Mpetraka tsara sy hendry be ny TIM fa mataoatra Sarla !
41. andrywui (
11/05/2009 17:15)
alefa sambo izy lets rah ts mahazaka avion a !! sady ts midegoba zany iny ee!!
ampanaovina mask fotsiny izy de miova tsy hain'ny Tim oe manatrika ny hogahoga eo !! de eo amzay izy manafay be
atsipin-dry zalahy any ambavan'i requin iny de vita ny aminy,sa elah ndray no asolo azy ,aza maniry loza lesy,karakarao aloha ny vady aman-janaka fa aza dia miditra zay tsy tokony hidirana
non diso elah raha milaza an'zany,lasa mifangaro jiolahim-boto zao ny sasany manao akanjo miaramila de manendaka ,
tsy afaka milaza elah hoe be vava samy be vava daholo io ,fa ny tsy hain'iny bandy iny dia ny hiafarany