hafa ary hopotika mbamin'ny tenany.
Ka raha mivavaka ianao dia ny fanomezan-danja ny fifandraisana misy aminao sy ny hafa ary Andriamanitra indrindra indrindra no tena itoeran'ny finoantsika fa tsy ny mahabiby fotsiny intsony.
Misy faritra izay bitika dia bitika, tsy manana anarana manokana amin'ny siansa satria manify loatra sady sarotra faritana, antsoina hoe AREA 25. Io dia faritra io dia isan'ny voa indrindra rehefa mahatsiaro depressed na deprime ( tratran'ny fahakiviana lalina) amin'olombelona. Rehefa dinihina dia io aretina io no mitranga noho mety nanaranaka fa saingy koa nohon'ny fifandraisana tsy lavorary eo amin'ny olombelona niara niaina, ny tontolo niodinany ary nampian'ny teotr'andro manjombona lava manoloana izany olana izany. Io faritra io dia miasa be tokoa ny azy ny FF nohon'ny hafa satria mitaky zavatra ny sainy ary fanatsarana fifandraisana mihoatra ny zavamisy possible afaka omena eo.\
Raha te hanova ilay olona ianao ka hanana olom-baovao mavitrika sy ravo ary afaka mijery amin'ny saina mazava ny zava-drehetra ary indrindra tia manjohy ny finoana sy ny fiainana dia io faritra io no mila didina sy amboarina na soloina vitan'olombelona dia sitrana ilay olona. Ny olana anefa dia mbola vao haingana no nahitana io fitsaboana io ka tsy fantatra ny fiatraikany amin'ny olombelona rehefa elaela.
Ao anaty atidoha no misy ny FF fa saingy ny fifandraisana avy ao anaty mankety ivelany na ny mifanohitra no miasa izy.
Mazotoa ary!
34. sergiolala
(
25/05/2009 10:13)
ikaretsaka>Koditra> "Raha miray amiko ianareo dia ianareo ato amiko ary izaho ho ao anatinareo" "Tsy hainareo va fa tempolin'Andriamanitra ny tenanareo??"
Tsy hoe ho an'ny kristianina ireo teny masina ireo. Tsy niteny Jesosy hoe "Tsy fantatrareo v ry MPINO"!! na koa hoe "Raha miray amiko ianareo ry KRSITIANINA" Fa ho an'ny olona rehetra. Izany hoe tempolin'Andriamanitra ny tenantsika, na mpino na athé na katolika , na temoin, na mormon na FJKM, na lahy na vavy, na iza na iza ka mbola mahatsapa fa olombelona. Noho izany ny olona tsy mino dia tsy mahalala fa mitoetra ao aminy Jesosy Kristy, na tsy te hahalala.Izay no mahatonga ny olona misy conscience.
Amintsika ny olona manao ratsy dia lazaina fa tsy misy concsience, am ankapobeny. izany hoe ny olona misy conscience dia olona manao ny tsara. Koa avy aiza ary ny tsara??? Tsy hoe "Andramo ka izahao fa TSARA Jehovah"???
Na koa ity : " Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalàna" (Oha1 -7) Ny fahalalana v tsy ny fahalalàna ny tsara sy ny ratsy??? Izany hoe tsy i Jehovah v no mapahalala ny tsara sy ny ratsy???
fehiny, na mino na tsy mino na finoana inona na inona, rehefa manao ny tsara ny olona iray dia tolo-kevitra avy amin'Andriamanitra izany. Rahefa tsy fanahy Masina'( Jehovah) dia fanahy maloto, rehefa tsy fanahy tsara (na tsara fanahy) dia fanahy ratsy. Tsy misy fanahy eo anelanelany.Na koa hoe fanahy "materialiste" (miala tsiny fa lasa mamorona ) ny devoly koa ange mba mitady teorana ipetrahana e, ka rehefa tsy ao Kristy d izy no lasa manofa trano ao!!! d lasa demoniaque!!!

35. xxx
(
25/05/2009 10:56)
Koditra:
Ny olon-dehibe normal Amiko manana konsiansy daholo. Ny zavatra lazain'ny konsiansy fotsiny no tsy mitovy. Miankina amin'ny zavatra betsaka ny lazain'ny konsiansy. Ny finoana, ny fitaizana, ny traikefa tamin'ny fiainana, ny fahaizana amam-pahalalana, etsetra. Mizara be izao ohatra ny hevitry ny olona manoloana ny fanalan-jaza. Ny sasany manaiky foana, ny sasany manda foana, ny sasany mamakafaka isaky ny tranga. Tsy hoe akory tsy mieritreritra ny sasany, na hoe tsy mihaino ny feon'ny fieritreretany ... fa ny lazain'ilay feo mihitsy no tsy mitovy.Mitady tsy ho azoko kely ilay tapany voalohany io ry Soanja, te-hiteny ve Soanja fa misy fatrany sy samy manana ny faripahaizan’ny Feon’ny fieritreretany ihany koa ny olona tsirairay ary miankina @ fahaizana amampahalalan’ny tsirairay ihany koa io FF io?
Raha ilay fomba fijery samihafa eo resaka fanalanjaza angamba aloha raha ny fahitako azy dia mety dia tsy misy idirany loatra @lay FF fa resaka saina iny (raisonnement).
Tsy i Soanja no nanoratra an'io fa izaho xxx ka !
Tsy voatery hoe misy fatrany ny feon'ny fieritreretana na dia isan'ny hiankinany aza ny fahalalana ka. Ary amiko dia io raisonnement io no feon'ny fieritreretana. Raha nojerenao ny fanazavako eo ambony : Ny hoe feon'ny fieritreretana izany, misy hoe mieritreritra ao. Ary ny hoe mieritreritra dia ny saina no mandanjalanja. Tsy voatery ho manaraka logic siantifika be fotsiny foana ny raisonnement. Mety mibitsika ao an-tsaina ao ny Fanahy (iza no mahafantatra), fa mibitsika ao koa ny zavatra hafa efa notanisaiko tetsy ambony (fahalalana, traikefa, etc).
Ilay fanalana zaza. Raha tsy hiresaka hafa tsy ny contraception aza isika ohatra, dia mety tsy mitovy ny ho holazain'ny feon'ny fieritreretan'ny olona namaky sy nanadihady ny hevitry ny Fiangonana ohatra mikasika an'io, sy ny olona mihaino pub amin'ny media fotsiny, na ny dokotera mahafantatra izay mety ho lafy ratsin'ny fomba isan-karazany a long terme.
Ny feon'ny fieritreretana izany, dia tsy ilay fanapahan-kevitra farany fotsiny hoe izao no atao na izao tsy azo atao ; fa hatramin'ilay hevitra manitikitika rehetra ka mila eritreretina.
36. tywa68
(
25/05/2009 16:42)
Hoy Koditra :
Azo raisina soamantsara ihany koa io voalazan’tywa68 io. Mba manao ahoana kosa ary ny fandraisan’ny tywa68 azy manokana?Tywa68 mamaly hoe : Tsy misy hanampiana ny efa voalazako eo ambony ka ! :-D :wink:
37. ikaretsaka
(
25/05/2009 18:57)
Sergiolala...tsy hoe tsy kristianina aho akory fa mba miangavy anie hoe aza ferana sy cadrer na @ jehovah sy izay voalaza momba azy ihany no masina sy tsara (izany hoe ny an'ny kristianina ihany) raha hiresaka fivavahana sy finoana faobe ianao.
Raha miresaka kristianisma ianao tsy maninona... fa fivavahana ankampoobeny hoy aho an...
Lasa mivilana foana le discussion manko dia lasa misy hafa fandray foana hoe fivavahana=kristianisma....
Tsy izay nefa

38. fahamarinana
(
25/05/2009 19:08)
:arrow: Miombon-kevitra amin'ny Ika koa aho ! Hatreo aloha ! (l)
39. sergiolala
(
26/05/2009 09:37)
Ikaretsaka> miala tsiny raha somary mafy ny fiteniko fa tsy hoe akory fanahy iniako. ka ny tiako ambara dia tsy hoe kristianina ihany ka. Fa ny olon-drehetra na mino na tsy mino di samy manana "conscience" fa ny ntiako tsindrina dia hoe io "conscience" io dia avy amin'Andriamanitra irery ihany.
Saotra tompoko. dia mbola miala tsiny ihany
Saotra tompoko. dia mbola miala tsiny ihany
40. ikaretsaka
(
26/05/2009 09:47)
Tsy misy tsiny mihitsy...fa @ manaraka mba diniho ihany sy tsarovy lalandava ny hoe raha miresaka fivavahana sy finoana sy konsiansy dia tsy midika akory izany hoe kristianisma ihany akory...
Lasa mainka aza henatra be ho antsika kristianina io miavon-tsy feno io hoe tsy izy rehefa ivelan'ny antsika...
Tsy mitombina mihitsy nefa eto ny hoe kristianina ihany no misy conscience fa tsisy ny sasany...
Azonao?