inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03
41. milamm
(
20/05/2009 14:42)
fanou,elah dia olona minomino foana ny ahy dia ny lojika no arahiko fa tsy resaka hoe namindra taolampaty dia voatsoka,dia niatomboka t@ androny ratsy iraka ary mbola izy ihany no ao mbaduiky io ,vita izay fa aza be resaka elah mo de mazava fa manohana HAT izay maka fitondrana @ ra mandriaka diso ko elah izay,raha resaka i Hanta sy ny basy no hi-justifier elah ny acte de terrorisme ao amintsika dia zero mantody satria hatr@ mercenaire an'i Marquez de riviera nanomana ny korotana sy nanazatra ny CAPSAT ary nitondra fitaovampiadiana ho azy ireo aza dia naveriny Sophie sy Xavier t@ Sonavam sy avion avy any Algerie indray dia sokafy tsara @ zay ny saina @ manaraka
42. Oay
(
20/05/2009 16:56)
milamm:
ka ny tsy azon'elah ry Oay @ mahamaivana ny hevitr'elah dia efa nikasa nanangana ny fitsarana hanadihady i Ravalomanana ny 07/02/09 nefa dia putsh no niandry azy,aiza no misy an'ela dia afaka mifankahita isika fa tsy atao resaka betsaka
Eto Tana no misy ana ka, d mahafinaritra raha mihaona satria amizay mba tac au tac ilay resaka fa tsy milona be d tsy mety mazava mihintsy ilay izy!
D misaotra @ ilay fanekena fa d alefako @ elah msg perso ny fotoana ahafahana mihaona é!
43. milamm
(
21/05/2009 00:04)
resaka matotra less reshina aiza no misy an'elah fa izaho no hamangy an'elah ao tana mazava?
44. Oay
(
21/05/2009 05:03)
milamm:
resaka matotra less reshina aiza no misy an'elah fa izaho no hamangy an'elah ao tana mazava?
Ka ny mahamatotra an'ilay resaka mihintsy no mahatonga ana nandefa private MSG ho an'elah fa toa tsy nisy valiny ilay izy alou hatreto!
Tsara ange lety ry zandry kely ny miresaka é! sady tiako azavaina @ elah mihintsy ny tokony ataon'elah mba hanalana ilay tahotra an'ilay ratsy iraka iny é!
Mampalahelo mantsy less ny gasy a! Ampitahorin'ny mpitondra d miforitra, jereo izao vao nanao action i Cdt Charles tonga d nimpirina ny TIM!
Mila ampahafantarina ny gasy ny hoe: "TSY INDROA NO MATY FA INDRAY MANDEHA IHANY KA TSY TOKONY ATAHORANA IZANY SATRIA TSY FANTATRAO NY ANDRO HAHAFATESANAO KA TSARA NY MATY NOHO NY FIAROVANA NY MARINA SY NY TSY FANEKENA NY TSY RARINY"
D tsara ho fantatrin'ny gasy ihany koa fa tsy TSARA NY FANAOVAN Worship of personality SATRIA MAHAVOTSA SAINA!
Mba valio less ilay hafatra fa milay anie izany mba afaka mifanoro izany é!
Za moa tsy afaka hanome ny coordonnées-ko eto satria tsy ny olona retraretra mandalo eto no tiako hahita anazy sady elah koa hitako hoe assez documenté @ ilay fomba fanaon-dry Ratsiraka d tsara raha mba maka traik'efa any amin'elah é!
OK ry zandry kely fa d manantena i Oay fa hifampizara traik'efa aminy elah an!
45. milamm
(
23/05/2009 14:24)
alefsao ao hafatra manokana ny adiresin'elah dia miomana fa ho avy hiresaka @ elah i milamm @ zv tsy mazava @ elah.
raha ny voalazako teto momba ny ratsy efa vitany ratsy iraka nandritra ny revolisiona mena ngamba dia tsy azo faritana @ atao hoe worshiping a person
mba jereo tsara aloha dikany teny vahiny alohany ampiasaina azy fa mahamenatr'olona raha tsy hay,efa lazaina lava na ny mamaky teny aza mila miverina elah fa tsy ao amihitsiny firy izay ny olona nilaza t@ elah fa badrahodra ary izaho az vao in4 no tafaresaka t@ ela de nahita fa tsy hadisoan'elah io fa fari-pahalalana ambany sy tsy fahaizamandinika ,fanarenana io tsikera io raha azon'elah fa tsy fanabatiana akory ka saino tsar fa an'elah irery ny tombony raha mihaino elah ,hafatry ilay zandrikely hanatsarana ny fahalalan'elah :-D
raha ny voalazako teto momba ny ratsy efa vitany ratsy iraka nandritra ny revolisiona mena ngamba dia tsy azo faritana @ atao hoe worshiping a person
mba jereo tsara aloha dikany teny vahiny alohany ampiasaina azy fa mahamenatr'olona raha tsy hay,efa lazaina lava na ny mamaky teny aza mila miverina elah fa tsy ao amihitsiny firy izay ny olona nilaza t@ elah fa badrahodra ary izaho az vao in4 no tafaresaka t@ ela de nahita fa tsy hadisoan'elah io fa fari-pahalalana ambany sy tsy fahaizamandinika ,fanarenana io tsikera io raha azon'elah fa tsy fanabatiana akory ka saino tsar fa an'elah irery ny tombony raha mihaino elah ,hafatry ilay zandrikely hanatsarana ny fahalalan'elah :-D
46. ravonjison
(
25/05/2009 15:48)
milamm:
Raha atao ny fisokajiana ireo fitondrana nanao vono moka tao amintsika dia i Ranavalona liandra ary nodimbiasany mpanjanaka sy i ratsy iraka izay mbola soloiny HAT tena @ izao fotoana ankoatrany halatra sy fatiantoka ary fampahoriana arapiarahamonina sy sosialy ary ara-tsaina ny malagasy nandritra ny 27 taona nitondrany ka hatrizao,nympitondra rehetra dia samy manana ny fahadisoany daholo nefa raha ny trosa nobabena t@ revolisiona mena no jerena di mbola afaky Atoa Ravalomanana ihany izany satria ny 2001 dia nihena-10,3% ny tatao(Gross Domestic Product0 ary nilatsaka ho 3,4 ny hainkarena(economic growth),2 taona taorina'io dia niakatra ho12,3% izany GDP izany ary tafakatra5,4% ny harinkarena 2003.talohany mandate faha-2 an-dRavalomanana dia niakatra 11,4% indray ny harinkarena be ny vita tao anaty fotoana fohy na dia tsy ampy aza,niantsona tao La Reunion i Pierrot ary niala tany iGal Andrianafidisoa izay Pds fianaratsoa taloha nanao fanonganam-panjakana t@ Ravalomanana satria novidiany Pierrot( samy betsileo),lany t@ fifidianana ara-dalana sy safidm-bahoaka izy,tonga ny 2009 eto ambany ny tatitra nomeny IMF momba ny tarehimarika aratoekareana ao amintsika izay arahindry zareo mpamatsy vola maso akaiky ka hoy aho hoe nahavita ny adidiny izy na dia nana ny hadisoany toy ny rehetra,ka hiverina hanomana ny fifidianana
http://www.imf.org/external/pubs/ft/weo/2009/01/weodata/weorept.aspx?sy=2006&ey=2009&scsm=1&ssd=1&sort=country&ds=.&br=1&c=674&s=NGDPD%2CNGDPDPC%2CPPPGDP%2CPPPPC%2CLP&grp=0&a=&pr.x=66&pr.y=4
http://www.state.gov/r/pa/ei/bgn/5460.htm
Marina ireo voalazanao ry MILAMM a , d' accort tanteraka aminao aho. Izao koa, manahirana ihany ny miady hevitra @ sasany ato satria ny arguments ny mpiserasera sasany ato dia toy izao: manao ody Ravalo, rerahin' ny virjiny ao Swaziland Ravalo, fanabibiana, fahantrana sns,...., izay foana no miverimberina, matetika tsy misy porofo. Kanefa na dia izany aza revena ihany ilay adihevitra satria mahafinaritra.
Ohatra: eran' izao tontolo izao dia hita fa misy ny faritra manodidina ny palais presidentiel, tsy azon' izan¨iza hidirana. Izay miseho miditra sy mafiloha dia tsy manintsy voalako.Noho izany dia normal raha nitifitra ny mpiambina rehefa nihoatra io faritra io ny vahoaka.
Izany anefa mazava ho azy fa nataon' ny sasany hanaratsiana sy hanozongozonana ny fitondran-dRavalo (resaka faty olona). Matetika afangafanfaron' izy ireo ny zavatra miseho mba tsy ho azon' ny kelisaina dinihina. Resaka tetik' ady sy fanadalan' olona daholo izany e. Ny kely saina sy ny tsy afaka mandinika ihany anefa no azon' izy ireo adalaina toy izany.
