Mpetraka tsara sy hendry be ny TIM fa mataoatra Sarla !

21. pikatti ( 11/05/2009 15:09)
resaka lesy iny andrywui a, elah zany mora tai-baombina an , cool fotsiny letsy
22. andrywui ( 11/05/2009 15:13)
tena mlammm tsik e !! fa elah ve sahy mifanehatra amin'i kidoro lety ry pikatti?? mbola hiverina vetivety eo mantsy lery iny fa lasa kely etsy a bobigny etsy ngama !!
23. Mirananirina ( 11/05/2009 15:15)
resaka lesy iny andrywui a, elah zany mora tai-baombina an , cool fotsiny letsy
tena mlammm tsik e !! fa elah ve sahy mifanehatra amin'i kidoro lety ry pikatti?? mbola hiverina vetivety eo mantsy lery iny fa lasa kely etsy a bobigny etsy ngama !!

oufff.......
24. pikatti ( 11/05/2009 15:16)
tanànako koa iny anah anie letsy ty paris ty é,i kidoro anie akama ihany koa fa eto fotsiny zay no tsy mitovy hevitra é
i patrick2002 koa ,efa ela no nahalalako an'iny tary iny , fa eto resaka fotsiny fa refa mifakahita de tapatsinay
25. andrywui ( 11/05/2009 15:20)
Kozy ve letsy ?? de ahoana ary ny volombavan'i kidoro rah tena mahalala azy marna elah ?? sao de oe otran'io am sary io an !!!
26. pikatti ( 11/05/2009 15:26)
tsia lehibe izy zoky olona fa tsy misy hitovizana velively @, io sary io , fa zao fotsiny tena politicien lery , hatreo ihany fa vie privée-ny iny lesy andywui a,aleo fotsiny tsika samy milamina
Na i penguin iny analanareo faoana iny koa bandy akama iny ary cool be , tsara ny hifankahitanareo fa mino aho fa raha manao toa izany ny mpitondra retra ao ,dia mandroso io madagasikara io fa esprt de vegeance lava tony tsy mandé
27. andrywui ( 11/05/2009 15:30)
Ary lasa gentil be tampoka teo anie pikatti zan e !!! esprit de vengeance hoy i pikatti !! :-w :-w :-w ao ary fa akamako ndry ry pikatti a!! ndry anie vavy kely tokony hatao bizou fa tsy tokony faizina ee!!!!! ha ha !! :-*
28. pikatti ( 11/05/2009 15:35)
Ka raha miresaka mitombina elah de tsy faiziko fa raha resaka tsisy fotony dia tonga de ho azako
ZAH lesy tsy benkintana na capsat ka hanao bondongerony
Fa bandy tsy manoroka bandy zany gasy zany fa misy ery @ bois de boulognes ery raha mitady elah
29. andrywui ( 11/05/2009 15:39)
ery amin National19 ??? elah angah lety mankeny ry lety pikatti ?? ary gaigy ko elah zany a !!
30. pikatti ( 11/05/2009 15:43)
ka elaha zatra mpanoroka bandy no nahataitra ahy teo
i essera aloh sy bazily no tena mpitatara an'zany ao @ resadehilahy ao
31. andrywui ( 11/05/2009 15:51)
essera aloh sy bazily no tena mpitatara an'zany ao @ resadehilahy ao


ahoana lety zan ry essera sy bazylou fa faizin'i pikatti ato anie nareo mitsamy e !!!! marina ve lety ry bazylou zan le ??? mbola io pikatti io ! ka faizo lery rah mandainga aminareo mtsam e
32. pikatti ( 11/05/2009 15:54)
zany bazily zany lesy tsy mbola hitako ,io ihany angamba ny tary mbola tsy koboko sy essera fa reo le tena vrai fozaorana
33. andrywui ( 11/05/2009 16:01)
ary za angah efa kobonlah lety ?? taiza ??
34. pikatti ( 11/05/2009 16:07)
elah efa koboko omaly nisotro café , elah ty ve marenina é :-D :-D :-D
35. andrywui ( 11/05/2009 16:08)
ha ha ha !! hay ve mbola le resaka A86 sy Periph sy 2euro ndray e!! rah izay de atsoy i Mirana fa izy mahalala tsara anle tantara !!!
36. pikatti ( 11/05/2009 16:13)
efa nifankahita tsika lesy tao @ unesco fa elah zany misy trou de mem sahady klé,tsy omena tsiny kosa aloha ny mahazo anelah zao e, aza kivy lesy fa fiainana daholo zany a
37. andrywui ( 11/05/2009 16:16)
Efa niverina mém tamlé café anlah aloh aho fa misaotra anlah ihany e !! elah aza mba nahafoy an'iny sy le 2euro nefa niaritra petsa nibatre ko !!
38. pikatti ( 11/05/2009 16:25)
iny ndray fitiava-namana tsy koi iny fa raha mbola misy hetsika de any ndray é,jerevana daholo na tim io na tgv io na hafa koa fa zay ihany mantsy no tena blem miheno feon-dakolosy tokana,ary aza matahotra raha zay 2 eur, fa taigna samy taigna ihany kou ny tain-akou hanignà
39. andrywui ( 11/05/2009 17:03)
Pikatti a! halefa aty paris hono anie lety i charles e !mila faizina mafimafy ckou zan reo mihogahoga tsisy farany reo !! 5000pers à 5000pers !! taiza kou zan
40. pikatti ( 11/05/2009 17:11)
maty aty iny bandy iny raha tsy arovan'y gign,tsy mahazaka avion leisy iny
mahery an-taniny fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077