brad pitt
21. rakaroka
(
22/05/2009 18:15)
Manahirana any ny manambady "artiste" 'zany!...Sady ny "blem" @ izy ireny,
lé zatra "tehafana sy hobiana an-tsehatra" zary tsy manana fanetren-trena
matetika, zatra indraindraina izany hany ka na tsy mety aza ny ataony dia fiheviny hoe "çà fait partie de son art.
Miteny Seal ianao. GGGggggrrrrraaaaaavvvvvvyyyyyy be koa anie 'reto sipa vazaha ireto mitady rà matanjaka koah, ary na ny gasykely eritreretinareo tsy misy spons koa aza, tandremo fa misy makorelina "artistes" an, fa ny maha-vendrana lé artiste gasy ,dia hanaovan'ny olona recherche fotsiny, dia faly ery hoe mbo misy mis'interesse izany, ohatra 'zao lé sipa Anne Bocande
http://madactu.canalblog.com/

22. tafondro
(
22/05/2009 19:18)
Ka sao dia anisan' izany aza no mahatonga ny artista malagasy ho celibataire antitra ry rakaroka ? misy fanantsentsenana ny hoavin' izy ireny any ambadika any izany ilay fametrahana ny influences isankarazany ara- artistika ? :oops: :oops:
23. rakaroka
(
22/05/2009 19:55)
tafondro:
Ka sao dia anisan' izany aza no mahatonga ny artista malagasy ho celibataire antitra ry rakaroka ? misy fanantsentsenana ny hoavin' izy ireny any ambadika any izany ilay fametrahana ny influences isankarazany ara- artistika ? :oops: :oops:
Tsy celibat ry Tafondro fa "te ho celibat" no marimarina kokoa ! Oudriiiiy tsy efa firy akory ny nisaraka amin'ny vadiny fa lasa nanambady vazaha ?...
'za dia tsy olona hitampify hiafy mahalala ny marina , jereo i Rossy ohatra ,anefa anie nitsemboka i Josephine pour l'intéret de son groupe, ary tsy izy ihany fa ny hafa aza nihafy tokoa lé partenaire anefa toa ilaozan'ny
artiste mi-twiste sy mirevy @ zé fan mahasarika sy mba mandoka azy, anefa matetika ny karama "fandokafana na pourquoi pas un bisou dia mahavita an-drizareo. Quand je pense ny fotoana laniny sy ny "investissement" lany, koa aya no hisy valera ilay javatra, na koa sitrany ahayn'ny gasy mafy ady tsy
mba nisy nanandratra angamba! dia zara aza
:roll: :roll: 8O indrisy !...
25. rakaroka
(
22/05/2009 21:26)
Driiii :roll: :roll: 8O 8O
fa angaha moa takon'afenina ny fiainan-drizareo , ataoko "publier"na etsy sy eroa aza fa satria "star" koa! :-D :-D :-D 'nefa ao ambadika :evil: :evil: :evil:
fa angaha moa takon'afenina ny fiainan-drizareo , ataoko "publier"na etsy sy eroa aza fa satria "star" koa! :-D :-D :-D 'nefa ao ambadika :evil: :evil: :evil:
26. Mirananirina
(
24/05/2009 09:12)
ary na ny gasykely eritreretinareo tsy misy spons koa aza, tandremo fa misy makorelina "artistes" an, fa ny maha-vendrana lé artiste gasy ,dia hanaovan'ny olona recherche fotsiny, dia faly ery hoe mbo misy mis'interesse izany, ohatra 'zao lé sipa Anne Bocande
Andray kosa aky
27. rakaroka
(
24/05/2009 17:56)
Mirananirina:
Andray kosa aky
Tsy miafy sy tsy miafina aho miteny ny marina tahaka azy tsy menatra ny mi-profite ny hafa koa, d´accord aho raha ohatra ka manajera mba hoe handoa ny fotoana laniana aminy pour ses etudes" fa matetika ny "charme-ny" no takalo dia vitan´izay anefa le "artista hono mbo pro ihany! Koa tsy fanambakana ve izany r ´Ãtony :roll: :roll: :roll: :?: 8O 8O 8O
fa toetra fataon´vahiny vavy mpianatra ny manambaka lahy io, dia mody dokafany tahaka ireny akoholahy ireny ny "perso", dia maro amindrizareo koa moa no miandrandra izany.
Tsy aritro le izy satria sendra ny toa izany foana aho! Ary nisy bandikely
aza tsy nahita haleha dia voatery nitady an-drainy izy, tu nés jamais la pour moi hoy izy, koa ´lay rainy variana nanampy ny hafa toa izao, nony vita anefa ny etuden´ilay nampiana dia tsy nanisy sira ity nanampy azy ´tsony izy: HALAKO!
28. rakaroka
(
24/05/2009 18:54)
Bref, parenthese iny fa miverina Brad isika: Ary i Brad kosa aza mahazaka le zaza bdb kou!