brad pitt
1. sitlo
(
17/05/2009 05:39)
Izaho hoy aho izany tsy mahay mijery lehilahy. Fa tena tsy arako mihitsy hoe inona no tena tsy aritry ny vehivavy amin'iny rangahy iny e?
novalian'i rakaroka ny 24/05/2009 18:54
2. Hinagasy
(
17/05/2009 21:11)
Ny fitiavana hono sora-jandiana e! samy manana ny tiany. Fa izaho koa tsy mahita azy hoe ratsy tsy mahita azy hoe tena mahafaty, ohatra ny olona rehetra. Angamba koa amin'ny maha acteur azy?
3. mmmhh
(
18/05/2009 08:46)
Ary ahoana nareo @ ty?
[size=13px]Une soudanaise enceinte de Brad Pitt ?[/size]
Une top model soudanaise enceinte de cinq mois affirme que l'acteur américain Brad Pitt est le père de son bébé, rapporte le blog de Ian Halpering, cité par FoxNew.com.
Selon cette source, cette femme dont l'identité n'a pas été communiquée prétend qu'elle est enceinte de cinq mois et envisage de se rendre au Festival de Cannes pour mettre l'acteur devant ses responsabilités. Et apparemment, la jeune femme ne serait pas effrayée par la présence d'Angelina Jolie: "Je me fiche qu'Angie soit dans la méme pièce que nous". Interrogé à ce sujet, un proche de Brad Pitt, a qualifié ces revendications de totalement absurdes. (VIM)
My comments :
Mampalahelo i Angelina Joli
Le sipa soudanaise mandreraka be le toe-tsainy, vonona ny hanimba ny fiarahan'i Brad Pitt sy Angelina Jolie
I Brad Pitt, ampy azy tsara izay, @ manaraka mahay mipetraka, olona malaza be ohatran'iny tsy mahay manaja tena, tssssssssssss nahazo ny vehivavy mahay an'azy tsara izay,

4. soanja
(
18/05/2009 11:31)
sitlo:
Izaho hoy aho izany tsy mahay mijery lehilahy. Fa tena tsy arako mihitsy hoe inona no tena tsy aritry ny vehivavy amin'iny rangahy iny e?
Mpilalao sarimihetsika isan'ny mana-talenta tokoa izy. Io talenta io dia isany mahalasa adala ny mpitazana azy milalao sy ny mahay ny fiainany amin'ny ambangovangony. Hainy ny miangaly ny eny aminy hanintona ny mason'ny mpankafy an'io talenta io.
Zah manokana dia mankafy ny feony sy ny filaminany rehefa miteny izy. Manja izy raha samy lehilahy saingy de hoe hanary lamba aminy aloha hadalana indray izay!
5. sitlo
(
18/05/2009 19:38)
Ilay izy ankalazaina koa angamba no tena mahatonga an'ilay izy. Tsy misy tsy tanora hoy ny gasy izay. :-D
6. ni81
(
18/05/2009 19:47)
Zah manokana dia mankafy ny feony sy ny filaminany rehefa miteny izy. Manja izy raha samy lehilahy saingy de hoe hanary lamba aminy aloha hadalana indray izay!eka ouz
7. kotobekibo
(
18/05/2009 20:42)
raha vao malaza sy be sôsy d lasa bogosy ho azy hono e!
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
8. soanja
(
20/05/2009 06:08)
kotobekibo:
raha vao malaza sy be sôsy d lasa bogosy ho azy hono e!
:-D :-D :-D
Ka ny olona iray anefa tsy malaza amin'izao fa ny talenta ananany matetika no tena mahatonga azy halaza. Laza mahazo amboara sy fonom-boky aman-gazety, ka mampihaiky volana ny be sy ny maro.
Noho izany ilaina ny fananana talenta. Mifono ao anatin'io ny hatsaran-tarehy sy ny fanintonana isan-karazany voalaza. Ankoatr'i Paris Hilton ihany izao no azoko lazaina fa nalaza izy noho ny volany sy ny hatsaram-bikany, indraindray ny hadalany aza.
9. xxx
(
20/05/2009 09:44)
Ny talenta toa eo ihany fa ilay comm koa mandeha be . Toa betsaka ny mana-talenta fa tsy misy sponsor mampita ny comm dia tavela any @ miafina any
10. xxx
(
20/05/2009 10:17)
Ka ny olona iray anefa tsy malaza amin'izao fa ny talenta ananany matetika no tena mahatonga azy halaza.i Paris hilton aza zao tsy manatalenta afa tsy ny misolo bandy etsy sy eroa nahoana no malza be
11. soanja
(
20/05/2009 13:18)
xxx:
Ny talenta toa eo ihany fa ilay comm koa mandeha be . Toa betsaka ny mana-talenta fa tsy misy sponsor mampita ny comm dia tavela any @ miafina any
Izay no tena lakilean'ny laza raha ao amin'ny sehatra zavakanto. Mila hainao ny maka ny fon'ireo mpampita vaovao sy ny haino aman-jery isan-karazany. Na ao Mada aza dia toy izany ihany koa. Ireo no mila manana ny fahaizana mandokandoka anao eo amin'ilay talentanao.
Miaina ao anatin'ny tontolon'ny serasera ny Tandrefana ka isan'ny zavatra imatimatesany ny soratra an-gazety, boky sy ny zava-mivoaka tele.
Fantatry ny mpanan-talenta izany ka raha sanatria aza mihalefy ny lazany dia iny indray aza izy miezaka manao zava-baovao, na manova style na koa aza manao hadalana mba hahazo indray ilay toerana izay heverina ho fanaperana. Saingy koa mifangaro amin'izay ny fankahalany ny paparazzi izay tsy hamela azy moramora koa fa manantena ny hanatsikafona ny rehetra.
Misy vidiny daholo ny zava-drehetra!
12. soanja
(
20/05/2009 13:26)
xxx:
Ka ny olona iray anefa tsy malaza amin'izao fa ny talenta ananany matetika no tena mahatonga azy halaza.i Paris hilton aza zao tsy manatalenta afa tsy ny misolo bandy etsy sy eroa nahoana no malza be
Tsy namaky tsara indray ny havako. I Paris Hilton no miavaka raha laza satria tsy manan-talenta saingy ny volabeny sy ny hatsaram-bika aman-tarehiny ary ny hadalany dia isan'ny mampidi-bola tokoa ny haino aman-jery ny mitantara azy.
Io mantsy tsara ho fantarina fa toa ny kibon'olombelona ihany ny sain'olombelona, noana fahalalana ka na ny soa na ny ratsy dia tiana ho fantatra aby. Fantatry ny serasera zany satria mampidibolabe tokoa ho azy dia araraotiny. Amindry zareo soa fa misy i Paris Hilton hanao scandal hampandeha ny varony. Moa i Paris rahateo noana lava izany laza izany ka na iboridana hampiseho izay miafina dia vitany raha izy no ahazo ny voalohan'ny pejy. Tolotra sy tinady mifandanja ireo satria na isika mpamaky azy dia be ny mankafy ny ahita ny atinakanjony.
13. ikaretsaka
(
20/05/2009 14:03)
SHORA JANDEANA IO E misy tia an'i seal.. mishael zakasaonina sns... akory atao?
15. sitlo
(
21/05/2009 05:53)
Sao dia mba ny nanginy kosa ary?
Na ilay misy volombava fople kely iny aza ange dia mbola silaka be foana ry zavavy isany eh.
Na ilay misy volombava fople kely iny aza ange dia mbola silaka be foana ry zavavy isany eh.
16. Mirananirina
(
21/05/2009 10:51)
Izaho hoy aho izany tsy mahay mijery lehilahy. Fa tena tsy arako mihitsy hoe inona no tena tsy aritry ny vehivavy amin'iny rangahy iny e?
Bogosy kosa anie izy io ry sitlo e,
17. vale
(
21/05/2009 15:43)
kotobekibo:
raha vao malaza sy be sôsy d lasa bogosy ho azy hono e!
:-D :-D :-D
tsara izy knou, bogossy be mintsy na tsy nalaza sy tsy nisy sosy aza, ny oul tsy malaza no mila manana sosy de lasa bogosy.
18. ikaretsaka
(
22/05/2009 12:54)
kotobekibo. ndao hikezaka tsika mitsam de hanao malaza sy be sosy
19. soanja
(
22/05/2009 14:49)
ikaretsaka:
kotobekibo. ndao hikezaka tsika mitsam de hanao malaza sy be sosy
Ianareo efa malaza fa aza manahy!
(l) (l) (l)
20. soanja
(
22/05/2009 14:52)
sitlo:
fople kely iny aza ange dia mbola silaka be foana ry zavavy isany eh.
Tandremo ny fialonana????
Aza miady vintana amin'ny akoho fa na mandeha mankany an-tsena azy izy lolohavina!
:-D :-D :-D