vakio ity!!!

1. bazylou ( 13/05/2009 18:37)
http://www.lepoint.fr/actualites-monde/2009-05-13/rajoelina-ne-veut-pas-d-ex-presidents-malgaches-au-futur-scrutin/924/0/343044

vive tgv!!
novalian'i rakaroka ny 14/05/2009 18:06
2. xxx ( 13/05/2009 18:50)
dia maninona ,efa fanatra hatrany ela izany,izany ve ny mitady ny marimaritra irairasana,matahotra mafy an'i dada no tena marina,ratsiraka efa mangery ankilaoty i zafy moa diaefa nanamboatra fasana any Ambilobe any hono
snif snif tchrouf
3. Noue ( 13/05/2009 19:12)
fa iza moa rajoelina no mitatatata tsisy farany oe ne veut pas ceci, ne veut pas cela ??? :^) :^) :^) :^)
4. rakaroka ( 13/05/2009 19:22)
Ho ahy na tsy namoaka io aza i Andry , TENA TSAPAKO hoe "TSY METY" NY hiverenan-dRa-8 any Dago pour l'instant, ary KIANIKO BBBBbbbbbe[/u] :idea: ireo kely ati-doha mbola nandeha nilahatra nitondra pancarte Ra-8 tetsy Bastille".
Mba azon-jareo an-tsaina ve ny "tsy maha-possible " ny iverenan-Ra8 @ izao fotoana takiany asesimototra toa ireny 'nefa tany aza izy farany teo tsy tafatombina fa NITSOAKA 8O 8O 8O 8O 8O :oops: :oops: :oops: ary
ny firenena vahiny koa anie tsy mirevy ny handray azy "Asile" akory :x
FEHINY: le credibilité-ny efa tsy ao intsony e! Efa hoe manendre olona hafa hirepresente ny TIM fa le Ra-8 maty passeport pour l'instant! [u]
5. ravalotgv ( 13/05/2009 19:34)
avereno tgvalomanana fa tsy manaiky izahay

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. halloween ( 13/05/2009 19:47)
Ny hendry miha hendry ihany fa ny adala manao zay hisesefany maloto !!!
7. xxx ( 13/05/2009 19:48)
ry kely loha tgvendrana d matahotra fadiranovana any ra8 mihitsy avelao izy hiditra fa ny vahoaka anie no tompony teny farany é! mande ny fifidianana d ny vahoaka no mahalala zay tiany eo.
8. Noue ( 13/05/2009 19:50)
rakaroka:
[/u] :idea: ireo kely ati-doha mbola nandeha nilahatra nitondra pancarte Ra-8 tetsy Bastille".
fa i rakaroka hono be ati-doha sahalan'inona ?? sa be ati-doha pokaty?? avelao fotsiny oa ny olona hanao zay tiany atao !!! tsy hitako zay antony hilazana azy ireo oe kely ati-doha @ zany !!! :^) :^) :^) :evil: :evil: raha zay no tiany dia avelao ry zareo anao an'zany fa kely ati-doha ahoana aza ,????


9. halloween ( 13/05/2009 19:53)
Ny hendry mahatsapa tena fa ny adala misisika ihany !!
10. Noue ( 13/05/2009 19:54)
misaotra Tompoko
11. halloween ( 13/05/2009 19:56)
Ny hendry mahatsapa tena fa ny adala misisika ihany !!
misaotra Tompoko


fa iza no laizana hoe adala aminio lety ry Noue ?? toa nisaotra elah manko !
12. rakaroka ( 13/05/2009 20:06)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Izay mihitsy le izy : " Ny hendry mahapa-tena (fa tokony hitsaoka) satria faty ol nikararana ireny , tsy hay izay ho todin'izany anaty hafanana izao!
Oh mon Dieu 8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Mba alaivo sary an-tsaina ho anareo mpampiady akoho , hoe efa mitsoaka manavotr'aina ilay iray,:oops: :oops: :oops: dia mbola asesika ihany hoe 'ndana leity!...RI-DI-CU-LE ! Dia averiko tsara ny voambolana miendrika ny toa izany:
KELY ATI-DOHA!

:idea: :idea: :idea:
13. zoam ( 13/05/2009 20:19)
raha te hilamina ny tany dia asio election libre ary mahazo milatsaka daholo izay e hilatsaka ,izay no atao hoe democratie rehefa feno ny fepe tra ,fa tsy hoe fahatahorana an'i ra8 dia atao hors jeu ny vahoaka o tompon'ny fahefana
NY VAHOAKA NO TOMPON'NY FAHEFANA
14. rakaroka ( 13/05/2009 20:24)
Ka aza manonofy aloha wa fa on n'est pas encore @ hoe tany milamina isika 'zao! 8O 8O 8O
15. zoam ( 13/05/2009 20:27)
rAHA TE HILAMINA TSY MISY AFA TSY NY FIFAMPIDINIHANA,IHANY AIZA LE HOE MALAGASY TIA FIHAVANANA ,HATRAMI'IZAYNAHA TEO AN'I TGV TENA BORDEL BE MIHITSY LE POLITIKA MALAGASY
16. rakaroka ( 13/05/2009 20:31)
Tadidio fa i tgv no nangataka io fifampidinihina io voalohany t@ ra-8.
"Ka hoy ny fitenenana gasy , ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!"
17. nancy ( 13/05/2009 20:34)
Hendry sy mahatsapa tena koa ve tgv de ireny fanonganam-panjakana ireny no nataony, namerina ny jadona izay notabatabainy teny amin'ny 13 mai fa hofoanana, misambotr'olona izay maneho ny heviny, mamono olona, mandainga, mangalatra.... Olona misy atidoha ve de hanao toy ireny?? mba hafa koa ny atidohan-dry rakaroka izany ka.

rakaroka:

:-D :-D :-D =)) =)) =))
Izay mihitsy le izy : " Ny hendry mahapa-tena (fa tokony hitsaoka) satria faty ol nikararana ireny , tsy hay izay ho todin'izany anaty hafanana izao!
Oh mon Dieu 8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Mba alaivo sary an-tsaina ho anareo mpampiady akoho , hoe efa mitsoaka manavotr'aina ilay iray,:oops: :oops: :oops: dia mbola asesika ihany hoe 'ndana leity!...RI-DI-CU-LE ! Dia averiko tsara ny voambolana miendrika ny toa izany:
KELY ATI-DOHA!

:idea: :idea: :idea:



18. rakaroka ( 13/05/2009 20:43)
Azafady Nancy mba volano kely hoe eo @ size firy eto @ ity resaka aho no milaza fa i tgv misy ati-doha? Ary aza mamorona ny tsy nolazaiko!
19. xxx ( 13/05/2009 20:48)
tena hita fa kely loha mihitsy reto tgv reto, ny sasany d sahy milaza fa ry zareo kely loha hono no nangataka fifampidinihina voalohany,hadonay @ rindrina aloha loha mba hisokatra tsara d avereno indray ny tantara!
Atao hoe nitsaoka izy d maninona no sakanana @ zao, foronina daholo zao zavatra rehetra zao tsy hidirany raha misaina nareo d avelao izy hiditra malalaka d aleo ny olona no hitsara raha mbola mendrika izy na tsia!
20. fijo ( 13/05/2009 20:51)
fa inona kay no atahoranareo an dravalo e???rah amahatoky vahoak a,avelao izy hoavy de ny vahoak ano hitsara azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076