Ny fahantrana no tena olan ny gasy ,ny mpitondra anefa...
1. lemenakely
(
11/05/2009 16:29)
Ny fahantrana no tena olana ary nandrendrika ny soatoavina mahaolona ( valeur humaine) ho an ny malagasy !
Etsy andaniny ireo mpitondra nifanesy dia Tia Kely sy nanao akamakama nihinana ny volam- panjakana sy ireo vola avy any @ ireo mpamatsy vola vahiny sy ny fanampiana samihafa .Ny amidy 4x4 ho an ny députés sy ny sénateurs misy , fa raha hanao passeport gasy any @ ambassade gasy any @ firenena ivelany dia tsy vita raha tsy any Mada !Mba mety ve izany ? Ny hanaovana cocktails sy ny réceptions isankarazany misy fa ny fampidinana ny lasantsy tsy misy ... Vokany rehefa ela ny ela leo ny vahoaka !
Dia izao !...

novalian'i lemenakely ny 12/05/2009 12:01
2. pikatti
(
11/05/2009 16:41)
Zay le hoe deux poids deux mésures,
ny zavatra tokony prioritaires tsy hatao fa zavatra toa izany no maha-maika,
mpitondra kamo be tenda
fa ny vahoaka tsy hiaritra treffle foana zany fa misoko miadana ny tolona ,ho avy eo ny tohiny

3. andrywui
(
11/05/2009 16:54)
Tena zay mihitsy no fanaon'ny TIM !!! naripany tao ny volampanjakana sy ny volambahoaka de io no nataony !!! ny tgv vao volana vitsy kely no teo ka tsy misy afaka hi sopsonnnn azy miiits alou !!
4. pikatti
(
11/05/2009 17:05)
Nen'leity koa kou de tim foana marary loha eo elah andrywui ,ny fomba fijery sy ny fiantrehana ny ho avy jerena fa elah zany manao marche arrière foana klé
5. andrywui
(
11/05/2009 17:11)
zany ve ???de ahoana ary le fanjakana azon'ny tgv ?? mbola marche arriere foana ve ??
7. pikatti
(
11/05/2009 17:19)
ny ariary ty mitontongana ,ny fako tsisy mpadroaka, ny jiro tapaka ,y ppn mody hoe mora de tapitra tampoka de lafobe daholo,ny mpagarom-paosy manjaka ,manginy fotsiny ny herisetra ataon'ny fitaovam-panjakana,
potika , ny pnb zany dia négatif,tgv marche any an-kady fa tsy mihemotra akory aza

11. lemenakely
(
11/05/2009 18:01)
andrywui:
Tena zay mihitsy no fanaon'ny TIM !!! naripany tao ny volampanjakana sy ny volambahoaka de io no nataony !!! ny tgv vao volana vitsy kely no teo ka tsy misy afaka hi sopsonnnn azy miiits alou !!
Tsy d accord aho !
Tena isan ny olona Gaga aho nahita andry i Pety sy ry Voninahitsy vao nivoaka ny fonja dia tsenain ny HAT whiskies , vehivavy ...
Tsy tokony izay hieritreretana ny hiverenan izy ireo eo @ fiaraha- monina no natao fa ny fijangajangana !sy rendrarendra...
12. Noue
(
11/05/2009 18:09)
lemenakely:dia avy dia naterina tany Fianarantsoa , dia nalana tao ny tompon-toerana , avy dia izy no napetraka tao dia mody nolazaina oe mbola vacante hono ilay toerana
Tena isan ny olona Gaga aho nahita andry i Pety sy ry Voninahitsy vao nivoaka ny fonja dia tsenain ny HAT whiskies , vehivavy ...
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
14. Noue
(
11/05/2009 20:00)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=dsc2307266.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/4156/dsc2307266.jpg[/IMG][/URL]
noraisina teny Ambotsirohitra mahintsiny eee!!
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=1mplk.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/786/1mplk.jpg[/IMG][/URL]
dia io ny taoka eee
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=dsc2316266.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/2685/dsc2316266.jpg[/IMG][/URL]

15. lemenakely
(
11/05/2009 20:10)
Toaka no fiteny fa tsy taoka !
Mbola nisy vehivavy koa en plusn io , ka raha mbola izao foana no iainana eto dia minoa fa tsy hisy zava-banona ...

16. Noue
(
11/05/2009 20:15)
ny ahy ny tena tsy laitrako dia io noraisina teny @ lapa io eee ! gadra anie io eee ! :^) :^) :^) :^)
17. rakaroka
(
11/05/2009 20:27)
Dia marina mihitsy lé fanamarihana fa "Ny fitiavan-tenan'ireo mpitondra nifanesy"no nampahantra ny firenena toa izao; mba noheverin-drizareo ireny angaha moa "'zay vahoaka" sy ny tombontsoam-pirenena" fa ny "SITRAPONY" no tahaka izay aseho eto no nimatimatesany, dia hatreo ihany! Ary na ny ekipan'i TGV aza dia ny "efa tao ihany no NAVERINY!"
Tsy miandrandra fiovana loatra noho izany...Ny vavany miandrandra olom-baovao, ny ekipa anefa toa lé efa tranainy "tanana zatra nitsotra irony!"

18. lemenakely
(
11/05/2009 20:28)
Noue:
ny ahy ny tena tsy laitrako dia io noraisina teny @ lapa io eee ! gadra anie io eee ! :^) :^) :^) :^)
Tsy olana io ! Satria gadra politika ry zareo , fa ireo rendrarendra(cocktails, whiskies , 4x4, avions , casinos ,vehivavy,...) no manafitohina !...nefa ny vahoaka zara raha mikarama 300.000fmg,noana,marary lava sy farofy
Ireny anie no mahatonga ny mpitondra hanodikodim-bola etsy sy eroa e!
19. rakaroka
(
11/05/2009 20:38)
lemenakely:
[quote=Noue]
ny ahy ny tena tsy laitrako dia io noraisina teny @ lapa io eee ! gadra anie io eee ! :^) :^) :^) :^)
Tsy olana io ! Satria gadra politika ry zareo , fa ireo rendrarendra(cocktails, whiskies , 4x4, avions , casinos ,vehivavy,...) no manafitohina !...nefa ny vahoaka zara raha mikarama 300.000fmg,noana,marary lava sy farofy
Ireny anie no mahatonga ny mpitondra hanodikodim-bola etsy sy eroa e!
[/quote
Miombon-kevitra @ Lemena aho, ny gadra politika "c'est autre chose" fa ny
"fanodinana ny vola tokony nanasoavana ny firenena @ rendrarendra maaaaro" no FOSITRA , henjehina ny vazaha nanao fanampiana ohatra anefa
"fanampiana firy akory no miala aty mba hitsinjovana hanampiana ny fahasahiranan'ny mponina fa dia ireo mitondra no mitavana izany: porofo, ny villa,daba sns, sy ny fisehoana isan-karazany;
Koa raha izany, aza ny vahiny mba nanefa izay ho vitany no henjehina fa ireo "mpanodina" tsy naha-tafa ny fifanakalozana à sa destination!...
20. xxx
(
11/05/2009 20:57)
Tena isan ny olona Gaga aho nahita andry i Pety sy ry Voninahitsy vao nivoaka ny fonja dia tsenain ny HAT whiskies , vehivavy ...Tsy olo-mandroso sy tsy ampy fivoarana raha tsy misy ny toaka sy ny karazany hono e! :?