vakio ity!!!

21. xxx ( 13/05/2009 20:53)
marina kosa io fa ianao no nilaza izany rakaroka aaa
22. xxx ( 13/05/2009 21:04)
AZA MITENITENY FOANA E RAHA KELY LOHA VE NY TGV NAHAVITA STRATEGIE HAMPITSOAKA MATANJAKA ANDRAVALO ntsssssss
23. xxx ( 13/05/2009 21:31)
d aleo izy hiverina d hita eo zay matanjaka é!
24. rakaroka ( 13/05/2009 21:52)
xxx:

marina kosa io fa ianao no nilaza izany rakaroka aaa



Efa lazaiko hoe tonony hoe eo @ rubrique fahafiry :?: :?: :roll: :roll: 8O 8O
25. rakaroka ( 13/05/2009 21:59)
fijo:

fa inona kay no atahoranareo an dravalo e???rah amahatoky vahoak a,avelao izy hoavy de ny vahoak ano hitsara azy


le izy Ra-fijo dia ny tody tsy misy leiroa ny atao no miverina !
maro koa ani ny olona nitsoaka taty ivelany tsy navelan-Ra-8 niverina tany Dago, ka aza aty aoriana vao manontany ny antony fa anontanio azy ihany!
Fa tsy hoe rehefa ampiharin'ny ol ny nataon'ny narahinareo dia mody fanina toa io!
26. nancy ( 14/05/2009 00:06)
Tsy mamorona aho fa nosoratanao mihitsy ilay hoe KELY ATI-DOHA. Tgv izany no tianao lazaina amilay hoe kely ati-doha?

rakaroka:

Azafady Nancy mba volano kely hoe eo @ size firy eto @ ity resaka aho no milaza fa i tgv misy ati-doha? Ary aza mamorona ny tsy nolazaiko!



27. xxx ( 14/05/2009 04:57)
rakaroka:
Azafady Nancy mba volano kely hoe eo @ size firy eto @ ity resaka aho no milaza fa i tgv misy ati-doha? Ary aza mamorona ny tsy nolazaiko!
NANCY:
Tsy mamorona aho fa nosoratanao mihitsy ilay hoe KELY ATI-DOHA


Toa tsy mety voavalin'i Nancy ilay fanontanina'i Rakaroka?????????????

sao de mba Nancy mintsy ary le Kely ati-doha:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))

aolaka ka aolaka, hihihi, tsy voavaly mintsy fa ahodinkodina eo ny resaka =)) =)) =))

28. benkintana ( 14/05/2009 05:29)
Aza be sermona eo nareo fa zahay aza mbola tsy niteny zay tokony hataon'ireo mpitondra Malagasy reo é,ny nolazaina fotsiny dia mila milaza ampahibemaso ny tsy hirotsaka ho fidina président i andry sy ireo zay efa nitondra taloha,raha vao miadaladala teo de rarafako
29. xxx ( 14/05/2009 05:34)
tsy nampoiziko fohy eritreritra sy mahalala-tsaina ty rakaroka ty nama a!!!
hay dia valifaty no tena ao an-dohany de mody be morale be hotran'inona
Mora be le miampanga ny mpanohatra ny fanjakana nangalarina atao hoe kely ati-doha ,tsy nampoiziko enao no hanao fiteny hoatr'izany marina
30. rakaroka ( 14/05/2009 05:57)
xxx:

tsy nampoiziko fohy eritreritra sy mahalala-tsaina ty rakaroka ty nama a!!!
hay dia valifaty no tena ao an-dohany de mody be morale be hotran'inona
Mora be le miampanga ny mpanohatra ny fanjakana nangalarina atao hoe kely ati-doha ,tsy nampoiziko enao no hanao fiteny hoatr'izany marina


Ny fijery tahaka izao indray dia "TSY MISY MIHITSY" no filazako azy, tsy misy "analyse" na esprit de discernement fa irony finaritra ny manenjik'olona irony ftsn!
Zohio ny tantara fa nisy maaaro ny tetezana toa io ka nagalarina na tsia
tsy any ny blem fa ny hitohizan'ny fiainana araka ny suite lojika, ka ny suite lojika dia "miverina aloha Ra-8 pour l'instant : rehefa tsy mahatakatra izany dia "poak'aty angamba!

31. rakaroka ( 14/05/2009 06:00)
Hadino ny "tsia" :-D :-D :-D rahateo anie tsy i xxx anie no hiaro ny securité-ny na izay mety hitranga @ fiverenany ka aza manosika ny amboa hofirain'ny lambo ftsn e!
32. xxx ( 14/05/2009 06:31)
ny suite lojika dia "miverina aloha Ra-8 pour l'instant : rehefa tsy mahatakatra izany dia "poak'aty angamba!


marina fa adino le tsia fa manambara zavatra kely ihany zany
tsy hiditra anjambany akory izy raha hiditra zany ve dia tsy mazava aminao rakaroka
33. ravonjison ( 14/05/2009 16:12)
zoam:

raha te hilamina ny tany dia asio election libre ary mahazo milatsaka daholo izay e hilatsaka ,izay no atao hoe democratie rehefa feno ny fepe tra ,fa tsy hoe fahatahorana an'i ra8 dia atao hors jeu ny vahoaka o tompon'ny fahefana
NY VAHOAKA NO TOMPON'NY FAHEFANA



Izay voalazanao izay no marina , kanefa hodian' ny sasany fotsiny tsy hita. Ny sasany indray dia jamban' ny saosy sy ny resak' hetotra fotsiny.
34. rakaroka ( 14/05/2009 18:06)
Ela wa ny naharenesako ny Ambatobevohoka fa tsy mbola "TERAKA" izy izao e
8O 8O 8O :roll: :roll: :-D :-D :-D . Raha ilay filazanareo izay anefa noheveriko fa tsy aharitra ny maraina akory, ary izay no mampiteny ny moana fa olona MANDREVY 'ngamba mpianik'hazo no ito resahina. Dia tsy hita izay raisina @ resany e! :? :? :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1047