Mpetraka tsara sy hendry be ny TIM fa mataoatra Sarla !

1. andrywui ( 11/05/2009 13:59)
mipitsapitsa kely eny antsisiny tsy sahy mikozy be tsony ny TIM fa mataoatra CHARLES !! hi! hi! hi! ny ato amin forum sisa no mbola be vava xbe satria mahatoky tena fa tsy hitan Charles ny ato , sady afenin'i Hery !!!
novalian'i halloween ny 11/05/2009 18:56
2. Mirananirina ( 11/05/2009 14:15)
hi hi hi,iza koa no matahotra izay Charles
Charles ô,Charles ô
Inona no laoka n'i Charles ô
Henakisoa si amalona ô
:lol: :lol: :lol:
3. andrywui ( 11/05/2009 14:16)
hi! hi! hi! hi! slt mirana :*
4. benkintana ( 11/05/2009 14:18)
Hatrany an-kaboné elah andrywui no fafazako hoa fa mahaiza miaina,
fa inona ihany zao alahelo charles sy hery tsy mety vita zao é, hotran'ny zazakely midongy
Boum eo io palaiskely io
5. Mirananirina ( 11/05/2009 14:19)
salut Andrywui,nifankahita zany nareo sy pikatti
6. andrywui ( 11/05/2009 14:24)
mirana ! efa nifankahita tam pikatti aho fa nitsoaka lery vao tonga aho ee!!
bekintana = na innn alo kozinlah na innn de izao fotsiny e !! mataoatra charles ialah na manana basy be atranio aza elah de vao mahita charles ialah de tsy mahita lalankombana ! ha ha ha ha !!
7. Mirananirina ( 11/05/2009 14:28)
Lhl sa vhv hono i Pikatti
8. andrywui ( 11/05/2009 14:35)
Mirana !! i pikatti ve ?? jereo ny momba azy ka ra vavy de atao bizou no tsara aminy !! ary rah lahy de hiantsoana Charles !!
9. benkintana ( 11/05/2009 14:39)
capsat tony anie ka ho darohiko hatrany @ lavapirngy any ,fa ty andrywui ty ve mba mandinika fa hantsoiko eo pikatti hanafay anelah
10. Mirananirina ( 11/05/2009 14:41)
andrywui,vehivavy anie ny ao,nefa de vhv ndray ve nonanasa anareo hisotro café e
11. andrywui ( 11/05/2009 14:42)
za aza letsy vao nividian'ni pikatti café ko ho faiziny ahoana ary ?
--elah amity basy rano ty no mampalaelo ny mijery azy ! fa rahonan'i Charles de mirifatra charles ha ha ha ha
12. pikatti ( 11/05/2009 14:45)
sady mbola nomeko manjy kely anie izy ry mirana é, tsisy hividianany kebab hono , nampalahelo anie ny nahita azy omaly zay ,le kiraro kely mangataparaky ,

13. Mirananirina ( 11/05/2009 14:49)
sady mbola nomeko manjy kely anie izy ry mirana é, tsisy hividianany kebab hono , nampalahelo anie ny nahita azy omaly zay ,le kiraro kely mangataparaky

hihihi,Pikatti ko mampime an :* :* :*
Voky kebab zany nareo Andrywui,hi hi hi,za aloha sur fa tany aminy KFC lery no nihinana fa any à gogo ny boisson e
14. andrywui ( 11/05/2009 14:50)
ha ha ha ha !! efa voazaitra letsy iny kitroko iny fa efa milay izy zao a !!!
-- fa elah tsy S tsony no tena nampalaelo be lets ry pikatti !! nomena ahy le 2euro nividianako bebab (zany aza mbola nampiako fa 6euro ny kebab) de borona lery de nibatre avy any amin'ny 93 nody any amin'ny 92 !! adiny 10h nanala ny periph antongotra !!
15. Mirananirina ( 11/05/2009 14:54)
ha ha ha ha !! efa voazaitra letsy iny kitroko iny fa efa milay izy zao a !!!
-- fa elah tsy S tsony no tena nampalaelo be lets ry pikatti !! nomena ahy le 2euro nividianako bebab (zany aza mbola nampiako fa 6euro ny kebab) de borona lery de nibatre avy any amin'ny 93 nody any amin'ny 92 !! adiny 10h nanala ny periph antongotra !!

Andrywui :* :* :*
hihihi,andraso aloha hivoaka kely mihitsy za fa tena poritra.Nateriko anie Pikatti e,ngaha tsy hitanao.
16. pikatti ( 11/05/2009 14:54)
aleo lesy ampinakely ary @ manaraka é, ,ka izy anie mirana tsy nangataka misimisy é,taty anefa nisy , saika nateriko fa somary mamofona fromm le kitro
17. andrywui ( 11/05/2009 14:59)
rah nisy ve letsy tany tsy efa nandeh metro tsika mitsmy fa iny 2euro iny ihany sisa tany Mirana a !! fa nanala A86 antongotra lery de niditra Periph ndray adiny 10h vao tonga qtany aminy !! ref tonga tany antranony lery tam 5h maraina de za ndray no nanalanlery ny fony tam phon fa mba gratos hono ny SFR nlery
18. Mirananirina ( 11/05/2009 14:59)
aleo lesy ampinakely ary @ manaraka é, ,ka izy anie mirana tsy nangataka misimisy é,taty anefa nisy , saika nateriko fa somary mamofona fromm le kitro

Ka izay indrindra hoa pikatti,ataovy be be fa tsy ampy hividianana ticket eo,zay vao tratrany kisoa
19. pikatti ( 11/05/2009 15:01)
zao lesy le resaka ry andrywui a, ary lmarina ihay le kozin'elah hoe , tsy nahazo seza @ ministeran'ny hatsikana
le tena resaka di any capsat lesy fa toa very be elah zany
20. andrywui ( 11/05/2009 15:06)
hoy pikatti

zao lesy le resaka ry andrywui a, ary lmarina ihay le kozin'elah hoe , tsy nahazo seza @ ministeran'ny hatsikana



taiza aho nikozy anzany anlah ?? zay ndray elah sy ny lainga be anlah !! ataoko innn ministeran'ny hatsikana ry lety !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2618