inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03
21. Oay
(
18/05/2009 17:11)
milamm:
anisany ilay mahay manoratra fa tsy mahay mamaky teny koa i Oay ankoatry ilay miteny vao misaina :D ,vao eo no nolazaiko aza adika vilana sy avadika ny lohahevitra fa fanazavana momba ny ra mandriaka no tadiavina fa tsy iza alha ny eo aza tsy mbola vita de zv hafa no isaviliana,maninona moa no tsy manokatra hevitra hafa raha misy zv hafa tiana resahina satria malalaka ny pejy eto raha tsy diso aho fa ,raha milaza ho mpiady voanjo dia aza simbana aloha ny resaky ny hafa rehefa tsy voavaly misaotra betsaka
Mazava tsara mihintsy fa tsy mahay mamaky teny i Oay fa mahay mampiasa saina ny manampahalala ny zavatra soratany! hihihi...
Mbola averiko fona fa mba mijerijereva alavidavitra fa manahirana be ilay tsy mahita hafa tsy ny eo ambanin'ny maso!
D manome ohatra ny Basques sy ny sisa i milamm d ozy i Oay hoe tsara mihintsy ilay démonstration par analogie ka d mba manao transposition fotsiny koa i Oay hoe manao hoa RAHA tian'i milamm ho fantatra ny nahatonga izao zava-misy eto Madagasikara izao nanomboka ny 17/03/ d mandehana mba jereo ihany koa ny any Thailande mahakasika ireo chemise rouge mpomba an'i Thaksin Shinawatra izay lasa nitsoamponena ihany koa!
D ity misy daty hanampiana an'i milamm 13/04/09 d mino aho fa rehefa avy mamaky sy mandalina ny any Thailande i milamm d hazava @ i milamm @ zay ny zava-misy eto Madagsikara.
22. Oay
(
18/05/2009 17:22)
milamm:
...,ary satria na any frantsa azany ao bretagne ary baque separatiste ao espagne sy ny welsh ary scottish any united kingdom dia samy hafa firazanana sy koltora ary faritra mahazaka ny tenany ao anaty fanjakana sy repoblika dia samy manana ny fiteniny sy ny soa toaviny
milamm:
hevitra taingina be tsinn le resaka thailand ko ny malagasy dia avy ao madagasikara fa tsy avy any mihitsiny,ka tsy hahavaly ny fanotaniana na oviana na oviana samihafa na ny kolotsaina na ny rafitra sosialy politika,koltoraly sy ekonomika sns...,ka izao e aleo ho an'ny hafa mahalala bebe koko ry Oay no hamaly azy fa tsy mahafapo e :D
Akaiky be ilay contradiction é!
Rehefa i Oay no miteny an'i milamm hoe jereo ny any Thailande d milaza i milamm fa vue la différence de culture sy ny sisa kanefa aoka aloha hazava fa maro @ Malagasy no voalaza fa avy any Asia any an! ary indrindra samy oriental ny Malagasy sy ny Thailandais
D jereo anefa ilay ohatra omen'i milamm fa any europe any andrefana izany hoe tena sarotra be mihintsy ny hitadiavana culture iraisana.
Culture iray hiraisan'ny Malagasy @ Thailandais ohatra d ny VARY! hihihi...
NB: basques séparatiste (ETA=Euskadi Ta Askatasuna) d any Espagne fa tsy any frantsa!
23. ndaty
(
18/05/2009 18:10)
ny momba an'i pierrot dia avy ao sainte marie raha tafiakatra tao ministra izy ary tantely no vice-Pm t@ Pascal Rakotomavo androny Jereo eto antsipirihany sy ny asa ratsiny ka asa raha betsimisaraka no fiantso ny mponina avy any na inona
diso tanteraka foana:
pierrot : -vice PM foan tsy mbola minisitra tsotra mihintsy
- tsy avy any saite marie izany i pierrot
-ary ny olona sainte marie dia telo no fiantso azy: na saint-marien, na zanak'i nosy, na betsimisaka fotsiny (Tsy betsileo mihintsy)
-ary andrianafidisoa dia sihanake
mamapiady foko iha satria manao resaka foko (samy betsileo, samy betsileo, d'autaant plus tsy betsileo ireo...)
ary satria na any frantsa azany ao bretagne ary baque separatiste ao espagne sy ny welsh ary scottish any united kingdom dia samy hafa firazanana sy koltora ary faritra mahazaka ny tenany ao anaty fanjakana sy repoblika dia samy manana ny fiteniny sy ny soa toaviny ny ao amintsika miisa 18 nefa dia iray no fiteny ofisialy ary itovizana ny soa toavina dia ny fihavanana sy fifanampiana,ary izaho no anisany mpandala an'izany ka diso dia diso ny hevitrao
rien à voir, hors sujet, etalage de connaissance pour rien,
mavandivandy avao....
24. locl
(
18/05/2009 18:47)
tsy dia hiatko izay fampiadiana foko aminy fanononana samy Betsileo na samy merina.
Raha nisy ny tena nampiady foko sy ny nampaisa izany fomba ratsy izany dia Deba.
Tsy manana fanazavana ny TGV, ny problème an'azy aza izao betsaka, inona indray no holazainy @ Malagasy taorian'ny Kadhafi
Raha nisy ny tena nampiady foko sy ny nampaisa izany fomba ratsy izany dia Deba.
Tsy manana fanazavana ny TGV, ny problème an'azy aza izao betsaka, inona indray no holazainy @ Malagasy taorian'ny Kadhafi
25. xxx
(
18/05/2009 20:46)
I oay sy ny rongony ve de henoinareo e, rediredy lava,mampiady foko ndray zao ny resany ,minia tsy mijery fa mafy ny mahazo ny Malagasy
26. milamm
(
18/05/2009 22:30)
ndaty, aloha dia tsy ahazo resaka koa toa an'i Oay jereo io rohy io milaza ny momba azy dia any miady hevitra fa tsy aty amiko,ny ekeko hoe diso eto dia ny fiaviny Gal Andrianafidisoa,ary vice Pm tokoa i pierrot vakio koa le lazainy locl tsy misy idirany adimpoko raha miteny aho oe betsileo oh.Itpkl herizo R ary merina aho izay ireharehako toy ny mahamalagasy ahy fa aza manitatra ,ny ifandraisany resaka eto @ basque sy ny espanol ary ny breton sy ny frantsay,welsh sy scotish @ anglisy dia resaka foko sy adimpoko ka aza mandray tsy raisina fa diniho aloha ny voalaza vao mitsaratsara tena ao anatiny resaka adimpoko mihitsy satria foko sy firazanana samihafa ireo nefa mahay mifanaraka na dia samy manana ny parlement sy ny assembly misaraka aza ao anaty fanjakana 1
Oay,VAKIO tsar ny voasoratro etsy ambony momba ny basque hoe avy aiza izy ireo na koa miverena mianatra mamaky teny ,lazaina foana fa misaina vao miteny fa tsy ny mifamadika :D :-D
Tsy satria samy mihinambary akory ny thailandais,na ny sinoa ary samy any azia ary ny razambeny malagasy koa avy any dia mitovy ary azo ampihoarina ny zvmisy ao aminy @ lafiny politika na sosialy na koltoraly sa efa mitovy koa izao ny gana sy ny vorontsiloza ???
Oay,VAKIO tsar ny voasoratro etsy ambony momba ny basque hoe avy aiza izy ireo na koa miverena mianatra mamaky teny ,lazaina foana fa misaina vao miteny fa tsy ny mifamadika :D :-D
Tsy satria samy mihinambary akory ny thailandais,na ny sinoa ary samy any azia ary ny razambeny malagasy koa avy any dia mitovy ary azo ampihoarina ny zvmisy ao aminy @ lafiny politika na sosialy na koltoraly sa efa mitovy koa izao ny gana sy ny vorontsiloza ???
27. milamm
(
18/05/2009 22:32)
i bazylou izao no hitako fa mahitsy ny valiteniny tsy miolakolaka momba ny HAT ary manakaiky ny marina,valifaty ireny ra mandriaka ireny avy @ deba sy pierrot
28. xxx
(
18/05/2009 22:56)
hoy milamm
Io anie hozy ry zalahy ato badrahodra loatra tsy mahagaga raha tsy ho azony mintsy zay lazan'elah
Oay,VAKIO tsar ny voasoratro etsy ambony momba ny basque hoe avy aiza izy ireo na koa miverena mianatra mamaky teny ,lazaina foana fa misaina vao miteny fa tsy ny mifamadika
Io anie hozy ry zalahy ato badrahodra loatra tsy mahagaga raha tsy ho azony mintsy zay lazan'elah
29. milamm
(
18/05/2009 22:59)
za ve moa less nahalala fa vao in2 na in3 moa in3 zahay no tafaresaka nefa de tsikariko foana io kalite-nlery io :wink:
30. Oay
(
19/05/2009 05:00)
milamm:
za ve moa less nahalala fa vao in2 na in3 moa in3 zahay no tafaresaka nefa de tsikariko foana io kalite-nlery io :wink:
milamm a! mampimé le kozin'elah, rehefa miady hevitra ry zandry d aza miandry an'ilay hevitra efa ao anatin'ny loha fa matoa alefa ny ady hevitra d satria mba mitady zavatra hafa noho izay efa fantatrin'ny tena a!
D raha hieritreritra aloha elahisany hoe "NY FANOMPANA sy ny FaNAMBANIANA no fitaovana hampanginana an'i Oay d hihomehezany fotsiny izany satria NY MAFY BE TSY MANAMBANY ! Raha ohatra moa ka mba te-hi-philosopher kely d mba fakafakao kely ity :"Dis moi qui tu hantes et je te dirais qui tu es"
Momba ilay culture indray d "Rehefa mety ny atao ny sahobakaka ary mampidin-drano ketsa" d mandehana mankany Thailande d mba miresaha @ Thailandais d hofantatr'elah fa tsy ilay fihinanambary IHANY no tiako holazaina @ ilay resaka CULTURE ny VARY!
Matoa i Oay manome zavatra mba hoeritreretin'elah ry ZANDRY milamm d satria tsapany fa MANANTSAINA noho i Oay elah, fa ny MAMPALAHELO d ny hoe IZA NO TSY MAHAY NY MPAMPIANATRA TSY MAHAY MANAZAVA SA NY MPIANATRA hihihi...
Momba ny rongony indray d misy kozin'i Samoela izay nanao hoe:"Raha ohatra ka heverinao fa ny fifohana rongony no nahafahako namorona hira milay be d mba mifoha rongony ary d hohitanao hoe firy ny hira voaforonao"
Momba ny fampiadiana foko indray d ZA TSY MINO ary efa nosoratana teto ny momba an'i Pierrot Rajaonarivelo(biographie), tonga d koboko ny erreur nataon'i zandrikely milamm fa tsy no-exploiter-ko satria fantatro ny CIBLE ny TIM @ izao fotoana izao, d izay no nametrahako an'ilay fanontaniana momba an'ilay 35.000.000$ satria fantatro tsara fa any ilay tsy zakan'ny taranak'i dada é!
D ataoko fa mazava @ zandry milamm amizay fa volonté délibérée de la part n'i Oay mihintsy ilay fametrahana an'ilay fanontaniana a!
zandry milamm enao moa milalao politika d ataoko fa ainao tsara ilay langue de bois an! politiquement correcte ry zandry a!
D ozy bainanay izay :"Rehefa manao politika d mila mahazaka ompa sy fanambaniana satria ireo no hany bala ny manantsaina rehefa tsy mankambara intsony ry zareo"
Ôtrany omen'i Oay devoir ianareo izany an! hihihi... "Dieu nous a doté l'intelligence de manière à ce que nous sachions distinguer les vraies aux ivraies" ka mba ampiasao ilay intelligentsia é!
31. fanou14
(
19/05/2009 05:58)
tsotra be ireny , ny partie ny tim no nanomboka ireny satria vao voasambotra ny lehibe ny mpisorona dia tsy nisy intsony ny ra mandriaka satria mba nanantsaina ihany ny mpitarika @ zao ( alain A io ) ; teo aloha teo anefa dia nahasahy nilaza ampahibemasoa mintsy ny tim hoe tonga dia action , dia ireny ny vokany ary dia mampalahelo ery fa miseho ho andriana daholo nefa nony nisy ny maty dia olona ambany tanana no natao sorona tena , dia mba te anontany an'ao io ry milaminn ? matao ny gasy feno habibiana toa zao , hatrizay na dia teo aza ny fanonganampanjakana maro tsy mbola nisy nahasahy nikasika ny mpanjaka izana na dia iray aza fa iza no nikasaka io ? tadidio fa @ malagasy dia zava dehibe tokoa izany eny fa na dia efa taonjato 3 tsika aza dia ny maha malagasy dia mitombona foana ho an'ny malagasy ka ireny rehetra ireny no mahatonga ny malagasy tsy tafarina @ zao satria nanoa fady ra 8 ; ny amontana zany tsy fanapaka kanefa dia nataony izany ary zao rehetra izao no niseho dia noho ny adalany sy ny fitiavany pouvoir loatra , ka enao no tokony hisaina sy hamakafaka tsara sady enao milaza fa mpandalina ny maha malagasy anao io ,
32. essera
(
19/05/2009 07:43)
Elah ange raOay no asiany lakôly eto am ty sujet ity fa tsotra fotsiny oe :
- Manin i milamm manontany lava an'izany 17/03 izany nefa nisy koa ange izany 7 février izany fa efa napetrako aminy ao ambony ao moa ny fanontaniana. Raha jerena koa ny gravité an'ireo zavatra ireo d tena gaigy ny tamin'ny sabotsy 7 février 2009.
- Manin i milamm manontany lava an'izany 17/03 izany nefa nisy koa ange izany 7 février izany fa efa napetrako aminy ao ambony ao moa ny fanontaniana. Raha jerena koa ny gravité an'ireo zavatra ireo d tena gaigy ny tamin'ny sabotsy 7 février 2009.
33. Oay
(
19/05/2009 08:15)
essera:
Elah ange raOay no asiany lakôly eto am ty sujet ity fa tsotra fotsiny oe :
- Manin i milamm manontany lava an'izany 17/03 izany nefa nisy koa ange izany 7 février izany fa efa napetrako aminy ao ambony ao moa ny fanontaniana. Raha jerena koa ny gravité an'ireo zavatra ireo d tena gaigy ny tamin'ny sabotsy 7 février 2009.
Ô lety ry essera a!
Fantatro tsara ny zavatra andrasan'i milamm d efa misy mamaly anazy ao!
Fa Kosa satria moa i milamm lalintsaina d mba tiako fotsiny izy mba hampiasa saina kely fa manjary mitady ho lasa vendrana otran'i Oay lery!
34. xxx
(
19/05/2009 12:00)
Hoy i oay
hay leity mahatsapa tena fa vendrana,rsy mahagaga raha tsy mahazo zay lazaina mintsy!!!!
mitady ho lasa vendrana otran'i Oay lery![/quote]
hay leity mahatsapa tena fa vendrana,rsy mahagaga raha tsy mahazo zay lazaina mintsy!!!!
35. milamm
(
19/05/2009 23:28)
ka efa fanta-bahoaka io ry xxx tsy ny kalite-ny Oay @ hadalany akory no iadiako hevitra eto fa spesialite-ny manokana iny ka avelao ho azy ,mamela azy fa tsy hainy izay lazainy :-D :-D raha te hiresaka amiko ny 7 fev dia izao fotsiny mandana makeny @ trano fotsy any washington D.C na downing street
N10 akaikiny trafalgar square mananibohitra ao maka biraony lebany dia mazava ny resaka :-D vita fa manjary otrany miresaka @ zazakely..
N10 akaikiny trafalgar square mananibohitra ao maka biraony lebany dia mazava ny resaka :-D vita fa manjary otrany miresaka @ zazakely..
36. milamm
(
19/05/2009 23:43)
fanou,ela ko de manao resaka tsy mari-pototra nanota fady ahoana de taiza aiza no porofon'ela @ zany avoahy fa tsy mamorona angano eto,maivana daholo ny argument lisany reo ampiarahako ela,essera,Oay na atambatra aza lisany 23 ireo mbola tsy ao mihitsiny, tsotra taorinany 17 marsa efa tsy teo tsony i Ravalomanana mbola vonomoka eny andalana sy tifitra vary raraka nataony CAPSAT izay maneho ny heviny ary ny maty izany ve @ lisany tsisy saina ireo no atao fisainana malagasy inona no nataony HAT manoloana izany ??? ,raha izany no izy dia diso toerana ny sain'elisany tsisy hafa @ ry andry,ratsy iraka ,pierrot ary mino samy milelab..y an'izy 3 mitsamm nareo 3 mitsamm tohizo fa tsara nefa tadidio fa misy farany izao rehetra izao izay ihany no teniko ary efa akaiky izany
37. xxx
(
20/05/2009 03:09)
Aza gaga ianao milamm fa reo ve na hazavainao tahaka n'inona aza tsy hiditra ny lohany ,efa mpanompon'i Andry ry zalahy ireo tsy mahita fa misy tapi-masomaivana daholo
Ary tena marina izany
maivana daholo ny argument lisany reo ampiarahako ela,essera,Oay
Ary tena marina izany
38. Oay
(
20/05/2009 04:57)
milamm:
ka efa fanta-bahoaka io ry xxx tsy ny kalite-ny Oay @ hadalany akory no iadiako hevitra eto fa spesialite-ny manokana iny ka avelao ho azy ,mamela azy fa tsy hainy izay lazainy :-D :-D raha te hiresaka amiko ny 7 fev dia izao fotsiny mandana makeny @ trano fotsy any washington D.C na downing street
N10 akaikiny trafalgar square mananibohitra ao maka biraony lebany dia mazava ny resaka :-D vita fa manjary otrany miresaka @ zazakely..
Elah lesy ry zandrikely milamm d mampimé ana mihintsy efa impiry za no niteny teto ny momba ny fandehanana teny Ambotsirohitra fa na zazakely vao manomboka nianatra aza d mahalala ny zavatra tokony hitranga teny!
D aleo ny tenin'i Ravalomanana no omeko an'elah é: "EKENA hoy i Ravalomanana fa nisy tsy nety ny fitifirana olona teny Ambotsirohitra fa ny antony d satria MBOLA TSY NANANA FITAOVANA TOA NY gaz lacrymogène ny miaramila nentina handravana an'ireo émeutier"
D ity ilay ZAVATRA TIAN'ELAH HENOINA fa holazaiko an'elah na d efa nolazaiko teto foana aza ilay izy "AOKA HO AN'NY MPITSARA MPANAO FAMOTORANA ny FITADIAVANA NY MARINA momba ny FAMONOANA OLONA NITRANGA TETO nandritra ny FIHETSIKETSEHANA NANDRODANANA NY JADONA"
Noho izany d TAKIANA ny fananganana FITSARANA MAHALEO TENA.
Zao less zandrykely milamm a! Elah moa raha izao fahitako an'elah izao d tsy mandeha eto raha tsy @ alina ny anay anefa ny alina natao hatoriana fa raha ohatra ka aty Madagasikara elah d tsara isika raha mba mifankahita kely d mba mifanankalo hevitra!
39. fanou14
(
20/05/2009 07:26)
enao ry milamin no tena tsy misaina tsy mba manara baovao mihitsy ? efa hita @ vao 2 mandeha ny famindrana antsokosoko ny taolambalon'ny mpanjaka ary mbola averiko ihany tsy mbola nisy olona nahasahy nanao izany teto mada raha tsy ra 8 irery ihany ,efa nisy gazety namoaka io t@ mois d'oaut 2008 fa dia mandamoka zany , ankehitriny anefa efa voamarina ny fanaovana izany , ary izy dia efa nilaza izany tany ivelany fa izy no king of madagascar , gazety anio ihany no mbola mamoaka fa noterena tsotra izao rabertine teny ambohimanga, rehefa diso dia diso fa tsy mitady hilika hialana , mampalahelo mihintsy ianareo , efa tratra tany antranon'i Ihanta ny basy maro , pour quel droit moa no ahafany mitazona basy antrano ; ra 1 no tratra tany manaika aho fa ny azy efa maro ? enao angamba mety tratran'ny masobe tsy mahita ka tsy omeko tsiny , ireny no atao hoe manota fady , te ho andriana nefa tsy haina akory ny fombafomba tokony atao ; marina ny anao misy farany ny zavatra rehetra eny fa na dia izaho na enao dia mindrana fotsiny ity tany fa samy ho vovoka avokoa , efa fantatra fa 19 mois ny hat no hitondra avelao izy anao zay heveriny fa mety eo dia ho hita eo ny tohiny fa maninona no anaovana blocage foana , enao milaza fa tia tanindrazana io , izany ve no atao hoe fitiavantanindrazana , rehefa tsy ahy dia tsy anao ?
porofo fotsiny oviana no mbola nisy olona mangataka ny tsy anomezana fanapiana eny fa na dia ny fanampiana sociale raha tsy ry I hanta , mba vehivahy ihany ny tenany nefa manan fisainana hafa oh reny , androany miola fanampiana avy any ivelany , dia rehefa hita fa tady hanaraka ny hat ny avy ivelany dai lazaina ndray fa tsy mila vahiny nefa iza no nitaky ny fahatongavan'ireny teto ? anio tongava rapitso dehors apres ndray dai mila fanampiana ? tena hita mintsy hoe olona tsy misy saina ny mpitondra azy ,
porofo fotsiny oviana no mbola nisy olona mangataka ny tsy anomezana fanapiana eny fa na dia ny fanampiana sociale raha tsy ry I hanta , mba vehivahy ihany ny tenany nefa manan fisainana hafa oh reny , androany miola fanampiana avy any ivelany , dia rehefa hita fa tady hanaraka ny hat ny avy ivelany dai lazaina ndray fa tsy mila vahiny nefa iza no nitaky ny fahatongavan'ireny teto ? anio tongava rapitso dehors apres ndray dai mila fanampiana ? tena hita mintsy hoe olona tsy misy saina ny mpitondra azy ,
40. milamm
(
20/05/2009 14:37)
ka ny tsy azon'elah ry Oay @ mahamaivana ny hevitr'elah dia efa nikasa nanangana ny fitsarana hanadihady i Ravalomanana ny 07/02/09 nefa dia putsh no niandry azy,aiza no misy an'ela dia afaka mifankahita isika fa tsy atao resaka betsaka
