Ny fahantrana no tena olan ny gasy ,ny mpitondra anefa...
21. lemenakely
(
11/05/2009 21:06)
xxx:
Tena isan ny olona Gaga aho nahita andry i Pety sy ry Voninahitsy vao nivoaka ny fonja dia tsenain ny HAT whiskies , vehivavy ...Tsy olo-mandroso sy tsy ampy fivoarana raha tsy misy ny toaka sy ny karazany hono e! :?
Tsy tokony izay hieritreretana ny hiverenan izy ireo eo @ fiaraha- monina no natao fa ny fijangajangana !sy rendrarendra...
Hanky va re!...
22. rakaroka
(
11/05/2009 21:06)
[quote=xxx]
I-n-d-r-i-s-y !!!!!!!:? :? :? Dia tena "entin'ny toaka sy ny rendrarendra ftsn !
Nefa sady fandaniana le izy no tsy mahasoa akory! :? :? :?
Tena isan ny olona Gaga aho nahita andry i Pety sy ry Voninahitsy vao nivoaka ny fonja dia tsenain ny HAT whiskies , vehivavy ...
Tsy tokony izay hieritreretana ny hiverenan izy ireo eo @ fiaraha- monina no natao fa ny fijangajangana !sy rendrarendra...
Tsy olo-mandroso sy tsy ampy fivoarana raha tsy misy ny toaka sy ny karazany hono e! :?
I-n-d-r-i-s-y !!!!!!!:? :? :? Dia tena "entin'ny toaka sy ny rendrarendra ftsn !
Nefa sady fandaniana le izy no tsy mahasoa akory! :? :? :?
23. ravalotgv
(
11/05/2009 21:42)
reo zao no olo matanjaka ka inona anefa no azonareo atao ny mitsikera fotsiny no azo atao fa aza miala ouain eo daholo
mba mifalia fa reo zao no olona manakajan ny fitrenena malagasy
sady mirevy be ry lerony
sniff
tcroufff
aza mifandona aminy fa na tery aza tsiafahy tafiditra ao foana nareo
tandremo ra hery manao pro ra8 sao samborin ny capsat raha vao mditra eto madagasikara an
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

24. bozyboleta
(
12/05/2009 09:10)
Ny fahalemen\'ny atidoha no tena mampahantra. Ary mampalahelo fa toa tsy ho avotra intsony satria mora donina ary mora dontoina loatra.
Na nisy aza ny tetikasa nanampiana t@ fialana t@ fahantrana dia nandamoka satria misy ny misafidy ny hahantra mihitsy. Anisan\'ny itoviako hevitra @ olona iray izay ny hoe \"tsy lahatra akory ny fahantrana\".
Tena nisy ny ezaka natao hialana @ fahantrana fa misy ireo tsy te-hiasa saina sy tsy hampiasa vatana mihitsy. Am-polo taona no nahitako io hatrany anelakelaky Gasikara tany. Misy ny te-hivoatra fa mbola betsaka mihitsy koa ny manonofy fotsiny. Avy eo mahita ny hafa manana dia ny hamingana an\'iny ihany koa no atao vaindohan-draharaha.
Ho an\'ny mpitondra indray dia misy tokoa ny fitiavan-tena ary indrindra ny fahadisoana eo @ fanaovana laharam-pahamehana. Misy koa ny fisehosehoana be manimba ny atidohan\'ny madinika.
Io whisky io zao dia aderadera eo. Ny 4x4 manginy fotsiny ary mino aho fa tsisy hanaiky okaz zany eo fa vaovao no angatahiny (ry pety ary t@ ben\'ny tanàna nomen-dRavalo golf otran\'ny inona ery ny taimbavany, kay nanantena 4x4), ny lasantsy atao aminy aoka fotsiny.
Ny karama iadiana mafy ny 4 tapitrisa ariary farafahakeliny; ny trano, mpiasa, sns mbola angatahana koa
Ny vehivavy moa tsisy mpahita iny fa ireny koa no tena mandany vola.

25. lemenakely
(
12/05/2009 12:01)
bozyboleta:

Tsy misy anampiana tsy misy analàna fa dia io no zava-marina!