Retour du Président Marc Ravalomanana
21. pikatti
(
15/05/2009 00:49)
Aza dia pesimiste be enao rapah a,mandray lesona daholo tsika rehetra @ fiainana, ka raha toa averina dia samy mahalala daholo hoe zao le tsy hataoko intsony raha averina ny fianako na hoe zao no tsy notiavan'ny vahoaka ahy teo aloha,positiver hoa e
Tsy R8 fotsiny zany lazaiko zany fa reo mpanao politika @ ankapobeny
Fa raha @ io fizan'io vato io aloha dia minoa aho marina ianao rapah fa be ihany ny ao @ tgv ao no tsy hanaiky ny tsy hirotsaka,eo no tena olana @ iAndry
Ny Ravalomananiste anefa miray,hany ka le condition hoe "tsy hilatsa aho raha tsy milatsa koa ny filoha retra teo aloha" dia io le tahotra

22. patrick2002
(
15/05/2009 01:03)
ny fizarany vato lesy ra pikatty tsotra be ah! ny pro -Ratsiraka sy ny Anti -ratsiraka izay ny ao madagasikara ,aza adino fa anti-ratsiraka no nifidy anì Zafy t@ 1992 ireo olona ireo ihany n0 nifidy anì Ravalomanana t@ 2001 izay nahavaky vava an`i zafy ka nitenenany fa i Ratsiraka sy i Ravalomanana olona ray ihany ,tsy resy lahatra nefa ny vahoaka ,
Ka amin`izao dia mazava fa ireo vahoaka nifidy an`i Ravalo ihany t@ 2001 sy 2006 no hifidy anì Andry ,hiena be ny vatony Ravalo ,ary nofy sisa ilay hoe 1 er tour dia vita ,ireo TIM tsy mivadi belirano no handrotsaka ny vatony ho an`i Ravalo , ny vato manaraka dia zarainy Rolland Ratsiraka sy ry Pierrot Rajaonarivelo ,ka eo no misy surprise ,raha ohatra ka mizara ny vato ka tsy tafakatra 2 eme tour i Andry ,fa mizara ny vato ,ohatra i Ravalo sy i Pierrot no manao 2 eme tour dia betsaka ny olona no hi s`abstenir ,ka mety hiverina i Ravalo ,ohatry ny Ratsiraka sy i Zafy t@ 1997 ihany .

23. pikatti
(
15/05/2009 01:20)
hoy rapah
tsy mitovy le contexte eto ,
Ravalomanana eto le hoatran'ilay handraindarina hanavotra,
ary mety hiampy aza ny mpifidy azy ;
-@ le hotran' ny maritiora zany lery
-sy ny fahitan'olona fa miha mikoroso ny zava misy eto @ tanàna
tsika tsy manana sofres hanaovana sondasy aloha fa aleo tsy hisandoka Mme Soleil eto
Ka amin`izao dia mazava fa ireo vahoaka nifidy an`i Ravalo ihany t@ 2001 sy 2006 no hifidy anì Andry
tsy mitovy le contexte eto ,
Ravalomanana eto le hoatran'ilay handraindarina hanavotra,
ary mety hiampy aza ny mpifidy azy ;
-@ le hotran' ny maritiora zany lery
-sy ny fahitan'olona fa miha mikoroso ny zava misy eto @ tanàna
tsika tsy manana sofres hanaovana sondasy aloha fa aleo tsy hisandoka Mme Soleil eto
24. Noue
(
15/05/2009 05:55)
pikatti:tsy mitovy mahintsiny fa misy ny miziriziry tsy te halala eee
tsy mitovy le contexte eto ,
25. xxx
(
15/05/2009 06:30)
patrick2002:
ny fizarany vato lesy ra pikatty tsotra be ah! ny pro -Ratsiraka sy ny Anti -ratsiraka izay ny ao madagasikara ,aza adino fa anti-ratsiraka no nifidy anì Zafy t@ 1992 ireo olona ireo ihany n0 nifidy anì Ravalomanana t@ 2001 izay nahavaky vava an`i zafy ka nitenenany fa i Ratsiraka sy i Ravalomanana olona ray ihany ,tsy resy lahatra nefa ny vahoaka ,
Ka amin`izao dia mazava fa ireo vahoaka nifidy an`i Ravalo ihany t@ 2001 sy 2006 no hifidy anì Andry ,hiena be ny vatony Ravalo ,ary nofy sisa ilay hoe 1 er tour dia vita ,ireo TIM tsy mivadi belirano no handrotsaka ny vatony ho an`i Ravalo , ny vato manaraka dia zarainy Rolland Ratsiraka sy ry Pierrot Rajaonarivelo ,ka eo no misy surprise ,raha ohatra ka mizara ny vato ka tsy tafakatra 2 eme tour i Andry ,fa mizara ny vato ,ohatra i Ravalo sy i Pierrot no manao 2 eme tour dia betsaka ny olona no hi s`abstenir ,ka mety hiverina i Ravalo ,ohatry ny Ratsiraka sy i Zafy t@ 1997 ihany .
ry rapa izany koa tena tsy maharaka actualité mihitsy,i Tgv efa matahotra mafy ny fiverenan'i ra8 raha vao misy election satria ny capsat sy mpanao coup d'etat tonga dia vizana daholo,raha fantatr'i Andry ve fa mety tsy ho lany i ra8 tsy ho navelany hilatsaka mora foana saingy indrisy e
26. xxx
(
15/05/2009 06:48)
Tsy hoe i Andry no matahotra an'i Ra8 angaha fa hoe raha tafaverina eo i Ra8 dia be indray ny hiditra fonja sy hovoageja tsy misy famindra-po. Na ny ireo nanao ny marina na ireo nanao ny tsy marina,.
Izay mantsy no tena talentan'ity Ra8 ity. Rencuner jusqu' aux intestins noir.
Ny filoha eto @ izao tontolo izao mba manome liberte an'ireo gadra politika sy miaramila rehefa tonga ny fete de l'independance. I Ra8 dia vao maika mampitombo ny andro ijanonan'ireo gadra ao am-ponja.
De ho gaga ve nareo raha ni-revolte ny Capsat ka hanohitra azy???
Tsy mahagaga.

27. ravonjison
(
15/05/2009 09:12)
Ireto angamba dia efa mazava @ sasany @ izay :
- fehiny famaliana faty no tena nanosika an\'i Andry niroso t@ io resaka ara-politika io
- natao saribakoly sy poin i Andry
- natao tohatra fiakarana ny vahoaka ( izany hoe tetika efa maty paika ilay izy fa mody natao hoe ny vahoaka no nidina andalam-be sns...).
Marina fa nisy olona betsaka tonga nanohana an\" i TTGV, izany anefa tsy midika fa ny gasy iray manontolo izany. Noho izany tsy dia aisako resaka intsony ny hoe : i Rajoelina na i Ravalo no tian\" i olona.
Atao ny fifidianana , izay te hirotsaka ho candidat dia mirotsaka, ( ankoatr\" ireo izay efa nitondra indroa), arahamaso daholo ny zavatra rehetra, dia izay lany eo no filoha . Izay ilay demokrasia ( izay hodian\" ny sasany tsy fantatra).
I Ravalo dia nesorina ankeriny , noho izany manana zo hirotsaka izy ( arako fa matahotra ny hiverenany ny sasany, kanefa problem ny izany), ka ny vahoaka no hitsara azy.
Izay ihany no hampilamina an\" i Dago.

28. patrick2002
(
15/05/2009 14:03)
fehiny famaliana faty no tena nanosika an'i Andry niroso t@ io resaka ara-politika io
haintsiko kely ny teninao ,tsy famaliana faty fa matahotra ny vali-fati`ny ravalo ,ary fanalana ny jadona ,sy ny tsindry hazo lena nataony Ravalo.
I Ravalo dia nesorina ankeriny , noho izany manana zo hirotsaka izy ( arako fa matahotra ny hiverenany ny sasany, kanefa problem ny izany), ka ny vahoaka no hitsara azy.
tena matahotra ny hiverenany mihintsy sahala @ fatahorany Ravalo ny hiverenany Ratsiraka, Ratsiraka izany na dia tsy manao propagande aza matokisa ianao fa mbola hahazo 20 % iny.
tsy mitovy le contexte eto ,
Ravalomanana eto le hoatran'ilay handraindarina hanavotra,
ary mety hiampy aza ny mpifidy azy ;
dia heverinao ve fa nahafaly ny malagasy ny zavatra nataony Ravalo t@ 2 eme mandat ny iny (2006 a 2008), fanaovana antsojay ny compagnie rehetra tao madagasikara ,STAR,henry fraise ,KOBAMA, ny fangalana ankeriny anì Hilton, ny fanaovana monopole ny menaka sy ny vary ,amin`izay mividy lafo ianao fa tsy mividy mora ,fampidirana amponja ireo mpiara-mitolona taminao,sy ireo mpanao politika tsy mitrovy hevitra ,fangalana ny ala ny madagasikara ho azo trandrahiny zanany ,nefa ireo olona mitrandraka ala 100 ha nofoanana daholo ny permis mba hitsinjovana ny tontolo iainana hono ,ny zanany mahazo permis pour 5 000 ha.
Ireo rehetra ireo dia hampitotongana ny vatony Ravalo ,ka inona no mbola hieritreretanao fa mesia ilay Ravalomanana eo anoloany malagasy.
29. Noue
(
15/05/2009 14:24)
alohan'ny hanomezana sy hilazanao zavatra dia tokony mamaky gazety sy maka informations tsara aloha ianao fa be loatra ny zavatra lazainao tsisy fahamarinana :^) :^) :^) :^)
30. patrick2002
(
15/05/2009 17:08)
Noue:
alohan'ny hanomezana sy hilazanao zavatra dia tokony mamaky gazety sy maka informations tsara aloha ianao fa be loatra ny zavatra lazainao tsisy fahamarinana :^) :^) :^) :^)
ka ny anao anie Radio fahazavana ihany no henoinao ka aiza ianao no hanana ny marina ,mba vakio daholo ny site rehetra ,dia hahita ianao, fa tsy borné @ tim.org eo