Retour du Président Marc Ravalomanana
1. Noue
(
14/05/2009 19:09)
http://www.youtube.com/watch?v=bnI4NJu7ejQ&feature=channel_page
novalian'i patrick2002 ny 15/05/2009 17:08
2. ravalotgv
(
14/05/2009 19:15)
faly ery i Noue fa i andrywui zao mangovitra be de mody hoe voan ny tazo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
3. Noue
(
14/05/2009 19:21)
raha tsy ampisy korontana moa maninona,?? saingy ny capsat sy ny tgv ve moa hanaiky ny hiverenany ?? quoi que , izy aloha dia mbola président kosa ee! tokony navela teo aloha izy mandrapahavitan'ny mandat-ny dia ho hita teo ny tohiny
4. bazylou
(
14/05/2009 21:03)
aza manonofy ry noue a!! tsy hisy izany , ary tsy hisy mihitsy koa ny fifanarha mivantana entre tgv sy le8!! :-D :-D :-P
5. rakaroka
(
14/05/2009 21:06)
'le resaka theorika anie tafa foaaaannna e ! hoe hiverina hiverina , fa ny fihevitro ny ol nisinda nitsoaka izay, toa mbola mila fotoana kely foana aloha vao "tafa" any satria ny gasy izay mantsy ...Heu... :roll: :?: :-w :-w :-w :-$
somary "manahirana " izay... ka raha vonona hifanjevo indray aloha...dia asa re izay ho "voaforiporitra ao indray"! 8O 8O 8O :roll: :roll: :roll:

6. fijo
(
14/05/2009 21:13)
ny tsy mampitovy andry ratsiraka sy ravalo ry rakaroka dia izao:
i ratsiraka rah avoahilika,dia tena nygasy rehetra no nanilika azy.
i ravalo kosa,toa mbola misy maro no tsy mitsipaka azy,ka io no mbola azo hantenaina ny hiverenany.fa fifidianana ihany no mametra ny tena heriny

7. xxx
(
14/05/2009 22:24)
ity rakaroka a! aleo hande ty wa d ho hita eo
19:30 - Élections présidentielles : les légalistes défient TGV - un orateur intervenant à Ankorondrano a fait le défi d’inviter Andry Rajoelina à se mesurer avec Marc Ravalomanana devant le verdict des urnes

8. rakaroka
(
14/05/2009 22:28)
fijo:
ny tsy mampitovy andry ratsiraka sy ravalo ry rakaroka dia izao:
i ratsiraka rah avoahilika,dia tena nygasy rehetra no nanilika azy.
i ravalo kosa,toa mbola misy maro no tsy mitsipaka azy,ka io no mbola azo hantenaina ny hiverenany.fa fifidianana ihany no mametra ny tena heriny
Asa aloha hoy ny fitenenana? satria maro ihany koa mantsy ny gasy tsy tia an-dRa-8 izay an! Ho hita eo izany satria Ratsiraka mantsy toa notoavin'ny Gasy
an-taona maaaaro ihany ny fitondrany na izany aza!
9. pikatti
(
14/05/2009 22:45)
Efa betsaka koa anie no tsy mankasitraka an'i Andry eo anivon'ny fianakaviam-beny ,mety tsy hanaraka zany baiko hifamono zany ny miaramila,
Ny demokrasia dia tokony tsisy antony hatahoran-dry Andry an'i R8

10. rakaroka
(
14/05/2009 22:53)
Ny fantatro ftsn aloha dia fomba fiady foana ny manao "mise en écart" izay tokony atao izany ary fony NANAO izany Ra-8 tsy nisy nilaza hoe inn no "atahorany ireny" ka io "chacun son tour !"
11. pikatti
(
14/05/2009 23:01)
Tsy mety zany rakaroka a, tokony misy foana ny fiandohan'ny zany hoe ,mila ny fiaraha-mandinika ,ary io tsinona tsy hoe akory raharan-dry zareo fotsiny ka hoe hifamafy faty lava zao fa ny Malagasy no tsinjovina
ilaina hoa ny fifandinihana hitsinjovana ny firenena

12. rakaroka
(
14/05/2009 23:06)
'za tsy manda ny fifandinihina izay hampandroso ny firenena fa ny lasa dia lasa foana...tsy voatery hiandry ny "absent" ny raharaham-pirenena a! ny lesona no tsoahina...dia zorina mankamin'ny hoavy ny dia.
13. xxx
(
14/05/2009 23:14)
efa hoe ho tamy eo R8 fa tony rakaroka tony ve anarany fotsiny ,ndàna jereo any fa efa mirafitra ny fahatongavana fa toa zany tsy maharaka vaovao
14. patrick2002
(
14/05/2009 23:21)
fijo:
ny tsy mampitovy andry ratsiraka sy ravalo ry rakaroka dia izao:
i ratsiraka rah avoahilika,dia tena nygasy rehetra no nanilika azy.
i ravalo kosa,toa mbola misy maro no tsy mitsipaka azy,ka io no mbola azo hantenaina ny hiverenany.fa fifidianana ihany no mametra ny tena heriny
aoka haloha hazava tsara fa raha vao nanomboka ny tolony TGV teo ambohinjatovo dia somary vitsivitsy izay ny olona ,rehefa tonga ny Asabotsy dia tomefy tsy omby intsony ny kianjany demokrasia ,nidina teny @ 13 mai i andry ,izay feno olona ,ny filaharana efa aty @ 13 mai any Ambohijatovo mbola feno olona .
Torak`izay aty behoririka ny filaharana aty building ny vodony any @ decorama
nantsoina haingana hiverina tany madagasikara Ravalo namonjy fivoriany SADC tany afrika atsimo .
Ny alatsinainy dia iny nisy lundi noir iny potika ny tanana ,betsaka ny nalahelo ,ary dia samy nanohy ny fitadiavany tany antrano indray .
Ny tiako tenenina dia ny malagasy maro anisa no efa tsy mankatoa an`i Ravalo ,fa kosa betsaka ny malagasy efa leo kirontana ,ka tsy mila an`izany grevy lava reny izany hanesorana anì Ravalo ,satria izay tonga teo voky izy dia natory ,Zafy Albert (10 Aout), Ravalomanana t@ ireny grevy nandritry ny 4 mois tany madagasikara ireny ,betsaka ny olona maty tany @ faritany ,novonoiny ratsirakiste, nefa inona no nataony Ravalo ,ny entreprise ny no nataony natevina.
15. pikatti
(
14/05/2009 23:29)
Mifangaro be zany resakao zany rapah a,tsisy manala tsiny ny R_ akory ny resaka eto fa aza borné be loatra ianao , tsy refa miresa ny olona dia halahelo R_ foana no asesikao , ny hialana @ zao krizy zao no maha-maika fa tsy resaka any anaty boky any no tantarainao eto
,ilaina foana ny fifandinihana eo ambony latabatra na inona ny antoko misy anao na inona

16. patrick2002
(
14/05/2009 23:37)
miala tsiny izaho fa ny olona rehetra eto tsy maka reference na histoire ,mila miainga @ histoire ianao rehefa manao analyse ,tsy misy an`izany eto ,misy sujet iray tsy hilatsaka hofidiana i Andry dia miala eo ilay analyse ,ka matahotra kou ,fantany fa ho resy izy kou .
Tsy manaraka hisoire hoe i Andry anie ka tsy te hitsahiny Ravalo no nahatonga azy hanao politika ,fa tsy hiomana ho president mihintsy izy eh!
fantany tsara fa raha i Ravalo no miverina eo ,fatiny no ho raisina ,dia tsy hety izy raha mbola mamofompofona Ravalo no hitondra .

17. pikatti
(
14/05/2009 23:52)
Tsisy resaka latsaka fotsiny @ zao ,fa ny fiandohan'io tantara lavalava ihany
,fehiny famaliana faty no tena nanosika an'i Andry niroso t@ io resaka ara-politika io
Diso ianao !!raha teny amboalohany tsy nihevitra zany ho ben'ny tanàna izany izy , dia nirotsaka ihany ,populiste be t@ zany dia lany ,
Dia nitohy nanontan'iny journaliste ndray ihany koa raha hilatsa filoham-pirenena ,dia mbola tsia no anavalina ,efa kely sisa ny fotoana dia iny izy tsy nahazaka ny setrasetra nataon'i R8 t@ny ireny dia lasa nentim-po ,ary tsikaritr'ireto dinozoro reto hatrany ampihandohana io resaka io ,dia io no nataony pion io i Andry
Tafita ary ranamana dia tsy mety afa-po ary tsy mety hiteny ampahibemaso ny tsy hilatsa hofidiana saingy manery ny firenen-dehibe ny hanaovany an'izany
Ary raha miverina eo izy dia efa vonona @ retraretra fa tsy vita vonoina zany fa efa tompon'andrikitra tanteraka eo imason'ny fitsarana ,ka raha demokrasia no resahina inona ny olana ny fahatongavany

18. patrick2002
(
15/05/2009 00:07)
fehiny famaliana faty no tena nanosika an'i Andry niroso t@ io resaka ara-politika io
efa kely sisa ny fotoana dia iny izy tsy nahazaka ny setrasetra nataon'i R8 t@ny ireny dia lasa nentim-po ,ary tsikaritr'ireto dinozoro reto hatrany ampihandohana io resaka io ,dia io no nataony pion io i Andry
ekeko tanteraka ny teninao ,fa hamaliako an`ilay teny ito
Tafita ary ranamana dia tsy mety afa-po ary tsy mety hiteny ampahibemaso ny tsy hilatsa hofidiana saingy manery ny firenen-dehibe ny hanaovany an'izany
satria matahotra izy sao dia mbola hiverina eo Ravalo ,mazava amiko ireny vali teny ireny fa raha tsy hilatsaka hofidiana intsony Ravalo dia tsy hilatsaka izy ,raha mbola hilatsaka i Ravalo dia tsy maintsy milatsaka izy .izay no enterpretation ,@ ilay lalana ao anaty constitution.
19. pikatti
(
15/05/2009 00:20)
Ka eo no miditra an-tsehatra reto firenen-dehibe ,nahoana???
Zay le tsy mazava dia mbola entin'ilay valy faty ihany ve??? raha ny lalam-panorenana dia tsy mbola afaka milatsaka i Andry
Dia tonga hatraiza lahy ny hiarovana le ambim-po hoe tsy mila an'iny hiverina eto aho ,tadidio fa izao mahazo ani R8 zao dia lesona ho azy , tsapany @ zay zao fa ilaina ny miheno ny hevitry ny hafa,ny tsy fifangaroana ny volany sy ny an'i fanjakana, efa nambarany teny ihany moa ny fahadisoana nataony ,"ny adala ihany no tsy miova"
Ary atao hoe samy mahazo milatsaka dia mbola tsy misy fiovany ho an'i Andry satria ho resy izy fa hisaritaka be ny vato ,ny na-R8 mivondrona

20. patrick2002
(
15/05/2009 00:34)
izaho manokana dia tsy manantena fa hiova i Ravalo ,calculateur rangahy iny ,ka misy hilany any aminao dia miresaka aminao izy ary manaiky manao sonia mihintsy ,tandremo anefa fa tsy mena mivadika iny ,mahalala an`izany daholo ireo mpanao politika rehetra ireo na ny niara niasa taminy teo @ fitondrana ,na ny mpanohitra, misy no mitrifana dia ireny naiditra amponja ireny ,
Ka na hifanaraka hanao sonia izy sy i Andry androany fa hatao praiminisitra i Andry ,dia sahiko ny hilaza hanao fa hanaiky an`izany Ravalo androany ,fa mety gadfrainy i Andry rahampitso.
Ny momba ny haharesy anì Andry dia miankina ny fanohanany HAT azy ihany raha ohatra ka hilatsaka ry Monja roindefo .Hasina Andriamanjato, Rolland Ratsiraka ,dia hikorontana ny vato ,fa raha ohatra kosa ka i Pierrot,Andry ,Ravalo no milatsaka mahatoky izaho fa voan`ny andry io