Mampalaelo za fa mba vonjeo
42. Papoose
(
05/05/2009 22:51)
kalazagasy, ka poinsa ihany v nareo mitsamy fa enao hatavin'ny copozé moa izy hahalafo foana fotsiny!!
44. fahamarinana
(
07/05/2009 08:28)
:arrow: Ary za mba nanolotra hira "fitia tsara voatra" ho an'ny kalazagasy sy birigity omaly tao amin'ny rvg ka asa raha henonareo tany !!! :D (l)
45. kalazagasy
(
09/05/2009 08:41)
Simplex > Misaotra fa nety ilay fika. Mba niresaka kely tamiko izy na dia namaly tsy sazoka sy nanao sourira komersialy fotsiny aza, tsy naresaka firy fa vao ny composé matsiro fotsiny no voalazako dia nisy kofboay nivandravandra ahy dia nitsoatsoaka aho fa tsy hay hoe anadahiny iny sa inonany.
Papoose > mety ho poinsa ihany ka.
Ni81 > Tsy nety tafa iny e, sady tsy maharaka an'ity Birizitiko ity.
Papoose > mety ho poinsa ihany ka.
Ni81 > Tsy nety tafa iny e, sady tsy maharaka an'ity Birizitiko ity.
46. kalazagasy
(
09/05/2009 08:43)
Ari.malala > ianao ve tsy mbola tara be t@ olona mialohan'ny nitiavany anao?
47. kalazagasy
(
09/05/2009 08:52)
fahamarinana > ny fitiavako azy efa tsara voatra fa ny azy mbola aotra be manatody. Niasa t@ gardian aho omaly dia tena ontsa mihitsy ny foko naheno an'ilay hiran'ny tarika ny Hasina tao @ RVG, tsy haiko ny titra fa misy oe babonao ny foko, ity ny tenako anjakao snssns, mba tiko atolotra ho an'Birizity io nefa izy tsy mihaino RVG zany fa sahirana mivarotra composé. Raha mba izaho mantsy no itenenany an'izany a!
48. booboo
(
10/05/2009 09:33)
ountsôôô hihihihihi
refa mimotika kômpôzé ao isann'andro ve ingahy tsy ho tafa ihany ny tanjona ? hihihihihihi
refa mimotika kômpôzé ao isann'andro ve ingahy tsy ho tafa ihany ny tanjona ? hihihihihihi
49. Mirananirina
(
10/05/2009 11:25)
Hoy i Mirananirina:
Maninona no tsy tonga de resahina izy e,tiako ianao de vita
Hoy i Ni81:
Tena tsotra sy mazava io ry kalaza a
Hoy i Fahamarinana:
ary mirananirina manana vaha-olana mahoby an !
Mety ve izany tonga dia seka be zany ry reto? Raha Mirananirina ve no teneniko hoe tiako ianao dia hanaiky avy hatrany? Ka raha sanatria tapatsinay @fihomehezana eo ianao dia tsy ho hitako h@ làlana ivoahana angamba. Asa aloha e, rehefa tena hialanenina farany ve tsy ho hatao seka be ohatran'io marina dia izay hiafarany any hiafarany. Misaotra e.
kalaza a,ie,manaiky avy hatrany aho na miteny hoe aoka aloha aho hieritreritraNa koa mandà avy hatrany hi hi hi
50. ari.malala
(
11/05/2009 05:54)
kalazagasy; :-D :-D :-D :-D :-D za ts mba tara zany ko! za mande alou fona :^) :?)
51. Herifaliana
(
21/05/2009 13:50)
rehefa tsy mijery anao izy zany dia mandehana mitady hafa. tsisy mbandy miaritra trefle @ SIPA ZANY;vehivavy maniry toy ny anana ireo ve dia izany no atao mahalasa adala;
52. xxx
(
25/05/2009 14:20)
Vehivavy aho, ny mba hevitro de izao. Mila manombo-dresaka ianao. Matetika ny vehivavy sarotiny tahaka izany no tena TIA sy tsy azo ahifika any aoriana any. Aza hadino koa fa arakaraky ny nisahirananao vao nahazo ny vehivavy iray no hahamafy ny fifankatiavanareo raha tafita. Maninona raha mba andramanao ny mandoka ny composé: hoe "mbola tsy nahita composé tsara hoatr'itony aho hatrizay niainako, inona re no ataonao ato anatin'ireto é, ... tsara ny composé fa vao maika tsara lavitra noho izany ny mpivarotra, anjely latsaka antany, tsy mba tahaka ny natera-behivavy fa notefen'ny lanitra mihitsy, masoandro mibaliaka manazava ny andro, jiro fanala aizina ..." Raha tsy vitanao ny miteny azy de alaovy ny adiresiny de anorato izy de ataovy ao daholo izay voambolana mandoka sy mahasarika ny vehivavy. Lazao ao anaty taratasy fa te-hihaona aminy ianao saingy maro asa izy ka atahoranao tsy hanam-potoana. Lazao azy fa io taratasy io no solon-tenanao mamboraka aminy ny fitiavanao. Asio ilay tononkalo hoe ery @ farany
Manoràta re ry penina
Mahiràta ry ranomainty
Mba lazao fa aza afenina
Na handà na hanaiky.
Iangavio izy mba hilaza ny ao ampony , zah alou mino fa raha mahazo fandokafana sy fanajàna avy aminao izy de hijery anao é , hotadiaviny aza ianao mba hanala ny havizanany, haveriny vakina ny taratasinao isak'izay vizaka izy , ka na tsy ho lasa mpifankatia aza ianareo mety ho lasa mpinamana tsy mifankafoy. Sa tsy tianao izany farafaharatsiny ????,,
Aza kivy fa andramo ihany.
Manoràta re ry penina
Mahiràta ry ranomainty
Mba lazao fa aza afenina
Na handà na hanaiky.
Iangavio izy mba hilaza ny ao ampony , zah alou mino fa raha mahazo fandokafana sy fanajàna avy aminao izy de hijery anao é , hotadiaviny aza ianao mba hanala ny havizanany, haveriny vakina ny taratasinao isak'izay vizaka izy , ka na tsy ho lasa mpifankatia aza ianareo mety ho lasa mpinamana tsy mifankafoy. Sa tsy tianao izany farafaharatsiny ????,,
Aza kivy fa andramo ihany.
53. vale
(
26/05/2009 11:48)
kalaza: de nanao aoana ihany ny tohiny tantara fa efa ela ihany zay :?) nankaiza enao ooo? ;-)
54. vale
(
26/05/2009 11:49)
diso r'sé io smiley tezitsa kely io an, tsy io no tiko natao teo fa niova :roll: :-D :-D :wink:
55. Djhamhal
(
29/05/2009 08:25)
ka refa faran'ny volana angeh mandray sôsy elah de mody mandany eo @ 5000 ariary eo miampy jus de sotroina ela be eo sady mampiresaka é! de asaivo izy miitsy no mi servi an'lah sady mandinika tsara ny tarehiny ho entina manonofy azy refa hatory ! :lol: de lazao anay le tohiny avy eo!
56. ari.malala
(
29/05/2009 14:09)
ary tena romantique be mihitnsy ilay xxx farany io an :^) vehivavy iza no tsy ho rendrika mahazo ireo rindran-teny mahafianritra ireo fa andramo ry kalazagasy a! dia tantarao hoe nanao ahoana ny tohiny