inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03

1. milamm ( 18/05/2009 14:37)
Raha atao ny fisokajiana ireo fitondrana nanao vono moka tao amintsika dia i Ranavalona liandra ary nodimbiasany mpanjanaka sy i ratsy iraka izay mbola soloiny HAT tena @ izao fotoana ankoatrany halatra sy fatiantoka ary fampahoriana arapiarahamonina sy sosialy ary ara-tsaina ny malagasy nandritra ny 27 taona nitondrany ka hatrizao,nympitondra rehetra dia samy manana ny fahadisoany daholo nefa raha ny trosa nobabena t@ revolisiona mena no jerena di mbola afaky Atoa Ravalomanana ihany izany satria ny 2001 dia nihena-10,3% ny tatao(Gross Domestic Product0 ary nilatsaka ho 3,4 ny hainkarena(economic growth),2 taona taorina'io dia niakatra ho12,3% izany GDP izany ary tafakatra5,4% ny harinkarena 2003.talohany mandate faha-2 an-dRavalomanana dia niakatra 11,4% indray ny harinkarena be ny vita tao anaty fotoana fohy na dia tsy ampy aza,niantsona tao La Reunion i Pierrot ary niala tany iGal Andrianafidisoa izay Pds fianaratsoa taloha nanao fanonganam-panjakana t@ Ravalomanana satria novidiany Pierrot( samy betsileo),lany t@ fifidianana ara-dalana sy safidm-bahoaka izy,tonga ny 2009 eto ambany ny tatitra nomeny IMF momba ny tarehimarika aratoekareana ao amintsika izay arahindry zareo mpamatsy vola maso akaiky ka hoy aho hoe nahavita ny adidiny izy na dia nana ny hadisoany toy ny rehetra,ka hiverina hanomana ny fifidianana



http://www.imf.org/external/pubs/ft/weo/2009/01/weodata/weorept.aspx?sy=2006&ey=2009&scsm=1&ssd=1&sort=country&ds=.&br=1&c=674&s=NGDPD%2CNGDPDPC%2CPPPGDP%2CPPPPC%2CLP&grp=0&a=&pr.x=66&pr.y=4
http://www.state.gov/r/pa/ei/bgn/5460.htm
répondu par ravonjison le 25/05/2009 15:48
2. Oay ( 18/05/2009 14:42)
Milamm a! Efa tenenina fona hoe "TSY MISY RATSIRAKA MAFY BE IZANY" efa voadaroka iny d efa nitsohamponena any Frantsa any.

D momba ny kozy bobaka d ny tokony azavain d hoe :"FA NANINN NY FMI TSY NETY NI-DEBLOQUER AN'ILAY 35.000.000$ t@ décembre 2008?
3. xxx ( 18/05/2009 14:51)
OZY oay


D momba ny kozy bobaka d ny tokony azavain d hoe :"FA NANINN NY FMI TSY NETY NI-DEBLOQUER AN'ILAY 35.000.000$ t@ mars 2009?


Dia satria tsy mendrika ilay vola ny fitondrana halatra
4. essera ( 18/05/2009 14:54)
Iny angah voavaly hatram zao raOay, mod misiotsioka fotsn r zalah d manao ohatra ity :-w
5. xxx ( 18/05/2009 14:57)
Marina zany kah xxx io ,fanontaniana'elah tena mahalasa an-dry tgv mangataka volan'ny talliban
6. Oay ( 18/05/2009 14:59)
xxx:

OZY oay


D momba ny kozy bobaka d ny tokony azavain d hoe :"FA NANINN NY FMI TSY NETY NI-DEBLOQUER AN'ILAY 35.000.000$ t@ mars 2009?


Dia satria tsy mendrika ilay vola ny fitondrana halatra


HIHIHI... Tena hita mihintsy hoe MPANOMPOn'i Dada klé!

Marina ilay kozin'i essera hoe "Tsy lainga marivo tototra fa lainga tsy mitototra"

Fafao ilay nosorotan'i Oay io ry XXX d amizay tsy misy proof ilay izy d afaka manao kozy bobaka a!

Tsy NO-DEBLOQUER TOKOA ILAY VOLA SATRIA TSY MENDRIKA ILAY VOLA NY FITONDRANA FENO HALATRA... milay é!


7. milamm ( 18/05/2009 15:01)
tsy sofina ihany nge ry Oay no azo sasana refa tsy maheno fa na ny maso mamaky koa aza e ,ary ny saina mila ahitatra fa tsy ny kely izay takatra no iziriziriana,fantaro ny tantarampirenena dia afaka miresaka isiska na hazavaiko eto mandritra ny folotaona aza izany tsy ho azony Oay fa mba manaova fikarohana sy fandalinamphalalana vao miresaka ,ireo resaka noresahiko rehjetra ireo tsy angano(fairy tale) akory fa mba manantona chroniqueur politique dia anotanio azy ireny @ antsipirihany ny fahamarinan'ireo.Ary tadidio tsara fa olona nitondra 27 taona izany sy nambotry ny firenena iray manotolo sy mpanao didy jadona tsy olona malemy,tsy hamaly an'io resaka io aho @ manaraka fa efa naveriko injato sy arivo ngambany ka mnaova fikarohana manokana aloha vao manotany,O.K
efa novalian'i xxx ny fanotanian'i Oay manaraka
8. xxx ( 18/05/2009 15:02)
Aoka lesy ry xxx fanina daholo reto bandy reto lalaovinareo ato klé
9. ndaty ( 18/05/2009 15:07)
milamm:
niantsona tao La Reunion i Pierrot ary niala tany iGal Andrianafidisoa izay Pds fianaratsoa taloha nanao fanonganam-panjakana t@ Ravalomanana satria novidiany Pierrot( samy betsileo),


itony dia TIM zanak'i dadany voafahana lalitra marina; Lalimanga marina

Andrianafidisoa PDS: Diso tanteraka, fahandalitra TIM

niantsona tao La Reunion i Pierrot ary niala tany iGal Andrianafidisoa ....novidiany Pierrot( samy betsileo) sady diso , sihanaka sy betsimisarake ireo, no fampiadiana foko tsotra izao. methode TIM

mpampiady foko, mantsintsiny (mangina)vavanao, tsy ananako antra ny mpampiady fokoBadamena milamm, mavandivandy avao

10. xxx ( 18/05/2009 15:11)
Hoy ndaty


f
ampiadiana foko tsotra izao. methode TGV


Dakoro @ nao mintsy zah,ary mantsintsiny vavanao mantsiny io !!!
11. xxx ( 18/05/2009 15:13)
Hay ve misy ndaty koa ato e,neveriko fa daty ,hi hi hi
12. Oay ( 18/05/2009 15:14)
milamm:


tsy sofina ihany nge ry Oay no azo sasana refa tsy maheno fa na ny maso mamaky koa aza e ,ary ny saina mila ahitatra fa tsy ny kely izay takatra no iziriziriana,fantaro ny tantarampirenena dia afaka miresaka isiska na hazavaiko eto mandritra ny folotaona aza izany tsy ho azony Oay fa mba manaova fikarohana sy fandalinamphalalana vao miresaka ,ireo resaka noresahiko rehjetra ireo tsy angano(fairy tale) akory fa mba manantona chroniqueur politique dia anotanio azy ireny @ antsipirihany ny fahamarinan'ireo.Ary tadidio tsara fa olona nitondra 27 taona izany sy nambotry ny firenena iray manotolo sy mpanao didy jadona tsy olona malemy,tsy hamaly an'io resaka io aho @ manaraka fa efa naveriko injato sy arivo ngambany ka mnaova fikarohana manokana aloha vao manotany,O.K
efa novalian'i xxx ny fanotanian'i Oay manaraka



Mahafinaritra milamm a!

Efa ela be no nifoha ka tsy mila sasana intsony ny maso é!

D tsy mila chroniqueur zany isika fa mpiady voanjo ka mahalala ny mena ravina ankifika é!

D mbola averiko fa i milamm no manaiky fa mafy be i Ratsiraka ka izy daholo no ambadik'izao rehetrarehetra izao fa i Oay sy ny Tanora Malagasy d tsy manaiky an'izany satria raha mafy be izy d NANINN NO NITSOAKA FA TSY NIJANONA TETO (i Ratsiraka io an) efa nodarohan'i Ravalomanana izy t@ 2002 d nitsoaka tsy sahy niverina teto intsony aloha hatramin'izao!

Ny kozy bobaka ankoatran'izay d FANDEMEN-TSAINA ENTINA HAMPITAHORANA ny Malagasy, raha hiteny olona matanjaka i milamm d Andriamanjato Richard resahana fa tsy Ratsiraka, jereo fa i Andriamanjato tsy mbola prézidà an'i Madagasikara kanefa nantsoina hiresaka niaraka t@ ireo hampandry tany, d maninn i Ratsiraka tsy nantsoina d tsy nisy ni-représenté akory izy t@ ilay fihaonana!

Milamm efa noresahantsika fona io fa AVERIKO IANAO NO MATAHOTRA SY MANOMPO an'i Ratsiraka fa AZA IZAHAY NO AMPITAHORINAO fa aminay efa lalan'ny mody ireny ka tsy misy atahoranay anazy!



13. xxx ( 18/05/2009 15:18)
May ndray ato ny tgvendrana fa mila any AREMA :-D :-D :-D
14. milamm ( 18/05/2009 16:27)
ndaty,tsy arema aho no tim no tgv fa aleo hazava
fanitsiana i pety Rakotoniaina no Pds ny fianaratsoa nanala ny governora Emilson mpampihorohoro nampiasainy deba tao2002
ny momba an'i pierrot dia avy ao sainte marie raha tafiakatra tao ministra izy ary tantely no vice-Pm t@ Pascal Rakotomavo androny debahttp://en.wikipedia.org/wiki/Pierrot_Rajaonarivelony antsipirihany sy ny asa ratsiny ka asa raha betsimisaraka no fiantso ny mponina avy any na inona
ny adim-poko tsy hisy izany ao amintsika na dia noraininy deba aza efa hatr@ 1991satria malagasy aho,na dia efa betsaka ireo merina maty t@ fitondrand-ratsy iraka aza sy Atoa Tsiranana zava-misy sy marina izany,ary satria na any frantsa azany ao bretagne ary baque separatiste ao espagne sy ny welsh ary scottish any united kingdom dia samy hafa firazanana sy koltora ary faritra mahazaka ny tenany ao anaty fanjakana sy repoblika dia samy manana ny fiteniny sy ny soa toaviny ny ao amintsika miisa 18 nefa dia iray no fiteny ofisialy ary itovizana ny soa toavina dia ny fihavanana sy fifanampiana,ary izaho no anisany mpandala an'izany ka diso dia diso ny hevitrao
15. milamm ( 18/05/2009 16:30)
Oay,mba asio fisainana ihany ny resaka fa raha matahotra na manompo an'i ratsy iraka aho tsy hilaza ny asa ratsiny eto ,tsikaritro manko fa ny ny miteny no mahazatra an'i Oay vao misaina rehefa miresaka nefa tazomy anao irery izany fomba izany fa tsy mamely sy tsy mandaitra @ hafa :D
16. milamm ( 18/05/2009 16:32)
ampy izay ho an'ireo mpandika vilana fa averiko ny lohahevitra
INONA NO FOMBA HANAZAVAN HAT NY RA MANDRIAKA TAORINANY 17/03/09 ???
17. Oay ( 18/05/2009 16:48)
milamm:


ampy izay ho an'ireo mpandika vilana fa averiko ny lohahevitra
INONA NO FOMBA HANAZAVAN HAT NY RA MANDRIAKA TAORINANY 17/03/09 ???



Milamm a! Mbola averiko wa fa Mpiady voanjo ny aty ka mahalala ny maina ravina akifika noho izany ny fandinihana d efa ela be no vita ary efa nolazaiko teto fa tsy ny fi-rabacher-na zavatra efa lany daty no hampilamina ny tanana.Tsara ny mahalala ny tantara fa raha hijanona eo @ point iray kosa isika d ny olona efa lasa lavitra be!
Ny malaza izao d hoe :"IZA NO HITONDRA AMIN'NY REPOBLIKA VAO²"

Ianao moa toa miresaka zava-miseho any europe any tsara tokoa ilay ohatra ka mba anazavana ilay zava-nisy teto Madagsikara tao aorianan'ny 17/03/09 d tsotra JEREO SY FAKAFAKAHO IZAY NISEHO TAO THAILANDE fa d mitovy amin'ny zava-misy tany ny eto Madagasikara!

Mino aho fa tsy hisy dika vilana intsony @ izay satria ho voavaly ny fanontanianan'i milamm!


18. milamm ( 18/05/2009 17:00)
anisany ilay mahay manoratra fa tsy mahay mamaky teny koa i Oay ankoatry ilay miteny vao misaina :D ,vao eo no nolazaiko aza adika vilana sy avadika ny lohahevitra fa fanazavana momba ny ra mandriaka no tadiavina fa tsy iza alha ny eo aza tsy mbola vita de zv hafa no isaviliana,maninona moa no tsy manokatra hevitra hafa raha misy zv hafa tiana resahina satria malalaka ny pejy eto raha tsy diso aho fa ,raha milaza ho mpiady voanjo dia aza simbana aloha ny resaky ny hafa rehefa tsy voavaly misaotra betsaka
19. bazylou ( 18/05/2009 17:03)
tsotra ihany ny valiny ry milamm a!! valy fingika fingaka!!! :-D :-D :-D
20. milamm ( 18/05/2009 17:05)
hevitra taingina be tsinn le resaka thailand ko ny malagasy dia avy ao madagasikara fa tsy avy any mihitsiny,ka tsy hahavaly ny fanotaniana na oviana na oviana samihafa na ny kolotsaina na ny rafitra sosialy politika,koltoraly sy ekonomika sns...,ka izao e aleo ho an'ny hafa mahalala bebe koko ry Oay no hamaly azy fa tsy mahafapo e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008